COCA COLA SY NY MOMBA AZY

21. caprio ( 26/05/2009 10:13)
ho an'izay tsy manana ati-kena zany dia izao no mety ho zavatra miseho: ilay ati-kena atao ao anaty toaka rehefa afaka fotoana fohy dia lasa mivadika fotsifotsy,fa ilay atao ao anaty coca kosa refa afaka fotoana fohy tonga dia manjavona tsy hita,fa zany we tsy mitovy kaloa ny atinao olona mbola velona satria misy fiarovana ao aminy,fa hafa ny atin'omby efa maty,fa mety ho simba hiany ny atinao raha misotro be loatra sy matetika hianao
22. Tazana ( 26/05/2009 10:57)
za tsy hiteny ny vokany fa raha te te hahay ny vokany moa dia ataovy ilay expérience e....@zay tsy honohono tsony fa ny masonao no mahita
23. ikaretsaka ( 26/05/2009 11:08)
raha misy manao statistika koa ve hoe firy ny olona matin'ny rano sy ny voka-dratsin'ny rano (Tondradrano, tsunami sns...) dia tsy hisotro rano aby intsony koa nareo? :-D
24. tywa68 ( 26/05/2009 11:22)
Ika > ny misotro coca mifangaro @ mentos aloha tsy ho andramako e :lol:
25. xxx ( 26/05/2009 11:37)
ikaretsaka:

raha misy manao statistika koa ve hoe firy ny olona matin'ny rano sy ny voka-dratsin'ny rano (Tondradrano, tsunami sns...) dia tsy hisotro rano aby intsony koa nareo? :-D



eny iii , izaho ho aho mbola tsy nahare hoe olona matin'ny coca marina e
Fa na vary sy loaka aza hohaninareo be loatra , dia marary ihany . Izay ihany, tout excès est nuisible
26. Tazana ( 26/05/2009 11:39)
Tsy mitovy kosa ilay ohatra raisinao Ika raha samy araka ny teninao hoe ataovy sérieux. Ny iray namono nefa ny tena tsy nitady azy fa sendra ny sampona. Fa ny iray ny tena mihitsy no manapaka hevitra hoe ity ampidiriko amin'ny tenako. Ny rano koa fantatra fa io no mahasoa @ zavatra fisotro rehetra. Ny coca anie haingitra e...tsy zavatra tsy maintsy hosotroina ka hoe iainkinan'ny aina.Nefa moa araka ny efa nolazaina, io anie mizara fotsiny ny olona teto satria miahy, fa kosa anjaran'ny tsirairay ny te handray na tsia fa tsika manana safidy daholo fa tsy misy afaka miaina ny fiainanao ho anao afa tsy ianao ihany ary izay tianao hanaovana azy io ka. Rehefa afaka adidy ny miteny dia zay ihany, zay tian'ny tsirairay atao amin'ny fiainany dia hajaina fa azy io. Tsy harahana latsa koa fa ny tena mandia tany mety ho solafaka toy ny rehetra. Ka te hisotro ianao dia anao io. Tsy te hisotro ianao dia anao ihany io.
27. Koditra ( 26/05/2009 22:55)
Ni81 : Zà ko taloha tena nanao rano fisotro an'io Cocacola io, nisy niteny tamiko fa manimba aty io dia nifezaka aho, natsahatra fa indraindray mangididy anazy ihany ny tenda dia mandray kely fa tsy ohatran'ny taloha intsony.
28. soanja ( 27/05/2009 01:09)
ni81:

Nahazo ity fanazavana ity t@ namana iray eto Frantsa aho, izay milaza ny tsy mahatsara ny fisotroana COCA COLA. Tsy natao ho fisotro mantsy izy araka ny voalaza fa natao ho fanadiovana. Miala tsiny fa @ teny vahiny ka dia raiso eo izay mahasoa.


Le coca cola :
La vérité
Le coca cola est une boisson DANGEREUSE pour l’organisme.

