Miteny ratsy .....

1. Koditra ( 30/03/2009 05:19)
Mahagaga fa betsaka ny lhl monina any andafy no lasa mpiteny ratsy avokoa, ny ankabetsahany fa tsy ny rehetra akory, isaky ny manonona frazy 1 dia tsy maintsy misy teny ratsy 1 na 2 mandravaka azy. Raha resaka samy kôfiboay na oe miaraka @ vhv efa zatra ny maheno dia tsy qoi fa ny olana dé tsy mifidy olona rizalah fa na eo imason’ny ray amandreny na rafozana, na anabavy, na olona sambany vao itany aza dia samy tsy asiany hena-maso. Tsy oe tsy mpiteny ratsy akory ny bandy eto @tanàna fa ny mahasamihafa azy dé mba mahalala hoe misy olo-pady ihany nge manoloana ny tena dé mbô ampirimina kalou lé teny ratsy, ra sendra misolifatra nohon’ny fahazarandratsy aza ny vava dé mahay mialatsiny sy manao azafady.
Asa oe inona no mahatonga anzany? Zay ve lé oe fandrosoana sa inona marina no zava-misy any andafy any?
Tranga olona 4 fotsiny nandalo dago no hitako dé mety ho diso ilay Ankapobeny noraisiko fa mbô lazao oe ny any aminareo tsirairay avy any andafy any sy ny antony mety mahatonga anzany?
novalian'i Koditra ny 13/04/2009 18:23
2. tess ( 30/03/2009 05:30)
TSY mbola ampy fahalalàna fahaiza-miaina izany koditra :°)
3. xxx ( 30/03/2009 05:41)
Pasitera ary zao efa tsy menatra miteny ratsy koa!
4. ni81 ( 30/03/2009 06:14)
Mahagaga fa betsaka ny lhl monina any andafy no lasa mpiteny ratsy avokoa, ny ankabetsahany fa tsy ny rehetra akory, isaky ny manonona frazy 1 dia tsy maintsy misy teny ratsy 1 na 2 mandravaka azy. Raha resaka samy kôfiboay na oe miaraka @ vhv efa zatra ny maheno dia tsy qoi fa ny olana dé tsy mifidy olona rizalah fa na eo imason’ny ray amandreny na rafozana, na anabavy, na olona sambany vao itany aza dia samy tsy asiany hena-maso. Tsy oe tsy mpiteny ratsy akory ny bandy eto @tanàna fa ny mahasamihafa azy dé mba mahalala hoe misy olo-pady ihany nge manoloana ny tena dé mbô ampirimina kalou lé teny ratsy, ra sendra misolifatra nohon’ny fahazarandratsy aza ny vava dé mahay mialatsiny sy manao azafady.
Asa oe inona no mahatonga anzany? Zay ve lé oe fandrosoana sa inona marina no zava-misy any andafy any?
Tranga olona 4 fotsiny nandalo dago no hitako dé mety ho diso ilay Ankapobeny noraisiko fa mbô lazao oe ny any aminareo tsirairay avy any andafy any sy ny antony mety mahatonga anzany?
Ka efa fahazarana ilay miteny ratsy dia tsy afaka intsony ka!
5. ari.malala ( 30/03/2009 06:55)
Tsy haiko izay tena fahamarinany, fa ireo olona lasa any andafy any hono dia ny ifankafantarany hoe Gasy izy ireo d ny teny ratsy na ny ompa refa mifanena zany de na misioka na miteny mitns ka ra mamaly le raika de mifankahazo zay ny resaka... fa tsy ny olona avy any iany anie no miteny ratsy fa na ny eto Madagasikara iany koa aza otran'ny efa tsy afaka am-bavan'ny olona sasany ilay teny ratsy e!
6. ni81 ( 30/03/2009 07:34)

misy ny gasy manao io sioka io aty fa misy koa tsy manao azy ry Ari a!
7. fahamarinana ( 30/03/2009 11:25)
:arrow: Naika tsy hamaly aho fa mila mivadika lehilahy kay moa nefa hilaza izay kely fahalalako sy fandraisako azy ihany koa dia tandremo ndray sao misy mandray vilana ! :-P
Koditra:

. Raha resaka samy kôfiboay na oe miaraka @ vhv efa zatra ny maheno dia tsy qoi fa ny olana dé tsy mifidy olona rizalah fa na eo imason’ny ray amandreny na rafozana, na anabavy, na olona sambany vao itany aza dia samy tsy asiany hena-maso.

koditra:
Tsy oe tsy mpiteny ratsy akory ny bandy eto @tanàna fa ny mahasamihafa azy dé mba mahalala hoe misy olo-pady ihany nge manoloana ny tena dé mbô ampirimina kalou lé teny ratsy, ra sendra misolifatra nohon’ny fahazarandratsy aza ny vava dé mahay mialatsiny sy manao azafady.

