Raha tsy ATra no mitantana ny fiainantsika dia Iza ?

21. fijo ( 20/11/2008 21:21)
le fomba fanonataniana koa misy fanehoankevitra ankolaka ihany raha jerena tsara.
ohatra :bandy roalahy no milalao kanety,dia tsy ita ny kanety iray.
dia manontany ny bandy"A" hoe raha tsy za no naka le kanety teo dia iza ary?
io dia milaza ankolaka hoe "elahy no naka azy teo"

coopsal ,izany hoe olomeloka aby no misy,ka tsy hisy raharaha vanona eto rah aizany.fa aleo ny tsirairay hanana ny andraikiny dia samy hojeren'ny havany eo
22. rabilabila ( 20/11/2008 21:45)
..
Ny fiainana dia tokana Rabila


Tokana tokoa ,amiko ,ny fiainana ry Prime ary ny maha-tokana azy indrindra no iainako azy tsy amim-pisalasalàna ny "eto sy ny anio ",ary en couleur .
citation pour citation:
"Il ne reste plus rien à redouter dans la vie pour qui a vraiment compris que hors de la vie il n'y a rien de redoutable."
(Épicure / 341-270 avant JC )
"C'est dormir toute la vie que de croire à ses rêves."
(Proverbe chinois)
23. coopsal ( 21/11/2008 16:29)
\"Il ne reste plus rien à redouter dans la vie pour qui a vraiment compris que hors de la vie il n\'y a rien de redoutable.\"
==> Par contraposition: \"S\'il nous arrive de redouter des choses dans cette vie (le retard, les microbes, les bêtes sauvages, les menteurs, la piqûre du médecin, notre conscience, ...), c\'est que nous n\'avons pas compris qu\'il n\'y a rien de redoutable hors d\'elle\".
Dia tohizako : \"Si jusqu\'ici, nous n\'avons pas compris qu\'il n\'y a rien à redouter, c\'est que justement il y a quelquechose à redouter!\"

Ho ahy manokana :
\"Tout étant chrétien, je ne pensais pas sérieusement qu\'il y avait ce que les gens appellent enfer et paradis.
Cependant, combien de fois n\'ai-je pas vécu l\'enfer? (mes hontes, mes colères, mes remords, ...) des situations dans lesquelles je ne pouvait maîtriser, mais qui existent réellement.
De même, j\'ai vécu le paradis lors des moments de joie, de satisfaction et de paix de ma conscience!
Mais tous ces moments n\'ont duré que quelques heures, jours, semaines, mois, années!
Mais un jour (plutôt une nuit), j\'étais si plongé dans le feu du désespoir que je voulais tellement sortir de moi-même! J\'étais tourmenté!
Soudain m\'est venu dans le coeur une petite prière: \'Jesus, si réellement tu es, dis-moi pourquoi tout ça?\'
.
La réponse m\'est venue dans le coeur aussi (sans aucun travail de mon cerveau qui était aussi étouffé que mon coeur). Cette réponse était le commencement de la lumière dans toute ma vie pleinement plongé dans les ténèbres!
Voici la dite réponse: `Sans celà, tu ne te serais pas tourné vers moi!`. et j\'ai eu toutes les réponses à) mes pourquoi juste après!
Qui me répondrait en précisant `moi` sinon celui que j\'ai appelé? ie. Jesus!

Depuis cette nuit, je commençais à me rendre compte de l\'enfer (ça c\'est ce qui est à redouter!) et je l\'ai ressenti plusieurs fois ... J\'ai essayé de me battre contre le mal (mes propres mauvais désirs), mais en vain!
Plus je me fatigais à être conforme aux sagesses du monde et aux dites lois de DIEU, plus j\'étais chargé de lourds fardeaux du péché!
Alors, lorsque je me rendais compte que je ne peux vraiment rien du tout pour me sauver de cette condamnation éternelle! Jesus m\'a montré ce que signifie sa phrase : `Venez à moi, vous tous qui êtes fatigués et sous le poids de lourds fardeaux, et je vous donnerai la paix`.\"

Famintinana :
Celui qui ne sait pas qu\'il y a quelquechose à redouter, il n\'a pas peur
Celui qui sait qu\'il y a quelquechose à redouter, mais qu\'il y a un sauveur capable de sauver de tout! Lui n\'a pas peur non plus.

