Miteny ratsy .....
21. Zozoro
(
31/03/2009 18:46)
Ny aty amin'ny fonenanay aty Sicile aty tsy mba misy miteny ratsy kou !
hendry de daholo izahay.
hendry de daholo izahay.
22. soanja
(
01/04/2009 05:08)
Koditra:
Mahagaga fa betsaka ny lhl monina any andafy no lasa mpiteny ratsy avokoa, ny ankabetsahany fa tsy ny rehetra akory, isaky ny manonona frazy 1 dia tsy maintsy misy teny ratsy 1 na 2 mandravaka azy. Raha resaka samy kôfiboay na oe miaraka @ vhv efa zatra ny maheno dia tsy qoi fa ny olana dé tsy mifidy olona rizalah fa na eo imason’ny ray amandreny na rafozana, na anabavy, na olona sambany vao itany aza dia samy tsy asiany hena-maso. Tsy oe tsy mpiteny ratsy akory ny bandy eto @tanàna fa ny mahasamihafa azy dé mba mahalala hoe misy olo-pady ihany nge manoloana ny tena dé mbô ampirimina kalou lé teny ratsy, ra sendra misolifatra nohon’ny fahazarandratsy aza ny vava dé mahay mialatsiny sy manao azafady.
Asa oe inona no mahatonga anzany? Zay ve lé oe fandrosoana sa inona marina no zava-misy any andafy any?
Tranga olona 4 fotsiny nandalo dago no hitako dé mety ho diso ilay Ankapobeny noraisiko fa mbô lazao oe ny any aminareo tsirairay avy any andafy any sy ny antony mety mahatonga anzany?
Tsy mitombina indray aloha raha izay aty aminay! Ny Gasy aty tena mampihaiky volana ahy ny fahaiza-miaina sy ny fahendreny ary ny fahalalana ananany, indrindra ny fitsinjovana ny samy mpiray tanindrazana! Enga anie anefa tsy ity raharaham-pirenena ity no hanova izany! Rehefa any an-tanana dia any ambanivolony any avokoa maka aina sy manao izay hipetrahana elaela mba hitondrana sovenira tsara ny any ambalany avy aty ho tantaraina amin'ny hafa sy hifampizarana.
23. tess
(
01/04/2009 09:46)
1. Mpandefa : tess [ Valio ] 30-03-2009 07:30:03
Lohateny : Re : Miteny ratsy .....
TSY mbola ampy fahalalàna fahaiza-miaina izany koditra :°)
11. Mpandefa : sitlo [ Valio ] 30-03-2009 16:34:48
Lohateny : Re : Miteny ratsy .....
Tsy ny teny ratsy ihany no fahaiza-miaina.
ny fitenenana ratsy manoloana ny olo-pady no resahiko eto mikasika ny tsy fahaiza-miaina...
C SUR TSY ny teny ratsy ihany no atao hoe tsy fahaiza-miaina fa io alou no resaka eto....
24. simplex
(
01/04/2009 10:18)
ka eritrereto @ ireny film ireny fotsiny ee
ny (amerikana) mainty tsy mahavita miteny fehezanteny iray ka tsy misy hoe "F.ck"
ka isika mainty isika sa fotsy :?:
:arrow: genetika io
mainty any ivelany = miteny ratsy :-P
-> anotanio an' A/tra 8)
;-)
26. xxx
(
01/04/2009 10:52)
ny fitenenana ratsy manoloana ny olo-pady no resahiko eto mikasika ny tsy fahaiza-miaina...tess foana an! Sao dia mba tara aminy ary e! :lol: sa ahoana akia indry aminy! :-P :lol:
C SUR TSY ny teny ratsy ihany no atao hoe tsy fahaiza-miaina fa io alou no resaka eto...
27. ikaretsaka
(
01/04/2009 14:02)
Ny ahy kosa aloha rehefa entin'ilay fihetseham-po lazain'i samoina io ambony io de aleoko ny alika sy ny diky -valandrano ary ny masoandro ambony (sun above) no tenenina toy izay A.tra e...
Indraindray le izy lasa ohattran'ny hoe miantso azy @ raha tsisy dikany,,, ianao no nifople nanao raha tsy nanjary ko Atra no antsointsoina.
Misy ohatra ireny vevavy de taitra ampisehoana le atringy ireny raha tsy mpanao sy vo rapohiny izy de atra o......

