olon-tiana taloha
83. Mirananirina
(
07/01/2009 12:15)
mbola tsy nahita ilay sipako taloha ihany aho :roll: :roll: :roll:
84. fenouhy
(
07/01/2009 19:28)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D raha hifanena marina de ahoana (l) (l) (l) (l) (l) (l)
86. Koditra
(
08/01/2009 14:41)
fenouhy - Papoose : zà efa niteny oé izy dé tsirarainy akory. Tssssssss
87. Mirananirina
(
09/01/2009 13:46)
fenouhy - Papoose : zà efa niteny oé izy dé tsirarainy akory. Tssssssss
Efa nirarahiko ianao ka,aza matahotra
tonga de
Dia dia maninona ,mba lazao moa e
raha hifanena marina de ahoana
Dia lasa mpinamana tsotra fotsiny ka.
Misy tena ataony gasy izay foana asa raha fantatrareo:{Ny alika no miverina aminy loany}Mandoa io an.
89. fahamarinana
(
10/01/2009 10:06)
miranirina:
Ny alika no miverina aminy loany}Mandoa io an.
:arrow: mba tena tsy tiako io fiteny io ry reto an,mankaloiloy be! :{ (l)
90. Koditra
(
10/01/2009 10:34)
Fahama : Ny dikan'io fitenenana io dé oe be ambopo sy mitory karazana voady, zany oe ra zà no miverina aminao dé aleoko mihinana ny efa naloako.
Tsy vitsy nefa ny olona efa nisaraka no mifamerina indray dé modiana fanina sy tsy tadidy lé vava, fa Mirananirina tsy ao anatiny an! :lol:
Tsy vitsy nefa ny olona efa nisaraka no mifamerina indray dé modiana fanina sy tsy tadidy lé vava, fa Mirananirina tsy ao anatiny an! :lol:
91. Mirananirina
(
10/01/2009 13:00)
Tsy vitsy nefa ny olona efa nisaraka no mifamerina indray dé modiana fanina sy tsy tadidy lé vava, fa Mirananirina tsy ao anatiny an!
Mety tao aho an,taminy mbola tsy nanambady aho efa nisy sipako 1,niverina niaraka tamiko indray taty aoriana.Izao aho efa manambady dia tsy mety miverina aminy taloha intsony e,mampalahelo be aho.
mba tena tsy tiako io fiteny io ry reto an,mankaloiloy be!
Marina be mihitsy izany,nefa toa miverimberina daholo.Fiteny fotsiny io e
Misaotra anao ry Koditra nanazava
92. fenouhy
(
10/01/2009 17:19)
Izay mariko2 @fiteny hoe zavatra efa naloa io , de ampitovio @ny sakafo tsy lany navela tao anaty vily de adino, asa raha mbola holany ko avie :^) :^) :-D :-D :-D
93. Papoose
(
10/01/2009 19:48)
Raha mbola misy maminy d mety mbola tsara na efa nijanona teo fotsiny aza hihihi
94. Koditra
(
11/01/2009 11:03)
Ra sakafo tsy lany mbola azo verenana ka.
Fa ra efa noaninna lé izy no navôka teo ambony vily ndray, mbola sahy iverina inana ndray ve ? Dain!
Fa ra efa noaninna lé izy no navôka teo ambony vily ndray, mbola sahy iverina inana ndray ve ? Dain!
95. Mirananirina
(
11/01/2009 12:47)
Ra sakafo tsy lany mbola azo verenana ka.
Fa ra efa noaninna lé izy no navôka teo ambony vily ndray, mbola sahy iverina inana ndray ve ? Dain!
gravy indray izany :/ :/ :/
96. Koditra
(
11/01/2009 14:26)
Mirananirina:Dé tsisy fika tsony ve zany ny amitsika klé. Tsssss
Misy tena ataony gasy izay foana asa raha fantatrareoNy alika no miverina aminy loany}Mandoa io an.
97. fahamarinana
(
11/01/2009 15:11)
:arrow: ny ho mpinamana tsy dia mipetraka olana raha za manokana aloha,fomban-javatra izay fa ilay miverina amin'ny fomba rehetra toa tsy tafa :matoa rava dia ao raha. :? (l)
98. Koditra
(
11/01/2009 15:17)
lé izy ko anie ry Fahama ndraindray lé olana tsy oe gravy be fa mety samy be ambo sy nenti-po fotsiny eh
99. fahamarinana
(
11/01/2009 15:31)
:arrow: dia samy rava rehefa samy be hambom-po,ny ahy avelako any fa zà koa harary eo manko,odoie !... :-P (l)
100. Koditra
(
11/01/2009 15:35)
ka refaveo anie samy tonga saina dé zay lé matonga mifamerina eh! lé fitiavana ko mety mbola ao tsara. Mbola tsy sendra an'zany cas zany nga Fahama?