Toutes les religions montrent qu\'il y a quelquechose à redouter : l\'enfer éternelle pour l\'âme.
Christ, Lui, après avoir montré à l\'homme ce qui est à redouter, montre à celui qui croît: que LUI-même (Christ) est capable de lui sauver de tout.
Je ne peux pas garantir le salut de mon âme, Christ le peut et IL le fait.
IL est venu sur terre pour que le salut de l\'âme de ceux qui acceptent soit garanti!

Somary tsy haiko notenenina t@ teny gasy! Nefa inoako fa mahazo tsara ny zavatra soratako eto ianareo
24. ikaretsaka ( 21/11/2008 16:49)
dikan'izany ve iznay de religion vokatry peur sy religion de la redoute ny inaonao..
aoka letsy kle
25. fijo ( 21/11/2008 21:46)
zay,za vao naika hiteny,raha jerena tsara izany dia le "tahotra ny hoavy"no tena maniraka ny sasahy hino.raha mino koa izy fa tsy miangona tahaka ahy fotsiny.
26. niryna ( 21/11/2008 22:59)
prime:

Veloo:
prime a mitovy ireo telo ireo amiko.
fa izao fotsiny Na Andriamanitra na i Satana tsy misy eo anelanelany.
... Marina ny ambaranao... itoviako hevitra tanteraka...

"Nuances" no nahatonga ahy hamaritra ireo... fa Satàna dia afaka mi'agir amin'ny hafetsena maro ary afaka miasa mivantana, fahita amin'ireny demoniaka ireny izany... nefa koa izy dia mampiasa ny heriny araka ny fanjakany eo amin'ilay izao tontolo izao eo ambany vahoany sy ilay nofo feno fahalovana araka ny filany, voaozona hatrany am-boalohany...

Fa mitombina ny fanamarihanao... :)
rabila:
Tena kivy sy malahelo aho mamaky anareo :
mbola mijery ny fiainana en noir et blanc foana nefa efa betsaka ny fomba hijerena azy ho en couleur.
ity atolotro anareo mba hijerevanareo ny fiainana en couleur mitovy amiko ,na dia tsy mitovy aza ny fandrindrantsika ilay loko.
... Ny fiainana dia tokana Rabila raha ny lazain'ny Soratra Masina, dia Jesosy Kristy, ary "blanc" ihany (raha arahana ny famaritanao) : "Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana" hoy Izy... ny ankoatr'izay dia tsy fiainana no iantsoany azy...
fijo:
nahona atoko ano avy di aterena hoe andriamanitran omitantan any rehetra e.
mba valio ary ity.
... Raha manaraka tsara ny lohahevitra ianao dia fanontaniana ilay izy fa tsy fanamarinana... "raha tsy... dia iza?" fa tsy niteny izy hoe "Andriamanitra no mitantana ny fiainana..."

Tsy nisy fanerena izany fa fanokafana adihevitra, izany hoe mety misy hafa mitantana "ny fiainana"...
fijo:
tokony homelohina ve ny mpamono olona,satria andriamanitra izany no efa nitantana azy hanao izany?
... Andriamanitra tokoa ve no nitantana azy hanao izany? ianao ihany angamba dia mahavaly ilay fanontaniana...


misaotra antsika e :D
27. ikaretsaka ( 21/11/2008 23:17)
... Andriamanitra tokoa ve no nitantana azy hanao izany? ianao ihany angamba dia mahavaly ilay fanontaniana...


averiko ihany ny any irlandy..
any mao miady ny kato sy ny prot
ny kato mivavaka rehefa hamono prot
ny prot mivavaka rehefa hamono kato
tsy ireo ihany fa ny silamo sy ny Xtianina any Nigeria sy Indonesia, ny Jiosy sy ny Silamo any Moyen orient
dia iza no mitantana an'iza eto??



