antso avo ho anareo mpiandany an'i ra-8
24. patrick2002
(
08/02/2009 11:44)
Samoana:
Hoy patrick2002
...Ka mahagaga ahy no hankahalanareo an'i Ratsiraka...
Tsy patrick des années 80 tokoa nareo ka tsy nahalala ny méthode fanaon'ny DGID an-dradidy :wink:
Ny famalinareo mpomba anra-8 rehetra dia mitovy @ famaliny AREMA t@ 2002 ,
-Tsy misy afa-tsy ny ara-dalana ihany ,
- Tsy ny vahoakany Antananarivo , irery madagasikara.
izany no nangadilo sofona t@ 2002
Amin'izao fotoana izao anefa ny hataony Andry TGV dia makatahaka ny nataony ra-8 t@ 2002 ihany
-Auto proclamation
-gouvernement trottoir.
-Fanangonana reserviste ,nomena basy.
Izany hoe ilay fanjakany baroa lazainareo mpanohana an'i ra-8 no nataony Ravalomanana t@ 2002.
Ka iza no nampianatra
25. kelly13
(
08/02/2009 11:47)
ka inn aza no tokony ataon'ny vahoaka malagasy rehetra izao e? hanaraka an'i tgv sa hiandry ny rariny @ i ra8? hanaraka an'i tgv tô ho faty² fôna sa hiandry ny rariny @ i ra8 toa ho nôna lava? sa aleo nôna toy izay maty? sa aleo maty toy izay nôna?
26. patrick2002
(
08/02/2009 11:54)
Teneno ny lalàna nodikan'ny filohampirenena dia ho hitako eto raha hanohitra aho.
fitsabahana ny fahefany mpitsara, ohatra farany ,teo nandefa mandatd'arret izaho ho an'i Dolin sy Rolland Ratsirak ,f' angaha fahefany Filoha no madef mandat d'arret , ny procureur de la republique no mandefa an'izany ary tsy azony filoha baikona izy ,amin'izany.
faharoa misy lalana no mametraka ny fahefany ambaratongam-pahefana rehetra izany no hatao hoe la loi organique ,efa misy lalana ny fahefany ben'ny tanana ,ny praiminisitra ny filoha ,sns ,tsy nohajainy ra-8 izany ka nalainy ny fahefany ben'ny tanana @ alalany decret (tsy haiko ny dikany decret @ teny gasy),ohatra fanendrena filoham-pokontany ,fanageazana ny budget ny commune , ny loi afa ny decret afa ,ny loi tsy azo ovana @ decret mihintsy raha hanova loi iray ianao dia tsy maintsy ho entina eny @ parlement ,dia mifidy aloha ny assemble sy ny senat ,
ny Decret no fahefana ananany filoha.
santionany fotsiny ireo.
27. heidi
(
08/02/2009 12:08)
Ny famalinareo mpomba anra-8 rehetra dia mitovy @ famaliny AREMA t@ 2002 ,
-Tsy misy afa-tsy ny ara-dalana ihany ,
- Tsy ny vahoakany Antananarivo , irery madagasikara.
izany no nangadilo sofona t@ 2002
Amin'izao fotoana izao anefa ny hataony Andry TGV dia makatahaka ny nataony ra-8 t@ 2002 ihany
-Auto proclamation
-gouvernement trottoir.
-Fanangonana reserviste ,nomena basy.
Izany hoe ilay fanjakany baroa lazainareo mpanohana an'i ra-8 no nataony Ravalomanana t@ 2002.
