hono hoa ry lhl,rahoviana ianareo vao tsy hampirafy

21. ni81 ( 01/02/2009 16:10)
inona ary ny zavatra mahafa po anareo lhl e
22. sitlo ( 01/02/2009 18:37)
[center]

izany hono eh

[/center]
23. Papoose ( 02/02/2009 02:55)
ny ahy ndray raha ny fahitako azy, le lhl mihitsy koa ndraindray no misy tena tsy mety afa-po @ zay misy...na miezaka toy in aza le sipa....ka raha izaho manokana dia avelako hampirafy any dia samy mizaka ny tohiny ary miezaka tsy ho resin'ny depression :D
24. soanja ( 02/02/2009 04:27)
Ny fahafaham-po koa anie tsy voatery avy any amin'ilay sipa foana no manome azy e, ny lehilahy koa aza ary betsaka io tsy manana fahafam-pony amin'ny tenany io nefa tsy hainy ny mamoaka an'io dia any an-kafa no ampisehoany azy.
Ny firesahana ihany no fanafody ary ny fampisehoana amin'ilay lehilahy fa na dia betsaka aza ny fahalemena ananany dia zava-dehibe aminao izay vitany.

Misy aza anie ny lehilahy ka hanontaniana dia mamaly hoe tsy afa-po aho satria tsy avelanao hanana sipa hafa roa na telo. De omeo fahafaham-po anie izy e, raha volamena ianao eo anatrehany ary matoky tena tsara ianao dia hiverina eo foana izy ary hilaza aminao fa na be aza ny tsara any ivelany any dia ianao ihany no tena izy! Dia eo izy tapa-tongotra sady fay!
25. xxx ( 02/02/2009 16:22)
Eny ary,mampirafy ianareo dia avy eo hisarahanareo ilay taloha.Nefa rehefa ny vhv no mampirafy tatinareo ve?
26. sakaizakely ( 02/02/2009 16:39)
nisy cadre sup vavy tao ampiasanay izay, sipa taille manek1 manja be zay nanao école d'ingénieur tafavoaka major, ny asa nizotra tsara nahazo promo foana tao ampiasana, ny vadiny direktera orinasa hafa. Bô kopla be ry zareo sady pakta be enfin tout pour être heureux
de efa niditra 32 ans le sipa de bevohoka faly ery izy mitsam enfin, ny carières ndreo ok, ny bôté ananany, ny intelligence, un loft et tout. C'est le bonheur quoi, nefa De teo le bandy vo nipitsoka, nampirafy t@ sekreterany blondy matavy be zay. De zao fotsiny no navaliny ny vadiny oe trop parfaite enao, tsy mendrika ahy ianao fa mitadiava lhl parfait hoatra anao...
nalahelo be le vhv de afajaza :cry: :cry: :cry: :cry: :cry:

le sekreterany izao niterahany 2 vo mé lasa matavy vondraka be le sipa, lery nefa tsy niova fa le mbola bogosy iny hatrany
le madama nijanona ho single hatram zao

de manontany tena foana aho rehefa mieritreritra ny tantaran'izy roa ireo hoe inona marina ary no tena mahafapo sy tadiavin'ny lhl ?
27. soanja ( 02/02/2009 17:04)
sakaizakely:

Raha ny famakiako ireto olona voalaza eto avy amin'ny Sakaizakely dia endrika ivelany daholo no voalaza. Ny mampisaraka ny mpivady anefa matetika dia ny endrika ao anaty: ny fifandraisana, ny fifampikarakarana ary ny fifampiresahana amin'ny lafiny maro, ny fifampitsinjovana.

Tsy misy olombelona tonga lafatra izany mihitsy. Fa matoa misy ny fisarahana dia nisy ny tsy fahafaham-po.

Raha matavy be ilay ramatoa ohatra ka tsara fanahy be dia io zany no zava-dehibe amin'ilay rangahy. Tsy ny bote ivelany intsony izany no tiany. Ary ny bote amin'ny hafa mety tsy bote ho an'ilay rangahy.

Zavatra iray kosa fantatro isan'ny manome fahafaham-po ny lehilahy dia ny fanomezana lanja izay zava-bitany: Ny fampiakarana/ mampivoitra ny mahaizy azy ho zava-dehibe eo anatrehanao vadiny. Ny fankasitrahana sy ny fitsinjovana azy amin'ny fotoan-tsarotra. Ary indrindra ny fanehoam-pitiavan asesilany amin'ny lafiny isan-karazany. Ny fifampiresahana no tena ahafantarana an'io farany io.