.. Ny fiainana dia tokana Rabila raha ny lazain'ny Soratra Masina, dia Jesosy Kristy, ary "blanc" ihany (raha arahana ny famaritanao) : "Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana" hoy Izy... ny ankoatr'izay dia tsy fiainana no iantsoany azy...


diso tanteraka ilay hoe Blanc ihany....
-Jesoa niteny hoe Fantaro ny zavatra rehetra (fa tsy ny blanc ihany)
niteny izy hoe ampitomboy ny talenta (mba tsy ho tokana ...loko tokana ihany)
-ary jesoa naka moyens bedebe hanatanterahany ny fiainany fa tsy 1 ihany..naka nofo t@ fanahy masina, naterak'i Maria Virjiny sns.... (fa tsy pouf de nisy)
-ny nizarany ny vaovao mahafaly dia approches maro samihafa fa tsy loko 1 ihany, nampiasainy ny fanoharana, nampiasainy ny miracles sns... fa tsy nanao pli vava ny nosoratan i Mosesy izy dia :^) aby ny olona!
28. niryna ( 22/11/2008 00:09)
coopsal:


Tsy haiko na misy olona mahatsiaro tena ho tsy mbola voampanga (azo antoka fa voaheloka) eto, fa ho ahy dia efa azoko antoka ankehitriny fa voaheloka aho satria na dia tsy mbola namono olona aza aho dia hila ho isanandro no tezitra @ rahalahiko!
Tsy manana famonjena afa-tsy ny famotsoran-keloka aho. Ary ifaliako indrindra ny fahatsapan'ny foko hoe, efa nisy olona iray nandray ny saziko rehetra ka amin'ny alalany dia azoko koa ny famotsoran-keloka.
Izany olona izany no ilay antsoiko hoe Jesosy, izay tsy ninoako fahiny, fa ankehitriny dia inoako satria ananako porofo ny aminy.

:cry: :cry:misaotra e
29. niryna ( 22/11/2008 00:42)
rakapy:

Ka izay izany no mahatonga ny ady maro sy ny aretina sy ny haratsiana isan-karazany eto amin'izao tontolo izao satria i A/tra no mitantana ny fiainanatsika??? Ary mbola A/tra ihany koa no nahary izao tontolo izao, dia mbola izy ihany koa izay no mandefa ny satana hanadala antsIka???


ny fahotana no mampisaraka antsika amin'Atra ka ,ary voasoratra izany ,Vokatr'izany dia mihatra amintsika avokoa na aretina na fahoriana satria ny fahotana no antony iray mahatonga antsika ho marary,tsy midika akory izany fa izay aretina rehetra dia vokatry ny fahotana avokoa a ,anisany hoy aho ..
eny mbola vao fiandoham-pahoriana izao fa raha miezaka mibebaka sy mangataka famelankeloka avokoa ny olona ao anatin'ny firenena rehetra ka miverina @ Atra nanao ny lanitra sy ny tany dia hamindrafo antsika Atra ary hihaino antsika ..raha mitady ny fahamarinana isika ka mandeha amin'izany lalan'ny fahamarinana izany

5 Ny fahamarinan'ny marina mandamina ny alehany; Fa ny ratsy fanahy lavon'ny haratsiany ihany .
6 Ny fahamarinan'ny mahitsy mamonjy azy; Fa ny mpivadika dia voafandriky ny filàny .Ohabolana 11


Ny fahotana no mampisaraka antsika amin'Atra .

fa samy efa nanota izy rehetra ka tsy manana ny voninahitra avy amin'Andriamanitra, Rom 3:23 sy ny Fa fahafatesana no tambin'ny ota; ary fiainana mandrakizay no fanomezam-pahasoavana avy amin'Andriamanitra ao amin'i Kristy Jesosy Tompontsika. Rom 6:23


10 Raha miadana ny marina, dia ravoravo ny tanàna; Fa raha ringana ny ratsy fanahy, dia velona ny hoby. Ohabolana 11

30. niryna ( 22/11/2008 01:01)
rakapy:
Ary mbola A/tra ihany koa no nahary izao tontolo izao, dia mbola izy ihany koa izay no mandefa ny satana hanadala antsIka???
nomena safidy isika ika na hiaraka amin'Atra isika na tsia .