Ka iza no nampianatra
ka izay indrindra no tsy tsapan'ny vahoaka mpanohana an'i ra tgvendrana hita fa tsy nahomby ny fanka-tahaka izany hoe ny vahoaka no maka taahaka ny mpanao fihetsiketsehana taloha, mimenomenona fa ahoron'i ravalo dahollo ny fananann'ny malagasy, ka tsy i toi ihany ve no milaza fa maka tahaka an'i ravalo itgvendrana, izay hanogoronkarena ihany koa, de hoy aho hoe aza vendrana ihany ka hanaiky hatao fitaoovana, aleo ho avy ny fifidianana dia ny vahoaka no mifidy izay tiany fa tsy mandrombaka ny fahefàna bontolo be fotsiny toy ny ataon'i tgvendrana io..... NY VAHOAKA madinika donton'ny fahantràna no ampisaiany ho atao fitaovana hangalàna ny seza sy ny pouvoir-
28. heidi
(
08/02/2009 12:13)
kalovavy:
haidi, fijerinao amboary, fahefany no ambakainy anao , jereo ny zava misy, de alefaso fisainana, za tsy milaza, ity no tsara ho filoha, na iry no ratsy. Fa ny zava misy no hitako, misy tsy mety ataony mpitondra ka mila hovainy ao aminy fahefany
ka mba lazao azq izay tokony hatao amin'ilay hoe mila hovaina ny fahefàny????? MOA VE IRENY zava-niseho hatrizay sy omaly asabotsy ireny no fomba idealy hety hampiova izany?????
29. kalovavy
(
08/02/2009 12:28)
Rehefa dila tafahotra, ny ataony fitondrana ka tsy mety, de ireny ny miseho, satria fantaro tsara fa , nampanatena tsara any reny vahoaka notifirina ireny izy taminy 2002 fa, fahamarinana sy mahamasinana zany no , lokalokainy ataony , ka aiza izany,
30. heidi
(
08/02/2009 12:34)
DIA MIno ve i kalovavy fa tsy mitovy amin'izay ihany koa ity Hataon'i rtgvendrana ity?????? SAMY ZAY TONGA EO HAMPANANTENA daholo,
fa lay vahoaka mitsy no vendrana manaiky atao fitaovana hiakarana eo ambony seza fiandrihanany, izay no tsy mahita fa toy izay foana ny zava-miseo
fa lay vahoaka mitsy no vendrana manaiky atao fitaovana hiakarana eo ambony seza fiandrihanany, izay no tsy mahita fa toy izay foana ny zava-miseo
31. Noue
(
08/02/2009 12:58)
zao fotsiny no lazaiko anao ry patrick2002 aaa! nandiso fanantenana ny olona i tgv ary io tsy azonao lavina na dia kely aza eee !! zao fotsiny eee ! nanambara izy fa ny tafika dia miaraka aminy!!! fa tafika iza moa izany ee ??? io no nasesika tao an-tsain'ny olona dia nohentina ireo vondron'olona , nampirisihiny handika ny lalàna ka ni-affranchir ny zone rouge!!! ny olona nohentiny teny dia nino azy fa tsisy hatahorana ny fankanesana any!! hainy tsara anefa oe inona no zavatra hiseho raha handika io zone rouge io ny olona eee ! dia inona no nataony ??? nivily lalana izy ary samy hitantsika zao ny setran-zany eee!
