FITENIM-PARITRA HAITSIKA ETO AMIN NY SERASERA ...
41. RATOVOARY
(
06/03/2009 07:31)
Han! misy bedabe k'ahy ny olona mahay mitenetene be ato, fa mba mahafenaretra anah zao mba mishy manao fitenen'ny Ambatolampy/arivomamo/miarinarivo iny dôôôly. Toa sarotra soratena be le izy kwa.
Zahay nge mpanao ron'kisoa e! sisa tsy lany nanasana tongotra. :-D :-D Avy eo mimenemenena eo. Voky vary be menaka. De le miandry ômby eny an-tanembary eny.
Fa fiteny tandroy io tsare aiko hatry ny ela nefa tiako le iizy.

43. RATOVOARY
(
06/03/2009 08:44)
Ari>Ka tena zany ange ny fiteny any aminay e! Zah zao efa ela be tsare noouudy tany aminay zao lasa tsare mahay le fiteeeeeny.
Izy ndaiky zao zah nanjary nangno fiteny hafa, aia m'ha la'olo bôka Jangama teo iny. Hamafiso leroa koragnatsika. Zay ndrô raha, zay ndrô kabary. Amin'ny ankitiny io la'olo e!
Izy ndaiky zao zah nanjary nangno fiteny hafa, aia m'ha la'olo bôka Jangama teo iny. Hamafiso leroa koragnatsika. Zay ndrô raha, zay ndrô kabary. Amin'ny ankitiny io la'olo e!
44. soanja
(
06/03/2009 16:15)
Tenio:
Aia gea ty himpaliavagne aombe hovilia? ty drala havily vary fa magnahira.
Mila ovay ty sakafo gea. Tsy vary avao fa hafa koa atao. Siketse io matsiro sy matave. Aombe zao efa lany tsiro. Soa halamigne ty tanitika. Midoboake miamby filamina koe sarotse. Ino solitio?? Le Mahavelo ragnetse.
45. soanja
(
06/03/2009 16:18)
RATOVOARY:
Zahay nge mpanao ron'kisoa e! sisa tsy lany nanasana tongotra. :-D :-D Avy eo mimenemenena eo. Voky vary be menaka. De le miandry ômby eny an-tanembary eny.
Fa fiteny tandroy io tsare aiko hatry ny ela nefa tiako le iizy.
=)) =)) mandimandina ny tongatra rehefa izay ve????
46. ikaretsaka
(
06/03/2009 19:46)
ahako mba vakinangalatsa ihany fa tadidiko koa fa na samy vakinangalatsa aby aza ny hatrao ambatombampy sy Antanifotsy sy ne hatrany Manandona na ny hatrany Mandoto dia sh'efa miteny reo de misy fahasamihafany an...
ry Ratovoary 'k'haaaaay hatrany ambatolampy knouuuuu... anareo mi ooooo sy mitarozaka izay fa ny anay hatrany atsimo andrefana somary feno iiiiiii zay sh'efannn :-D :-D :-D
ry Ratovoary 'k'haaaaay hatrany ambatolampy knouuuuu... anareo mi ooooo sy mitarozaka izay fa ny anay hatrany atsimo andrefana somary feno iiiiiii zay sh'efannn :-D :-D :-D
47. RATOVOARY
(
07/03/2009 07:54)
soanja:
Hoy i RATOVOARY:
Zahay nge mpanao ron'kisoa e! sisa tsy lany nanasana tongotra. Avy eo mimenemenena eo. Voky vary be menaka. De le miandry ômby eny an-tanembary eny.
Fa fiteny tandroy io tsare aiko hatry ny ela nefa tiako le iizy.
mandimandina ny tongatra rehefa izay ve????
Isan'ny antony iray le hoe mandimandina ny tongotra fa raha tsy izany hono wain le tompondraharaha fa tsy nahafaty kisoa maro akory ( taloha manko isan'ny kisoa maty no mampalaza an'le famadihana sns reny )
Ika> fa milay le miresaka amin-dry zalah le somary mihira kely iny a! de mba manao ny tena fa ehee!! tsy mahay, ny tena moa tsy teraka tany fa anarany fotsiny tompontanindrazana.
49. xxx
(
09/03/2009 05:49)
Koeky!!! nafendrapendraky ny sakorokatahy igny aby ny sako tery atanim-boly teroy. Shy ateo i kaky nitarogna hoe shamy tainga shamy taigna ity dia hagno koa ny taign'akoho!
Nadikiy i Razozy shy ateo, de nagetrany aby ny traka tagnaty taty shy gny vary tagnaty atova tao igny.
I Ratalata moa dia namendraka toaka tao amin'ny magazain'i Zakilinina tao gny tolak'andro igny, shy nipody avy agny ambala angy igny Razaka! Koeky, tena nadiky be mihinsy. Tsa mba ny tranoko no hamendrahangnao ny toaka tsa lagninao Ratalata a!
-Ka tsa hitagnao ve ragna ny reniakomande tonga avy amin'ny paosita igny? hagnam-bady agny i Mary kely zanakao!
-Mbo ngosho-dregniny shanabavy! Ia roa no ho vadigny zao? Ny ahy raha ireo kilongalahin'Atatabory ireo ro mba magnadala ny zanako dia ataoko mahamay!