Tadidio fa satana dia tsy mipetraka ao anatin'ny fanahin'ny olon'Atra oops
efa voavidin'ny ran' i kristy izy ireny ary ny fanahy maloto sy ny fanahy madio dia tsy afaka miaraka satria efa madio ny tranony ka tsy tafa-petraka ao intsony ilay fanahy maloto.....raha miverina amin'ny ataony indray ilay olona dia efa miandry kendry tohana izy ka mitondra namana avo fito eny ary lahona vao afaka na hiala tao :cry:
31. niryna ( 22/11/2008 01:29)
coopsal:


Cependant, combien de fois n'ai-je pas vécu l'enfer? (mes hontes, mes colères, mes remords, ...) des situations dans lesquelles je ne pouvait maîtriser, mais qui existent réellement.
De même, j'ai vécu le paradis lors des moments de joie, de satisfaction et de paix de ma conscience!
dia izay no antony hibebahana dieny mbola misy ny fotoana .

Mais tous ces moments n'ont duré que quelques heures, jours, semaines, mois, années!
kanefa raha tsy mahazo famonjena isika na miala ety dia mbola hisy fiainana ho mandrakizay ihany ka na hijaly hiandry fitsarana na tsy ahita fahoriana intsony fa vita hatreo izany

Mais un jour (plutôt une nuit), j'étais si plongé dans le feu du désespoir que je voulais tellement sortir de moi-même! J'étais tourmenté!
dia eo hianao sy ny tranonao fa tsy hisy an'i dada na i mama hamonjy eo ka tsy aleo ve dieny izao dia efa mitady famonjena ?

Soudain m'est venu dans le coeur une petite prière: 'Jesus, si réellement tu es, dis-moi pourquoi tout ça?'.
La réponse m'est venue dans le coeur aussi (sans aucun travail de mon cerveau qui était aussi étouffé que mon coeur). Cette réponse était le commencement de la lumière dans toute ma vie pleinement plongé dans les ténèbres!
Voici la dite réponse: `Sans celà, tu ne te serais pas tourné vers moi!`. et j'ai eu toutes les réponses à) mes pourquoi juste après!
Qui me répondrait en précisant `moi` sinon celui que j'ai appelé? ie. Jesus!
aleloia (l) (l)


Depuis cette nuit, je commençais à me rendre compte de l'enfer (ça c'est ce qui est à redouter!) et je l'ai ressenti plusieurs fois ... J'ai essayé de me battre contre le mal (mes propres mauvais désirs), mais en vain!
Plus je me fatigais à être conforme aux sagesses du monde et aux dites lois de DIEU, plus j'étais chargé de lourds fardeaux du péché!


firifiry koa ny olona no nitantara izany hoe afobe izany > ireny voasoratra ao anaty baiboly ireny dia nandalovan'izy ireo ary resy lahatra tokoa

Alors, lorsque je me rendais compte que je ne peux vraiment rien du tout pour me sauver de cette condamnation éternelle! Jesus m'a montré ce que signifie sa phrase : `Venez à moi, vous tous qui êtes fatigués et sous le poids de lourds fardeaux, et je vous donnerai la paix`."
=D=D mankanesa aty amiko hianareo rehetra izay miasa fatratra sy mavesatra entana fa izaho no anome anareo fitsaharana





Famintinana :
Celui qui ne sait pas qu'il y a quelquechose à redouter, il n'a pas peur
Celui qui sait qu'il y a quelquechose à redouter, mais qu'il y a un sauveur capable de sauver de tout! Lui n'a pas peur non plus.

