AZA MIJERY IZAY MORA TOHINA (Sarin'ireo Voatifitra t@ 28/03)
21. Noue
(
01/04/2009 20:26)
i zafy aloha dia efa nampitandrina ary tsy manaiky io fitondran'i tgv io eee !! dia asa re zay hihafaran'ity tantara ity fa toe hanahirana be ihany izy zany
23. tenagasy
(
01/04/2009 21:26)
patrick2002: hoy ianao:
"""Tsy nisy faty olona izany t@ Asabotsy fa aza mandrangitra eh! """
Jereo tsara ny sary voalohany.
Inona io mitsitra eo afovoan'ireo miaramila io?
Tsy te-hanozona aho ka sanatria hanao hoe manodiava anareo sy ny fianakavianareo izao.

24. bozzy
(
01/04/2009 21:38)
Hay ve mba tohina ihany ny fonareo Ravalomananiste rehefa ny anareo no voa éééé
Nefa t@ 7 fevrier nilaza fa mbola tsy ampy ny maty t@ iny fa mila betsaka kokoa !!!
Miara mionona aminy izay fianakaviana niharamboina ny tenanay , fa milaza ho rentany erandanitra koa fa i ravalo dia tena mpamono olona , sady Mpandainga loatra nambotry ity firenena malagasy ity
na ny fahitana ny page Facebook feno sary natao montage aza dia efa mampisalasala ny maha credible izay Information tantarainy Ravalomananiste eto
Mbola miezaka mitaiza ny PENSEE UNIQUE foana ve h@ zao é
Mbola tsy fay foana ? Nefa nanao taridositra no niafarana
Raha BE SANDRY sy NAHAY NANDREFY NY HERY tokoa naninona no tsy nijanona teto Madagasikara fa naninona no nitsoaka sy namitaka ny mpanaradia??
NA HIKIAKIAKA ETO MAMNDRAPATAPITRY NY TANY AZA I NOUE DIA TSY HAMPIOVA NY HOE HAT IZAO NO MITONDRA ETO FA MAHAIZA MIONONA

25. nancy
(
01/04/2009 21:50)
i bozzy koa efa tenenina foana fa i tgv no nitondra ny olona hovonoina teny amin'ny zone rouge tamin'ny 7 fevrier.
Nefa dia novonoin'i tgv sy ny capsat indray ny olona sasany teny Ambohijatovo sy 13 mai (izay marihina fa tsy zone rouge ireo toerana ireo, tsy novidian'i tgv ka hoe azy, fa an'ny vahoaka ka zon'ny vahoaka tanteraka ny mandeha eny milaza ny tsy fahafaham-pony amin'io fitondrana jiolahy io).

bozzy:
Hay ve mba tohina ihany ny fonareo Ravalomananiste rehefa ny anareo no voa éééé
Nefa t@ 7 fevrier nilaza fa mbola tsy ampy ny maty t@ iny fa mila betsaka kokoa !!!
Miara mionona aminy izay fianakaviana niharamboina ny tenanay , fa milaza ho rentany erandanitra koa fa i ravalo dia tena mpamono olona , sady Mpandainga loatra nambotry ity firenena malagasy ity
na ny fahitana ny page Facebook feno sary natao montage aza dia efa mampisalasala ny maha credible izay Information tantarainy Ravalomananiste eto
Mbola miezaka mitaiza ny PENSEE UNIQUE foana ve h@ zao é
Mbola tsy fay foana ? Nefa nanao taridositra no niafarana
Raha BE SANDRY sy NAHAY NANDREFY NY HERY tokoa naninona no tsy nijanona teto Madagasikara fa naninona no nitsoaka sy namitaka ny mpanaradia??
NA HIKIAKIAKA ETO MAMNDRAPATAPITRY NY TANY AZA I NOUE DIA TSY HAMPIOVA NY HOE HAT IZAO NO MITONDRA ETO FA MAHAIZA MIONONA
26. belakely
(
01/04/2009 21:53)
tena mampiakatra hambo-po mihitsy ireto miaramila ireto, miampy an'i le Andry Rajoelina ity tena......;nefa anie ny zanany mbola kely e!!!!!!!!
Ianareo mpomba ireto gadra sy mpandroba eto amin'ny tanàna ireto aloha, asa izay hanjo anareo fa dia samia ho ela velona, " tsy hisy hotodian'ny nataon'ny hafa akory fa ny nataonao ihany".
"Izay mamafy rivotra mijinja tadio".
:roll: :roll: :roll:

