Efa nanomboka t@ 1800 afrika sy Madagasikara no nijaly!! 008 tsika izao mbola tsy tafavoaka ny ranopotaka foana ny loha!! Dia raha toa ka Atra no nitondra ireo firenena ireo, dia noentiny nakany ankady izany??? Sa tsy Atra fa ireo mpitondra nifanesy rehetra teo
Ny eropeanina vitsy ireo mpitondra no mpivavaka!! Saingy ny fireneny matanjaka hatrany!! Iza izany no nitondra azireo ho @ fahatafitany, Atra sa ireo mpitondra???
Tandremo ny valiteny tsy mitombona fa raha lazaina fa ny afrikanina ny mpitondra no tomponandraikitra ary ny firenena matanjaka Atra, dia apetrakao hoe mitongilampijery ilay Atra lazainao!!!
Sa kosa misy lalana faha3 : Atra nanome ny tany ary ny mponina sy ny mpitondra ao antanana no manao izay hampilentika na hanondrotra ny fiainan'ny vahoaka misy ao aminy tsirairay avy!! Io no izy, ary tena izy!!! :twisted: :twisted: :twisted:
Ny nahafetsy ny vazaha t@ io de nony hitany hoe tsy tsara miaraka intsony ny politika sy ny religion de nosarahiny. Fa nentsika mainka aza natao nifangaro mantsina de le religion natao fanakonana ze politika minanaka