Ne pas boire du coca cola c’est sauver sa santé

Le coca cola n’est pas fait pour boire.

C’est tout simplement un produit d’entretien pour la ménagère et autre
Dans beaucoup d’états des USA les patrouilles ferroviaires chargent deux galons de coca cola dans leur porte-bagages pour nettoyer le sang sur la route après un accident.

Si on met un os dans un container avec du coca cola, l’os se dissoudra en 2 jours.

* Pour nettoyer le WC : vous versez une canette de coca cola et laissez « reposer », ensuite tirez la chasse d’eau.

* L’acide citrique du coca cola ôte les taches sur la vaisselle

* Pour enlever des taches de rouille du pare-chocs chromé des autos frottez le pare-chocs avec un morceau de feuille d’aluminium détrempée avec du coca cola.

* Pour nettoyer des objets rongés par des pertes de liquide de batteries d’automobiles, versez une Canette de coca cola sur la corrosion.

* Verser une canette de coca cola dans la machine à laver avec les tissus tachés et ajouter la lessive.

* Le principe actif du coca cola est l’ACIDE PHOSPHORIQUE
Son PH est 2.8 et dissout un ongle en 4 jours environ. L’acide phosphorique en outre vole le calcium des os et est la principale cause d’augmentation de l’OSTEOPOROSE.

Les camions qui transportent le coca cola sont identifiés avec une étiquette MATERIEL DANGEREUX

Une étude fut réalisée en Allemagne pour connaître les raisons d’apparitions de l’OSTEOPOROSE chez les enfants de 10 ans.
Résultat : excès de coca cola, à cause du manque de contrôle des parents.

* Les distributeurs de coca cola l’utilisent pour nettoyer les moteurs de leurs camions de plus de 20 ans

* Le COCA LIGHT est considéré par les médecins et les chercheurs encore plus comme UNE BOMBE à retardement à cause du mélange coca + Aspartame, suspecté d’étre la cause du Lupus et des dégénérations du système nerveux.

* Il est conseillé de ne JAMAIS se laver les dents après avoir bu du coca cola parce qu’il enlève tout l’émail pour toujours

Ces informations émanent de :
INSTITUT PASTEUR


Unité de Génétique Mycobactérienne
25 – 28 rue du Dr Roux
75724 Paris Cédex 15
Téléphone : +33 01 45 68 88 28

KOA DIA ANTSIKA NY SAFIDY MOMBA NY FAHASALAMANTSIKA O!
:-*


Zah manokana aloha dia mahatsapa fa tsy mahasalama ahy ny Coca.
Rehefa misotro azy aho dia tena tsara raha ny vadiko ihany no eo anilako fa raha tsy izany dia manondrana tokoa. Tsy mbola nifoka/ nanandrana izay rongony aho fa mahafantatra kosa aho fa rehefa misotro Coca aho dia somary mahatsiaro sambatra mihoatra ny mahazatra sady mitady fahafinaretana mihoatra ny mahazatra ary indrindra tsy mahafehy tena raha miampy tsy fahampiana torimaso, izay tena miaraka amin'io fianiana hafahafa io.

Asa ianareo vehivavy na lehilahy hafa mahatsapa ny tsapako toy izany. Mazava moa izany fa dia fady ahy ny Coca hatramin'ny taona 1990 ka hatramin'izao.




