Miteny ratsy .....

41. fahamarinana ( 02/04/2009 11:07)
:arrow: tess sy ari : kay tena matotra be ity namantsika mampamari-koditra ity o ?sady karaha lasa masiaka koa lé ...fa za ndraika aloha tsy tara an :-P :-D :-D
koditra:
Fahama : Ekena fa fahamaontinana ny tsy fitenenana ratsy nefa kosa tsy dia azo itsaràna toetran’olona loatra indrindra fa voafehiny io fanajana ny hafa tena tiko tsipihina io. (Fa efa zokinjokiny be manakory hono zato Fahama zato eh ? aza manaiky gisitra zany oà, apesao aby na minijupe na lokomena na tsaramaso sns )

:arrow: :-D :-D rehefa gisitra r'ise dia gisitra na hifotetaka lokomena firy couche aza a ! iny ndray no tsy takatro !
Tsy voatery ho fahamaotinana fa atao hoe tsy nahazatra mihintsy !Ekeko zato isan-jato hoe tsy azo itsarana na dia iraika avao aza ny toetran'ny olona iray raha izay foana !Mazava be toa masoandro re ry Koditra a ! :°) (l)
42. ari.malala ( 02/04/2009 13:55)
Ny fahitako azy dé zesta sy fanambonian-tena lé izy ary tsy fanomezana valeur ny hafa izay tsy mpiteny ratsy sy ireo olo-pady ireo.
d ambony manao akory sa ambonin'ny in hono ilay olona? :-P
43. Koditra ( 02/04/2009 17:05)
tess:
i koditra zao no mahatara ahy ato ka
satsia bandy tsy mpiteny ratsy fa ra vô îteny ratsy eo de manjary koditsa kou zà
Za miteny ratsy fa tsy eo imasonao fotsiny ka, entre samy mpiakama mifankazatra iany.
Nahavariana fotsiny le kestion tery ambony. Efa henonao ve lé fitenenana oe “inn no ifandraisan’ny vitsika @ Petrole?”, ngamba kosa mety oe miteny ratsy ny vitsika raha tondrahana Petrole a! :-D :-D


ari.malala:
Ary koditra kay matotsa beu an
Fahamarinana:
kay tena matotra be ity namantsika mampamari-koditra ity o ?
Ndraikindraiky iany io ka, sy refa tena ilaina. :lol: :lol:


Fahamarinana:
...fa za ndraika aloha tsy tara an
zemanfou :-D :-D


tess:
ka ao anatin'ilay atao hoe tsy fahaiza-miaina dool zany ny olona tsy manana respect am olona manodidina azy dia tsy mahay miaina fa mila mianatra fahaiza-miaina any andakilasy
d atomboka @ lay tsianjery oe “Raha misy manome...” ve?


ari.malala:
d ambony manao akory sa ambonin'ny in hono ilay olona?
Oe avy any andafy ono (angamba) zany e! Mety ho marina iany zany satri na ny frais Aller/Retour mankany kosa aza mety tsy takatra sy tsy ananatsika knou! Na ananana aza ngamba mbola aleo ihany kalou ikafiriana anaovana zvtra hafa eto @ tanàna fa ahazahoana zvtra bobaka be. Sa aona ozizy toi ry Ari? :-*
44. tess ( 02/04/2009 18:27)
d atomboka @ lay tsianjery oe “Raha misy manome...” ve?

aleo zay mitsy e! :-P

hoy enao hoe be vomasobe enao de tsy tara aho ka mba ampesao ihany lay fanomezana nomeko anao tarokatra :-D :^) 8O
ahitako ny haben'ny vomasonao izany aloha hihihi
kouny ah! lay fanomezana e! he he he!
45. ikaretsaka ( 02/04/2009 18:44)
Dia ny anareo izany raha tratran'ilay tranga misy fahataitrana na fahasorenana dia inona no mivoaka ny vavanareo?
Ohatra hoe
Baolina efa aterim-potsiny dia tsy maty ohatra
Nandripak'entana tsy fidiny na nianjera ...
Nanao fanadinana ohatra ka tsy tadidy na diso ny valiny napetraka any ka efa aty ivelany mijery kahie sy boky vao tonga saina
Manao karatra ka voakopy as ohatran'io lazain I samoina io
46. tess ( 02/04/2009 18:52)
ny ahy hoe mama aaaaa! kay tsssssss!
47. ikaretsaka ( 02/04/2009 19:02)
Ny ahy maty mihitsy ny alika sy ny 6 fa voaantso matetika :-D
48. Papoose ( 03/04/2009 01:39)
ny fahitako azy ohatran'ny setro-tsigara ihany ny teny ratsy zay voa manodidina!!
49. tess ( 03/04/2009 05:37)
tsy hoe mi geste aho ah! fa ny ao atrano tsary miteny ratsy zany na lahy na vavy hahahaha!..... misy namako iray izay anefa dia zé mivoaka ny vavany teny ratsy dool :roll: fa tsy de mampanin ahy satria otran'ny mampiomé indray fa lay miteny ratsy devant n'ny olo-pady no :?
50. ni81 ( 03/04/2009 06:04)
Ny fiteniko raha misy mahatezitra mafy dia hoe: ohatry ny alika ... :?
Zà koa nanana namana mpiara miasa tany dago (vavy) fa raha hiteny ratsy zany an! Nefa izy @ zany tsy hoe tezitra an, fa dia efa langue libre fotsiny hoy ilay fiteny e :)
51. ari.malala ( 03/04/2009 10:54)
mahavarina anà ian klou le hoe vevavy miteny ratsy e! :? za t@ mbola mpianatry ny CEG tena zany nisy ankizivavy zay fa isak'izay mivoaka ny vavany fa grômô aby :? za avy no kirana! fa loza fa naika nifindra le iz:P