27. bozzy
(
01/04/2009 22:02)
zahay tsy momba na i Tgv na i Ravalo
Ny fantatray dia nijaly aloha izahay t@ Ravalo Prezidà
Nosakantsakana daholo ny projet nataonay rehetra mety hibahana ny affaire any Ravalo
Tonga ny Tgv hanova ny fiainanay dia faly izahay
Zahay ny fantatray dia ravalo no nanome ordre ny miaramila hitifitra t@ 7 fevrier
ka na hanadio any Ravalo daholo eto aza ianareo zamoureux azy dia tsy mampiova ny fijerinay izany
Na X na Y na Z na TGV no nanala any Ravalo teo dia faly zahay rehefa une fois voapitika iny mpambotry vahoaka sy mpivarotra tanindrazana iny
avy eo dia mikonetaka any @ SADC hoe AVERENO NY SEZAKO
TENA TSY MANANA AMBOMPO FA MANAO ALAHELONTSEZA OHATRA AN-DRY RATSIRAKA SY NY FORONGONY IHANY HITA MIHITSY FA EX-POULAIN ANY RATSIRAKA
DEGOUTANT

28. vale
(
01/04/2009 22:04)
Nefa t@ 7 fevrier nilaza fa mbola tsy ampy ny maty t@ iny fa mila betsaka kokoa !!!
Taiza no nisy fitenenana an'izany ry Bozzy????? ary talentanareo Tgvendrana ireto mintsy ny mamorina raha izao an!!
raha nisy ny faty oul tam 7 février tsy mitovy amin'ny nataon'ny TGV amin'izao mihintsy, tsy mitovy ny self défense sy ny massacre.
Oul mivory ve dia tifirina??? amin'izay oul tsy manintsy maninona??? hafa anie ny t@ ny anareo oe nandika zone rouge sy nitetika zavatra hafa eee, manafika lapa sns...tsy mitovy mihintsy izany fa sao dia efa jamba koa nareo ity?? :-P
30. patrick2002
(
02/04/2009 01:43)
Jereo tsara ny sary voalohany.
Tsy nisy filazana avy teny @ HJRA fa nisy faty olona t@ Asabotsy .
Oloma voatifitra teny @ tongony no nisy ,izay angamba io olona mitsitra eo @ sary voalohany io. Tsy nisy nilaza an'izany na ny TV plus na ny Ma tv na ny journal quotidien , ny site web ny TIM ihany no milaza fa nisy ny maty .
i bozzy koa efa tenenina foana fa i tgv no nitondra ny olona hovonoina teny amin'ny zone rouge tamin'ny 7 fevrier.
Mba loza izany analyse ny nancy izany ,ianao izany ra violer-ko dia hilaza izao fa ianao no mihagahaga taty amiko taty :roll: :roll: :roll: aza manao fisainana Taliban hoatrin'izany ,efa mazava fa izay mitifitra no mamono ,ianao indray mbola mahita definition na terroriste hoe Andriamanitra no namono azy fa tsy ny Terroriste ,tena Terroriste marina ianareo Ravalomananiste ireto , :-D :-D :-D ,Efa hita izao fa mangalatra i Ravalomanana kou mbola misy miteny ihany hoe mi-bizna izy ,mitady vola fa tsy mangalatra :{ :{ :{ mahavariana.
31. milamm
(
02/04/2009 06:00)
ny eritreritro manokana manoloana ny zava-misy no itenenako toy izao,
