antso avo ho anareo mpiandany an'i ra-8

61. xxx ( 10/02/2009 04:29)
heidi:

Ka ninna lazainao d tsy mety ny miady @ maty ary tsy mety ny miomehy ny fiainan'ol....sa zany miady @ maty sy miomehy ny maty izany angambany fahenndrena azonareo tany @ RAR nareo tany???

izaho tsy miady ary tsy miomehy mitsy toimpoko fa azoko atao ny mandatsa satria mibaribary fa notadiavindreo ny fahafatesana


"fa azoko atao ny mandatsa satria mibaribary fa notadiavindreo ny fahafatesana".
Inona ny dikan'ny mandatsa aminao????
Mianara teny gasy?
mandatsa= miomehy ny fahavoazan'ny hafa sy manenjy -dresy (ny maty, ny voa) = maneso= miomehy! ka d tsy miady izany @ nao? ary tsy miomehy! tssssssssssssssssss. hita fa ambany saina tsssssssssssssss, izany no nampianarina anareo miomehy ny fahavoazan'ny hafa! :evil:
62. xxx ( 10/02/2009 04:33)
heidi:

na ratsiraka na tgvendrana na ravalo samy tsy mendrika
fa izay mandika ny lalàna mihoa-pefy kosa dia faizina
rehefa tokony handray andraikitra ny polisy sy ny miaramila dia
afaka manantateraka izany izy, mbola ambany fahefan'ny mpitondra ireo
ka tsy maintsy manantateraka ny baiko avy amin'ny avo
adalan'ny ilay andian'olona azo lolovin'ny mpanohitra tgvendrana
no hisangisangy ny danzé mety ahazo azy....
NY RESPONSABLE DIA I tgvendrana aloha, fa na izany aza i ravalo tsara mihongana, afaka ahongana am fomba milamina fa tsy korontana otran'ny ataon'i tgvendrana


aleo hivoaka ny analyse n'ny ONU eeee, io inna lalàna...ninna miseho....ny vahoaka tsy azo tifirina...fa tokony harovana. Hita eo n yvalin'ny ONU..fa tsy afa-maina @ io eo ny ra8 nareo namono ol namporisika nitiftra d mosy miatsara velatsihy hoe miombokalahelo @ maty tssssssss. hadalan'ny ministre de défence angaha ny tonga d namela fialana malaky????
:evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0071