:arrow:Amiko manokana rehefa atao hoe RATSY ny teny ratsy an dia ratsy hatrany izay na eo imason'iza na iza na samy bandy nareo na misy sipa mpiteny ratsy na ananana henamaso na tsia ihany koa ,dia midika ve izany fa tolérable ilay izy na miha-maivana kokoa ?? ?
koditra:
Asa oe inona no mahatonga anzany? Zay ve lé oe fandrosoana sa inona marina no zava-misy any andafy any?

:arrow: Tsy ny zavamisy aty andafy no mety foana mahatonga ny hafokan'ny sasany ! Ny atidoha no maha-tsara na maha-ratsy ny olona iray ! Rahavao miditra amin'izay hoe mandroso izay na resaka hoe aty andafy dia efa tsy izy intsony,amiko aloha an !..Koa raha tsy manana coco isika Olombelona ka ny toerana misy antsika no hampiova ihany koa ny maha-isika antsika !...eny e ! asa aloha !Misy foana ny maningana moa ! efa fantatra iny !:°)
koditra:
Tranga olona 4 fotsiny nandalo dago no hitako dé mety ho diso ilay Ankapobeny noraisiko fa mbô lazao oe ny any aminareo tsirairay avy any andafy any sy ny antony mety mahatonga anzany?

:arrow: Ny aty amiko aloha an,izay ihany koa no azoko resahana,dia tsy misy mpiteny ratsy !he he he satria nahoana ? satria ny namana voafidiko sy fantatro dia tsy mpiteny ratsy .Izany akory tsy milaza fa tsy mpiteny argots ry zareo fa ilay teny ratsy faritako dia ireo opa variraraka faheno rehefa misy tezitra etc...
Faharoa manaraka izay satria efa zokinjokiny ,angamba ,ka efa be ny vita dia efa hafa tanteraka ny fomba fijery sy mahavariana !Miova ny olona rehefa mahazoazo taona izay .
Ataoko angamba kosa fa samy efa niteny ratsy daholo tao amin'ny fiainany avy,za aloha anisany taloha,tsy fierté na fahamenarana fa zay ny zava-misy taloha dia tsy hitako koa izay tsy hilazako izay fa kosa tsy miteny tsony aho fa efa nahay mot hafa kokoa hanehoana ny hatezerako sady mbola mamely mafy kokoa aza noho ny teny ratsy ! :) (l)

8. hana ( 30/03/2009 11:46)
miarahaba an'i Koditra sy ireo namana rehetra
Zavatra nanaitra ahy koa io t@ tonga teto France. Tsy manam-pady loatra ny vazaha ka na RAR sy zanaka izao aza no miresaka dia mandeha ho azy ny put... sy ny mer.., anaty resaka tsotra io fa tsy hoe mifanompa ry zareo na tezitra.

Dia izay angamba no arahin'ny Malagasy betsaka : maka volontany sady raha atao @ teny Frantsay koa ilay izy dia ohatry ny tsy mandratra loatra ny sofina zatra miteny gasy. Misy indray, rehefa samy Gasy no miresaka eny an-dalana dia tsy manivana izay lazainy satria tsy azon'ny manodidina ilay teny gasy, dia mety handeha eo koa ilay teny.
Ny eto koa, sanatria, tsy misy bedy

ari-malala> Momba ilay sioka, izaho olona tena tsy miteny ratsy MIHITSY, fa manao an'io koa aho nefa matetika, na rehefa mandondona na mi-klawonne. dikany? Ma-da-gasi-kara io (andramo siahina na dondomina @ latabatra anie eh) fa tsy ilay eritreretinao akory. Fifankafantaran'ny samy M/gasy eto France io ka na olon-dehibe aza no antsoinao @ io dia tsy raisina ho ompa ilay izy.
9. fahamarinana ( 30/03/2009 12:02)
hana:
Ma-da-gasi-kara io (andramo siahina na dondomina @ latabatra anie eh) fa tsy ilay eritreretinao akory. Fifankafantaran'ny samy M/gasy eto France io ka na olon-dehibe aza no antsoinao @ io dia tsy raisina ho ompa ilay izy.

