Mitia olona tsy hitamaso

41. ari.malala ( 03/02/2009 12:21)
:-D :-D :-D :-D :-D iny kou no tsitako
42. Itovoary ( 03/02/2009 12:24)
Marina ny anareo e,tsy novaliany intsony aho efa ho 3 andro izay.Angamba mamaky ity izy an,aleo ho any e,dia miverina marary fo eto indray aho

Aza mora marary fo ry ann a! rehefa tsy nahomby ny any de eto @ serasera ndray mitsipona fa bdb ny bandy mbola selibany sady bôgôsy eto.
43. xxx ( 03/02/2009 16:02)
Tsy mitady sipa aho ny tena marina fa namana fotsiny,dia nifanoratra teny izahay,dia nahazo teny mamy dia raikitra ,kay mankarary fo fotsiny.
Tsy hitady intsony aho.
44. xxx ( 03/02/2009 16:04)
Hialao pà ireny be taikafé mangata-potoana lava ireny,betsaka ny sipa na ny bandy mahay milalao an'io virtoaly io ka mailo iany ry xxxx aa

Mbola tsy niala pa lhl izaho hatraminy izay niainako fa ny lhl foana no mialapa amiko.Angamba aho ratsy loatra,ary tsy maintsy mampirafy daholo.Efa be ihany izay hoy ny tsy mahay manisa
45. xxx ( 03/02/2009 16:08)
IZAHO tena otran'izao sy izao kanefa refa tena miaona amin'ilay olona ny contraire n'iny, ka raha sahala amiko manokana tsy tera-pitiavana mihitsy am net izany aho na mandefa sary sns aza fa miaona vao mety hisy fitiavana na tsia mamitaka ilay resaka fitiavana am net ndraindray....
OHATRA FOTSINY ireo nolazaiko reo....

tena marina ve izany.Sambako manko nifanoratra taminy namana toy izao.
Hatrizay aho tsy nananoratra izany.Tena hitandrina aho aminy sisa,tsy nanana eritreritra ny hitia olona mihitsy aho.Fa dia nahagaga vao 1 dia lavo.
46. xxx ( 03/02/2009 16:13)
De tonga tokoa, de teo ambaravarana ni sonne, de napetany ny bandeau, de tondé de be de niakatra hatrany ny feeling ary tena vonona ny hanantanteraka le sipa, ny etsy andaniny kou nahita fa niakatra tsara ny ambiansy de natoky tena de nesoriny ny bandeau nanakona ny mason'ilay sipa. Teo vao ankona tanteraka fa kay vhv ihany le webmaster...

Lafiny iray mety ho anisan'ny fahadisoampanantenana hitranga koa io...

Mahatalanjona indray izany an.Ka ny ahy ane tena hitako hoe lhl aloha e.
sady ato anie betsaka ihany ny mampiseho sary e,dia fantampatatra daholo
47. xxx ( 03/02/2009 16:18)
azoko antoko ianao ry xxx fa idona amin'ny poteau an. fa mety ilainao ilay midona amin'ny poteau fa atovy ihany aloha. miverena eto manao temoin afaka fito volana

Mety tsy poteau angamba fa rindrina mihitsy an,hahahaha
hiverina mihitsy aho fa aza matahotra
vieforce sy ari-cherie!!!le fika kou, misy anie mahay miseduire anjambany fa rehefa tena eo mahalatsanenina ny sasany mihitsy zao

izany ve ny fijerinao azy,mety ho marina angamba izany an,ary tena jam
bany tokoa aho

48. xxx ( 03/02/2009 16:23)
31. Mpandefa : Lejoba [ Valio ] 02-02-2009 17:43:57
Lohateny : Re : Mitia olona tsy hitamaso
Calme ihany ianao ry xxx sao sanatria "miala an'Ankatso dia Ambohidepona " ah. Sûr ve ianao fa hitia anao araky ny eritreritrao izany bandy any Dago izany fa tsy mila "zavatra" fotsiny? Ny sipa avy aty an-dafy rahateo malaza man... be

eny e,raha resaka zavatra hafa aloha no tadiaviny,mety tsy ho azony ihany aho,efa vhv lehibe nahita fiainan tsara aho.
Izay vao tsaroako fa efa niteny taminko izy hoe :izaho izao ry chérie tena kikia mitady vola andro aman'alina,fa andeha hiasa aho izao .Inona ny afera mety azo atao any????
Hmmmmmmmm tena izaho aho vao misaina
49. xxx ( 03/02/2009 16:26)
Be dia be ny tranga fa ny fositra ve no tsy hambolem-boavahy? Alefa any aloha dia rehefa tsy mifanaraka dia samy misaraka.

