AZA MIJERY IZAY MORA TOHINA (Sarin'ireo Voatifitra t@ 28/03)

41. patrick2002 ( 02/04/2009 16:17)
tsy nisy filazana avy t@ HJRA fa nisy faty olona teny ny Asabotsy ,olona voatifitra t@ tongony dia nisy ,aza mampiesona .efa ela ny TIM no manaop ny hataony mba handranitana guerre civil hidirany miaramilany SADC ,hatao daholo fandranitana eo @ katolika sy ny protestanta ,misy milaza fa nampisotroana hamany ,dia inona kou .....
42. ifiona ( 02/04/2009 18:52)
http://www.allvideogasy.com/crise-madagascar-2009/les-blesses-du-28-mars-2009-28032009-video_2d7106071.html

:cry:
43. patrick2002 ( 02/04/2009 20:44)
Izany hoe: ireo olona ireo raha niditra ny zone rouge ( i Andry no nanomana sy nampirisika azy ireo), dia tsy maintsy hiaro ny mpiambina. Fa ny olona @ izao fotoana izao kosa ,eny andalam-be izy no maneo hevitra, tsy tokny tifirina fa tokony henoina izay tadiaviny. Raha mandroba kosa dia tokony sakanana.
Zavatra roa samihafa izany ka aza afagaro, ary ataovy arguments no miasa fa tsy resaka enti-po fotsiny

fa nisy niditra teny antokontany ny Ambohitsirohitra ve teo eh!

ifiona : mazava tsara fa tsy nisy faty olona ,voatifitra teny @ tongony hekeko nisy ny naratra Blesser fa tsy baiser sao dia afangaronao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0488