hono hoa ry lhl,rahoviana ianareo vao tsy hampirafy
1. xxx
(
30/01/2009 18:28)
Ny akamaroanareo dia mampirafy tsy misy toy izany .tsy mety ampy anareo mihitsy ve ny vhv iray e???????????
Mampiesona,mandainga,mpamitaka,ary mpanataka

novalian'i Papoose ny 17/02/2009 22:57
5. ikaretsaka
(
30/01/2009 19:31)
Ny antony mahatonga Ny fampirafesana angamba no tsara fantarina alohan'ny hametrahana ny hoe rahoviana.
Maninona no mampirafy= satria na be loatra ny azo... ka mila anariana kely any ivelany...na vitsy ny azo ka ilaina ampiana any ivelany

7. xxx
(
30/01/2009 19:48)
Rapitso
enga anie
indrisy
mmm :( :( :(
hita aky a,rahoviana ary
tsy haiko hoa :cry: :cry: :cry:
satria na be loatra ny azo... ka mila anariana kely any ivelany...na vitsy ny azo ka ilaina ampiana any ivelany
aza manao izany e,tsy ilaina ny any ivelany :x :x :x
rehefa maty e!
zay angamba no marina a :/ :/ :/
8. ikaretsaka
(
30/01/2009 20:03)
Rehefa @ antonony sy mety le omenao... tsy hitady any ankafa koa izy ka
9. sakaizakely
(
30/01/2009 20:49)
ika> de ataovy fa fahadisoan'ny vhv foana no mahatonga ny fampirafesana =D> =D> =D> =D> =D> =D>
10. ikaretsaka
(
30/01/2009 20:58)
sakaizakely:
ika> de ataovy fa fahadisoan'ny vhv foana no mahatonga ny fampirafesana =D> =D> =D> =D> =D> =D>
ho'zy le tononkira izay hoe
I Eva ihany anie
no nanomboka ny tantara
fitia bedebe
i Adama koa tsy nisalasala!
11. Mirananirina
(
31/01/2009 10:13)
Rehefa @ antonony sy mety le omenao... tsy hitady any ankafa koa izy ka
Ikaretsaka,inona moa ilay atonony lazainao fa tena mahaliana be ahy.Akanjo sa kiraro sa inona,, :lol: :lol: :lol:
12. Mirananirina
(
31/01/2009 10:15)
de ataovy fa fahadisoan'ny vhv foana no mahatonga ny fampirafesana
hita hoy aho e,izahay foana nomahazo tsiny,nefa ianareo no efa.................
13. princesseN
(
31/01/2009 14:30)
ts anomezana tsiny ny lhl reto zany a!fomba-njavatra io,fa rhf mba atao ko nge izy ts matanty eh!andramo nge eh! :-D :-D :-D fa raikitra fona ny fanarahana an'zay ataonao!
14. soanja
(
31/01/2009 15:03)
xxx:
Ny akamaroanareo dia mampirafy tsy misy toy izany .tsy mety ampy anareo mihitsy ve ny vhv iray e???????????
Mampiesona,mandainga,mpamitaka,ary mpanataka
Amiko tsy hampirafy ny lehilahy raha mahafapo azy ny zavatra hitany sy tsapany ao amin'ilay fiarahana. .
Io fahafaham-po io zany no ilaina hadihadiana tsara hoe inona avy mba hanamora ny fiarahana. Sarotra tokoa ny manome fahafaham-po ny olombelona iray nefa raha te hanana olona tsy mampirafy dia io ihany no fanafodiny.
Mazotoa mitia amin'ny saina, fo sy fanahy!
15. Lejoba
(
31/01/2009 15:15)
rehefa spermatozoïde tokana sisa avoakan'i balita fa tsy marobe
=)) =)) =)) :p :p :p :-D :-D :-D
=)) =)) =)) :p :p :p :-D :-D :-D
16. maya
(
31/01/2009 16:03)
Amiko tsy hampirafy ny lehilahy raha mahafapo azy ny zavatra hitany sy tsapany ao amin'ilay fiarahana. .
Io fahafaham-po io zany no ilaina hadihadiana tsara hoe inona avy mba hanamora ny fiarahana. Sarotra tokoa ny manome fahafaham-po ny olombelona iray nefa raha te hanana olona tsy mampirafy dia io ihany no fanafodiny.
miampy 1 refa tena tia tsy mampirafy :)
17. Herimiafina
(
31/01/2009 16:44)
xxx:
Ny akamaroanareo dia mampirafy tsy misy toy izany .tsy mety ampy anareo mihitsy ve ny vhv iray e???????????
Mampiesona,mandainga,mpamitaka,ary mpanataka
Rehafa tsy misy intsony ny vehivavy mandrangitra hampirafy! :-D
18. ikaretsaka
(
31/01/2009 18:10)
Amiko tsy hampirafy ny lehilahy raha mahafapo azy ny zavatra hitany sy tsapany ao amin'ilay fiarahana. .
Io fahafaham-po io zany no ilaina hadihadiana tsara hoe inona avy mba hanamora ny fiarahana. Sarotra tokoa ny manome fahafaham-po ny olombelona iray nefa raha te hanana olona tsy mampirafy dia io ihany no fanafodiny.
Mazotoa mitia amin'ny saina, fo sy fanahy!
Io fahafaham-po io zany no ilaina hadihadiana tsara hoe inona avy mba hanamora ny fiarahana. Sarotra tokoa ny manome fahafaham-po ny olombelona iray nefa raha te hanana olona tsy mampirafy dia io ihany no fanafodiny.
Mazotoa mitia amin'ny saina, fo sy fanahy!
19. Koditra
(
31/01/2009 22:44)
ikaretsaka:Miombo-kvtra.