mety mahafoy Andriamanitra
22. ikaretsaka
(
21/11/2008 23:19)
dia nohon'ny tahotra no antony hivavahanao izany e..ianao ihany de manaporofo ny tenanao
23. maya21
(
22/11/2008 09:23)
amiko ndray alou tsy hoe mahafoy izy fa isika no mahafoy azy refa tsy manaraka ny teniny satri mety efa niala nenina t@ ilay akizilahy izy fa izy mitsy no tsy nanaiky, otrany ny olona sarotra bedesina ihany io, rehefa tsita tsony izy itenenana azy de tsisy azo atao e!
24. mmmhh
(
22/11/2008 11:26)
rahery08:
Dia hoy ny Tompo eny, avy nandatsaka ny fanahiny tany @ helo aho !
Eto ny Tompo mihintsy no nandefa azy tany @ helo ............. nefa ........
rahery08:
Satria araka ny teniny ihany dia : tsy tiany hisy ho very, fa mba ho tonga amin'ny fibebahana izy rehetra, » (2 Petera 3:9b)
« Moa sitrako akory va ny fahafatesan'ny ratsy fanahy, hoy Jehovah Tompo, fa tsy ny hialany amin'ny alehany mba ho velona izy ? » (Ezekiela 18:23)
Ny tanjon’Atra @ olona rehetra dia : FAMONJENA : mba tsy ho very izay rehetra mino Azy, fa hanana fiainana mandrakizay :
... Toa tsy tiany hisy ho very fa mba ho hanana ny fiainana mandrakizay...
Aiza no marina e !!! :?:
25. mia
(
23/11/2008 19:16)
Atra dia tsy mandao izany mihitsy,eo foana Izy fa isika no maniasia sy mivily. Azy foana ny didy nefa antsika ny safidy ary eto an-tany no anaovana safidy.
Fiomanana ny ho any @ paradisa na hoa any @ helo ny eto an-tany, ary Atra ihany no mandidy sy manana fahefana handefa antsika atsy na aroa. ATRA Fitiavana nefa Izy ka TSY MAMELA ho very ny olona navotany sy nanaiky Azy.Harovany @ fahasarotam-piaro ny Fanahy nomena antsika.
Izay no mahatonga ilay teny hoe ny Zanak\'olona manana fahefana ety ambonin\'ny tany hamela heloka ary tsy misy fahefana akory raha tsy nomena avy any ambony. Tsy misy mahalala ny fiainam-pinoana sy fiainantsika miaraka @ Jesoa mihitsy ka tsy MISY afaka hiteny mihitsy hoe lasa any @ helo na aiza ny olona iray!!!!!
Efa voalaza hoe : Aza matahotra izay mamono ny tena, nefa nony afaka izany, dia tsy mahay manao mihoatra noho izany
Fa hasehoko anareo izay hatahoranareo: Matahora izay manam-pahefana hanary any amin\'ny helo, rehefa novonoiny; eny, hoy Izaho aminareo: Matahora Azy.
(l)

26. rahery08
(
24/11/2008 06:07)
Fijo>>> Tsiajery sy famerenan’desona tokoa, fa na Jesosy aza dia misy fotoana namerina lesona rehefa mampianatra !
Mmmhm>>> O ry se ah ! dia tsy maintsy amerindesona ihany indray izany :
Tsy misy tiany ho very isika, dia nomeny ny Zanany Lahitokana mba tsy ho very izay rehetra mino Azy fa mba hanana fiainana mandrakizay, dia hoy Izy : Ity no Zanako Malalako izay sitrako, Izy no henoy !
Isika mihintsy no manary tena rehefa tsy MIHAINO sy manaiky Azy ho Tompontsika
Ikaretsaka>>> Ireto misy lesona tsara ho tadidy :
« Ny fahatahorana an'i Jehovah no fiandoham-pahendrena; Fahalalana tsara no ananan'izay rehetra mankatò izany*; Maharitra mandrakizay ny fiderana Azy.[Heb. ireo] » (Salamo 111:10)
« Ny fahatahorana an'i Jehovah no fiandoham-pahalalana; Fa ny adala manamavo ny fahendrena sy ny famaizana. Fananarana tsy hikambana amin'ny mpanao ratsy. » (Ohabolana 1:7)
« Ny fahatahorana an'i Jehovah no fiandoham-pahendrena; Ary ny fahafantarana ny Iray Masina no fahazavan-tsaina. » (Ohabolana 9:10)
KABARY VALIANA TOKOA IZY ITY, ka ny tokony ho valiny dia hoe:
ENY, MANAIKY AN JESOSY HO TOMPOKO AHO, HANKATO AZY AHO, HANANTANTERAKA IZAY LAZAINY.

