FITENIM-PARITRA HAITSIKA ETO AMIN NY SERASERA ...

61. soanja ( 11/03/2009 13:39)
ari.malala:

xxx misaotra nanazava e! :)

Soanja, misaotra akia a! :-*


Indry no isaorana be dia be liana amin'ny tenimparitra.


:-* :-* :-* :-* (l)
62. sitlo ( 11/03/2009 14:09)
mahafinaritra mihitsy ity dinika iray ity
63. soanja ( 11/03/2009 15:12)
soanja:

ikaretsaka:

Ratoa> tsary mety zany taoko iii...ka io agny ro mahavoa iiiiii "adikao merina e.. Inona ho zany ambarany iiiiiiiiiii" de sha'farany lasa tsary hiasa tsony le saina fa ..
anay aza vakinankaratra fitsiny fa tsary mandeha lavitra sh'efann iny de tratran zay tako, di anareo vi hiandry adika teny foanaa iiii

soanja> aia matahotse fo ty koronta laha tsy haharitse, mbaka itoy dralanao hamily tonda hambole tsako se aombe be vata are kanaly!longonao aby ahay itoy


Drala zao mbala ilay fa tsy mana raho. Ragnetse Ika, i toe moa antane Mahafaly agne se andafy atoa? Marigne ty vola iha. Longoko aby areo agne. Magnine ty fokoko mbake longoko aby raho. Magnine raho fa lavitse ty tane. Maharare ty foko satria koronta lava avao ty Madagasikara. Mate ty tsako sy balahazo satria may be ty tane. Mosarea ty logoko. Mila mangatake ami Zanahary tika gea. Mila ty fanampiane. Mila aombe be vata atao joro. Ndao tika gea fa miamby i.




Ny azy Soro fa tsy Joro. Azafady diso aho teo!

Ragnetse= namana

Siketse dia sakafo matsiro sy matavy tokoa. Ny fanao azy dia katsaka maina voatoto sy tsaramaso no andrahoana miaraka atao malemy be mihitsy dia ohatra ny laro marihitra ireny ny fivoakany.

Midoboake= mipetra-postiny aloha eo. Fa mipetraka no dikany.


64. ikaretsaka ( 11/03/2009 15:50)
midoboke=mihaminkamina
65. ikaretsaka ( 11/03/2009 19:30)
ratovoary>Hotseny kia martinina hoa ...Vena nga ndroky ro hody any an-tanana hoe fa naika hanafarany lankidepons vaovao! fa she tsary mandeha tsotry hoe le netindroky tam famadeana farany iny'taoko , efa natapiny andro tany ambatra hoa fa tsary nety mahitsiny nefa she hivoaka hotsiny izy shefal di tsary mahasaky mandainday tsotry fa nihinjika izy ndrekampandeha di vonto ny tongony, taoko nevirinay hoa raodia anga iii!

66. ari.malala ( 13/03/2009 07:32)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D mahafinaritra ny mamaky azy sy maminany ilay tiany ambara ary mahaloky ka! nareo gôna mampime ka!
67. captsaty ( 13/03/2009 07:57)
akôraby anareo agny rô !!! latatsignana agny ay ti rô ka ba avy etoa hikoragny !! Gne fianagny mizy ty da raha sarotra, tsakô gnandro taloha tsana. Zarazarai ne elagnela-tany gne pihava fa mafy gne fitadiava.Da tena manigny gnaminay agny eniaho io rô ô! Tsy hitako etsana gne haniko ! Ra iao zany gne anana gnelatry da tsy nisalasala gne nandrembo nande tagny heky fizy onofy rô izàny.......
Agny anareo havako agny aby da tsy magnadino rô fa da tsarova aby evao anareo.
Efa mandroso mizao gne teknolôgy da tsy hadigno gne hangaiky anareo ame telefôny: mba laindainy mahare gne feonareo de tsy hifakahita: mba afaka gne be ame famanigna !!! izay rô fa da veloma vetivety heky !!