. Na nangalatra sy nambotry vahoaka i Ravalomanana(2002-2009) tsy nisy faty olona sy fandefasana andia-miaramila eny andalam-be hitifitra ny mpaneho ny heviny eny an-dalambe ,diso nanapi-tsofina ny tolonkevitry ny hafa izy ary na nanagadra ireo mpifaninana taminy aza dia voamarina ihany @ izao fotoana fa tena jiolahy(ireo gadra navoaka rehetra tsy fantatra itsony hoe iza sy firy marina) hiandry valifaty ary hanjaka ao an-tanin\\\'ny jamba indray toy ny toka maso (pro-deba). aza adino koa fa efa voaomana ela ihany ireny fitondrana ny mpitolona teny Ambohitsorohitra sy ny miaramila hitifitra teny ,hatry ny oviana ?efa t@ dian\\\'i Andry tany Paris nihaona @ deba momba ireo final- briefing ka rà tsy maintsy nalatsaka marobe(7 feb ) satria herin\\\'ny basy sy tafondro no maha-resy lahatra haingana itaingenana ny vozon\\\'ireto vahoaka toy taloha indray ,raha tsy ho lazaina ny fahadisoam-panatenan\\\'ireto nitaky fiovana fa tsy fandrobàna an-keriny fa nifotoran\\\'ny basin\\\'ireto jiolahy(ao ny piraty,ao koa DJ converti putshiste,Ramaroson sy ny mafia ny tanana ary D.Ramaromisa,pierrot sy tantely kely...)
Averiko ihany fa fiovan-dRavalomanana sy fihantonanany @ asa maha-filoha azy no niatombohany ireny fihetsiketsehana andalam-be ireny kanjo mpampihorohoro ny vahoaka no azo ary mandatsa-drà ireo mpiray tanindrazana aminy indray.Fa ny tena nahazendana dia mahita fa mbola natao ifandirana sy ifanomezan-tsiny ihany ireny rà sy aina latsaka ireny,ka ny fanontaniako dia tsotra:
.fa angaha tsy Malagasy toa anao,izaho,isika ireny maty ireny ary samy mpiray tanindrazana ao ilay nosy navelan\\\'ireo razan-tsika Madagasikara no hoe anareo iny maty iny,na ny anay .Aina no ambony indrindra @ Malagasy satria zo-ny tsirairay no tsy lolohavina atampon\\\'ny loha nefa andian-jiolahy vitsy no manitsakitsaka izany, tsy manameloka fotsiny izany fihetsika izany aho fa milaza
mazava,raha tsy atsahatra izao herisetra hatr@ izay niakaran\\\'i Andry sy alàna eo izy tsy hisy ny dinika mangaharaha sy fifanakalozana fijery @ fampandehanan- draharampirenena ary ny fitazomana ny fandriam-pahalemana maharitra,miala tsiny fa lava nefa vita kabariko

32. diamondra27
(
02/04/2009 06:20)
sambatra: mba afaka mijery zany sary zany ve zahay raha misy site hafa omenao
Rehefa tsy mpikambana FB manko dia tsy mahita

33. irihat
(
02/04/2009 07:17)
Salit daolo an,
Tena tohina mintsy aloha ny fo mahita ireo sary ireo ary tsara raha avoaka @ site rehetra mety hamoahana azy satria dia tena manitrikitrika mintsy ry TVG hoe tsisy maty. Ka mba aparitaho ry zalahy fa mpamono olona koa a.
Note : 10/10, mention très honorable avec félicitations des jurys, tohizo fa tsara.

34. ari.malala
(
02/04/2009 07:42)
patrick2002???????????, d mbola mampime anao iany ve? na atao aza hoe ts olona maty tam 28/03 ireny, mba manàna iany fo mangoraka!
Nisy filazana t@ ireny 07/02 iren hoe mbola misy razana hafa tsy hita, aiza izany ankehitriny? aiza hoaiza ny enquête momba izany? Ny tiako iaviana dia izao afaka ataon'ny tsirairay izay mahay mamorona no manao izany hisintonana olona hanaraka azy... na côté tgv io na côté ra8
hoan'i bozzy, tsy resaka tgviste na ravaomananiste fa samy MALAGASY! ary koa samy ain'olombelona!