29. Tazana ( 27/05/2009 01:53)
@soanja: tena mazaka zany ilay vadinao...na tena tia anao!
Aza fady tompoko manao hors sujet fa tena tsy aritro :)
vazivazy iray andalana soanjo tsy zany fa ohatra ny azoko an-tsaina ilay izy :) Sure i toi fa coca fa tsy pms??? ;)
30. endrika01 ( 27/05/2009 03:59)
Zah manana namana Asiatika zay,viavy io an,isaky ny tonga ny fadim-bolany de misotro coca foana izy,mandritra iny fotoana iny,ny antony aloha tsy haiko,fa lazainy we mamerina ny ra very, tsy haiko aloha e!
31. ni81 ( 27/05/2009 05:39)
Zah manokana aloha dia mahatsapa fa tsy mahasalama ahy ny Coca.
Rehefa misotro azy aho dia tena tsara raha ny vadiko ihany no eo anilako fa raha tsy izany dia manondrana tokoa. Tsy mbola nifoka/ nanandrana izay rongony aho fa mahafantatra kosa aho fa rehefa misotro Coca aho dia somary mahatsiaro sambatra mihoatra ny mahazatra sady mitady fahafinaretana mihoatra ny mahazatra ary indrindra tsy mahafehy tena raha miampy tsy fahampiana torimaso, izay tena miaraka amin'io fianiana hafahafa io.

Asa ianareo vehivavy na lehilahy hafa mahatsapa ny tsapako toy izany. Mazava moa izany fa dia fady ahy ny Coca hatramin'ny taona 1990 ka hatramin'izao.
ilay KOLA no tena excitant ao anatiny ao angamba; satria any dago dia maro be ny olona mivarotra an'io KOLA io ary maro ireo lehilahy no mitsako azy fa hoe mampatanjaka hono.
Ny lehilahy manao gardien na sécurité koa dia be no mitsako azy satria ilainy mba tsy hampatory hono.
io anie mizara fotsiny ny olona teto satria miahy, fa kosa anjaran'ny tsirairay ny te handray na tsia fa tsika manana safidy daholo fa tsy misy afaka miaina ny fiainanao ho anao afa tsy ianao ihany ary izay tianao hanaovana azy io ka. Rehefa afaka adidy ny miteny dia zay ihany, zay tian'ny tsirairay atao amin'ny fiainany dia hajaina fa azy io.
marina izany
:-*
32. Tazana ( 27/05/2009 13:43)
soanja: misy article vao novakiko milaza fa misy trace na cocaine ny red bull ary ny coca? Ilay article novakiko aloha tsy nilaza momba ny coca fa Red Bull ihany kanefa miresaka hoe najanon'ny province sasany any Allemagne ny fivarotana Red Bull satria misy cocaine. Ka raha io koa no ao amin'ny coca (fa mety hoe kely kokoa) dia mety zay no mahatonga anao mahatsapa ilay voalazanao. Io koa ho an'ny sasany kely dia efa misy fiantraikany. Ho an'ny sasany tsy mampiontsina. Tsy mifoka aho ary tsy mbola mihitsy fa ny ahy indray ny divay no tonga dia miakatra. Soa fa tsy tia aho fa saingy misotro kely ihany satria mahasolo ny vitamine mety ilaina ilay izy. Soanja a: 10 taona tsy mikasika: bravo :) Mahavariana fa any Mada ilay sakafo tsy tena mahasoa sy haingitra rehetra no heverina hoe luxe nefa tsy mahasoa akory anie.
33. ikaretsaka ( 28/05/2009 02:37)
Rehefa tsisy atao hoa de zavatra hafa ahay amakiana loha..tsy misy maty tsy amin'ny androny hoy ny ntaolo de tain'akoho aza mampisolifatra. Fa raha eritreretina aby ty raha ity de sady tsy hihinana no tsy hirevy no hitaintaina lava?
Amiko tsy izany ny fiainana
34. fahamarinana ( 28/05/2009 07:35)
soanja:
rehefa misotro Coca aho dia somary mahatsiaro sambatra mihoatra ny mahazatra sady mitady fahafinaretana mihoatra ny mahazatra ary indrindra tsy mahafehy tena raha miampy tsy fahampiana torimaso, izay tena miaraka amin'io fianiana hafahafa io