27. coopsal
(
24/11/2008 15:00)
Ikaretsaka:
dia nohon'ny tahotra no antony hivavahanao izany e..ianao ihany de manaporofo ny tenanao
==> miankina @ izay antsoinao hoe mivavaka io!
Fa araka izay nampianarin'i Kristy, amiko ny mivavaka tsy hoe mamelabelatra resaka eo anatrehan' Andriamanitra (fotsiny), satria Izy efa niteny fa "vao tsy mangataka akory ianareo dia hain'ny Rainareo izay any an-danitra izay tokony ho anareo", fa hoe "ary ny Rainao izay ao @ mangingina no hamaly anao".
Ilay vavaka izany dia fotoana hihainoako ny Ray ao amin'ny mangingina (ny foko no mangingina) mamaly ahy @ zavatra rehetra.
Ary matahotra tokoa aho rehefa tsy mahare ny Ray mamaly ahy fa izaho irery no mipentsopentsona eo! Tsy communication izany.
28. ikaretsaka
(
25/11/2008 01:37)
coopsal:

ka le ranamana io ambony io sy ny fanambaranao azy io ambony io tsary izany ngefany
29. prime
(
25/11/2008 12:29)
Raha ny lazain'ny soratra masina no zohina tsara dia tsy Andriamanitra loatra no mahafoy fa ny olona...
30. ikaretsaka
(
25/11/2008 13:21)
Fijo>>> Tsiajery sy famerenan’desona tokoa, fa na Jesosy aza dia misy fotoana namerina lesona rehefa mampianatra !
fa ny naha samy hafa azy
ny an'i jesosy tsy nataony fahatany sy heo rehefa te hamerindesona izy dia nanao...
fa nampiasainy intelligement ny azy sy tsy ny ignorer-ny ireo zavatra sasany fa noraisiny en consideration koa
31. mia
(
25/11/2008 18:35)
Tena mampivoatra ny dinika toy izao fa nahalalako indray izao fa rehefa nandray an'iJesoa dia manana ny fianana mandrakizay (Ao @ IJaona 5:10-13 izany)
Izay mino ny Zanak'Andriamanitra no manana ny fanambarana ao anatiny; izay tsy mino an'Andriamanitra dia efa nampandainga Azy, satria tsy mino ny fanambarana izay nanambaran'Andriamanitra ny Zanany izy.
Ary izao ny fanambarany: "Fiainana mandrakizay" no omen'Andriamanitra antsika, ary ao amin'ny Zanany izany fiainana izany.
Izay manana ny Zanaka no manana ny fiainana; izay tsy manana ny Zanak'Andriamanitra no tsy manana ny fiainana.
Nous avons l'assurance du salut avec Jésus, mais tout se joue de notre vivant.
ATRA dia tsy mandao tokoa nefa misy fetrany ny antsony rehefa manda ny fanasany fona isika.

34. mia
(
26/11/2008 18:22)
Ika>Celui qui a le Fils a la vie ; celui qui n'a pas le Fils de Dieu n'a pas la vie.
Izay manana ny Zanaka no manana ny fiainana; izay tsy manana ny
Zanak'Andriamanitra no tsy manana ny fiainana.
Le royaume de Dieu caché dans les coeurs no tiana ambara satria Jesoa no niteny fa Izy no lalana sy fahamarinana ary Fiainana.
celui qui ne reconnaît pas Jésus comme unique Seigneur et Sauveur ne pourra voir Dieu Le Père.
Asa raha mazava aminao ny tiana tenenina @ hoe manana ny Zanaka
Efa voalaza koa fa Izay rehetra mitarika nefa tsy mitoetra ao amin'ny fampianaran'i Kristy, dia tsy manana an'Andriamanitra. Izay mitoetra ao amin'ny fampianarana, dia izy no manana ny Ray sy ny Zanaka. izay no antony iangaina @ baiboly foana fa tsy tsimpona na plivava akory. :-o