35. Garfield
(
02/04/2009 07:53)
:-D :-D :-D :-D :-D .Lisany Tim oa mitady korontana mafy mihitsy mba hisian'ny rà mandriaka koa am fitondran TGV fa tsy hahita akory fa mihareta tory :P :P :P .Ravalo ihany no mpamono olona fa ts TGV ,ra nisy faty olona marina maninona ra haseho ma télévisiona matv,matv ko manko zao no aina amanjery mombany mpamono olona ra8,Saron olona vodonan automobil marina irey,na le sarin'olona voatifitra teny ambohitsirohitra ihany no amboamboarina eo :lol: .Ka sady na misy maty ranga na tsy misy aleo koa aza ho faty any daholo ko ireny Tim mpigrevy miaro ny tombot-soan olon-tokana ireny fa ampahafirin'ny olona novonoin ra8 ko nefa ze ireny e,mbola tsy ampy ny isan'ireny aza fa tokony hapiana :lol: ,mbola manginy fotsiny ny faty mbola tsy hita hatramzao,ireo tapa-tongotra sy ny maro tsy voatanisa.
Sarin olona lalin alika taiza ndray zao io sary mody haseo ato io?hahaha maninona ra havoka vaovao mba ho itan olona rehetra e haha

36. fanou14
(
02/04/2009 07:55)
[quote=vale]
Taiza no nisy fitenenana an'izany ry Bozzy????? ary talentanareo Tgvendrana ireto mintsy ny mamorina raha izao an!!
raha nisy ny faty oul tam 7 février tsy mitovy amin'ny nataon'ny TGV amin'izao mihintsy, tsy mitovy ny self défense sy ny massacre.
Oul mivory ve dia tifirina??? amin'izay oul tsy manintsy maninona??? hafa anie ny t@ ny anareo oe nandika zone rouge sy nitetika zavatra hafa eee, manafika lapa sns...tsy mitovy mihintsy izany fa sao dia efa jamba koa nareo ity?? :-P
ny tim mihintsy no niteny io ary mbola nampianareo hoe oh fatin'alika ? fa satria ve tsy merina lay maty dia atao izany nefa anie gasy ray sy reny daholo ihany e, nareo tim miseho ho andriana avy , nefa tsy mahavita tena fa mande province mitady vola . fa teny ambohitsirohitra anie ka tsy nisy sommation fa tonga dia tifitra variraraka , dia trano ve no namonoana olona tahaka ireny ; ka ra efa fantatra aza hoe zay no tadiaviny tgv dia mbola nitifitra ihany fa tsy navela nalaina teny ny trano dia samy vita , dia lay teny anosy dia mba rariny ve tank blindé no namonoana olona dia lazaina fa tsy nisy zany nefa ny trace rehetra efa nodiovona daholo ? asa lahy iza no ho tsarain' ny tantara @ zany , marina ny teniny Bozzy zay zavatra tianao atao dia voasakana avokoa , na asianay haba nefa avy eo izy mampiditra sday tsy mando haba no exonoré du tva , dia mba rariny ve zany , sady io koa naie tsy tokony ho tong at@ izao ra mba naveriny ny Viva e erruer fatal ndra8 io , mihevitra izy hoe ny vitan'ny baiko sy vola fotsiny nefa indrisy , ambompo sy fitiavana fahefana kely monja dia izao rehetra zao ny vokany , mampalahelo ny gasy fa dia efa voavidy vola avokoa nef anie ny vola ho lany fa ny henjehin'ny heritreritra mandrapahafaty e, samy mivavaka dia aoka izay ny famonoan fa samy gasy aby , dia hoa an'ireo miady seza sy voninahitra mba aoka @ zay moa e mba hovay ny fijery fa ra ny gasy dia manankarena fa dia ny vahiny no maka fafiny eo