28. Koditra ( 02/02/2009 17:51)
sakaizakely:
ny izao niterahany 2 vo mé lasa matavy vondraka be le sipa, lery nefa tsy niova fa le mbola bogosy iny hatrany
le madama nijanona ho single hatram zao
Ontsa mitsy ny foko maheno anzany. Aiza no misy an'io madamakely io ry sakaizakely na dé omeko courage fotsiny aza? :-D :-D :-D

Zavatra iray kosa fantatro isan'ny manome fahafaham-po ny lehilahy dia ny fanomezana lanja izay zava-bitany: Ny fampiakarana/ mampivoitra ny mahaizy azy ho zava-dehibe eo anatrehanao vadiny. Ny fankasitrahana sy ny fitsinjovana azy amin'ny fotoan-tsarotra. Ary indrindra ny fanehoam-pitiavan asesilany amin'ny lafiny isan-karazany. Ny fifampiresahana no tena ahafantarana an'io farany io.
Tsy fantatro na io no tena marina na tsia fefa nisy fampianarana itako zay, lhl sy vhv zay no nanatrika teo fa niantefa t@ vhv ny resaka dé io voalazanao io mitsy. Sao dé mba anisan'lé tao koa ary Soanja?
29. xxx ( 02/02/2009 17:54)
" Ny fahalemeko, fahalemen-dehilahy
Resy aho ekeko, resin’ny fakam-panahy
Nararaotiko hatrany, ny fahatsoranao
Ka namangiako tany, sy havoana vaovao

........

Ny fahalemeko, fahalemen-dehilahy
Resy aho ekeko, resin’ny fakam-panahy
Io no fahavalo, tsy maintsy no hatrehako
Anefa areti-mandalo, ka tsy hanenenako"

MAHALEO
30. heidi ( 02/02/2009 18:34)
Tsy misy olombelona tonga lafatra izany mihitsy. Fa matoa misy ny fisarahana dia nisy ny tsy fahafaham-po

izaho kosa alou raha misy tsy mahafa-po ahy tsy dia voako ilay misaraka e! :°)
31. heidi ( 02/02/2009 18:38)
Ary indrindra ny fanehoam-pitiavan asesilany amin'ny lafiny isan-karazany..

rahaatao sesilany be loatra kosa ny fanehoana fitiavana dia otran'ny tsy manan-kery tsy efikasy intsony ilay izy.... aseo ny fanahoana fitiavana raha misy fetsem-po ianao fa tsy aseo na mody aseo foana na tsy vokatry ny fo aza ny hanehoana azy ohatra anio na ampitso na afaka adiny iraika:^)
32. heidi ( 02/02/2009 18:40)
Zavatra iray kosa fantatro isan'ny manome fahafaham-po ny lehilahy dia ny fanomezana lanja izay zava-bitany: Ny fampiakarana/ mampivoitra ny mahaizy azy ho zava-dehibe eo anatrehanao vadiny. Ny fankasitrahana sy ny fitsinjovana azy amin'ny fotoan-tsarotra. Ary indrindra ny fanehoam-pitiavan asesilany amin'ny lafiny isan-karazany. Ny fifampiresahana no tena ahafantarana an'io farany io.

ny vehivavy koa mila an'io fa tsy ny lahy ihany...... zà manokana mila :-P
33. ikaretsaka ( 02/02/2009 19:09)
Ndao hoe isika sy heidi ho atsy @ toilette de jerena ny ao ambany foatranao ao fa hafahafa izy izany
34. soanja ( 02/02/2009 20:51)
Heidi> Samy mila an'io aby isika mianakavy na lahy na vavy saingy ny zavamisy any amin'ny fiainana any dia tsy mahazo an'io loatra ny lehilahy fa manantena foana ilay vavy no fenoana an'io. Tsy mifandanja io seho io rehefa misy olana ny mpivady ka tsaboana: ny resaka fanambadiana sy fiarahana any amin'ny dokotera. Resaka Stat no resahiko. Tsy haiko ny any an-dafy any anefa. Ny general no resahiko satria ny vehivavy dia tia milelalela indraindray ary be menomenona. Zavatra faran'izay halan'ny lehilahy io ary mahatonga azy lasa tsy hijanona eo.

