antso avo ho anareo mpiandany an'i ra-8
41. Noue
(
08/02/2009 18:17)
dia ndana koa jereo kely io eee
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m498edeb4a89f0

42. heidi
(
08/02/2009 18:21)
38. Mpandefa : naughtyboy [ Valio ] 08-02-2009 19:11:30
Lohateny : Re : antso avo ho anareo mpiandany an'i ra-8
tena midika ,satria ianao irery no mahazo fahafinaretana manakora sy mandatsa azy ireny nefa ny sainy rehetra dia mahalala fa habibiana izany noho
ny fanamparampahefana ataony le8,tsy mihaino ny hetahetambahoaka ary mamono azy ireo toy ny valala
IL SUFFIT DE MANDINIKA sy misaina kely fotsiny reh!
efa hita ny fisehoanjavatra tany aloha isaky ny misy ny fanonganam-panjaka dia ny vahoaka madinika sy ny vahoaka mahantra ihany no fitaovana ampisaina hiakarana amin'ny toerany ary ny vahoaka mahantra sy tsy manantsiny ihany no lasibatra amin'izany ka dia maninona reh no mbola nanaiky ho hatao fitaovana ihany anefa efa fantatra ny danzé hahazo azy.....
43. naughtyboy
(
08/02/2009 18:24)
ny saiko? salama tsara raha ampihoarina ny anao satria ianao irery no mahazo fahafinaretana manakora sy mandatsa azy ireny nefa ny sainy rehetra dia mahalala fa habibiana izany noho ny fanamparampahefana ataony le8,tsy mihaino ny hetahetambahoaka ary mamono azy ireo toy ny valala heloka izany n'inoninona lazainao erahany rehetra mahalala,efa 21e siècle isika izao fa tsy mediaval intsony
44. Noue
(
08/02/2009 18:36)
naughtyboy:hitako no maharaka vaovao tsara ianao eee
ny saiko? salama tsara raha ampihoarina ny anao satria ianao irery no mahazo fahafinaretana manakora sy mandatsa azy ireny nefa ny sainy rehetra dia mahalala fa habibiana izany noho ny fanamparampahefana ataony le8,tsy mihaino ny hetahetambahoaka ary mamono azy ireo toy ny valala heloka izany n'inoninona lazainao erahany rehetra mahalala,efa 21e siècle isika izao fa tsy mediaval intsony
:-D :-D :-D :-D :-D :-D
Les forces de l'ordre s'entretuent
D'après RFI , ce sont les membres de l'Emonat qui ont tiré sur les gardes présidentielles pour protéger les civils. Il ne faut pas oublier que de nombreuses armes ont été dérobées aux forces de l'ordre durant ces émeutes.
Est-ce une nouvelle escalade à la logique d'affrontement, d'autant plus que Andry Rajoelina affirme vouloir continuer le combat jusqu'au bout.
45. heidi
(
08/02/2009 18:37)
na hazavaina impiry koa aza samy hanana ny heviny eto fa na ahoana filaza na ahoana dia izaho aloha dia mandatsa ary manome tsiny hatrany......
RAHA MBA NIJANONA TANY ATRANO TSY MATY MATY FOANA TOY NY AKOHO VOHITSAKY NY FIARA
Justement efa 21e siècle tsika izao fa mba ovaina ilay systeme fa tsy mifandrobaka fahefàna be fahatany otran'io jiolamboto otran'io dia ny olona tsy mieritreritra sasany dia manaiky ho ataony fitaovana fotsiny de mitono tena na ho fantatra izao aza fa hisy ny ra mandrika, sady efa nampitandrina anie ny mpitifitra fa ny hanao ankeriny toy ny fanao ihany no mahafaty

47. heidi
(
08/02/2009 18:41)
Est-ce une nouvelle escalade à la logique d'affrontement, d'autant plus que Andry Rajoelina affirme vouloir continuer le combat jusqu'au bout.
jusk'au bout fa ireto olona donton'ny fahantràna sy ny hanohanana no atao fitaovana handehanana lavitra faran'ny maximum ahazoana ny seza , bondongerina sy ny didijadona no hampiharina
48. Noue
(
08/02/2009 18:58)
heidi:marina retsy zany ry heidi aaa ! zao koa manko ee ! efa voalaza oe ça va être un samedi rouge ka inona no mbola antony nankanesana tany ihany eee ??? betsaka ireo vahoaka izay nahatsapa fa bodongerina sy didy jadona fotsiny sisa no natao , la preuve , nihena hatrany ireo mpanaraka azy !! saingy hélas !