28. ikaretsaka
(
01/04/2009 14:09)

29. tess
(
01/04/2009 18:29)
xxx:
ny fitenenana ratsy manoloana ny olo-pady no resahiko eto mikasika ny tsy fahaiza-miaina...tess foana an! Sao dia mba tara aminy ary e! :lol: sa ahoana akia indry aminy! :-P :lol:
C SUR TSY ny teny ratsy ihany no atao hoe tsy fahaiza-miaina fa io alou no resaka eto...
tara amin'iza io????
32. Koditra
(
01/04/2009 21:32)
tess:Zà mbô apenaro ary eh ! Atao cours particulier dé alefaso lé offre tsisy TVA dé aza adino kou lé remise 20% fa mbô bandy akama iany. :lol: :lol:
TSY mbola ampy fahalalàna fahaiza-miaina izany koditra
xxx2:Kôzy ve léaza! Fa tsy ao apengonana kosa ngamba zany fa ra tsy zany mitsôka matanjaka aby ny mpiangona klé. :-D :-D
Pasitera ary zao efa tsy menatra miteny ratsy koa!
Ni – Ari.malala : Efa nolazaiko tery ambony fa na zatra miteny ratsy ihany koa aza ny eto dago dé manaja olo-pady, zany oe raha misy ray aman-dreny sy vhv (tsy mpiteny ratsy) dia manaja ary raha sendra misolifatra ny vava noho lé fahazarana dé mialatsiny sy manao azafady. Ny miteny ratsy tsy olana rehefa ifanaovana sy ifanarahana.
Fahama : Ekena fa fahamaontinana ny tsy fitenenana ratsy nefa kosa tsy dia azo itsaràna toetran’olona loatra indrindra fa voafehiny io fanajana ny hafa tena tiko tsipihina io. (Fa efa zokinjokiny be manakory hono zato Fahama zato eh ? aza manaiky gisitra zany oà, apesao aby na minijupe na lokomena na tsaramaso sns ) :-D :-D
Hana:Méraba an’Hana kounkou. Dia tena ireo tokoa ngamba lé antony tiana ho fantatra ry Hana fa misôtra nanazava.
Zavatra nanaitra ahy koa io t@ tonga teto France. Tsy manam-pady loatra ny vazaha ka na RAR sy zanaka izao aza no miresaka dia mandeha ho azy ny put... sy ny mer.., anaty resaka tsotra io fa tsy hoe mifanompa ry zareo na tezitra.
Dia izay angamba no arahin'ny Malagasy betsaka : maka volontany sady raha atao @ teny Frantsay koa ilay izy dia ohatry ny tsy mandratra loatra ny sofina zatra miteny gasy. Misy indray, rehefa samy Gasy no miresaka eny an-dalana dia tsy manivana izay lazainy satria tsy azon'ny manodidina ilay teny gasy, dia mety handeha eo koa ilay teny.
Sitlo:Marina zany.
Tsy ny teny ratsy ihany no fahaiza-miaina.
33. Koditra
(
01/04/2009 21:43)
gabidemony:Na eto dago na any andafy dia samy départ @io aby ny boaykely, ny zokinjokiny ko mbola tsy manaiky ho gisitra, zesta alou dé aveo lasa fahazarana.
io mety hoe fampisehoany ny tenany hoe mbola jeune, bandy ny itenenany an'io eh! ( zany hoe mbola maharaka ny feeling eh! ny bandibandy mantsy any @ tanàna no tena mpiteny ratsy io sady le manao fiteny hafahafa reny Argot reny)
ary tena ifaninanana mintsy ny miteny an' io zavatra io aty an-dafy aty.Misy ara ny sasany tezitra mintsy rehefa atao hoe bainina
Le teny ratsy aty zany tsy ratsy fa zesta satry na ny mòpera aza aty manopa trop be > >
Samoana : Za letsy ra oe manao fanainiana mifananiany @ samy bandy akama tsindraindray ataoko iany fa ra izany ao anatin’ny fahatairana tampoka zany ndray aloha dé sady tsy miteny ratsy no tsy miantso an’Atra fa ny maso fotsiny no mitanàka dé zay. Zany oe mbola voafehy tsara ny vava.