Ny fanehoana sesilany dia amin'ny lafiny isan-karazanyio no mot clef. Zany hoe fantaro oviana no ampiharana ny tokony hampihariana ary amin'ny fomba ahoana?

Misy fotoana dia ny Fahanginana/ FANDEFERANA no fanehoam-pitiavana. Dia mety io zany le ampiasainao rehefa tsy afa-po ianao matoa mbola mijanona ao amin'ilay fanambadiana. Ary ny fiafiana raha seselany kosa dia mahavalalanina ka mahatonga ny fisarahana ho an'ireo izay tsy mahatanty saoka.
35. heidi ( 02/02/2009 21:42)
32. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 02-02-2009 20:09:28
Lohateny : Re : hono hoa ry lhl,rahoviana ianareo vao tsy hampirafy
Ndao hoe isika sy heidi ho atsy @ toilette de jerena ny ao ambany foatranao ao fa hafahafa izy izany

fa hafahafa ahoana???? :°) kou zà kou mba mila fanehoana fitiavana dia mila fanomezana fahafaham-po hoatra ny omena ny lahy ihany sinon tsy mety kou! :-P ambany foitra ah ambany foitra :-D
36. heidi ( 02/02/2009 21:46)
Ny general no resahiko satria ny vehivavy dia tia milelalela indraindray ary be menomenona. Zavatra faran'izay halan'ny lehilahy io ary mahatonga azy lasa tsy hijanona eo.
marina izany fa kosa efa mba tokony hifankafantatra ny mpivady hoe ny vadiko ity be menomenona ity vadiko ity be dongidongy donko tiavina am maha izy azy izy, zaho anisan'ny mora miakatra fa fantatr'ilay silako dia milefitra izy, tsy azo atao miaraka milelalela , fantany aho hoe toy izay dia mi eviter ny hampiakatra ahy izy ohatra de izay toetra mahay mi comprendre izay no tena tsara ao am couple :-P
fa tsy misy hoe vao tsy mahazo fahafaham-po ilay lahy mihoatra ny vavy dia ny hande hisitaka hitady vavy hisarahana am ilay vady, na hoe vao maneho ny defaut keliny ilay iray dia iny fa hande hisitaka hisaraka....TSY MAFY ORINA NY TOKATRANO RAHA IZANY;;;;
37. heidi ( 02/02/2009 21:51)
Misy fotoana dia ny Fahanginana/ FANDEFERANA no fanehoam-pitiavana

tsy azo hatao ny mangina na mandefitra raha ohatra ka misy ohatra ny zavatra tsy mazava na tsy milamina ao an-tokatrano noho izany tsy dia ekeko ilay hoe fanehoam-pitiavana ny fahanginana sy ny fandeferana soumis na soumise no fandraisako an'izany.....
NY FIFAMPIRESAHANA sy ny fahaizana mi fampicomprendre no tena tsara indrindra..... rehefa vita mazava ny resaka dia mitombo azy ny fitiavan'ny roa tonta..... :-P izay aloha no tsapako....
38. heidi ( 02/02/2009 21:53)
NY Tiako lazaina amin'ilay hoe tsy azo atao ny mangina dia mandefitra fotsiny ..... tsorina lazaina ny zavatra rehetra tsy zakanao sy manelingelina anao dia atao resaka mazava foana inona no antony sns.... dia rehefa avy miresaka ny roa tonta soulager de mitombo ouazy ny fitiavana aavy eo, mankarary izany mangina izany sy mandefitra am tsy rariny..... :°)
39. Papoose ( 02/02/2009 22:54)
misy koa vao avy miresaka vao maika gera!!!!

ny mangina sy ny mandefitra rehefa ela loatra ka tsy mihatsara ilay situation dia vao maika fitaovana entin'ilay ray hanararaotana hanaovana taim-bava sy fandatsana!
40. heidi ( 03/02/2009 16:56)
FA HITA oà raha zvtr tsy rariny na tsy zàka intsony ny ataony tsy handefitra sy tsy hangina izany kosa alou fa mankarary io....
MODY MANGINA ANEFA manao andolom-po de miandry amin'ny kihondalana izy am manaraka hamaliana faty :-P
38. Mpandefa : Papoose [ Valio ] 02-02-2009 23:54:08
Lohateny : Re : hono hoa ry lhl,rahoviana ianareo vao tsy hampirafy
misy koa vao avy miresaka vao maika gera!!!!

de raha izay ny fandehany dia aleo misaraka satria samy efa tsy milam tsony zany :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9