:arrow: :-D :-D ,tena marina tena marina ry hana fa tsy izay ny fahalalako ny dikan'ilay ompa lazainy ari teo !tokoa moa zany !...sa za koa no efa ratsy toro ve ? Fa tiako dia tiko kosa ilay dikany nolazainao !ndeha mba ampiasaiko ary !
ari : za manokana tsy mpisioka olona izany sady tsy mahay misioka rahateo,milelalela mafy dia oui ,araka ny lazaiko io ambony io,tena hafa ny sens nahaizako azy ...fa kosa rehefa misy mi-klaxon amin'io dia haiko fa gasy avy hatrany ,mazana aloha e ! ... :wink: :) (l)
10. ni81 ( 30/03/2009 12:07)
ari-malala> Momba ilay sioka, izaho olona tena tsy miteny ratsy MIHITSY, fa manao an'io koa aho nefa matetika, na rehefa mandondona na mi-klawonne. dikany? Ma-da-gasi-kara io (andramo siahina na dondomina @ latabatra anie eh) fa tsy ilay eritreretinao akory. Fifankafantaran'ny samy M/gasy eto France io ka na olon-dehibe aza no antsoinao @ io dia tsy raisina ho ompa ilay izy.
ka ny mahatonga an'io hoe teny ratsy dia efa nahazatra ilay sofina tany dago ilay rehefa tezitra ilay olona mpiteny ratsy :? dia raha vao heno fotsiny na dia miteny hoe TELO ARIARY ROA aza dia efa ilay ratsy no ao an-doha :)
11. ari.malala ( 30/03/2009 13:43)
Izaho aloha ts mahalala satria ts ary nietsika teto MAdagasikara, fa izan no resahin'ny olona, dia mba niresaka aho, fa marina io tenenin'i ni81 io hoe na dia telo ariary roa aza d efa hafa ny ao antsaina :°) izaho rahateo tsy niteny hoe ianareo rehetra lasa any manao anizay daolo, ary tsy ni preciser za hoe izay no marina fa hono hoy aho ary tsy haiko izay fahamarinany.
12. sitlo ( 30/03/2009 14:34)
Tsy ny teny ratsy ihany no fahaiza-miaina.
13. gabidemony ( 30/03/2009 14:55)
io mety hoe fampisehoany ny tenany hoe mbola jeune, bandy ny itenenany an'io eh! ( zany hoe mbola maharaka ny feeling eh! ny bandibandy mantsy any @ tanàna no tena mpiteny ratsy io sady le manao fiteny hafahafa reny Argot reny)
ary tena ifaninanana mintsy ny miteny an' io zavatra io aty an-dafy aty.Misy ara ny sasany tezitra mintsy rehefa atao hoe bainina :-D :-D :-D :-D :-D