Lé oe ao anatin’ny hatezerana sy hasosorana na fifamaliana iny ndray dé vao maika ialako lavitra ny miteny ratsy na manompa. Amiko mantsy ny fitenenana ratsy ao anatin’ny fifamaliana dé mitory faharesena sy akanosàna, resy satri lany fika sy tsy maharesy lahatra ara-kevitra intsony dé ompa sy fitenenana ratsy sisa no asetry, kanosa satri te-hamely totohondry na te-hamelaka mafy nefa tsy matoky tena ara-batana sao sanatri resy dé mbola teny ratsy ihany no asetry. Mety ho gaga elah ra ilazako oe zà ra misy manompa ao anatin’ny fahatezerany zany dé vao maika iomehezako sy vao maika maha-calme anà kokoa satri fantatro zany fefa resy izy, kely sisa dé hitady làlana itsoahina. :-D
Samoana:Lé teny ratsy lasa oazy io mitsy no tena gravy ra sendra misy olo-pady eo akaiky eo fa tonga dé wain be :-D
Nisy môperan'i Faravohitra izay koa taloha mpiara-milalao beloty taminay rehefa misy heures creuses tao amy jul'f. Môpera Buthors angamba izy izay raha tsy diso ny tadidiko. Fa voa coupe hoa ny as-n'i lery indray mandeha izay fa latsaka ny"Oay ralena!" avy tao ambavany. Boramena nangina tampoka na izahay aza . 10 segondra avy eo tsipaky ny hehy avokoa.
34. Koditra
(
01/04/2009 21:55)
Mirananirina:Milay kosa kalou io fika io an!
Marina mihitsy izany.Izaho tsy mpiteny ratsy ,kanefa io teny ratsy io no ampiasaina eto:clacsonne,sonnette,sioka,amin'izay fantatra hoe gasy izany e.
Ikaretsaka:Otran’ny tsy dé makadilo sofina kosa letsy zany raha maheno ompareny @ io vohambolana fivaviana io an! Mety ho fimehezana be ndray aza ngamba. Ho fanina daholo ndray ny samy gasy any andafy raha io no hatao sioka na anjomaram-piarakodia entina hifamantarana. Mbô andramo hatao sioka oe io ry Mirananirina a! :-D :-D
Dia na ny termes aza lasa ohatra hoe mivalandrano mantsy ny mipipy na mivalandrivotra, na filahiana fivaviana,fitombenana ..sns..
Zozoro:Tandremo ary sô dé apenarin-drizalah manao Mafia any fa tô any ono no foibe sy ny ankamaroan-drizalah Mafia reny. Aleo iany mantsy farafaharatsiny miteny ratsy.
Ny aty amin'ny fonenanay aty Sicile aty tsy mba misy miteny ratsy kou !
hendry de daholo izahay.
35. Koditra
(
01/04/2009 22:01)
Soanja:Fa aiza zany any aminareo zany ? Sô dé mila mifindra monina any zà madiditra sy tsy mbola tena ampy fahalalàna ity? Ny miaina alo dé haiko tsara eh, trohana sy avoaka @ orona ny rivotra fa refa voan’ny sery vao mampiasa vava.
Tsy mitombina indray aloha raha izay aty aminay! Ny Gasy aty tena mampihaiky volana ahy ny fahaiza-miaina sy ny fahendreny ary ny fahalalana ananany, indrindra ny fitsinjovana ny samy mpiray tanindrazana! Enga anie anefa tsy ity raharaham-pirenena ity no hanova izany! Rehefa any an-tanana dia any ambanivolony any avokoa maka aina sy manao izay hipetrahana elaela mba hitondrana sovenira tsara ny any ambalany avy aty ho tantaraina amin'ny hafa sy hifampizarana.
Laingako zany fa mafinaritra zany! :lol:
tess:Io mitsy ry Tess no tena tiko asongadina, tsy ilay fitenenana ratsy entre mpinamana sy ny efa samy ifanaovana akory fa ilay tsy fanajàna ny olona manatrika eo anoloana, ireo tranga nolazaiko ireo dia tsy mifidy na ray sy reny na rafozandahy na rafozambavy na anabavy na zaobavy sns, tsy oe mpiteny ratsy akory nefa ireo fa ra zay lé cas dé tsy olana. Ny ray amandreniny tsy mahateny fa oé avy any andafy tsinona lé zanany dé zay ngamba lé fandrosoana misy any (fantatsika tsara ny valeur-n’zany olona avy andafy zany eto dago), asa nefa zé eritreriny any fa dé tsy mahateny? Ny fahitako azy dé zesta sy fanambonian-tena lé izy ary tsy fanomezana valeur ny hafa izay tsy mpiteny ratsy sy ireo olo-pady ireo.
ny fitenenana ratsy manoloana ny olo-pady no resahiko eto mikasika ny tsy fahaiza-miaina...
C SUR TSY ny teny ratsy ihany no atao hoe tsy fahaiza-miaina fa io alou no resaka eto....
