Raha tsy ATra no mitantana ny fiainantsika dia Iza ?
41. fahamarinana
(
25/11/2008 13:33)
rabila:
Aza adino fa rubrique " fivavahana sy finoana " isika eto fa tsy "fizaram-pinoana" akory , ka ny olon-drehetra manana ny hevitra momba an'io dia afaka miteny ny azy , sans infantiliser les autres ni insulter leur intelligence.Afaka ny hitovy hevitra ,na tsy mitovy fijery aza , afaka mifanipak'hevitra na dia mitovy fijery aza , ary afaka samy manana ny azy koa !!
:arrow:mba tiako izay fomba fijery izay koa..mazana adino foana manko indrindra rehefa tsy mitovy hvtr izay...:) (l)
42. ikaretsaka
(
25/11/2008 14:11)
io lazain-drabila io miihitsy nge ry faha ilay lazaiko entoana heo "jereo ihany sao diso pilipitra e"
fa ny azy navantany kokoa fa ny ahy nasiako sarin-teny
fa ny azy navantany kokoa fa ny ahy nasiako sarin-teny
43. fahamarinana
(
25/11/2008 14:23)
:arrow: azoko tsara ny tian'ika lazaina,mino aho fa hazava amin'ny rehetra koa..
ny sarinteny ambaran'ika koa ndraindray mila mahay mi-interpreter azy..:wink: (l)
ny sarinteny ambaran'ika koa ndraindray mila mahay mi-interpreter azy..:wink: (l)
44. prime
(
26/11/2008 11:12)
Rabila:... Personne n\'a jamais dit qu\'Epicure n\'est rien... j\'ai dit, il est semblable à nous tous, vous comme moi comme tant d\'autres, mortel comme nous (nuances)...
C\'est faire \"fi\" de toutes connaissances humaines que de dire qu\'Epicure n\'est rien!!
Rabila:... Historiquement vrai, mais bibliquement à confusion, Jésus était Celui qui fût, Celui qui est et Celui qui sera... Il est Dieu... Comme le dit la Bible au nom de Jésus : \"Au commencement était la Parole ; et la Parole était auprès de Dieu ; et la Parole était Dieu.\" Jean 1:1
Les chrétiens existent ,comme les epicuriens existent ( Epicure est antérieur à Yeshua ) ,comme les matérialistes existent ( Leuccipe , Démocrite et Lucrèce sont antérieurs à Yeshua).
\"Et la Parole devint chair, et habita au milieu de nous (et nous vîmes sa gloire, une gloire comme d\'un fils unique de la part du Père) pleine de grâce et de vérité ;\" Jean 1:14
Donc... rien n\'est comparable à Lui... sa création n\'est jamais comparable à son Créateur...
Rabila:... Hajaina ny fomba fijerinao ary azo raisina rahateo satria malalaka ny serasera ary na izaho aza koa tsy mahita olana loatra ny amin\'ny famoasan-kevitra...
Inona no mahatonga ahy miresaka an\'ireo foana ?
Tsy milaza mihitsy aho hoe :ireo no fahamarinana tsz azo hozongozonina ,fa amiko ireo dia fomba hafa hiatrehana ny fiainana satria mbola eto aloha izao . Raha toa ianareo ka hino ny \"hypothétique \"paradisa ,sy ny stupide enfer -nareo ,zo-nareo tsara izany ,tsy misy olana mihitsy na iray minitra aza , fa toa adinonareo foana fa misy olona marobe , ary ny ankabeazany aza , manana fomba fijery hafa , izay mi-meriter fandinihana ,fa tsy ny anareo foana no asesikareo eto .
Fa ny mpitory filazantsara koa nefa tsy azonao tapenam-bava na \"stupid\" izy na \"hypothetic\"... zony araka ny ambaranao dia samy manambara ny heviny... tsy misy fanerena io na fanasesehana fa samy milaza ny heviny... hainoana ny ambaran\'ny hafa dia ambara ny hevitry ny tena dia samy mihazona ny azy rehefa tsy misy resy lahatry ny andaniny... tsy hitako loatra ilay olana...
Ny mahahafa kely ny mpitory filazantsara dia tsy ny heviny no ambarany fa izay asain\'ny Tompony ambarany... afaka manana ny heviny izy saingy izany dia efa nanafoanany ny tenany niaraka tamin\'ny Tompony teo amin\'ny hazofijaliana... hany ka ilay fahamarinana avy amin\'i Jesosy Kristy maniraka azy no tsy zakan\'ny maro dia izay manambara izany rahateo koa tsy zakan\'ny maro... efa nampiomanana ny mpino rehetra ho amin\'izany Izy... ka raha Kristy no diso na mpisandoka na tsy Izy dia malalaka ny ambaranao, lazao dia porofoy fa tsy misy olana... fa rehefa manambara ny azy ny mpino dia tsy hahasakana ny azy koa hanambara ny finoany nefa izany... aza adino tokoa fa \"finoana sy fivavahana\" ity dinika ity araka ny ambaranao...
