AZA MIJERY IZAY MORA TOHINA (Sarin'ireo Voatifitra t@ 28/03)

1. sambatra ( 01/04/2009 18:31)
Aza mba ny zanany no tratr'izao!

http://www.tim-madagascar.org/forum/read.php?1,230359

Mivavaka ho an'ny fanahin'ireo namoy ny ainy.
2. rabingogilabanga ( 01/04/2009 18:40)
Alohany handefasana zavatra hoatr'izao dia ovay aloha ny anaranao hoe : sambatra.

Mba objectif koa; fa tsy ny site TIM no anaovanao lien eto.


Farany, raha marina io dia condamnable koa i TGV. MILA MIONGANA KOA IZY . Manana courage miteny an'izany izahay malagasy tsotra.

SATRIA TSY ZANDRINAY NA ZOKINAY i TGV.

Fa ianareo no miantso an'i Ravalo hoe DADANAREO , dia tianareo haverina, nefa namono olona koa izy



3. Noue ( 01/04/2009 18:41)


ASSASSINS !!!!! TENA TSIVANONA MAHINTSINY REO MILITERA SA POLISY SA CAPSAT ????
4. tenagasy ( 01/04/2009 18:55)
Ianao no te-ho bingo - bila sy banga any ko ny anarana mba nofinidin'ny olona any avy no hita tsikeraina (3è degré s'interressent aux formes - 2è degré s'interressent aux mots - 1é degré s'interressent aux fonds: dia aiza amin'ireo no misy an'i Bingo sa i Banga sa i Bila, efa mandrorona loatra ka na ny solon'anarana avy aza!)

Ny hoe OBJECTIF:
- ka tafita sa tsy tafita ny hafatra tiana hampitana?
- raha lehilahy ianao tsy ny olona mahavita izao zava-doza izao anaparana azy fa aty no mivovo ivelan'ny fefy aty!

Mahonena loatra izato ianao!

_______________________________

Mirary fialantsasatra feno ho an'ny Fanahin'izay rehetra namoy ny ainy!
Fiononana ho an'izay namoy havana!

Manolotra an'Andriamanitra tanteraka izao habibiana izao: izy mahalala izay tiany hitarihana antsika!

Mankahery fa sarotra sy mideza ny lalan'ny fahamarinana, ary i satana dia mirangorango tanteraka!

Samia mahereza daholo!
5. xxx ( 01/04/2009 18:56)
Hita ko mialohan'ny handefa zavatra otrizao i Noue dia hovay hoe :sambatra na AnA aloha ny PS
6. nancy ( 01/04/2009 19:00)
Loza izany raha habibiana. Tena bala reelle no nitifitra an'io raha izao sary izao no jerena.

sambatra:

Aza mba ny zanany no tratr'izao!

http://www.tim-madagascar.org/forum/read.php?1,230359

Mivavaka ho an'ny fanahin'ireo namoy ny ainy.




7. xxx ( 01/04/2009 19:08)
marina ihany anie le tenin zalahy ao oe hamidy i madagascar e amidy : 1.000.000.000.000.000.000.000.000.000ar i M/car de samy manana 6.000.000.000.000.000ar tsirairay avy zany malagasy 60millions de samy mande amze ahafatesany any daholo
8. Noue ( 01/04/2009 19:12)
xxx:

Hita ko mialohan'ny handefa zavatra otrizao i Noue dia hovay hoe :sambatra na AnA aloha ny PS
nahoana no hovaiko an'ireo ny ps-ko eee ??? inona no hidirako @ reo ?? tsss !! dia aza avadika ny dinika fa mandreraka eee !! tsy mba hitanao mahonena ve zao fatin'olona lava tsisy farany zao eee ??? mba olombelona misy fo ihany eee !!!