Toutes les religions montrent qu'il y a quelquechose à redouter : l'enfer éternelle pour l'âme.
hmm!

Christ, Lui, après avoir montré à l'homme ce qui est à redouter, montre à celui qui croît: que LUI-même (Christ) est capable de lui sauver de tout.
Je ne peux pas garantir le salut de mon âme, Christ le peut et IL le fait.
IL est venu sur terre pour que le salut de l'âme de ceux qui acceptent soit garanti!




=D> =D> ^:^
32. cutie ( 22/11/2008 02:26)
Raha tsy ATra no mitantana ny fiainantsika dia Iza ?

isika ihany no mitantana ny fiainantsika fa Atra fanampiny fotsiny sy zay zavatra hafa mety manampy any ho any :-D
33. coopsal ( 24/11/2008 15:44)
\"tahotra ny hoavy\"no tena maniraka ny sasahy hino

dikan\'izany ve iznay de religion vokatry peur sy religion de la redoute ny inaonao..

==> Raha vao miresaka religion ianao dia manana endrika couleur politique izany ilay izy! fa ho ahy tsy resaka religion mihitsy fa resaka vérité.
Teo aloha dia izany tokoa no nanaovako ny tenako hoe Kristiana, satria raha tsy mino an\'i Kristy dia very hoy ny baiboly. Ka raha mino aho nefa tsy marina ilay izy dia ts tena fatiantoka, fa raha tsy mino aho nefa marina ilay izy dia very tokoa aho izany.
Miseho izany fa tsy nino aho. Fa ny inoako an\'i Kristy (averiko tsara: Kristy fa tsy fiangonana na antokom-pinoana) ankehitriny dia satria namaly ny fanontaniako izy! Izay no nanaporofo tamiko fa kay velona tokoa Izy.
Hoy ilay sefonay fahiny izay : \"mes parents vont à l\'Eglise parce qu\'ils pensent que c\'est bien d\'être chrétien\".
Ho ahy tsy izany mihitsy! Je crois en Christ parce que je sais maintenant qu\'IL est ce qu\'IL prétend être : DIEU Lui-même qui, il y a 2000 ans environ s\'est vêtu de chair et de sang pour assurer aux hommes le paradis : les hommes qui sont déjà condamnés pour l\'enfer, malgré leurs bonnes oeuvres et humanisme!
34. rabilabila ( 24/11/2008 15:46)
"Il ne reste plus rien à redouter dans la vie pour qui a vraiment compris que hors de la vie il n'y a rien de redoutable." Hoy i Epicure

==> Par contraposition: "S'il nous arrive de redouter des choses dans cette vie (le retard, les microbes, les bêtes sauvages, les menteurs, la piqûre du médecin, notre conscience, ...), c'est que nous n'avons pas compris qu'il n'y a rien de redoutable hors d'elle".
Dia tohizako : "Si jusqu'ici, nous n'avons pas compris qu'il n'y a rien à redouter, c'est que justement il y a quelquechose à redouter!"


pffff!!!

Ma vie c'est "ICI ET MAINTENANT"
Je Jouis de ce que la nature m'offre.
Je jouis des minutes et des secondes de mon existence.
Cette dimension de mon existence a peut-être quelquechose de tragique pour vous ,mais je profite ,car ma vie ,elle est ici ,pas ailleurs ;elle est maintenant ,pas dans vos hypothétiques paradis ni dans votre stupide enfer .J'essaie de faire en sorte que l'espace-temps de mon existence soit LE PARADIS .Car s'il y a une chose qui soit certaine :c'est la MORT.
Ce que vous appeliez comme "des choses redoutables " de cette vie :Je les affronte , je les combats avec mes propres armes mais pas par procuration d'Allah , de Jehovah , de Jesus ou de Vishnou et autres figures relevant de la mythologie .