Rabila:... tsy nisy nanakana izany ary ekena sy itoviako hevitra tanteraka...
Aza adino fa rubrique \" fivavahana sy finoana \" isika eto fa tsy \"fizaram-pinoana\" akory , ka ny olon-drehetra manana ny hevitra momba an\'io dia afaka miteny ny azy ,
Rabila:... Izay indray dia fomba fijerinao manokana... mino aho fa tsy nisy ny hihevitra izany izay nanambara ny heviny... fa ilay fomba fanehoan-kevitra koa nefa dia samy manana ny azy... misy ny toy ny eny amin\'ny polipitra hoy i Ikaretsaka izay, misy ny toy ny mampianatra, misy ny mpananatra, misy ny mpaneho fahalalàna sy fahaizana, misy ny toy ny mpitaiza zatovo sy tanora ary ankizy, misy ny mpitsikera fotsiny na inona lazaina eo na inona, misy ny mpanolon-kevitra fotsiny... sns
sans infantiliser les autres ni insulter leur intelligence.
Ireo rehetra ireo nefa dia samy manana ny hanitra ho azy no samy manana ny mety ho fahalemeny fa ny fananantsika sofina tsara no fahendrena indrindra, ilay fahafahana sy fahaizana mihaino sy ny fahaizana mamaky tsara mba tsy hivilana ny adihevitra, no tena mampanankarena ny dinika toy itony (tsy ianao akory no tiako ambara eto fa amin\'ny ankapobeny)...
Ka aza raisina amin\'ilay fomba fidinika ny namana fa raiso amin\'ny fotokeviny... na dia tsy mandresy lahatra anao aza izay voambara...
Rabila:... Ekena ary itoviako hevitra tanteraka... izay fahafahana izay no anisan\'ny harena goavana iraisan\'ny zanak\'olombelona rehetra, na inona finoana misy azy na inona...
Afaka ny hitovy hevitra ,na tsy mitovy fijery aza , afaka mifanipak\'hevitra na dia mitovy fijery aza , ary afaka samy manana ny azy koa !!
Ikaretsaka> :)
45. ikaretsaka
(
26/11/2008 13:18)
Io le lazainao ho mpitoru mpitory sy le mody manendry ny tenany ho mpitory io indrindra! Indrindra rehefa Injay avy nitsimpontsimpona ze tiany nianarana na ze zavatra hany nasesika tao antsainy ihany dia convaincu \\\"hono\\\" fa mpitory, no hitako aza fa mamohehatra sy le lazain-drabila fa insultes des ignorants et bornes ~@malala tsaina sy tia karokaroka sy cultive noho izy! De avy le atra sy ze tiatiana notsimponina t@ teniny no mody atao fika fialana pas rehefa ta.pina ny daomy ka tsy manana argument tsotry .
De raha mbola. Vao mainka tampina d mody alefa @ zay le hoe mpanohitra ny t n atra e satana e, de mody hoe zay tsy maintsy mitory e,
Tsy misy manda anao tsary hitory fa mba xvtr tsara petrapetraka ahay aroso ary mahatantesa sy mianara mi defend arguments

46. fijo
(
26/11/2008 22:12)
ny olana amin'ny resakitsika eto anie dia izao e,misy tsy miresaka sy maneho ny heviny,fa mihezaka mamoak aizay hevitra "heveriny ho izy"avy ao amin'izay boky no vakiany.hany ka lasa dridrangilo le adihevitra.
47. rabilabila
(
26/11/2008 22:43)
Prime>
Efa voavaliko any ambadika any koa ny resaka eto :)
Io ange ilay lazaiko hoe: ramener-nareo amin'ny anareo foana ilay izy e!!
Satria ve i Epicure olombelona toa antsika dia tsy misy fahamarinana ny teniny ? Aoka re Prime marina moa izanyyyyyyyy!!!
Ary ireo nanoratra ny baiboly moa izany tsy olombelona tahaka antsika koa ? ary tsy mbola nahay stenodactylo , na nanana dictaphone , na nanaovan'i Jesoa dictée akory...............................nefa dia fahamarinana tsy misy ohatr'izany aminareo ny zavatra nosoratany !! tsy misy anampiana!!! tsy misy hanalàna !!!! Efa fantatro ny valinteninareo eo ka!!
:oops: :)
Efa voavaliko any ambadika any koa ny resaka eto :)
.. Misaotra anao ny amin'ny "citation"... ilay olona niteny izany nefa dia mitovy amiko sy ianao ihany... fa ny niteny hoe : "Izaho no... fiainana" dia mbola velona hatramin'izao...
