mety mahafoy Andriamanitra
81. ikaretsaka
(
14/12/2008 16:40)
rahery08:
Hoy Ikaretsaka :
verset 1 ve no amaritanao sy hameranao an'Atra Izay tsy manam-petra?
Dray, dray, dray, dray, Matahotra aho Ry Ika, na verset 1 aza dia, mazava tsara ny heviny .
Voasoratra mazava io,
mataaaahoootraaa ry IKaretsaka aaa ah !
:^) :^) :^)
Dia ahoana anefa ny ambaranlny versets hafa ..Izaia 61 ohatra...mifalia fa aza matahotra....
Sa le versets ramatahora ihany no tsimponina
82. prime
(
17/12/2008 12:07)
Izay vao tena mazava tsara ny tian'i Rahery ahatongavana... misaotra
Itoviako hevitra tanteraka...
Itoviako hevitra tanteraka...
84. prime
(
18/12/2008 05:05)
Araho tsara hatramin'ny voalohany dia hazava aminao fa ndrao manalava resaka aho raha hamerina izay efa voalazan'ny namana rehetra izay efa nazava tsara ny voambarany... dia aza manadino koa ny mangataka ny Fanahin'Andriamanitra mandrakariva hanazava ny fo sy ny saina hahazoanao ny tian'ny Tompo lazaina...
85. ikaretsaka
(
18/12/2008 05:11)
Nanaraka ihany aho fa tsy mazava e.... inona ny tiana hahatongavana. Eo tia anao jesosy, avy eo afoin'i jesosy ianao??,
Dia ahoana ihany? Inona nop mazava @ zany?
Dia ahoana ihany? Inona nop mazava @ zany?
86. prime
(
18/12/2008 05:29)
Fanontaniana tsotra ho anao, iza no nifidy an'i Jodasy iskariota ho Apostoly? tia azy Jesosy sa tsy tia azy raha nananatra azy mandrakariva? ny niafarany nefa dia fantatrao, ary nantsoin'ny Tompo mihitsy izy hoe "zanaky ny fahaverezana", nahafoy azy ve Jesosy raha very Jodasy sa tsia?... eo no mipetraka ny fampandinihan-tena tian'i rahery nentina...
Tsy misy olona natao ho very na dia iray aza satria ny hamonjy ny olona no nahatongavan'i Jesosy, saingy rehefa tsy mihaino sy tsy mankato an'Andriamanitra ny olona dia tsy misy azon'Andriamanitra atao intsony rehefa tonga ilay ora farany...
Tsy misy olona natao ho very na dia iray aza satria ny hamonjy ny olona no nahatongavan'i Jesosy, saingy rehefa tsy mihaino sy tsy mankato an'Andriamanitra ny olona dia tsy misy azon'Andriamanitra atao intsony rehefa tonga ilay ora farany...
87. ikaretsaka
(
18/12/2008 05:56)
Tsy nahafoy an'i jodasy izany I jesoa an... izay ny porofo fa tsy ampy ny fantatrao
88. prime
(
19/12/2008 05:55)
Hay??? raha tsy nahafoy azy ny Tompo nahoana izy no very any amin'ny fahaverezana? dia inona ilay tsy fantatro fa mba liana ny tenako... :wink:
89. rahery08
(
22/12/2008 08:22)
Prime< mba te hanohitra anao fotsiny iKaretsaka, fa tsy mana-kevitra ny momba izany, matoa tsy mamaly hatramin'izao!
Te hanampitsofina hatrany angamba izy!
Te hanampitsofina hatrany angamba izy!