9. xxx ( 01/04/2009 19:16)
eny ry AnA a ,
10. Noue ( 01/04/2009 19:17)
aleo aho tsy hi- :-D fa ontsa loatra ny foko mahita na'izao habibiana zao ry XXX aaa !!!
11. xxx ( 01/04/2009 19:19)
mbola misy anaranao hafa koa aza raha tianao ho teneniko eto ry AnA = Noue = F... sa ho teneniko eto ?
12. rabingogilabanga ( 01/04/2009 19:25)
tenagasy:
Ianao no te-ho bingo - bila sy banga any ko ny anarana mba nofinidin'ny olona any avy no hita tsikeraina (3è degré s'interressent aux formes - 2è degré s'interressent aux mots - 1é degré s'interressent aux fonds: dia aiza amin'ireo no misy an'i Bingo sa i Banga sa i Bila, efa mandrorona loatra ka na ny solon'anarana avy aza!)



fond no izy aloha fa tsy fonds, satria raha misy s,

fond: Ce qui constitue la réalité profonde, la nature intrinsèque d'une chose. .
fonds:Ressources financières, moyens affectés à un financement déterminé.

Ka hitanao fa le forme nilazanao azy aza dia efa nanova le sens n'ilay zavatra

-
tenagasy:
raha lehilahy ianao tsy ny olona mahavita izao zava-doza izao anaparana azy fa aty no mivovo ivelan'ny fefy aty!


Forme ihany koa, ajanony @ izay ilay hoe raha tena lehilahy, ça veut rien dire, satria misy vehivavy koa mahery

ka tsy hitanao angaha ilay nolazaiko, tezitra loatra ianao ka lasa tsy mahavaky ny etsy ambony, ka dia averiko:

Farany, raha marina io dia condamnable koa i TGV. MILA MIONGANA KOA IZY . Manana courage miteny an'izany izahay malagasy tsotra.




13. patrick2002 ( 01/04/2009 19:32)
Tsy nisy faty olona izany t@ Asabotsy fa aza mandrangitra eh! :-D :-D :-D
tena mitady hampisy korontana ireto TIM ireto nisy tany koa no tsy hitany mpanao gazety ,fatin'olona voadonany auto sy efa laniny alika ary no mba mopdy aseho :-D :-D
Ny tsara aminareo TIM manao provocation indray mandeha ,dia raha vao manapoaka basy ny miaramila dia manamboara vata-paty ,be dia be asio hen'omby masiso ao anatiny dia hendraso eny Ambohijatovo amin'izay ianareo mahazo kil be dia be.
Ny malagasy foana no rangitina ,nampisotroana hamany izaho eh! nefa tsy nisy akory :-D :-D :-D
14. Noue ( 01/04/2009 19:46)
ny zavatra marina kosa aloha dia tena zava-baovao indray ity eee !!!

Misy mitoraka asidra indray !

http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=12847
15. vale ( 01/04/2009 19:53)
sambatra:

Aza mba ny zanany no tratr'izao!

http://www.tim-madagascar.org/forum/read.php?1,230359

Mivavaka ho an'ny fanahin'ireo namoy ny ainy.




Oh!!!!!!!! Seigneur!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!!! :cry:
16. tgvra8 ( 01/04/2009 19:53)
ary kely katala kely lery de zay angamba no nitifiran ilay miaramila vavy azy 8)
17. patrick2002 ( 01/04/2009 19:53)
ka iza no nitoraka asidra an'iza ny TGV iste ve no nitoraka asidra ny Ravalomananiste sah ny Ravalomananiste no nitoraka asidra ny TGViste ?
18. vale ( 01/04/2009 19:55)
mbola mahavita minananana zavatr'hafa ihany ireto mafy fo vato TGVENDRANA ireto!! :{ :{ :{ hita fa ASSASSINS ko inn indray??? :twisted:
19. vale ( 01/04/2009 19:57)
tgvra8:

ary kely katala kely lery de zay angamba no nitifiran ilay miaramila vavy azy 8)



Mbola mahavita manao blague ihany ve enao mahita an'zao sary izao??? :twisted:
20. fijo ( 01/04/2009 20:07)
ô ry zalahy an,samy efa misy maty izao ny andaniny roa,ka tsar angamba rah amiresaka amin'izay,fa loza no hitranga ao.i zafy ity tsy manaiky koa,dia iza sisa no hidinika ao??????
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1237