Historiquement vrai, mais bibliquement à confusion, Jésus était Celui qui fût, Celui qui est et Celui qui sera..

48. ikaretsaka
(
26/11/2008 23:07)
rabilabila:

ingnorance sy bornage,, rehefa tratrany de...
49. prime
(
27/11/2008 11:14)
Rabila:... Ekena, toa efa namaly any koa ny tenako...
Prime>
Efa voavaliko any ambadika any koa ny resaka eto
Rabila:... Niteny ve aho hoe tsy misy fahamarinany ny tenin'i Epicure? toa tsy niteny izany aho an... sa??? (mba mamakia tsara hoy aho... rehefa lazaina izany anie ianareo dia lazainareo fa "insulte" indray ilay izy e)
Io ange ilay lazaiko hoe: ramener-nareo amin'ny anareo foana ilay izy e!!
Satria ve i Epicure olombelona toa antsika dia tsy misy fahamarinana ny teniny ? Aoka re Prime marina moa izanyyyyyyyy!!!
Rabila:... Eny tokoa, efa fantatrao angamba ny valinteny saingy tsy maintsy misy ny fanamafisana...
Ary ireo nanoratra ny baiboly moa izany tsy olombelona tahaka antsika koa ? ary tsy mbola nahay stenodactylo , na nanana dictaphone , na nanaovan'i Jesoa dictée akory...............................nefa dia fahamarinana tsy misy ohatr'izany aminareo ny zavatra nosoratany !! tsy misy anampiana!!! tsy misy hanalàna !!!! Efa fantatro ny valinteninareo eo ka!!
Ny nanoratra ny baiboly dia olombelona tahaka antsika tokoa, saingy olombelona tsy nanoratra izany noho ny fahaizany sy ny fahalalany sy ny fahendreny fa nobaikoana hanao izany ary nomena hery hanatanteraka izany araka izay hitany sy fantany ary nambaran'ilay mpaniraka taminy...
Mazava ho azy fa tsy heviny na fahaizany na fahalalany no velabelariny ao... io no mahasamihafa azy amin'ireo mpikaroka maro mpanoratra, ary izany koa no mahahafa manokana ny baiboly... :)
50. ikaretsaka
(
27/11/2008 14:41)
de amin'i prime ary.. iza koa no nanome ireo idee an'i epicure novelabelariny sy nosoratany ireo? iza? :wink: :wink:
marina ihany ny an-drabila hoe aza centrena le izy
marina ihany ny an-drabila hoe aza centrena le izy
51. prime
(
28/11/2008 10:49)
Ikaretsaka> Efa mazava ny amin'izany sa tsy hitanao? (vakio tsara ireo resaka eo ambony ireo) :lol: :)
52. ikaretsaka
(
30/11/2008 01:21)
ary izy rehefa hitanyt hoe vinaninany ny baolina dia hainy ny miala pas an :-D :-D :-D :-D
53. mangidy
(
30/11/2008 10:49)
[quote=niryna]
Raha ohatra tokoa ka tsy Atra no mitantana ny diantsika,ny fiainantsika ,ny firenena rehetra dia iza ?
Raha mino an'Atra isika ? dia tsy tokony ipetraka akory io fanontaniana io, satria hoy ny Tompo "Hatry ny fony hianao mbola tany an-kibo no efa fantatro...."nefa isika olombelona dia minia manadino ny fitantanany ny diantsika isan'andro ,,isan'ora , isa minitra,, isantsengodra...
amiko dia tsy misy olonkafa afa tsy Atra irery ihany no mitantana ny fianantsika, ny firenena rehetra na aiza na aiza izany! ka noho izany, aza manaiky ho fitahin'ny antikristy.... ary miorena tsara ao Tompo ... satria mandalo izao tontolo izao..... fa izay manao sitrapon'Atra no aharitra mandrakizay..;koa atolory azy re ny tena sy fanahy;;;fa ny ahiahinao dia ho afaka avokoa.
Bon Dimanche!

54. kotobekibo
(
30/11/2008 11:26)
Mangidy > :=D
Ny ahy ny tsy azoko d ianareo sasany , tsy mahatoky fa A/tra no mitantana ny fihainan-tsika ?
Misy ny ambony sy ambany eo @ fihainantsika , izay no mahamamy azy . Ilay mikatsaka , ka raha tody d tena faly , d mety very indray anefa iny d ...
Eritrereto anie hoe ataon'A/tra mora aminao dôly ny zvt retra . Tsy misy fafiny intsony ref avy eo .
Ohatra hoe tahaka ny mampakatra sotro any ambava , na mandeha tongotra no tadiavinareo : mora kely izany amintsika ary ny fahavitana azy d tsy manome satisfaction na d kely aza satria tsotra loatra .
