COCA COLA SY NY MOMBA AZY

41. soanja ( 31/05/2009 18:29)
vahiny2004:

soanja:


Zah manokana aloha dia mahatsapa fa tsy mahasalama ahy ny Coca.
Rehefa misotro azy aho dia tena tsara raha ny vadiko ihany no eo anilako fa raha tsy izany dia manondrana tokoa. Tsy mbola nifoka/ nanandrana izay rongony aho fa mahafantatra kosa aho fa rehefa misotro Coca aho dia somary mahatsiaro sambatra mihoatra ny mahazatra sady mitady fahafinaretana mihoatra ny mahazatra ary indrindra tsy mahafehy tena raha miampy tsy fahampiana torimaso, izay tena miaraka amin'io fianiana hafahafa io.

Asa ianareo vehivavy na lehilahy hafa mahatsapa ny tsapako toy izany. Mazava moa izany fa dia fady ahy ny Coca hatramin'ny taona 1990 ka hatramin'izao.



Miala tsiny fa mampihomehy be ahy ianao , franchement , ohatran'ny hoe te hampiresaka sa te ho lazaina hoe spécial :-D


Zany an! Ndao ary tonga dia raisina hoe izy roa amzay milamina ny sain'i xxx!


(l) (l)
42. ni81 ( 03/06/2009 11:03)
ni91> firy ny zamerloky bikina nefa misotro coca zao? betsaka kos any hoe velona soa amantsara ny zanany nohon'ny hoe afa-jazan'ny coca ka..
le reny gasy misotro rano tsy fantatra any @ tanana aza no mampalahelo fa be maty tanora ny zanany
iza ndray ty ni91? :-D :-D
Nampita fotsiny aho fa samia mandray zay mety aminy e! :-*
43. kotobekibo ( 03/06/2009 19:39)
Ny ahy aloha d tsy hoe mpisotro isan'andro @ izao fa taloha tena gravy .
Ref misotro WHISKY ambanimbany kilasy iny kosa tsy telina raha tsy misy cocacola klé .
Fa tena efa zatra cocacola zà ka tsy tia ny boisson au cola hafa mihitsy , indray andro nahenan'ny MPANAMBOATRA cocacola ny sucre tao anatiny fa tena tonga d tsapan'ny olona rehetra ( tsy nahalafo firy intsony ) ary tsy nanao an'io intsony ry zareo .
Misy karazany ny cocacola @ izao fotoana ( light , blackcoca , sans cafeine , coca zero ,....) fa ny cocacola tahak'ilay taloha ( h@1886 ) ihany no tiako .

Rehefa tsy ABUSER ny fisotroana d mety doly tahaka ny zvt rehetra ihany e!
44. ikaretsaka ( 04/06/2009 11:35)
Izay an I ktbkbo zay no marina indrindra...na vary sy rano aza mahafaty sy tsy mahasoa rehefa atao abus
45. Ratoa ( 27/06/2009 20:51)
Izaho indray manadio carreaux @ ny cocacola tean afaka tsar ny loto, indrindra raha avy nolokoina ny rindrina ka raraka teo ny loko na misy ciment ny carreaux.
Fa ny hitako koa, nandeha mariage izaho sy ny reniko. Natavy ny laoka. izaho tsy nihinana firy fa izy nihinana betsaka dia nisotro coca be. Narary kibo aho ny alina fa izy tsy naninona: levon'ny coca ny menaka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0924