mety mahafoy Andriamanitra
61. fitiatantely
(
06/12/2008 06:44)
Ry mpanota ô! tsarovy fa Andriamanitra tsy mandao
Andriamanitra tsy mandao, tsy mandao anao
Fa ianao no maniasia mitady mizotra miankavia
Fa Andriamanitra tsy mandao tsy mandao anao
Fa ianao no mialangalana
sy miverina antsasa-dalana
FA Izy de tsy mandao tsy mandao anao
...................

62. fahamarinana
(
06/12/2008 07:30)
:arrow: fitiatantely :misaotra e!
fijo : :-D :-D no comment !
ika : iraisako hvtr ihany koa (l)
fijo : :-D :-D no comment !
ika : iraisako hvtr ihany koa (l)
63. mangidy
(
07/12/2008 00:16)
fitiatantely:
Ry mpanota ô! tsarovy fa Andriamanitra tsy mandao
Andriamanitra tsy mandao, tsy mandao anao
Fa ianao no maniasia mitady mizotra miankavia
Fa Andriamanitra tsy mandao tsy mandao anao
Fa ianao no mialangalana
sy miverina antsasa-dalana
FA Izy de tsy mandao tsy mandao anao
...................
Fa raha nananatra anao izy , ka niteny manao hoe
Ny lalako arahinao, fa aza mizotra @lalambe
Ianao tsy nino izany,.....fa nifandona @
i losifera......KANEFA IO LALANA IZORANAO IO ANY andavaka no iafarany;;
koa apetrao eo @ Atra ny fiananao de tsy ho very ianao ary tsy foiny satria tiany sy malalany.
Bon dimanche dhl
64. prime
(
08/12/2008 12:30)
Raha ny lazain'ny soratra masina no zohina tsara dia tsy Andriamanitra loatra no mahafoy fa ny olona...
66. Mandefitra
(
09/12/2008 04:41)
Miantso foana Izy fa ny olona no tsy miverina na te hiala tsotra izao ...
Toy ilay zanaka adala io, rehefa te hiala ny tranon-drainy moa izy ho azo tazonina ...
Fefa fantatra ihany ny tsy maintsy hiafarany nefa, tompon ny safidiny ny olona, "zay nafafiny ihany no hojinjainy ..."

67. ikaretsaka
(
09/12/2008 05:55)
ka mahafoy sa tsy mahafoy izany Izy e...
hanamarinana na handisoana ilay namorona ity sujet ity
hanamarinana na handisoana ilay namorona ity sujet ity
68. fahamarinana
(
09/12/2008 11:00)
:arrow: amiko manokana tsy mahafoy Izy...hatramin'ny farany ,eny alohan'ny hialana aina aza mbola eo Izy...fa tsara lavitra ny tsy miandry an'izay fotoana izay....avereno amiko raha diso aho f'aza masiaka loatra (l)
69. tsiafoi1
(
09/12/2008 12:08)
Amiko mety mahafoy Andriamanitra rehefa tena tsisy azony atao intsony ka mikiribiby @'ny safidintsika isika : Porofon'izany ny nandroahany an'i Satana sy 1/3 ny anjely tany an-danitra niala tany rehefa niodina sy nikomy taminy.
Na izany aza @'ny maha Andriamanitry ny famindrampo sy fitiavana Azy dia omeny fotoana lava ihany koa ny voariny hibebahana : Porofon'izany ny tsy mbola nandevonany mandrakizay an'i Satana sy ny forongony ankehitriny, fa mbola miriaria miara-belona amintsika ety.

71. ikaretsaka
(
09/12/2008 16:15)
la mahafoy sa tsia fa tsy eo no mihazohazo eo e?
Karaha le ankizy kely sady te handeha hanaraka an dreniny no te hilalao miaraka @ namany de hoe sady handeha hono ixy no tsy handeha
Karaha le ankizy kely sady te handeha hanaraka an dreniny no te hilalao miaraka @ namany de hoe sady handeha hono ixy no tsy handeha
72. fahamarinana
(
09/12/2008 16:18)
:arrow: zà ve aloha no hanontanian'ika sa iza,ny ahy efa voavaliko ao ambonimbony ao...ny hevitro moa zany e (l)
74. tywa68
(
10/12/2008 07:46)
Zah aloha tsy mihazohazo ry Ika miteny hoe tian'Atra sy tsy foiny ho very zany isika, fa isika olombelona no tsy mateho-tia fa manondrana sy be marenina ! miezaka ny hiala @ toetra ratsy zany raha mba te ho arahin'ny hafa koa @ilay lalan'ny famonjena, satria zany koa no an'isan'ilay asa soa mila atao dieny mbola velon'aina : manaparitaka ny vaovao mahafaly :wink:
75. rahery08
(
10/12/2008 09:04)
Ny fisainantsika olombelona mihintsy no tsy mety manaiky hoe mahafoy Atra,
Kanefa raha ilay verset ery ambony indrindra dia milaza: satria nahafoy an Jehovah ianareo dia mba nahafoy anareo koa izy!
Anjaran ny ny tsi 1-1 no mandini-tena hoe: zao ataoko zao ve ankasitrahan'Atra
(eo à ny fiainana manontolo izany)

76. tywa68
(
10/12/2008 09:54)
Ka efa mihoatra an'ilay verset anie ny fanantenàko hoe tsy ho avelany aho e satria tia ahy izy :lol: mibebaka sy manaiky aho fa diso ary manome toky fa tsy hamerina intsony, zany hoe mahatoky ny famindra-pòny, satria izy no manana zay fahefàna zay :wink:
77. rahery08
(
10/12/2008 11:17)
Ny an Tywa68 anie zany mazava eh!
Sady ny tenin ny Tompo manao hoe:
« Ary izao no sitrapon'izay naniraka Ahy, dia ny tsy hamelako hisy very izay rehetra nomeny Ahy, fa hatsangako indray amin'ny andro farany izy. » (Jaona 6:39)
Ny an'ny havana loterana zao milaza hoe: ny adama ela ao anatintsika dia vonoina amin'ny fibebahana mandrakariva!
Fa ilay hoe afoin' Atra angeh! dia ireo izay tsy mety mibebaka hiala amin'ny ratsy, ireo mafy sofina tsy mety mihaino, ireo rehetra tsy miraharaha ny fanavotana nataon'Atra ny olombelona!
Kanefa Atra mbola miala nenina ihany eh!
MIBEBAHA IANAREO!

78. fahamarinana
(
10/12/2008 12:14)
:arrow: ka raha io farany io dia mazava amiko ihany koa ilay tian'ny rahery lazaina hatreto. (l)
79. ikaretsaka
(
13/12/2008 02:24)
rahery08:
Ny fisainantsika olombelona mihintsy no tsy mety manaiky hoe mahafoy Atra,
Kanefa raha ilay verset ery ambony indrindra dia milaza: satria nahafoy an Jehovah ianareo dia mba nahafoy anareo koa izy!
Anjaran ny ny tsi 1-1 no mandini-tena hoe: zao ataoko zao ve ankasitrahan'Atra
(eo à ny fiainana manontolo izany)
verset 1 ve no amaritanao sy hameranao an'Atra Izay tsy manam-petra? 8O 8O 8O
80. rahery08
(
14/12/2008 15:48)
Hoy Ikaretsaka :
verset 1 ve no amaritanao sy hameranao an'Atra Izay tsy manam-petra?
Dray, dray, dray, dray, Matahotra aho Ry Ika, na verset 1 aza dia, mazava tsara ny heviny .
Voasoratra mazava io,
mataaaahoootraaa ry IKaretsaka aaa ah !
:^) :^) :^)