vetson'ny manina zany e !! refa tena mande iny ny eritreritra de mahatsiaro de mivetso ao an'eritreritra!!
68. RATOVOARY ( 13/03/2009 08:24)
ratovoary>Hotseny kia martinina hoa ...Vena nga ndroky ro hody any an-tanana hoe fa naika hanafarany lankidepons vaovao! fa she tsary mandeha tsotry hoe le netindroky tam famadeana farany iny'taoko , efa natapiny andro tany ambatra hoa fa tsary nety mahitsiny nefa she hivoaka hotsiny izy shefal di tsary mahasaky mandainday tsotry fa nihinjika izy ndrekampandeha di vonto ny tongony, taoko nevirinay hoa raodia anga iii!

Io zany le hingàna krika kdàrana de tsorovy rarapôshy
Fa tôko izy efa teriko fôna ishaky mvôka! de tsoroviko @ rarapôshy telefônn fa tsy shah mitsikirka aho!!!!!!! Shefa ôriko le tongony, lazainy mahraary, Zah koa matahtra le shokina be iny e!!!!!!!!!! :-D :-D :-D
69. ari.malala ( 13/03/2009 08:41)
:-D
70. captsaty ( 13/03/2009 09:06)
akôraby anareo agny rô !!! latatsignana agny ay ti rô ka ba avy etoa hikoragny !! Gne fianagny mizy ty da raha sarotra, tsakô gnandro taloha tsana. Zarazarai ne elagnela-tany gne pihava fa mafy gne fitadiava.Da tena manigny gnaminay agny eniaho io rô ô! Tsy hitako etsana gne haniko ! Ra iao zany gne anana gnelatry da tsy nisalasala gne nandrembo nande tagny heky fizy onofy rô izàny.......
Agny anareo havako agny aby da tsy magnadino rô fa da tsarova aby evao anareo.
Efa mandroso mizao gne teknolôgy da tsy hadigno gne hangaiky anareo ame telefôny: mba laindainy mahare gne feonareo de tsy hifakahita: mba afaka gne be ame famanigna !!! izay rô fa da veloma vetivety heky !!

vetson'ny manina zany e !! refa tena mande iny ny eritreritra de mahatsiaro de mivetso ao an'eritreritra!!
71. ikaretsaka ( 17/03/2009 16:58)
ari> ndroky anga de lozandroky mitokoelaka eto fotsiny fa tsary miroky iiii.. ary hatero any an-batra kay hoe iny satrodoha zezefin iny fa tsary hisy hitaomany zezika hoa sady simba ny rouloh
ratovoary> le lankipetrol fitsirovana iny taoko tsary nisy lahany tsotry ko iiii di tsary hitany hoa aia nga ndroky ro nividy an'iny
72. ari.malala ( 18/03/2009 10:42)
ika, ko aho tsary mahay miroky kanoooo! vohay varavarana fa hiditra aminareo hatrany Bira hianatra hiroky azany e :-P

In ny dikan'ilay an-batra? any avaratra?
73. ikaretsaka ( 18/03/2009 16:30)
Bold textAri> ambatra= ao ambony rihana
Contrairen'ny antany.

Mihinjika=mianjera

Milangalanga=mihetraketraka
74. RATOVOARY ( 19/03/2009 07:27)
Ika> multi-langue loatra ialahy rah teny gasy ka afangaron'lah ny fiteny betsileo-vakinak-merina ( imamo-ambatolampy ), na izah aza fanina t@le ambatra fa tsy mpiteny an'io ny any @ ron-kisoa.
75. ikaretsaka ( 19/03/2009 19:17)
ka za ange vakina ary atsimo be ary e... manandona vinaninkarena iny...
76. ikaretsaka ( 20/03/2009 03:01)
fa nandia aia koahy are ty ampela raiks an-tane mahafale iroy! mamono aombe avao koahy fa ndrate atane an-tany fiavea koahy ty premanestre
77. OVAR ( 17/12/2015 05:38)
raha te hianatra ny fitenimparitra dia ny fomba fiarahaba no hianarana voalohany,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2436