36. Koditra
(
01/04/2009 22:11)
Simplex : Afa ndray letsy zany fanazavan'elah azy zany. Tena Simple mitsy nefa misy ho eritreretina iany. :lol:
Zà alo tara Tess nefa tsy tiny akory fa be vômaso lôtra ono ka mapanofy ratsy azy. :-*
xxx25:Tess ve tara aminy eh? Sa iza no tara @ Tess ?
tess foana an! Sao dia mba tara aminy ary e! sa ahoana akia indry aminy!
Zà alo tara Tess nefa tsy tiny akory fa be vômaso lôtra ono ka mapanofy ratsy azy. :-*
Ikaretsaka:Tsy ratsy, sady akaiky kely lé valiny. :-D
tara @ le olompady
37. soanja
(
02/04/2009 01:57)
ikaretsaka:
Ny ahy kosa aloha rehefa entin'ilay fihetseham-po lazain'i samoina io ambony io de aleoko ny alika sy ny diky -valandrano ary ny masoandro ambony (sun above) no tenenina toy izay A.tra e...
Indraindray le izy lasa ohattran'ny hoe miantso azy @ raha tsisy dikany,,, ianao no nifople nanao raha tsy nanjary ko Atra no antsointsoina.
Misy ohatra ireny vevavy de taitra ampisehoana le atringy ireny raha tsy mpanao sy vo rapohiny izy de atra o......
Fihetsem-po samihafa kosa angamba no tian'i Ika resahina eto.
Ny manopa matetika dia fihetsem-po milaza fahatezerana sy zavamanahirana tsy hita izay anesorana azy dia zary ny teny ratsy no amoahana azy.
Ny olona miantso Andriamanitra kosa dia fihetsem-po mitory fahatairana sy tahotra mifangaro.
Ny zavadehibe anie tsy ny teny mivoaka ny vava fa ny zavatra tsapa ao anaty manoloana ny zavamisy ka mino aho raha olona tony izy manoloana zavamisy na tranga iray dia tsy hisy ny fanopana na fiantsoana an'Andriamanitra. Io Andriamanitra io koa samy manana ny dikany andraisany azy amin'ny fotoana isan-karazany itenenana azy.
38. tess
(
02/04/2009 05:28)
Koditra:
Simplex : Afa ndray letsy zany fanazavan'elah azy zany. Tena Simple mitsy nefa misy ho eritreretina iany. :lol:
xxx25:Tess ve tara aminy eh? Sa iza no tara @ Tess ?
tess foana an! Sao dia mba tara aminy ary e! sa ahoana akia indry aminy!
Zà alo tara Tess nefa tsy tiny akory fa be vômaso lôtra ono ka mapanofy ratsy azy. :-*
Ikaretsaka:Tsy ratsy, sady akaiky kely lé valiny. :-D
tara @ le olompady
i koditra zao no mahatara ahy ato ka :°)
satsia bandy tsy mpiteny ratsy fa ra vô îteny ratsy eo de manjary koditsa kou zà :? :-D
39. ari.malala
(
02/04/2009 06:43)
koditra:marina 100% Ary koditra kay matotsa beu an :^)
ny fitenenana ratsy ao anatin’ny fifamaliana dé mitory faharesena sy akanosàna, resy satri lany fika sy tsy maharesy lahatra ara-kevitra intsony dé ompa sy fitenenana ratsy sisa no asetry, kanosa satri te-hamely totohondry na te-hamelaka mafy nefa tsy matoky tena ara-batana sao sanatri resy dé mbola teny ratsy ihany no asetry
40. tess
(
02/04/2009 10:05)
Io mitsy ry Tess no tena tiko asongadina, tsy ilay fitenenana ratsy entre mpinamana sy ny efa samy ifanaovana akory fa ilay tsy fanajàna ny olona manatrika eo anoloana, ireo tranga nolazaiko ireo dia tsy mifidy na ray sy reny na rafozandahy na rafozambavy na anabavy na zaobavy sns, tsy oe mpiteny ratsy akory nefa ireo fa ra zay lé cas dé tsy olana. Ny ray amandreniny tsy mahateny fa oé avy any andafy tsinona lé zanany dé zay ngamba lé fandrosoana misy any (fantatsika tsara ny valeur-n’zany olona avy andafy zany eto dago), asa nefa zé eritreriny any fa dé tsy mahateny? Ny fahitako azy dé zesta sy fanambonian-tena lé izy ary tsy fanomezana valeur ny hafa izay tsy mpiteny ratsy sy ireo olo-pady ireo.
ka ao anatin'ilay atao hoe tsy fahaiza-miaina dool zany :wink: ny olona tsy manana respect am olona manodidina azy dia tsy mahay miaina fa mila mianatra fahaiza-miaina any andakilasy :wink: :-D :-D :-D