Saika izay mihitsy anie no ataoko e,efa 3 andro izao tsy nifanoratra izahay,nefa efa 1 volana izay ,nifanoratra 3 isan'andro,angamba hoa mamaky ity izy dia kopy hoe izaho izany.
50. ainaheri ( 04/02/2009 04:47)
xxx:

Marina ny anareo e,tsy novaliany intsony aho efa ho 3 andro izay.Angamba mamaky ity izy an,aleo ho any e,dia miverina marary fo eto indray aho



Mety voatohantohan'lay grevy kosa angamba izy ee lol
51. ari.malala ( 04/02/2009 07:21)
ainaheri :-D mdrr

fa lainga lainga fa milay b nge ri reto le sensation hoe tia enao nefa le iz virtuel e :-P fa refa miverina à zero ny saina d eo amizay mihomehy rery ny tena hoe waaa za mou d efa nitia virtuel ko hihihi :-P
52. heidi ( 04/02/2009 10:28)
zà kosa kalou tsy de tratran'izany raha tsy hoe angah mi étincelle be mahitsiny
ka manitona ahy mafy, kanefa na izany aza mety am vlou ihany fa après foana ho azy! mila hita mivantana ilay olona fa mamitaka be!
53. ari.malala ( 04/02/2009 12:16)
heidi, k le étincelle nge zany e! d aveo lasa tapatsinay hoazy refa tena miverina am réalité hoe foana hoazy le étincelle hihihi
54. xxx ( 04/02/2009 13:27)
zà kosa kalou tsy de tratran'izany raha tsy hoe angah mi étincelle be mahitsiny
ka manitona ahy mafy, kanefa na izany aza mety am vlou ihany fa après foana ho azy! mila hita mivantana ilay olona fa mamitaka be!

mety hotratr ihany ianao fa aza taitra ,indrindra ange ilay hoe mitady namana tsotra e,kay avy eo ilay olona mivadika mitory fitia dia voafitaka e
Mety voatohantohan'lay grevy kosa angamba izy ee lol

Enga anie ka izany,nanoratra izy androany ka dia tsy te hamaly aho,efa nomeko ny mail manko izy.
fa lainga lainga fa milay b nge ri reto le sensation hoe tia enao nefa le iz virtuel e

Natsiro mihitsy aloha na dia tsy nandramana aza e.Sambako koa nifanoratra tain'olona hafa akoatra ny fianankaviako dia rembona aho e.
55. ni81 ( 04/02/2009 18:32)
hoy ari.malala
fa lainga lainga fa milay b nge ri reto le sensation hoe tia enao nefa le iz virtuel e fa refa miverina à zero ny saina d eo amizay mihomehy rery ny tena hoe waaa za mou d efa nitia virtuel ko hihihi
:-D :-D efa tratran'izany angaha? hum aoka fotsiny e!
56. heidi ( 04/02/2009 19:11)
mety hotratr ihany ianao fa aza taitra ,indrindra ange ilay hoe mitady namana tsotra e,kay avy eo ilay olona mivadika mitory fitia dia voafitaka e
:^) :^) :^)
raha namana tsotra mitovy feeling sy am gout mou manin???? :^)
57. heidi ( 04/02/2009 19:13)
52. Mpandefa : ari.malala [ Valio ] 04-02-2009 13:16:10
Lohateny : Re : Mitia olona tsy hitamaso
heidi, k le étincelle nge zany e! d aveo lasa tapatsinay hoazy refa tena miverina am réalité hoe foana hoazy le étincelle hihihi

KA REFA TRATRANZAY OTRAN'ny amin'iny andro iny ihany no andaitra fa après tsary manaitra tsony :-D raha tsy hita maso mitsy lay oul toa tsy mety ka! :°)
58. ikaretsaka ( 04/02/2009 20:03)
ka le izy na ela na haingana dia tsy maintsy hoe hodinganina @ izay le tady manasaraka ny reel sy ny virtual io .. de eo no mihanahana sy kobo izay serieux, tsy serieux, ny hesona sy ny sns...
59. heidi ( 05/02/2009 06:47)
ny fanao azy fotsiny mandrapandingana ny tady dia fadina ny mi tomber amoureus(e) gerer-na tsara zany lay santimaka sy ny fitiavana raha tsy hita mivantana ilay oul :lol: :wink:
60. ari.malala ( 05/02/2009 07:16)
ni81 ;) naika tsatsssss fa sou ian nahay nitsookkk :-D :-D :-D :-D :-D :-D

HS fa tato kou nisy oul zay fa zany tena gravy raha ampiresaka an (pimaso hoan'i heidi fa hainy le iz ;) )asa na nahazaka firy ian na nahazaka firy :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0078