RAHA MBA NIJANONA TANY ATRANO TSY MATY MATY FOANA TOY NY AKOHO VOHITSAKY NY FIARA
Nandiso fanantenana ny olona koa izy eee ! Nolazainy fa tafika dia miaraka aminy ka tsisy hatahorana zany ! fa ataovy ny (adidinareo) oay oay oay !!!
dia iny izy no nitsaoka eee ! navelany tany ny mpiara-diha taminy !!!! satria nahoana ??? efa fantany tsara ny fandehan-javatra !! tout a ete déjà bien préparé io coup-ny io eee
49. xxx
(
08/02/2009 19:02)
heidi:
na hazavaina impiry koa aza samy hanana ny heviny eto fa na ahoana filaza na ahoana dia izaho aloha dia mandatsa ary manome tsiny hatrany......
RAHA MBA NIJANONA TANY ATRANO TSY MATY MATY FOANA TOY NY AKOHO VOHITSAKY NY FIARA
Justement efa 21e siècle tsika izao fa mba ovaina ilay systeme fa tsy mifandrobaka fahefàna be fahatany otran'io jiolamboto otran'io dia ny olona tsy mieritreritra sasany dia manaiky ho ataony fitaovana fotsiny de mitono tena na ho fantatra izao aza fa hisy ny ra mandrika, sady efa nampitandrina anie ny mpitifitra fa ny hanao ankeriny toy ny fanao ihany no mahafaty
Aza mba mandatsa ol indrindra fa efa maty izy ireny....matoa izy nankany misy bdb ny antony...ary fantany fa mety ahahfaty azy ny mankany fa matoa izy nandeha de nohon'ny taranany aty aoriana...satria hain yfa tsy mety ny fitondrana misy eo...ary ianao any andafy any tsy mihaina mafy tahaka ny any Dago any fa mbola mitsinatsinaka mihinana sy misotro sy miasa mande tsara ny fiainanao any ary tsy hay koa na mbola mahazo ranondranony @ ra8 ao d satry hitoh yfoana ny fiainana.... fa tsy mijery ny fahorin'n yvahoaka malagasy nay dago nay...d tsy hitanao ny zava-misy any...fa matoa izy ireny nanao sorona ny teneny ao raha...ary efa mihoatra ny loha ny hiainany...d naleony nihoitra nohon'n ytaranany. ka d izao tsy manome tsiny ny maty fam irary kosa fihononana ho an'ny fiainakaviana nilaozany.
51. heidi
(
08/02/2009 19:11)
Aza mba mandatsa ol indrindra fa efa maty izy ireny....matoa izy nankany misy bdb ny antony...ary fantany fa mety ahahfaty azy ny mankany fa matoa izy nandeha de nohon'ny taranany aty aoriana...
izaho alouha mandatsa ary tsy hafeniko izany e!
justement efa fantatra fa hahafaty azy eny ka mbola mande mitonatonana eny ihany, ho an'ny taranany any aoriana ve no nandehanana teny? ka aiza izao reo mpanao fihetsiketsehana tamin'ny andron-dratsiraka sy ny karazany teo aloha ? noho ny taranany koa no nanaovany an'ireny, nisy ny faty olona teny iavoloha, aiza ny taranan-kizy ireny, taoko mbola izao mitolona izao ihany izao mbola mahantra izao ihany dia tsy fay sy tsy mba leo ve?????
IZAY NO ataoko hoe raha mba nisaina kely tsy ho faty faty foana teny
52. xxx
(
09/02/2009 00:51)

Ka ninna lazainao d tsy mety ny miady @ maty ary tsy mety ny miomehy ny fiainan'ol....sa zany miady @ maty sy miomehy ny maty izany angambany fahenndrena azonareo tany @ RAR nareo tany???
53. patrick2002
(
09/02/2009 02:08)
ka izay indrindra no tsy tsapan'ny vahoaka mpanohana an'i ra tgvendrana hita fa tsy nahomby ny fanka-tahaka izany hoe ny vahoaka no maka taahaka ny mpanao fihetsiketsehana taloha, mimenomenona fa ahoron'i ravalo dahollo ny fananann'ny malagasy, ka tsy i toi ihany ve no milaza fa maka tahaka an'i ravalo itgvendrana,
Aoka hazava fa t@ 2002 izaho nanohana an'i ra-8 ,betsaka no niteny tamin'izany fa ,na miteny frantsay aza tsy hainy , f'angaha mitantana entreprise ny mitondra firenena , nanana ny arguement-ko izaho tsy hilaina fahaizana ny mitondra firenena fa volonter ary fahaizanao miara miasa @ mpiara miasa aminao , efa leo ny gaboraraka nataony Ratsiraka izaho.
Raha miteny ahy ianao hoe io TGV mbola pire no i ra-8 ,dia hoy aho aminao hoe tsy misy fondement ny hevitrao ,fa iza no miteny aminao fa tsy misy olona mety honona @ hareny izany .Rehefa tsy mamely dia andao indray haongantsika amin'izay isika sy heidi mba miaraka eny Ambohitsirohitra indray.