Car je sais qu'à la fin de ma vie , on m'enterrera , je pourrirai pour nourrir les vers de terre ou pour faire pousser le manguier ,et qu'il n'y aura pas d'autres episodes.
35. ikaretsaka ( 24/11/2008 20:27)
"Il ne reste plus rien à redouter dans la vie pour qui a vraiment compris que hors de la vie il n'y a rien de redoutable.


marina izany
36. coopsal ( 25/11/2008 10:01)
rabilabila:
Ma vie c\'est \"ICI ET MAINTENANT\"

==> Si réellement ta vie c\'est ici maintenant! Tu ne projetes rien de futur, même pour demain matin! Tu ne cherches pas ce que tu vas manger dans une heure! Tu profites tout simplement de ce que tu peux manger là quand tu as faim.
Mais sans celà, n\'as-tu jamais de projet de plus longue durée et qui te fait économiser et planifier le futur?
Supposons, une bmw zXXX. Supposons que le maintenant ne te permette pas d\'en avoir une! Alors, tu économises pour que dans 6 mois au plus tard! tu l\'aies.
Je pense que seuls les enfants vivent le \"maintenant\". Quand on grandit, on commence à se soucier de choses futures.
Il ne t\'es peut-être jamais arrivé de n\'avoir rien à manger pour la famille! Les enfants ont faim maintenant et ils veulent manger maintenant, le père lui, a faim maintenant et veut manger maintenant, mais il se soucie déjà de ce qui se passera pour ce soir, demain, après-demain ... se demandant s\'il va trouver du boulot enfin pour pouvoir nourir sa famille.
37. rabilabila ( 25/11/2008 10:38)
Si réellement ta vie c\'est ici maintenant! Tu ne projetes rien de futur, même pour demain matin! Tu ne cherches pas ce que tu vas manger dans une heure! Tu profites tout simplement de ce que tu peux manger là quand tu as faim.
Mais sans celà, n\'as-tu jamais de projet de plus longue durée et qui te fait économiser et planifier le futur?
Supposons, une bmw zXXX. Supposons que le maintenant ne te permette pas d\'en avoir une! Alors, tu économises pour que dans 6 mois au plus tard! tu l\'aies.
Je pense que seuls les enfants vivent le \"maintenant\". Quand on grandit, on commence à se soucier de choses futures.
Il ne t\'es peut-être jamais arrivé de n\'avoir rien à manger pour la famille! Les enfants ont faim maintenant et ils veulent manger maintenant, le père lui, a faim maintenant et veut manger maintenant, mais il se soucie déjà de ce qui se passera pour ce soir, demain, après-demain ... se demandant s\'il va trouver du boulot enfin pour pouvoir nourir sa famille






1° je ne vous permets pas de me tutoyer , on n\'a pas gardé des oies ensemble.
2° Votre interpretation du terme \"ICI ET MAINTENANT\" relève ,là aussi , de votre habitude infantile de réduire un terme en une vérité unique.Vous qui pretendez être si capable d\'interpreter les saintes paroles de votre seigneur et maitre Jesus Christ ,n\'êtes même pas capable de lire et de comprendre un simple mortel comme moi ..................
Pour votre gouverne ,je repète ce qui est ecrit un peu plus haut:[size=16px]J\'essaie de faire en sorte que l\'espace-temps de mon existence soit LE PARADIS[/size]
Je vous rappelle que ce que j\'appelle \"espace-temps de mon existence\" contient mon passé ,mon présent ,mon futur et que je le veuille ou non cela se terminera par ma mort .
Alors ,arrêtez de me prendre pour votre élève de \"sekoly alahady\" , je prends celà comme une insulte à mon intelligence .
38. prime ( 25/11/2008 12:20)
Rabila:
Tokana tokoa ,amiko ,ny fiainana ry Prime ary ny maha-tokana azy indrindra no iainako azy tsy amim-pisalasalàna ny \"eto sy ny anio \",ary en couleur .
... saingy nisy nanambara ny tenany ho izany dia Jesosy Kristy... ary Izy rahateo tsy niteny loko maro fa fiainana tokana... ilay tena fiainana tsy tapitra etoana (na \"stupid\" izany na \"hypothetic\") fa mitohy... ny voalohany vavolombelona ny amin\'izany? mbola Izy ihany... :)
Rabila:
citation pour citation:
\"Il ne reste plus rien à redouter dans la vie pour qui a vraiment compris que hors de la vie il n\'y a rien de redoutable.\"
(Épicure / 341-270 avant JC )
... Misaotra anao ny amin\'ny \"citation\"... ilay olona niteny izany nefa dia mitovy amiko sy ianao ihany... fa ny niteny hoe : \"Izaho no... fiainana\" dia mbola velona hatramin\'izao... :)