:arrow: misy be dia be zao mamaky an'io dia ndeha hanandrana ! :lol: ..Ohatrany ny hoe effets-ny toaka amin'ny olona sasantsany zany io raha itariko kely !...Ary tsy nandaitra tamiko ilay izy ry reto ! :D (l)
35. xxx ( 28/05/2009 08:21)
ikaretsaka:

Rehefa tsisy atao hoa de zavatra hafa ahay amakiana loha..tsy misy maty tsy amin'ny androny hoy ny ntaolo de tain'akoho aza mampisolifatra. Fa raha eritreretina aby ty raha ity de sady tsy hihinana no tsy hirevy no hitaintaina lava?
Amiko tsy izany ny fiainana


Miombo-kevitra aminao tanteraka aho
Tsy azoko mihintsy ilay hi diaboliser-na ilay raha
36. vahiny2004 ( 28/05/2009 08:23)
soanja:


Zah manokana aloha dia mahatsapa fa tsy mahasalama ahy ny Coca.
Rehefa misotro azy aho dia tena tsara raha ny vadiko ihany no eo anilako fa raha tsy izany dia manondrana tokoa. Tsy mbola nifoka/ nanandrana izay rongony aho fa mahafantatra kosa aho fa rehefa misotro Coca aho dia somary mahatsiaro sambatra mihoatra ny mahazatra sady mitady fahafinaretana mihoatra ny mahazatra ary indrindra tsy mahafehy tena raha miampy tsy fahampiana torimaso, izay tena miaraka amin'io fianiana hafahafa io.

Asa ianareo vehivavy na lehilahy hafa mahatsapa ny tsapako toy izany. Mazava moa izany fa dia fady ahy ny Coca hatramin'ny taona 1990 ka hatramin'izao.



Miala tsiny fa mampihomehy be ahy ianao , franchement , ohatran'ny hoe te hampiresaka sa te ho lazaina hoe spécial :-D
37. xxx ( 28/05/2009 08:32)
Néna ndray klou dé 'zao iany , asiko vosary makirana fôna ny coca ,'zany oe reefa msotro coca enao dé na aloha na aorina dé minana vosary makirana 1 ;
Na ny hena 'zany na ny trondro zany , reefa tsy miss citron dé ertrereto fa ts maintss mavesatra ao anaty avéo!!!
Dé reefa manapss iny kou ,reefa mrevy da whiska dé mpeka coca bobaka betkou ah !,efa 30 ngarangidina no nanaovako 'zany fa dé tss mbola nanary 'zany miits aho !! :?) :?)
Ny faitako azy dé coup commercial européen @ ny states ilay izz!!
Tsy akvaklou @'zany ouppsss !!! :lol: :lol:
38. rtcflora ( 28/05/2009 21:18)
de aona zany za fa za zao bevoka de ts tia boison afatsy coca ihany taloza soda foana fa zao ray vera aza tsy laniko de coca isaky ny misotro indraindray aza isanandro coca fona fa ny fantatro de mankarary aty ny coca io no tena aretina gravy azo avy aminy
39. ni81 ( 29/05/2009 04:44)
de aona zany za fa za zao bevoka de ts tia boison afatsy coca ihany taloza soda foana fa zao ray vera aza tsy laniko de coca isaky ny misotro indraindray aza isanandro coca fona fa ny fantatro de mankarary aty ny coca io no tena aretina gravy azo avy aminy
fa angaha ianao tsy tia misotro rano tsotra koa? Ka inona moa fa dia anao ny safidy na ny hanohy na hijanona e! Ianao aza efa nahalala ny voka-dratsiny @ aty.
40. ikaretsaka ( 29/05/2009 23:00)
ni91> firy ny zamerloky bikina nefa misotro coca zao? betsaka kos any hoe velona soa amantsara ny zanany nohon'ny hoe afa-jazan'ny coca ka..
le reny gasy misotro rano tsy fantatra any @ tanana aza no mampalahelo fa be maty tanora ny zanany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.6148