32. filazana
(
08/02/2009 15:39)
Halako mintsy tony pasitera (patrick2002) be tetidratsy itony. Mody asiany toriteny kely de hampidikizo ny gasy avy eo
33. serpent
(
08/02/2009 15:42)
t@ 10 Août 1991 notarihin'dry Pasteur Andriamanjato nankeny Iavoloha (zone rouge) ny vahoaka => nampitifitra Ratsiraka => Ratsiraka dictateur & assassin
2002 notarihin-dra8 ho eny Mahazoarivo (zone rouge) hametraka an'i Praiministra J Sylla ny vahoaka => nitifitra ny miaramila => Ratsiraka assassin & dictateur
2009 notarihan'i TGV ho eny Ambohitsorohitra ny vahoaka => nampitifitra ra8 => ?????? assassin & dictateur
Aleo samy mamaly any ampony . No comment

35. naughtyboy
(
08/02/2009 17:22)
samy diso izy 2 lahy fa teo ampelatanany ny ràny tsy mananatsiny marobe
36. heidi
(
08/02/2009 17:24)
manantsiny ka! :-P izao izany lasa nandroba ndray fa tsy nety afa-po tamin'ny isan'ny maty teo omaly
37. naughtyboy
(
08/02/2009 17:54)
indrisy tsy tsapanao ry noue/heidi ny fahasimbany sainao ka fiheverana farany izay ambany indrindra no entinao miresaka eto ,ireo maty no mahafaly anao ka aderaderanao toy ny amboara eto ireny sariny izy ireny
38. heidi
(
08/02/2009 18:05)
TSY FAMPIDER0NA NY sary midika fa mahafaly ny mijery azy fa kosa fampisehoana fa raha tsy nanao ireny adalàna ireny izy tsy ho faty faty foana, ary tsy eto ihany no miparitaka ny sary miaraka am kaomantera fa manera ny site rehetra eny na ny fampisehoana azy amin'ny video aza....
TSY HOE simba saina sanatria fa tena misokatra ny saina ka mahatsapa ny zavatra tokony nataon'ireo olona sy tsy tokony nataony.....
MBA TOKONY HANARA-dalàna fa tsy manampatra ny danin'ny kibo sy ny fahamafisandoha ary entimpo tsy ampisainana e!
dia raha nataon'i ra tgv hoe firo na lelafo ny fitombenako de nanao ihany koa
hita mibaribary anie ny zvtr tadiaviny e! dia ny fahazoana ny seza ahazoany mtiondra ny fitondràna sy ny fanaovana didijadona ary manaraka an'i ravalo hibodo ny fananan'ny hafa ihany koa.
Tsy naintsy hoe nisy faty olona teo hoy aho raha ohatra aza ka tsy nitifitra ny miaramila dia avy amin'ny ankilany ihany no nahitàna ny viôlansy toy ny fandorana sns teo aloha , tsy faty olona betsaka koa ve no hita tamireny????

39. naughtyboy
(
08/02/2009 18:11)
tena midika ,satria ianao irery no mahazo fahafinaretana manakora sy mandatsa azy ireny nefa ny sainy rehetra dia mahalala fa habibiana izany noho
ny fanamparampahefana ataony le8,tsy mihaino ny hetahetambahoaka ary mamono azy ireo toy ny valala
ny fanamparampahefana ataony le8,tsy mihaino ny hetahetambahoaka ary mamono azy ireo toy ny valala
40. Noue
(
08/02/2009 18:14)
naughtyboy:zany ve eee ??? ary ny sainao hono mba manao ahoana ee ??? dia omena rariny zany ny mpitarika nitsaoka ??? raha lazaina ve ianao ry naughtyboy oe aza manitsaka eto fa feno maloto io dia iny ianao tsy miheritreritra akory fa aviavy ery mampiseho hanitsaka ??? dia ataovy aza koooo! ary hono oa eee !!! simba saina daholo zany ny olona @ ny site rehetra namoaka ireny sary ireny ??? ao aza eee ! valio ao ireto oe ny fahasimban'ny sainareo no hamoahanareo ireny sary ireny dia ho hitantsika eo ny valiny eee
indrisy tsy tsapanao ry noue/heidi ny fahasimbany sainao ka fiheverana farany izay ambany indrindra no entinao miresaka eto ,ireo maty no mahafaly anao ka aderaderanao toy ny amboara eto ireny sariny izy ireny
http://www.sobika.com/madagascar-photos/2009/andryrajoelina/070209_001.php
http://www.topmada.com/
http://www.france24.com/fr/20090208-madagascar-une-ceremonie-memoire-victimes-reunit-5000-personnes
dia tsarovy koa ry tsy mba simba saina fa matoa ny olona manome vaovao eto dia ny fitiavana fizarana izay mba fantany eeee !!!