54. tovolahy007
(
09/02/2009 04:50)
De 2009 manohana andra TGV, de 2010 hanohana an'i Monja Rondefo de 2011 hanohana an'i Ialy Rajoelna, de 2012 hanohana an'i Voninahitsy, de 2012 hanohana an'i Kotity, de 2013 hanohana an'i Andriamanjato zanany, 2014 hanohana an'i Ratsivalaka, 2015 hanonahana an'i TSY HAIKO TSONY FA BETSAKA IZY IREO. DE AHOANA, HISY VE NY DEMOKRASI ZANY SA IZANY MITSY ILAY ATAO HOE DEMOKRASIA. REFA TSY TIKO ILAY MPITONDRA DE TSY ILAINA IZANY FIFIDIANANA IZANY FA TONGA DE AHOANGANA E. DE VOLA ARINA FOTSINY NY HANAOVANA FIFIDIANANA, SAFINDIM-BAHOAKA TSY ASIANA RARINY. INONA MARINA MOA LE DEMOKRASIA DRADRAINA???. DEMOKRASIA VE ILAY ATAON'I ANDRY?
55. heidi
(
09/02/2009 06:37)
Ka ninna lazainao d tsy mety ny miady @ maty ary tsy mety ny miomehy ny fiainan'ol....sa zany miady @ maty sy miomehy ny maty izany angambany fahenndrena azonareo tany @ RAR nareo tany???
izaho tsy miady ary tsy miomehy mitsy toimpoko fa azoko atao ny mandatsa satria mibaribary fa notadiavindreo ny fahafatesana
56. heidi
(
09/02/2009 06:39)
ary tsy misy idiran'ny fahnedrana sy ny fitaizaina tany antranony izany; ny ao antsaiko no lazaiko eto ka na inona lazainao izay no filazako azy, adalàna ny azy ireo nahatonga azy ho faty, tsy no forcéna hirogatra hitady fahafatesana teny fa ny adalàna tsotra izao
57. heidi
(
09/02/2009 06:41)
Aoka hazava fa t@ 2002 izaho nanohana an'i ra-8 ,betsaka no niteny tamin'izany fa ,na miteny frantsay aza tsy hainy , f'angaha mitantana entreprise ny mitondra firenena , nanana ny arguement-ko izaho tsy hilaina fahaizana ny mitondra firenena fa volonter ary fahaizanao miara miasa @ mpiara miasa aminao , efa leo ny gaboraraka nataony Ratsiraka izaho.
Raha miteny ahy ianao hoe io TGV mbola pire no i ra-8 ,dia hoy aho aminao hoe tsy misy fondement ny hevitrao ,fa iza no miteny aminao fa tsy misy olona mety honona @ hareny izany .Rehefa tsy mamely dia andao indray haongantsika amin'izay isika sy heidi mba miaraka eny Ambohitsirohitra indray.
ka ny vahoaka no nanolotra azy eç! izaho sady tsy nifidy ani' ravalo no tsy hifidy an'i r tgv ary samy tsy tia azy roa, fa mba manara-dalàna fa tsy manao loahmboto fotsiny
58. patrick2002
(
09/02/2009 11:48)
raha resaka fifidianana aloha dia hita fa tsy nohajaina ny safidim-bahoaka t@ fifidianana farany teo t@ ,communal sy deputation ,nangalatra ny tim.Matoa naharesy TGV tao Tana satria misy mpanao gazety marobe ao ,ary hita mibaribary ny halatra .
ary mbola miteny anao izaho fa raha ny lalana i ra-8 tsy tokony hilatsaka ny 2011 ,fa sur 200% aminao izaho fa hilatsaka io ,baikony fotsiny ny depute sy ny senat dia miova ny lalana.
Izaho izany matoa manohana ny tolona ny TGV dia sur a 150% fa i ra 8 tsy hiala ao raha tsy korontana hotry ny izao ,na 2018 ,na 2020 ,tsy miala io ,ny halatra anefa hatao foana

59. xxx
(
09/02/2009 11:55)
TSIRANANA=RATSIRAKA=ZAFY=RATSIRAKA=RAVALOMANANA=ZE HIDITRA EO=BDB MANARAKA ANY E
60. heidi
(
09/02/2009 12:48)
PATRICK: taoko nihindrahidraina ery ravalo nony lany ! dokafana natao inona sns..... mahavita azy e! oy é! oy é!
dia ho torakizay ihany koa ny anareo io tgv io raha mba sanatria ka io no ho filoha eo .....miala an'akatso de ambohidepona de inona ndray no kritera après