Le teny ratsy aty zany tsy ratsy fa zesta satry na ny mòpera aza aty manopa trop be =D> =D>
14. Samoana ( 30/03/2009 15:32)
Na Andafy na Gasikara, na tanora na efa zokiny, lasa ho azy ny teny raha olona efa mifankahazo sy mpihanihany amin'ny tena no tafaraka. izaho anisan'ny mpanao izany. Misy mahavita teny ratsy marobe ao anatin'ny fehezan-teny iray koa anefa. Iny indray tsy tian'ny sofiko ka na olona efa fantatro tsara aza dia hanariko!
Ny mahatonga ahy manao fiteny "tsy mahazatra" matetika dia:
- rehefa entanim-pifaliana mifankahita amina namana efa tsy tazako elaela: " L...'ty letsy izao indray vao mba hita"
- rehefa romotra mafy mampitandrina olona miantsy ady: "Efa tsy te hamaly intsony aho fa aza manatonkatona intsony fa lasa masoso-p...aty e"
- raha mahita loza miseho mivantana (Ohatra olona na moto voadonan'ny fiara): "Maty le...fito a". Ny an'ny hafa teny tsara "Andremanitrô" no fampiasany saingy tena tsy mahazatra ny vavako ny mampiasa izay :wink:
15. Samoana ( 30/03/2009 15:41)
(tohiny) Misy dokotera namanay manambady vazaha izay. Efa zokinibe lery ary tsotra be . Hozizy hoe: "za letsy raha vao sosotra amin-drafotsy tonga dia lasa ho azy le teny ratsy variraraka nefa tsy azony akory!! Mba manala vokona aho dia calme avy eo"
Nisy môperan'i Faravohitra izay koa taloha mpiara-milalao beloty taminay rehefa misy heures creuses tao amy jul'f. Môpera Buthors angamba izy izay raha tsy diso ny tadidiko. Fa voa coupe hoa ny as-n'i lery indray mandeha izay fa latsaka ny"Oay ralena!" avy tao ambavany. Boramena nangina tampoka na izahay aza . 10 segondra avy eo tsipaky ny hehy avokoa.
Mitovy daholo ny olona fa ny fandraisana ny fomba nisehoany sy nampiasaina azy hoe nanafintohana sa tsia ilay teny no tokony jerena.

16. ikaretsaka ( 30/03/2009 17:21)
izao vokatr\'ilay taizan\'antitra syMarina be io an\'i samoana io. Indraindray koa le izy araka ny tontolo iainana sy nahabe ny tena...Izahay teo anivom-pianakaviana, tsary haiko koa na vokatr\'ilay taizan\'antitra fa rehefa ao dia tsy tenenina mivantana ary atao teny gasy aby ny resaka hafahafa io. Dia na ny termes aza lasa ohatra hoe mivalandrano mantsy ny mipipy na mivalandrivotra, na filahiana fivaviana,fitombenana ..sns...
Fa rehefa miova io tontolo io dia miova ho azy koa le vocablera..raha vao nivoaka kely fotsiny izao dia niova aby io
17. ikaretsaka ( 30/03/2009 22:42)
- raha mahita loza miseho mivantana (Ohatra olona na moto voadonan'ny fiara): "Maty le...fito a". Ny an'ny hafa teny tsara "Andremanitrô" no fampiasany saingy tena tsy mahazatra ny vavako ny mampiasa izay
:-D

le anaran'ny dadan'i Ralavavolo tonotononim-poana ange hono tsy azo atao kokoa noho ny miantso an'i Le7 miala 1 e!
18. fahamarinana ( 31/03/2009 11:09)
:arrow: reto oah tsss... (l)
19. Mirananirina ( 31/03/2009 16:56)
Marina mihitsy izany.Izaho tsy mpiteny ratsy ,kanefa io teny ratsy io no ampiasaina eto:clacsonne,sonnette,sioka,amin'izay fantatra hoe gasy izany e.
20. Zozoro ( 31/03/2009 17:43)
Koditra:

Zahay aty Sicile tsy mba miteny ratsy.....

Mahagaga fa betsaka ny lhl monina any andafy no lasa mpiteny ratsy avokoa, ny ankabetsahany fa tsy ny rehetra akory, isaky ny manonona frazy 1 dia tsy maintsy misy teny ratsy 1 na 2 mandravaka azy. Raha resaka samy kôfiboay na oe miaraka @ vhv efa zatra ny maheno dia tsy qoi fa ny olana dé tsy mifidy olona rizalah fa na eo imason’ny ray amandreny na rafozana, na anabavy, na olona sambany vao itany aza dia samy tsy asiany hena-maso. Tsy oe tsy mpiteny ratsy akory ny bandy eto @tanàna fa ny mahasamihafa azy dé mba mahalala hoe misy olo-pady ihany nge manoloana ny tena dé mbô ampirimina kalou lé teny ratsy, ra sendra misolifatra nohon’ny fahazarandratsy aza ny vava dé mahay mialatsiny sy manao azafady.
Asa oe inona no mahatonga anzany? Zay ve lé oe fandrosoana sa inona marina no zava-misy any andafy any?
Tranga olona 4 fotsiny nandalo dago no hitako dé mety ho diso ilay Ankapobeny noraisiko fa mbô lazao oe ny any aminareo tsirairay avy any andafy any sy ny antony mety mahatonga anzany?

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3355