Mitia olona tsy hitamaso

61. heidi ( 05/02/2009 10:02)
:-D :-D :-D
62. ikaretsaka ( 05/02/2009 14:14)
O laingomen io e laingomenaaaa

Oooops kay mo raosy mena le izy
63. ari.malala ( 06/02/2009 07:43)
:-D :-D :-D :-D
64. ni81 ( 06/02/2009 08:20)
ni81 naika tsatsssss fa sou ian nahay nitsookkk
somary mahagaga tokoa aloha ny oul sasany fa raha vao mifanoratra dia lasa mitatra ilay resaka e! Maromaro ihany izay efa tratra izay hum :) :-D :-D
65. ari.malala ( 06/02/2009 09:00)
ni81, fa hita akia ko! :-P tato hoa nisy raikalahy zay! fa zany izay rehetra mifanoratra aminy toriany fitiavana daolo! (ny nahalalako izany miresaka izahay mpinamana ato d refa mandeha ny resaka d mitontona any @ dool ny resaka :-D) fa zay kosa klou ts niady e :°)
66. heidi ( 06/02/2009 17:54)
kou raha tsy veunjana aky kou hiady am zay bandy raha tena mpinamana tsy miady amzany :wink: :-D
67. ikaretsaka ( 06/02/2009 18:24)
misy miady an.. indrindra le madamabe tsy ampy daozy ireny :°)
68. gabidemony ( 07/02/2009 16:44)
Tsy mampino,andrana na misy tombotso-nao na voadona ianao tsy mety mahita vady.Firy ny olona manao an'io fa tsy manjary ny fiarahana.
69. Mirananirina ( 08/02/2009 13:10)
mety ho hita maso ihany avy eo,fa aza matahotra
70. ari.malala ( 09/02/2009 06:29)
heidi:

kou raha tsy veunjana aky kou hiady am zay bandy raha tena mpinamana tsy miady amzany :wink: :-D



:-D :-D natao fimehezana ftsn aza le izy ko :-D :-D :-D

ika ;) enao anie anangarany fa atov eo iany e:-D :-D
71. ikaretsaka ( 09/02/2009 16:31)
za tsy matahatra devoly de matamah zany ry ari a :-D njinja le matata michelin ireny
72. ari.malala ( 12/02/2009 06:27)
:-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0576