Jésus a dit :
\"En vérité, en vérité, je vous dis : Celui qui croit [en moi], a la vie éternelle.\" Jean 6:47
Rabila:
\"C\'est dormir toute la vie que de croire à ses rêves.\"
(Proverbe chinois)
... Misaotra hatrany ny amin\'ny \"citation\"... fanamarihana manokana mikasika ny finoana an\'i Jesosy dia tsy vokatry ny \"croyance\" fa \"foi\"... ary tsy nofinofy fa tena fiainana ary iainana isanandro...

Comme disait sa parole, au nom de Jésus :
\"afin que votre foi ne repose pas sur la sagesse des hommes, mais sur la puissance de Dieu.\" I Corinthiens 2:5
ikaretsaka:
Voalaza teo :
\"Il ne reste plus rien à redouter dans la vie pour qui a vraiment compris que hors de la vie il n\'y a rien de redoutable.


marina izany
... :lol:
39. rabilabila ( 25/11/2008 13:21)
.
ilay olona niteny izany nefa dia mitovy amiko sy ianao ihany... fa ny niteny hoe : \"Izaho no... fiainana\" dia mbola velona hatramin\'izao...


C\'est faire \"fi\" de toutes connaissances humaines que de dire qu\'Epicure n\'est rien!!
Les chrétiens existent ,comme les epicuriens existent ( Epicure est antérieur à Yeshua ) ,comme les matérialistes existent ( Leuccipe , Démocrite et Lucrèce sont antérieurs à Yeshua).

Inona no mahatonga ahy miresaka an\'ireo foana ?
Tsy milaza mihitsy aho hoe :ireo no fahamarinana tsz azo hozongozonina ,fa amiko ireo dia fomba hafa hiatrehana ny fiainana satria mbola eto aloha izao . Raha toa ianareo ka hino ny \"hypothétique \"paradisa ,sy ny stupide enfer -nareo ,zo-nareo tsara izany ,tsy misy olana mihitsy na iray minitra aza , fa toa adinonareo foana fa misy olona marobe , ary ny ankabeazany aza , manana fomba fijery hafa , izay mi-meriter fandinihana ,fa tsy ny anareo foana no asesikareo eto .

Aza adino fa rubrique \" fivavahana sy finoana \" isika eto fa tsy \"fizaram-pinoana\" akory , ka ny olon-drehetra manana ny hevitra momba an\'io dia afaka miteny ny azy , sans infantiliser les autres ni insulter leur intelligence.Afaka ny hitovy hevitra ,na tsy mitovy fijery aza , afaka mifanipak\'hevitra na dia mitovy fijery aza , ary afaka samy manana ny azy koa !!


:)
40. ikaretsaka ( 25/11/2008 13:32)
miala any indray le IGNORANCE rabila an..

mino marmarina aho fa ho betsaka ihany @ ireo ny ho 8O 8O 8O raha mahita an'i Epicure sy ny namany tampoka rehefa any ambony any an... (raha ho lasa any ambony any moa mazava ho azy)

" sanatria......
Tsy fahafahana mivoana any anivon-danitra any eeeefa santarina eto an-tany hampiadana ny olona rehetra"

ho'zy ilay hira zafindraony katolika izay!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.009