50. ari.malala
(
09/03/2009 07:18)
ika sy ratovo, tena =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) mitns za ato aminareo rolah
xxx48 tsary nisy fantatro le raha nosoratanao :-P mamaky ah ka mamaky fa tsis azoko
xxx48 tsary nisy fantatro le raha nosoratanao :-P mamaky ah ka mamaky fa tsis azoko
51. RATOVOARY
(
09/03/2009 11:51)
Ari> ka izany ary ny fomba any aminay koa, kolon-tsaina aby re zany! na ny fiteny na ny fihinana. :^) :^)
52. ikaretsaka
(
09/03/2009 16:06)
dikanteny ho an'i ari ari>
Kay le^%$^%$*# a.
tena namboarin'ilay Kisoa lahy iny aby ny katsaka tany antanimboly tarokatra. Avy eo koa i dada nilaza heo tena samby teny ka tain'akoho hanona (fomba filaza izany rehefa tena gidra ny gidra ka latsaka an-katerena)
sosotra razozy rehefa avy eo dia nahinjiny aby ny anana tanaty taty sy ny vary tanty maritrafo
i Ratalata moa dia nibako pi tao @ mangazain'i zakilinina iny tolak'andro iny .. de iny fa niverina avy tao ambala iny kao i razaka. %$#%$#%$#, tena nihinan'ny am.... be mihitsy , aza mba entina any antranonay ny ambin-toakanao ratalata an
tsy hitanao ve iny recommande tonga avy ao @ paositra iny, taoko hanambady ange i mary kely zanakao
mba san'ab @ Kind.... dreniny hoe... iza no ho vadiny??? raha ireo bandin'antatabory ireo no manadala ny zanako de ataoko mahamay!
hihihihi

53. xxx
(
09/03/2009 16:29)
manakaiky ny dikatenyi ika fa izy kosa alou tsisy teny ratsy hoe kin...dreniny sy minanan'ny am.... zany e.
Ny sakorokatahy= tanalahy
Madiky= tezitra mafy
mamendraka= manaparitaka
taty=harona
atova= sahafa
mitarogna= milaza na miteny
miangosho = mihanina./ Ngoshon-dreniny sanabavy= mihanina @ dreniny sanabavy.
Fitarognam-besileo tegnany io.
Shy ny fiteko ho ro trotraka,
Gny mpanao atova ro rokaka!

54. ari.malala
(
10/03/2009 08:05)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D hay ve rekomande le reniakomande e :-D :-D :-D :-D :-D :-D gaga b mants za hoe in ndray kou no idiran'ny reniakoho sy ny mande ami le resaka :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
xxx d in ndray ny dikanle
ika, ts hoe manao anle in hoe zany lazainyyyyyy mints za fa tena miezaka manakatra izay lazainy fa tena tsy azoko an! :-P
xxx d in ndray ny dikanle
Shy ny fiteko ho ro trotraka,??? le atova alou zan efa nazavainao hoe sahafa fa le rokaka no ts azoko azafady!
Gny mpanao atova ro rokaka!
ika, ts hoe manao anle in hoe zany lazainyyyyyy mints za fa tena miezaka manakatra izay lazainy fa tena tsy azoko an! :-P
57. xxx
(
10/03/2009 23:24)
Shy ny fiteko ho ro trotraka
Gny mpanao atova ro rokaka.
Izay midika hoe:
Raha ny sotro hono no mianjera
Dia ny mpanamboatra sahafa no vizaka.
Gny mpanao atova ro rokaka.
Izay midika hoe:
Raha ny sotro hono no mianjera
Dia ny mpanamboatra sahafa no vizaka.