Mitia olona tsy hitamaso

1. xxx ( 30/01/2009 19:29)
Misy olona mifanoratra amiko izay,tiako izy nefa tsy hitako akory ary tsy fantatro ny tena fiainany,sariny no hitako dia izay.(izay marina)mety hafeniny manko ny tena momba azy.Diso ve izaho,ahoana ny hevitrareo
2. heidi ( 30/01/2009 19:43)
hoy aho hoe tsy misy hoatra ny hita maso ihany.....
SINON Azo atao hoe fitaka ny ambadiky virtuel....

MISY TANtarana sipa iray 18ans vazà izy ....
NIFANORATRA am bandy telo lahy izy samy somary mikoty azy ireo telo lahy ireo fa nanapakevitra izy nisafidy ny tena hiarahany , ka ilay tena zàtra ady am resaka virtuel no nanitona sy nianjeran'ny fitiavany..
NY RESAKA fitiavana sexe isan'andro devant ny ecran, ndraindray miantso aza lay bandy matetika d otran'ny ireny hoe manao amour am fone hono, izay mitsy ny notantarainy, dia maty be ny te hiaona lay sipa fa lay bandy tsy mety mitsy fa hoe mahafinaritra be ny relation virtuel otran'ny antsika izao ka atao inona hiaona, hany ka nalain'ilay sipa ny renseignement momba ny ilay bandy, ny anarany sy ny adresse-ny notsokoloviny tany hay izy milaza fa jeune garçon de 22ans, ity efa 44ans sady efa niteraka roa ary miandry zazakely am lay vadiny....
MBOLA nanohy ny fanaony ilay bandy am net manadala ilay sipa de hoy ilay sipa oe : mon coco, si tu continues à te faire passer pour un jeune homme compte sur moi pour retrouver ta trace ho tataraiko am vadinao daholo ny rehetra :-D
fay lay rangahy tsy tonga tao am net nampiresaka ny sipakely tsony
lay sipa alou efa tena tara be mitsy e
3. sakaizakely ( 30/01/2009 19:48)
ity virtuel ity wà :lol:
aza matoky afatsy ny hitan'ny maso sy ny azo tsapaintanana ihany
4. ni81 ( 30/01/2009 19:50)
ity virtuel ity wà
aza matoky afatsy ny hitan'ny maso sy ny azo tsapaintanana ihany
:lol:
5. ainaheri ( 31/01/2009 04:37)
inn ny iarahako @ oul virtuel,ra izany no izy tsy aleoko manao abonemà @ tel rose hihihi Aleo iany mifankahita fa misipa rivotra zany tsy mamely :wink:
6. xxx ( 31/01/2009 14:42)
Ka iray aminareo mihitsy anie izany tiako izany fa aleo tsy tononiko ny anarany fa ho ahy samirery.Milaza ny hihaona izahay fa mbola afaka 6 volana.
7. Lejoba ( 31/01/2009 14:44)
fantasme be izany ra-xxx ah. Mety tena mahakivy na mandiso fanantenana anareo ny zava-misy eo @ fiainana an-davan'andro dia niantefa any ilay fitiavanareo.
Ity hono ka olona masiso be izy izay? (maimbo vava, helika, frôm ....), aza tsiny manapotika ny nofinofinareo eh.
Ny zavatra soratana koa anie, voalanjalanja sy azo dinihina lalina eh, toy ny composition any @ exam. Izay hahatsara ny présentation no atao, hahazoana naoty tsara.
Dans la réalité hita ny brouillons sy ny naoty ratsy rehetra.

Fa tsy afaka hanome tsiny an'i toi aho aloha eh, misy fianakaviako akaiky, t@ net no nifankahalalàn'izy mivady. Izay any an-tokantranony any tsy haiko fa ny hita ety ivelany toa mitovy @ couple rehetra ihany. Toa misy mpivady eto @ sera2 koa toy izay (vao teraka t@ 2008 iny ry zareo, toa misy malala izay ilay PS raha tsy diso aho). Misy fantatro koa, mpivady nihaona t@ net, feno lainga be t@ voalohany fa mbola any izy aloha, ny hoe tsara sa tsia ny fiarahana, tsy haiko.

Andramo tsapaina ilay ol eh, anontanintanio ny momba azy, ny zvt tiany sy ny hetahetany, sao mba .........

