Anao ny safidy
81. ikaretsaka
(
12/01/2009 15:43)
Coopsal> aza afangaro ny asan'i Jesoa sy ny asa nanirahany atsika (sy ianao) ......ny tsapa manko dia toa "inianao" afangaro ireo ka mahatonga ny olona hijery anao sy mihevitra anao ho mampitovy ny tenanao aminy....
Raha malalaka dia ireo anaovana meditations sy examen de conscience sry fandinihina lalina....
Misy hira kato anakiroa tiako hihiranao mandrindra io....
Ny 1 hoe 'indro irahiko ianao hampanjaka fitiavana" de ny 1 manao hoe "nirahina hitory vaovao mahafaly I "Kristy"

82. coopsal
(
14/01/2009 11:51)
Ikaretsaka >>>
Tsy haiko ilay lazainao fa manafangaro. Inona no tokony hahasamihafa ny asan'i KRISTY sy ny asan'izay nirahiny raha toa ka KRISTY mihitsy no niteny hoe :
"Tahaka ny nanirahan'ny Ray ahy no hanirahako anareo koa"
"Izay mino ahy, ny asa ataoko no hataoNy koa, ary hanao asa lehibe lavitra noho izany aza izy"
Tsy misora-tena aho, fa mazava be izany ho an'ny fo mino. Raha misy mitady an' Andriamanitra amin'ny fony, na dia izaho aza no hitany amin'ny voalohany, dia araka ny tenin'i Md. Joany hoe : "KRISTY tsy maintsy mitombo, fa izaho tsy maintsy mihena".
Tsy misy azoko atao raha misy mijanona mibanjina ahy nefa izaho sady milaza ny faharatsiako no mampiseho indrindra ny fahatsaran' Andriamanitra mahagaga izay niasa teo amiko.
Tsy nisy azon'ny Apostoly Paoly natao koa tamin'ireo nandray azy ho Andriamanitra, na dia namerimberina niteny aza izy fa tsy Andriamanitra!
Ary tsy hisy azon'i KRISTY atao amin'ny olona variana mijery ary tsy mijery afa-tsy ny nofo, ka na dia KRISTY aza dia mbola ny nofon'i KRISTY ilay voaombo ka maty foana hatramin'izao no ifantohana fa tsy ilay teniNY FANAHY sy FIAINANA. Tsy IZY velona mandrakizay fa izy teraka isan-taona, voaombo eo ambony lakroa mandavan-taona ary maty sy mitsangana isan-taona.
Tsy milaza aho fa tsy ilaina ny fahafantarana ny tantarany ara-nofo, tena ilaina izany, fa ataoko fa raha misy mihevitra ny ho tonga dokotera nefa mijanona dadabe ao amin'ny 1ère année dia tsy ho lasa dokotera mihitsy izy.
Ny Apostoly Paoly dia nanao hoe "Fa tsy mahalala olona araka ny nofo intsony isika. Fahiny tokoa isika dia nahafantatra an'i KRISTY araka ny nofo, fa ankehitriny dia efa ara-panahy no fahafantarantsika an'i KRISTY".
Hoy KRISTY koa hoe : "NY fiainana mandrakizay dia ny fahafantarana an' Andriamanitra tokana sady Marina, sy Jesoa Kristy izay nirahiny"[Joany 17:3]. Ka Andriamanitra Fanahy, ary KRISTY koa, ka raha mijanona amin'ny fahalalana ara-nofo dia tsy ho tonga any amin'ny fahafantarana an' Andriamanitra marina sy KRISTY izay nirahiNy, izany hoe tsy ho tonga mihitsy amin'ny fiainana mandrakizay.

83. ikaretsaka
(
14/01/2009 16:29)
De zao ary ohatra diniho. Sy jereo... tsy nisy resaka kristy nanao batemy nanondraka na nanatsoboka olona fa isika nanao batemy sy nirahiny hanao izany
I kristy sady ivavahana no nivavaka fa isika natao hivavaka fotsiny fa tsy ivavahana
Nb: ivavahana fa tsy hivavahana an

84. coopsal
(
16/01/2009 11:24)
ikaretsaka:
De zao ary ohatra diniho. Sy jereo... tsy nisy resaka kristy nanao batemy nanondraka na nanatsoboka olona fa isika nanao batemy sy nirahiny hanao izany
I kristy sady ivavahana no nivavaka fa isika natao hivavaka fotsiny fa tsy ivavahana
Nb: ivavahana fa tsy hivavahana an
==> Nahoana ary no nolazain'i Joany hoe :
"Izaho manao batemy anareo amin'ny rano, fa avy aoriako izay hanao batemy anareo amin'ny Fanahy Masina". I KRISTY io fa tsy ny mpianatra, dia ekenao ve fa ilay batemy ataon'izay lazainao fa dimbin'ny Apostoly, eny na ny nataon'ny Apostoly aza dia nandraisana ny Fanahy Masina ?
Hoy KRISTY tao amin'ny prière sacerdotale : "Mba ho iray ihany izy rehetra, tahaka ny maha iray ahy sy ianao". Ahoana izany aminao ? Iray amin'i KRISTY sy ny Ray ny mpianaNy ?
Fa rehefa naniraka mpianatra i KRISTY dia hoy IZY : "Izay mandray anareo dia mandray ahy ... ary raha misy tsy mandray anareo dia ... lazaiko aminareo fa ho moramora kokoa ny hahazo an'i Sodoma sy Gomora noho ny hahazo ny vahoaka amin'izany tanàna izany".
Eto amin'ny tanàna serasera.org isika izao.
85. ikaretsaka
(
16/01/2009 16:35)
Ka efa hitanao maso ve ikristy hoe iny de milahatra aby de manao batemy de. Tsy rano no nampiasainy fa fanahy masina olona no nampiasainy hanao izany @ anarany....
Ny priere sacredotale..de ny ho mba 1 ihany ao @ iza... ao @ fiangonana naorin'iza teo aqmbony inona.. vala nampiandrasiny sy nampiandreketany ny dimbin iza?