hono hoa ry lhl,rahoviana ianareo vao tsy hampirafy

61. Mirananirina ( 06/02/2009 17:54)
tsy voatery filan'ny nofo ihany io madmozel an

Nahoana kosa no lazainao hoe madmozel ? Efa madama be aho ry ikaretsaka a :roll: :roll:
Hita fa izany ,fa eo ianao no manafina eo.Tsy voatery angaha?Inona ary no anaovana any ankafa e?Raha tsy io no tadiavina?
Nahatsiaro vodona ngaha ianao ry ikaretsaka :) :) :)
62. ikaretsaka ( 06/02/2009 18:21)
tsy ampy ny sosy ao am-vovo .. tsy ampy ny kaly ao am-bovo dia mila extra any ivelany ny hafanana ao anaty bodofotsy ao.. .. na be loatra ny sosy ao anaty paosy ao ka mila anariana kely any ivelany na be loatra ny amim-bava ka mila ariana kely any ivelany...na mafana loatra ao anaty bofotssy ao dia mila
fa tsy voatery ho i Ralava sy i kambana mirahalahy ihany!

tsy voadona aho ka! Ika tsy any @ resaka fanambadiana fa ika lalana hafa donc tsy mahakasika azy izany ... fa izany tsy manakana azy hijery ny momban'ny raharaham-panambadiana sy ny misy ao rehefa tonga ao @ confessional madama ka mitaraina fa mampirafy ny vadiny
63. xxx ( 08/02/2009 13:27)
ny sipa mihintsy anie no mahatonga ny bandy hampirafy e.tsy ampy lahy angah?aiza ka lehilahy iray no itambarana

Andray izany vava.Ianareo lehilahy no tena tsy izy,avy eo voany sida
64. ari.malala ( 10/02/2009 07:16)
ikaretsaka:

tsy ampy ny sosy ao am-vovo .. tsy ampy ny kaly ao am-bovo .. ..
Fanga de tsis solution afatsy ny mande any ivelany nefa ra izay le cas? ts voatery mitady any ivelany fa iz roa ian no mifanampy manao ze maha ampy azy ao ko!
ikaretsaka:
na be loatra ny sosy ao anaty paosy ao ka mila anariana kely any ivelany na be loatra ny amim-bava ka mila ariana kely any ivelany...
d ts maints hoe anariana v? fa ts azo atao nga ny mitsinjo vodiandro ho merika k mba manao economie? pffffff blablabla iarovantena dool zany amko fa efa toetra anatin'ny lelà mins le mampirafy :-P
65. ikaretsaka ( 10/02/2009 18:12)
ari> ko maninona ianao no mandeha mikandra rehefa tsy ampy ny "sosy" ao ambovo?

rehefa tsisy issue intsony kosa hoe hita tsy hahavokatra intsony ny tokontany tsy maintsy mandeha ny "exode rural" e :wink:
66. heidi ( 10/02/2009 19:02)
tsy de mi convaincre ahy loatra oà ilay hoe be saosy loatra dia izay no mahatongza ny lahy hampirafy mba handaniana ilay saosy?????
fitiavambavy no ao ambadika ny fahalalako azy
67. ikaretsaka ( 10/02/2009 19:23)
ben.. tsy mbola nahita lehilahy be sosy ianao izany 8)
68. kotobekibo ( 10/02/2009 19:45)
ny fitiavana anareo vhv no tena antony ; maty antoka ihany ry zalahy homo an!:-D

fa tsy ny lhl ihany anie fa ny vhv koa mba mihodina tsy ankijanona e!
Ao ambadikin'ny fiakarana misy fidinana foana .
toy izay ilay lhl sy vhv @ fampirafesana .
69. heidi ( 10/02/2009 19:56)
66. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 10-02-2009 20:23:17
Lohateny : Re : hono hoa ry lhl,rahoviana ianareo vao tsy hampirafy
ben.. tsy mbola nahita lehilahy be sosy ianao izany


non! efa nahafantra lehilahy be sosy be aho fa famiraviràna sy filaoavana vevavy no betsaka ataonjareo!
nisy lahy lehibe efa ho 60 taona izay raha nikoty an'ilay sipa izy dia mody hoe ny vadiko tsy mikarakara vatana itsony, tsy manamboatra hoho intsony, tsy de lmahavita volo intsony ary tsy dia manao manimanitra intsony, izay no antony hitadiavako vehivavy hiaraka amiko, ny takalony dia miarakaa mande mi voyage amiko rehefa manao voyage d'affaire aho, mi passer bon moments miaraka amiko, dia omeko vola hatram zao isambolana raha mande tsara,
fa tena ovainy foana ilay vevavy miaraka aminy sady sipakely dool, iza hoy ianao no tena voafandrika fa ny vehivavy vahiny, dia namako gasy iray izay no niaraka taminy nitantara ahy io, dans la merde alou lay sipa gasy tamin'io ka tsy nanana choix fa izy kosa barbie bazanée :-D
70. heidi ( 10/02/2009 19:57)
voalohanhy alou de geste , te hi geste hitan'ny olona fa miarak am jeune fille,
dia avy eo hainao ihany fa ilay ao antrano efa soir soir ihany mety tsy mahafa-po azy intsony de halmoronana anzao sy izao :-D
71. kotobekibo ( 10/02/2009 20:49)
ho an'ireo baini-bainina be sôsy d marina izany . :-D
72. ikaretsaka ( 10/02/2009 21:33)
ka izay hoa!
73. Nandra1 ( 13/02/2009 08:45)
HS kely a! fa Ikaretsaka ve zany damopra e?
Rhf avy mikonfesy izy tsy tokony hampirafy intsony e! :lol:
74. soanja ( 13/02/2009 15:43)
Ary maninona raha heverina hoe toy ny fitiavan'ny vehivavy manao makiazy ny itiava'ny lehilahy mampirafy, zavatra toa tsy maintsy atao aby- nefa tsy voatery koa- satria sady fahaizana mijijy baolina (zavakanto) no fampiakarana ny ego sy ny libido.
75. ikaretsaka ( 13/02/2009 16:36)
Nandra..aleo ianao ihany no haminany ao e.
Soanja... izay mihitsy.. resaka balance ana libido sy ego araka ny voalazanaoio
76. kotobekibo ( 13/02/2009 21:46)
ika > ....amen! :-D
77. Mirananirina ( 14/02/2009 12:38)
tsy misy mampirafy intsony eto antany e
78. Papoose ( 15/02/2009 04:24)
Nandra1:

HS kely a! fa Ikaretsaka ve zany damopra e?
Rhf avy mikonfesy izy tsy tokony hampirafy intsony e! :lol:




=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
79. mmmhh ( 16/02/2009 08:32)
ohatrany hoe nofy zany lehilahy tsy hampirafy zany, zah aloha mbola tsy naheno no mbola tsy nahita e
80. Mirananirina ( 16/02/2009 16:26)
ohatrany hoe nofy zany lehilahy tsy hampirafy zany, zah aloha mbola tsy naheno no mbola tsy nahita e

Ka izay no nilazako hoe tsy misy mampirafy intsony ny lhl e.
vhv indray izao no mampirafy :lol: :lol: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4071