Atao ahoana fa tena tsy mora ilay resa-pitiavana
(l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l) (l)
8. Mirananirina ( 31/01/2009 14:48)
Toa betsaka ihany no lasa sérieux amin'io fitiavana io an.Anontanio tsara aloha izy,mitandrema ihany
9. soanja ( 31/01/2009 15:19)
Efa mihabetsaka ny olona manorina fitiavana ara-virtoaly ka. Ny antony dia mihalany ny fomba fifandraisana mahazatra taloha no sady mitombo koa ny filana takian'ny olona anankiray eo amin'ny fiainany. Noho izany dia no valiny.
Tsy misy mahadiso velively ny mitia olona tsy hita maso. Matetika aza io no tena mitondra fanantenana kokoa amin'ny fiainanao ka manosika anao hioitra lavitra noho ny fiarahana hitamaso nefa tsy misy mamokatra.
Izay mahasambatra nefa tsy maninba ny hafa dia tsy hadisoana velively. Ny hany olana fotsiny dia mandiso fanantenana antsika olombelona koa ny fieritreretantsika satria ny tena izy misy dia matetika mifanalavitra amin'ny any an-tsaina. Eo izany no mandeha ny safidy; ny fahafinaretana tsapan'ny retsikandre rehetra amin'ny vatana sa ny fahafinaretan'ny eritreritry/embonembon' ny saina? Raha alalinina dia toy ny fidorohana zavamaha-domelina ihany io tsinona; any an-tsaina no betsaka ny fiasany.

Mahereza!
10. princesseN ( 31/01/2009 15:35)
xxx:

Ka iray aminareo mihitsy anie izany tiako izany fa aleo tsy tononiko ny anarany fa ho ahy samirery.Milaza ny hihaona izahay fa mbola afaka 6 volana.



:lol: :lol: tapaka ndray ny tsinaiko amnao r xxx,ts mananihany anao za f ty fihaonannareo mbol apre 6 mois,ny hita maso v bdb d lozanao miandry an'zany :-D :-D mahereza eh! :P
11. Koditra ( 31/01/2009 22:38)
xxx:

Ka iray aminareo mihitsy anie izany tiako izany fa aleo tsy tononiko ny anarany fa ho ahy samirery.Milaza ny hihaona izahay fa mbola afaka 6 volana.

ainahery: Sô dé mbô elah ary zany felah zao no fatatra tarehy eto. :lol:

xxx : Anontanio ny momba azy dé avancéo lé 6mois fela lôtra.
12. ni81 ( 01/02/2009 14:40)
Ka iray aminareo mihitsy anie izany tiako izany fa aleo tsy tononiko ny anarany fa ho ahy samirery.Milaza ny hihaona izahay fa mbola afaka 6 volana.
Ka maninona no tsy hafainganina ny fihaonanareo raha toa ka ela ilay 6 volana e! :lol:
13. simplex ( 01/02/2009 15:10)

tsy diso ianao.
tinao izy... mandrapaha tsy tianao intsony...
bref, otr'zany ihany na @ reel aza
sady mahazo mampirafy koa... tsisy pahita ;-)

14. ainaheri ( 01/02/2009 20:03)
koditra:
ainahery: Sô dé mbô elah ary zany felah zao no fatatra tarehy eto.


F'aona no za klé hihi,maro² iany ny ajalahy miseo sary ato kou...
Avanséo haingana marina ilay 6mois ry xxxx fa sao lozan'ny mihahaka eo an :lol:
15. Koditra ( 02/02/2009 00:08)
F'aona no za klé hihi,maro² iany ny ajalahy miseo sary ato kou...
kay tokou mou léaza.


xxx: Ra atônao fatany oé tinao izy dé mety olazainy anao iany ny momba azy.
16. xxx ( 02/02/2009 00:19)
xxx:

Misy olona mifanoratra amiko izay,tiako izy nefa tsy hitako akory ary tsy fantatro ny tena fiainany,sariny no hitako dia izay.(izay marina)mety hafeniny manko ny tena momba azy.Diso ve izaho,ahoana ny hevitrareo

fa efa nivaro-pananana angaha?
17. Papoose ( 02/02/2009 02:46)
anontanio ihany izy hoe kely v hoe sa lehibe??? :lol: mba ahitany ny ataony ao anatin'izay SIMOI zaymandranpaha aloha :lol:
18. ainaheri ( 02/02/2009 04:48)
papoose,le inn io kely sa lehibe io? :-D :roll:
19. ari.malala ( 02/02/2009 07:44)
:-D :-D :-D :-D zazakely ve sa olondehibe ko! i papoose nge zao zazakely e :-P sa diso za? ;-)
20. xxx ( 02/02/2009 09:03)
Izany hoe ny mahatonga io 6 mois io dia izaho eto france ,izy any Dago.
tsy ainahery ilay izy ka,tsy mamaky ity akory aza izy fa tsy ato ny pseudo entiny.
Inona maina io kely sa lehibe io e?
Aleo iany mifankahita fa misipa rivotra zany tsy mamely

Aza atao izany kosa e,aiza kosa no dia rivotra.Oombelona ihany ka :)
Mety tena mahakivy na mandiso fanantenana anareo ny zava-misy eo @ fiainana an-davan'andro dia niantefa any ilay fitiavanareo

Tena marina izany,mora tia tokoa aho ,izy anie no nitory fitia volohany e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7691