35. ikaretsaka
(
26/11/2008 20:49)
Ka ny famerwenana ny "efa voalazaa" sy ny "efa voasoratra" ve no maha ahafoizan atra na tsia anao?
36. fijo
(
26/11/2008 21:36)
raha misy olona mitana antsy ka efa manainga ny tananay hanatsatoka izany amin'olona hafa amin'ny alimangina.raha miantso an'andriamanitra ve izy,dia hitsahatra izany herisetra izany???tsia.noho izany mahafoy sy tsy maharo andriamanitraeo.fa ny fahamailoana sy ny fitandreman ano tena miaro sy ilaina lalandava
37. prime
(
27/11/2008 11:36)
fijo> Maro no efa nijoro vavolombelona ary nahita ny asan'ny tanan'Andriamanitra tamin'ny olony... tsy fantatrao angaha fa itobian'ny anjelin'Andriamanitra ny olony? ka iza no hahakasika "hanatsantoka antsy azy"?
Izany indrindra no anton'ireny fijoroana vavolombelona ireny fa tena miasa Andriamanitra...
ikaretsaka> (hafakely ilay fanamarihanao nefa tena mafonja)... Raha ny fahitako azy dia ny olona no mahafoy an'Andriamanitra... ny olona manana an'i Kristy koa nefa dia onenan'Andriamanitra mihitsy ka tsy hafoiny... nisy fanoharana maro nomen'ny Tompo momba izany, ohatra ny momba ilay farantsakely very sy ny ondry iray very nanoloana ny 99 tao am-bala... (Lioka 15:4-10)

38. mia
(
27/11/2008 12:06)
Ika> tsy hoe ny famerenana ny "efa voalaza" sy ny "efa voasoratra" no maha ahafoizan Atra na tsia.
izay no hilazako oe Le royaume de Dieu caché dans les coeurs no tena ahafantarana fa tsy mandao ATRA; tsy misy olona kosa angamba sahy hilaza izany raha tsy efa nisy zavtra niseho teo @ fiainany ka nahatsapany fa nihazona sy tsy nanary ATRA;tsy tenitenina fotsiny izany tsinona fa misy hery hafa manosika sy mampahery anao, izay mihitsy ilay hoe c'est par la grâce que vous êtes sauvés,tsy avy @ tsika fa tena tsapa hoe cela ne vient pas de nous.
Fantatra foan rehefa hoe ity olona ity touché par la grâce fa tsy mipetsopetsona fotsiny!ary misy fitahiana ny fiainany.
dia samy ho tahian'ny Tompo daholo.

39. coopsal
(
28/11/2008 15:39)
Ikaretsaka:
Farito le "manana" ny zanaka
==> "Raha misy tsy manana ny fanahin'i Kristy dia tsy azy izy" [Romana 8:9]
Eto @ity forum ity dia ahitana fanahin'ny fariseo (mpandinika Soratra Masina saingy tsy manaiky an'i Kristy), izay manohitra mandrakariva ny Fanahin'i Kristy!
"Ny teny izay lazaiko aminareo dia Fanahy sy fiainana" [jaona 6:63]
fijo:
raha misy olona mitana antsy ka efa manainga ny tananay hanatsatoka izany amin'olona hafa amin'ny alimangina.raha miantso an'andriamanitra ve izy,dia hitsahatra izany herisetra izany???tsia.noho izany mahafoy sy tsy maharo andriamanitraeo.fa ny fahamailoana sy ny fitandreman ano tena miaro sy ilaina lalandava
==> Ka ianao tsy mbola niantso azy t@ fo dia tsy fantatrao izany! Fa izaho efa niaina an'izany! In-2 mihitsy! Ny nofoko naniry mafy hanatanteraka ratsy saingy ny fanahiko efa nahafantatra fa tsy tokony handeha @ izany intsony! Niantso mihitsy aho mba havotan' Andriamanitra! Tsy tanterako ilay ratsy! In-2 hoy aho. expériences tsy tiako iverenana aloha ny manandrakandrana e! Fa fantatro fa miaro Izy!
mia:
Fantatra foan rehefa hoe ity olona ity touché par la grâce fa tsy mipetsopetsona fotsiny!ary misy fitahiana ny fiainany.
==> et je confirme.
40. fijo
(
28/11/2008 23:08)
za koa mahafehy tena raha izany ka.ohatra.raha mahita sipa manja aho,ka efa ao anefitra izahay;raha tsy misy firakotra i lekely tsy haninona azy mihintsy aho,na dia efa maika toa nyinona aza.tsy mila miantso zanahary sy andriamanitra aho dia mahafehy an'izay