37. ravonjison
(
02/04/2009 09:13)
patrick2002:
Jereo tsara ny sary voalohany.
Tsy nisy filazana avy teny @ HJRA fa nisy faty olona t@ Asabotsy .
Oloma voatifitra teny @ tongony no nisy ,izay angamba io olona mitsitra eo @ sary voalohany io. Tsy nisy nilaza an\'izany na ny TV plus na ny Ma tv na ny journal quotidien , ny site web ny TIM ihany no milaza fa nisy ny maty .i bozzy koa efa tenenina foana fa i tgv no nitondra ny olona hovonoina teny amin\'ny zone rouge tamin\'ny 7 fevrier.
Mba loza izany analyse ny nancy izany ,ianao izany ra violer-ko dia hilaza izao fa ianao no mihagahaga taty amiko taty :roll: :roll: :roll: aza manao fisainana Taliban hoatrin\'izany ,efa mazava fa izay mitifitra no mamono ,ianao indray mbola mahita definition na terroriste hoe Andriamanitra no namono azy fa tsy ny Terroriste ,tena Terroriste marina ianareo Ravalomananiste ireto , :-D :-D :-D ,Efa hita izao fa mangalatra i Ravalomanana kou mbola misy miteny ihany hoe mi-bizna izy ,mitady vola fa tsy mangalatra :{ :{ :{ mahavariana.
Ianareo ( bozzy, patrick2002) kosa aloha hampidino kely ilay emotion e, azoko tsara ny tian\' i NANCY ho lazaina fa ianareo no minia tsy mahazo sy mampifangaro zavatra.
Ny tiany ho lazaina dia hoe: raha miditra ny fefiko ianao hi-violer ahy dia mazava fa tifiriko ( tranoko sy tokontaniko io, satria mety hangalatra ianao na hamono ahy), fa raha eny andalambe kosa ianao no mampiseho hevitra dia tokony hohenoiko.
Izany hoe: ireo olona ireo raha niditra ny zone rouge ( i Andry no nanomana sy nampirisika azy ireo), dia tsy maintsy hiaro ny mpiambina. Fa ny olona @ izao fotoana izao kosa ,eny andalam-be izy no maneo hevitra, tsy tokny tifirina fa tokony henoina izay tadiaviny. Raha mandroba kosa dia tokony sakanana.
Zavatra roa samihafa izany ka aza afagaro, ary ataovy arguments no miasa fa tsy resaka enti-po fotsiny
38. ari.malala
(
02/04/2009 09:59)
Garfield:sao mba tsy rariny! :( ra mbola mahatsapa tena fa malagasy ianao tsy tokony iteny anizany!
Ka sady na misy maty ranga na tsy misy aleo koa aza ho faty any daholo ko ireny Tim mpigrevy miaro ny tombot-soan olon-tokana ireny fa ampahafirin'ny olona novonoin ra8 ko nefa ze ireny e,mbola tsy ampy ny isan'ireny aza fa tokony hapiana
fanou14, efa naverina anie ny viva e fa le iz efa tetika efa maty paika hatram volou de mody ny viva no natao ala zigle!
39. ifiona
(
02/04/2009 10:56)
k'efa hita zao fa tetika maty paika dia mbola jamba ihany ireto tgv
na ireo fandrobana tiko sy magro (hangalarana menaka, vary), na ny fitifirana ireo olona t@ 7 février ( izay capsat ihany ireny, mitovy tsy misy valaka ny mode opératoire t@ 28 mars), na ny famoahana ireo gadra politika zay nangalatra sy namono olona ary ny fanomezan-tseza an'ireo arema efa namotika an'i Madagasikara.
marihina fa tsy fitiavan-tseza akory no hilazako an'izany (inona moa zay seza mba ho ahy tovovavy kely tsy ampy 25 taona), fa alahelo ho an'ny tanindrazako zay eo am-pelatanan'ny dahalo amin'izao fotoana izao.
Mba fantatratreo ve ny vavan'i Voninahitsy Jean Eugène t@ ofak'omaly?
"« La place (de la démocratie) est à nous et à nous seulement, si vous revenez ici nous saurons comment vous accueillir » a lancé le détenu politique, Voninahitsy Jean Eugène à Ambohijatovo"

40. vale
(
02/04/2009 15:30)
Milaza i Bozzy fa sady TSY TGV no TSY TIM anefa diniho anie ny zavatra mba soratany ee?? :roll:
Tsy hifandresy lahatra koa satria izahay tsy ho zamoureux aminy ravalo mihitsy
BEURK RAVALO