Mitia olona tsy hitamaso
21. hery
(
02/02/2009 09:41)
Raha finamanana fotsiny no eto amin'ny virtuel dia mbola tsy olana loatra. Raha vao resaka fitiavana dia tokony tsy hijanona virtuel maharitra. Mila mihaona arak'izay haingana indrindra. Izay mandà sy tsy mirisika hihaona dia efa misy fika hafa sahady izay ao ambadika.
Raha olona tia izany dia tsy be calcul firy.
Raha toa moa ka tsy mbola tena afaka mihaona vokatry ny ara-bola sns... dia azo atao ny mampihaona ny fianakaviana. Mety azon'ny zandrinao atao ny mandalo any amin'ny fianakaviany... mitsapa rano :-p
Fa ilay ankiafinafina ange tsy eto @ virtuel ihany e. Misy olona miaraka be izao mihitsy dia rehefa tena potika ilay vehivavy izay vao fantatra hoe kay nanambady aman-janaka i leiry... kanefa zany tsy virtuel.
Rehefa consciente @ zava-misy aloha dia efa ok e.

23. ainaheri
(
02/02/2009 11:51)
tsy dia ampy:
Raha finamanana fotsiny no eto amin'ny virtuel dia mbola tsy olana loatra. Raha vao resaka fitiavana dia tokony tsy hijanona virtuel maharitra. Mila mihaona arak'izay haingana indrindra. Izay mandà sy tsy mirisika hihaona dia efa misy fika hafa sahady izay ao ambadika.
Raha olona tia izany dia tsy be calcul firy.
Miombonkevitra aminao zato isanjato
Hialao pà ireny be taikafé mangata-potoana lava ireny,betsaka ny sipa na ny bandy mahay milalao an'io virtoaly io ka mailo iany ry xxxx aa
24. heidi
(
02/02/2009 12:49)
misy tena mana-talenta kanou!
na de hoe misy aza ny fiaonany am lay olona dia lainga aby! ohatra hoe izahO mirefy 1m70 kay izy rehefa ita mirefy 1m60 ohatra.....
IZAHO tena otran'izao sy izao kanefa refa tena miaona amin'ilay olona ny contraire n'iny, ka raha sahala amiko manokana tsy tera-pitiavana mihitsy am net izany aho na mandefa sary sns aza fa miaona vao mety hisy fitiavana na tsia :-P mamitaka ilay resaka fitiavana am net ndraindray....
OHATRA FOTSINY ireo nolazaiko reo....
MISY TENA MAAHAY mi dague sy mi seduire am net nefa refa reel de.... :^)

25. heidi

MISY TENA MAAHAY mi dRague sy mi seduire am net nefa refa reel de.... :^)

26. sakaizakely
(
02/02/2009 13:29)
ahatsiarovako tantaran'oul zay
tara tam le webmaster le sipa, tsy tsaroako tsara moa hoe mikasika inn ilay site fa somary lhl daholo no ankabeazany tao de vitsiana ny vhv. Babon'ny fomba firesak'ilay webmaster le vhv, zany oe tena ilay personnalité mitaratra eo @ fombafomban'ilay oul no nahatehotia azy, de ela ny ela dia nivaky tam le webmaster izy, sady nahatsapa fitia mifamaly koa dia vao maika niha tia be ! Naniry be hahita le oul izy de ouz le oul we sodé tsy mifanaraka am eritreretinao aho de lasa malahelo be fa aleo am zao. Ka ny toetranao no tiako ouz fa tsy za tsy hirara na nain ianao na maizina na zaponé... Efa naharitra ambolana maro taty aoriana vao nanaiky le webmaster de nasainy tonga tany aminy le sipa. Fa asivo bandeau ny maso ouz. Tellement tarabe le sipa de nekeny tam fahatsorampo ny propositions rehetra sady efa amantaonany koa izy no "nifankahalala" teo amin'io site io
De tonga tokoa, de teo ambaravarana ni sonne, de napetany ny bandeau, de tondé de :* :* :* :* :* be de niakatra hatrany ny feeling ary tena vonona ny hanantanteraka le sipa, ny etsy andaniny kou nahita fa niakatra tsara ny ambiansy de natoky tena de nesoriny ny bandeau nanakona ny mason'ilay sipa. Teo vao ankona tanteraka fa kay vhv ihany le webmaster...
Lafiny iray mety ho anisan'ny fahadisoampanantenana hitranga koa io...
:°) :°) :°)

27. ainaheri
(
02/02/2009 13:52)
petitesakaiza>> giravy kou zany an hihihi,ary tena hain'ilay webmaster mitsy ny nilalao azy,ary hono oa,nandritra zay fotoana zay ve d tsy nisy antso antariby farafaharatsiny?? Mba nohenoina na miteny snou na zaponé :P
28. sitlo
(
02/02/2009 14:36)
Raha vao izao dia izao dia izao .... :-@
Misy an'izao sy izao sy izao .... :-@
Be dia be ny tranga fa ny fositra ve no tsy hambolem-boavahy? Alefa any aloha dia rehefa tsy mifanaraka dia samy misaraka.