koditra, marina mints ny an toi hoe le fré aléretour andeanana any andafy aleo anaovana zavatra hafa kle! sad ts fré ian nge no ilaina fa mila assurance, mila kipitsopitsony bedabe e
52. tess ( 03/04/2009 12:20)
ié mamindra ndraindray lay minamana am oul be teny ratsy.... fa c pas mon cas alou e!
53. Koditra ( 03/04/2009 13:44)
tess:
hoy enao hoe be vomasobe enao de tsy tara aho ka mba ampesao ihany lay fanomezana nomeko anao tarokatra
ahitako ny haben'ny vomasonao izany aloha hihihi
kouny ah! lay fanomezana e! he he he!
Zay vao itako ny fika, afaka mody manao mason'akoho kay. :lol: :lol:
Ndraso fa apesaitsika tsy ho ela iny kdô nomenao anà iny, miandry kely fotsiny enao.
54. Koditra ( 03/04/2009 14:00)
nenà ra ohatra oe misy zvtra latsaka tampoka ety antànako ohatra dé tsy mahahetsika sy mihanahana mandritran'ny 2 segondra fotsiny aloha tsy misy feo, aveo vao mety miteny @zay oe kiiiiiiiiiiiii latsaka lé izy, na vitan'ny oe tsssssssssss zay fotsiny.

papoose:
ny fahitako azy ohatran'ny setro-tsigara ihany ny teny ratsy zay voa manodidina!!
dé zé tsy matanty setroka miala ve? Otran'ny marina toko zany klé!

Ari.malala:
marina mints ny an toi hoe le fré aléretour andeanana any andafy aleo anaovana zavatra hafa kle! sad ts fré ian nge no ilaina fa mila assurance, mila kipitsopitsony bedabe e
Eh zany izy mbola miampy kipitsony vtraky! Raha misy sôsy kalou ka mahita bizina milay dé aleo eto dago iany e, lé mpibizina ko mantsy efa maro lôtra dé zay no olana fa vao maika mihena ampitoerana ôtran' fe an'antitra fotsiny ndray lé sôsy. Eto @tanàna koa tsy atahorana haka fomba vazah miteny imason'olo-pady knou. Dimy kely ary aloha eh! :-*
55. Koditra ( 03/04/2009 14:03)
tess:
ié mamindra ndraindray lay minamana am oul be teny ratsy.... fa c pas mon cas alou e!
Miankina @ tsi11 io, na miteny aza dé tsy hatao lasa fahazarana fotsiny.
56. niryna ( 06/04/2009 02:04)
ari.malala:

Tsy haiko izay tena fahamarinany, fa ireo olona lasa any andafy any hono dia ny ifankafantarany hoe Gasy izy ireo d ny teny ratsy na ny ompa refa mifanena zany de na misioka na miteny mitns ka ra mamaly le raika de mifankahazo zay ny resaka... fa tsy ny olona avy any iany anie no miteny ratsy fa na ny eto Madagasikara iany koa aza otran'ny efa tsy afaka am-bavan'ny olona sasany ilay teny ratsy e!


hi,hi ..ka izay hono no ahalalany hoe gasy ireo raha miherika kou
------------------------------------
xxx koa mampihomehy hoe ny pasitera koa miteny ratsy ,hi,hi
-------------------------------
Nisy olona izay niditra niasa dia hoy izy hoe tokony hiteny ratsy ve aho fa miteny ratsy daholo ny mpiara-miasa aminay? vahiny io an ....
Tsy ho voatery ry koditra hoe ny olona aty an-dafy dia toa miteny ratsy daholo a,eny e misy ny miteny rehefa samy mpinamana sy rehefa miakatrakatra kely iny ny hafanana ny sasany,hi,hi .Fa na izany aza mba menatra ihany izy eo imasombahoaka.
Ny eny amorontsena no tena nahavariana ahy,teny ratsy miaraka ny tena sy 'ty ,vary raraka kanefa tena mbola zazakely ,taloha ny aide-chauffeur no enoko mpiteny ratsy fa tsy amin'izao fotoana izao intsony ,na kely na lehibe ,na tanora na antitra dia miteny daholo eny an-tsena no betsaka itako
57. sitlo ( 06/04/2009 21:37)
:twisted:
58. ikaretsaka ( 10/04/2009 20:31)
de tsy hiantsena sy hila aide chauffeur tsony ve
59. fahamarinana ( 11/04/2009 08:17)
:arrow: ika : fanontaniana koa zany an ! :-D
niryna : ny "ty" sy ny " tena " angaha akia teny ratsy koa ? Satria raha izy ireo dia tena nanompa olona faran'izay tiako aho zany !tokoa moa..
Ilay tena atao hoe teny ratsy lazain'ny Koditra angamba hafa mihintsy !!sa za koa no diso fandray eto e? tahaka ny mahazatra hatrany !! :? (l)
60. ikaretsaka ( 11/04/2009 16:13)
nga koa moa ny tena sy ty teny ratsy?
ko raha mipetraka any toliary izany i niryna ty tena gravy fa vao mihetsika de
"olo mola ty ndate lehe mate ty tene"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4806