29. ainaheri
(
02/02/2009 15:09)
sitlo:
Be dia be ny tranga fa ny fositra ve no tsy hambolem-boavahy? Alefa any aloha dia rehefa tsy mifanaraka dia samy misaraka.
Tsy tara lotra ve zany? Vakio tsara ilay resakiks fa ilay bandy aza mbola any dago kou
30. heidi
(
02/02/2009 15:45)
sakaizakely: ka ilay webmaster ve mahalala fa sipa ihany no ho avy ao aminy nifankatia tam net????? 8) SI OUI! lesbi izy izany :-D
31. xxx
(
02/02/2009 16:13)
ka iza aie hoa any Dago ilay bandy izany,ary izaho eto Paris dia ahoana kosa ary no hiaonana haingana,raha ny tiako dia ny mahita azy izao dia izao nefa tsy izay.
tsoriko aminareo fa manambady aho ary manana olana be eo amin'izany,ka hisarahany hono aho,nefa izaho (tena ilay vadiko) ary tsy tiako mainty intsony izy izao,nanomboka nitafa teto ary aho ka nahita lhl hafa tonga dia niantsampy tany ary lasa izy indray no nambabo ny foko dia diso ve aho.Tsy maninona izay fitsaranareo fa marary ny foko aminy anaovany vadiko ahy.Tsy eo aminy toerako manko ianareo.Efa tsy miray trano intsony izahay nefa mbola tsy vita divorce.

32. Lejoba
(
02/02/2009 16:43)
Calme ihany ianao ry xxx sao sanatria "miala an'Ankatso dia Ambohidepona " ah. Sûr ve ianao fa hitia anao araky ny eritreritrao izany bandy any Dago izany fa tsy mila "zavatra" fotsiny? Ny sipa avy aty an-dafy rahateo malaza man... be
Tsy haiko ny @ izao fotoana izao fa ny fahalalako ny bandy any Dago, vitsy no vonona hampakatra sipa divorcée izany. Matoa nisaraka dia ao raha, lalaoviny eo ianao aloha hakany ny maminy dia atsipiny rehefa matsatso na mitady hamikipikitra. Avy eo izy mampakatra sipa made in Madagascar, manana fisainana mety kokoa @ ilain'ny bandy gasy.

33. sakaizakely
(
02/02/2009 16:51)
aina & heidi> tena nolalaovin'ilay webmaster klou le sipa e, izy koa tsy nametraka fanontaniana mivantana satria tena tsy nampoiziny, ps koa no ifampiresahana tsy fantantseksa :lol:
fandaharana Toute une histoire sur la 2 no nahitako an'io tantara io. Na le webmaster koa aza ct aussi sa 1° histoire homo hono, hoy ilay sipa dia izay koa no nahasadaikatra azy :-P
zay no mahavoa ilay mametraka fanantenana amin'oul tsy fantatra

34. heidi
(
02/02/2009 17:06)
Tsy haiko ny @ izao fotoana izao fa ny fahalalako ny bandy any Dago, vitsy no vonona hampakatra sipa divorcée izany.
de ahona ny bandy divorcé maro be mitady hampakatra sipa kely n'importe koi kou zany.......
sakaiza: raha izaho alou mety nandramako ihany e! :^)
mamitaka oà raha vao oul tsy hita maso iznay, ny sary alefany ho anao aza defa lmety tsy azo antoka....FA AZA TRATRANIlay miaona de diso fanantenàna, efa nahita tam tv kou aho fa tsy tafa lay sipa.
LAY BANDY AVY any us mou lay kala sinoa kely australia, manafina edrika foana lery fa tonga teny am aéroport tena toy ny tsy fantrilay sipa un mois de niverina anefa nanatena ny hipetraka any australia lay bandy de hanao aminy eo! :-P
35. ainaheri
(
02/02/2009 18:49)
xxx:
ka iza aie hoa any Dago ilay bandy izany,ary izaho eto Paris dia ahoana kosa ary no hiaonana haingana,raha ny tiako dia ny mahita azy izao dia izao nefa tsy izay.
tsoriko aminareo fa manambady aho ary manana olana be eo amin'izany,ka hisarahany hono aho,nefa izaho (tena ilay vadiko) ary tsy tiako mainty intsony izy izao,nanomboka nitafa teto ary aho ka nahita lhl hafa tonga dia niantsampy tany ary lasa izy indray no nambabo ny foko dia diso ve aho.Tsy maninona izay fitsaranareo fa marary ny foko aminy anaovany vadiko ahy.Tsy eo aminy toerako manko ianareo.Efa tsy miray trano intsony izahay nefa mbola tsy vita divorce.
Raha izay ny olana diniho tsara ihany alou,satria fahitako anao zany otrany nisy blem d nanao otran'ny mamba noana ka na tsikovoko nandalo aza narapaka,ka refa tafiditra ao ambava vao naloa satria makefoka lotra,diniho tsara ihany satria n'importe ki afaka mitory fitiavana,ka tsy fantatra oe iza no tena izy,mba nametraka fanontaniana ve ianao oe,raha tany dago ve za mety hiaraka amiko io bandy io??
Maztou d reveo milamina ao zany ee
36. Papoose
(
02/02/2009 21:20)
vieforce sy ari-cherie!!!le fika kou, misy anie mahay miseduire anjambany fa rehefa tena eo mahalatsanenina ny sasany mihitsy zao :-P :-D
37. xxx
(
02/02/2009 21:41)
azoko antoko ianao ry xxx fa idona amin'ny poteau an. fa mety ilainao ilay midona amin'ny poteau fa atovy ihany aloha. miverena eto manao temoin afaka fito volana :D
38. Papoose
(
02/02/2009 22:11)
fa tsy le vao avy mihaona iny ve de efa manao temoin kosa fa miandry elab torak'zegny? :lol:
39. heidi
(
03/02/2009 06:37)
ka lay vao avy miaona mbola frais be de raha mi se plaire mbola mamy be ny fiarahana tsy misy rapaoro azo atao tatitra izany aloha fa positif dool ny retra :°)
40. xxx
(
03/02/2009 12:16)
Marina ny anareo e,tsy novaliany intsony aho efa ho 3 andro izay.Angamba mamaky ity izy an,aleo ho any e,dia miverina marary fo eto indray aho