Raha tsy misy fahasarotany ny fihainana d tahaka ny maty ihany isika .
Ary mety izany aza no nanome hevitra ratsy ho an'ny anjely sasany ka nahatonga azy ireo ho lasa devoly :-?
Sa ahoana hoy nareo ( tsy niteny zà hoe sahona nareo an! :-D )

55. fahamarinana
(
30/11/2008 12:03)
:arrow: faly mahita any bebide ato amin'ny dinika ato aloha zà an... :wink: .
Misaotra any mangidy fa misy itovizako hvtr ihany koa.Nefa moa araka ny finoan'ny tsi11 ihany koa io,raha olona tsy Xna dia manana hafa mitantana ny fiainany koa izy,na ny tenako aza tahaka izany ihany tamin'ny fotoana tsy nahalalako tanteraka Azy sy tsy nahatsapako ny tena Fisiany... ary safidy ihany koa ilay izy dia mirary ny rehetra ho tonga amin'izay tanjona izay ary raha tsy to dia mbola mirary koa ny fiadanan'ny Tompo sy ny Fahasoavany ho an'ny rehetra satria lehibe ny famindram-pony sy Fitiavany. :) (l)

56. kotobekibo
(
30/11/2008 12:23)
fahamarinana:
:arrow: faly mahita any bebide ato amin'ny dinika ato aloha zà an... :wink: .
Efa nandray anjara tato za kah ! fa saingy efa any ambony b aaany eee! :-*
57. ikaretsaka
(
30/11/2008 16:24)
Kotobebide> le idee le lasa tsy responsable tsony isika fa d miantehitra fotsiny. Satria hoe efa tantanan atra no tsy mitombina
Amiko dia noharin' atra isika nba hanana anjara asa koa(ho sambatra miaraka aminy) fatsy ho izy aby no atao renponsible dia isika hihainohaino fotsiny
Amiko dia noharin' atra isika nba hanana anjara asa koa(ho sambatra miaraka aminy) fatsy ho izy aby no atao renponsible dia isika hihainohaino fotsiny
58. ikaretsaka
(
30/11/2008 16:30)
Amiko manokana raha milaza ramopre hoe hitantana ny diantsika anie I xty..... dia nila maneha isika mba hampisy le dia fa tsy hoe mitokona eo hoe satria efa tantanana, avy eo tsisy zava~banona satria adino ilay anjara sy lahasa tokony hataontsika
59. kotobekibo
(
02/12/2008 01:04)
ikaretsaka:
Amiko manokana raha milaza ramopre hoe hitantana ny diantsika anie I xty..... dia nila maneha isika mba hampisy le dia fa tsy hoe mitokona eo hoe satria efa tantanana, avy eo tsisy zava~banona satria adino ilay anjara sy lahasa tokony hataontsika
marina izany ary misy fomba fiteny manao hoe : ampio ny tenan'élah d hanampy an'élah A/tra .
60. coopsal
(
02/12/2008 14:21)
rabilabila:
1° je ne vous permets pas de me tutoyer , on n'a pas gardé des oies ensemble.
==> Je m'excuse de m'être permis de vous tutoyer ... et d'insulter votre intelligence.
rabilabila:
Vous qui pretendez être si capable d'interpreter les saintes paroles de votre seigneur et maitre Jesus Christ ,n'êtes même pas capable de lire et de comprendre un simple mortel comme moi ..................
==> C'est vrai qu'on dit combien je suis prétentieux. Seulement, ce que je raconte c'est ce que j'ai vécu! Je n'interprète rien du tout, je crois ce qu'IL dit c'est tout. Si je dit qu'une nuit, dans un désespoir IL m'a parlé, celà montre justement que je n'étais pas capable de trouver la réponse à mes questions! J'ai besoin de Lui pour tout me dire.
Ici, je suis certain qu'IL connait toute votre vie, toutes vos pensées et tout vous, et il n'y a personne pour Lui apprendre sur chacun.
Mais peut-être veut-IL vous adresser à vous, en m'utilisant, même si mon langage est insolant (encore une fois, je m'en excuse) et enfantin.
Peut-être bien qu'IL veut vous montrer beaucup d'autres couleurs que ce que vous avez déjà vus et dans lesquelles vous vous résignez à une finalité : la mort physique.
Peut-être qu'IL veut vous montrer que les colères, les tristesses, les hontes, les remords, comme ce qui vous arrivent par moments malgré tous vos efforts ne s'éteignent pas avec votre corps.
Peut-être qu'IL veut vous dire que ces sentiments irritatifs (comme tous les autres sentiments) sont des douleurs (irritations) de votre âme, qu'IL juge précieuse et qu'IL veut guérir.
Si ce que vous appellez intelligence est en réalité votre âme ... et qu'un jour, elle quittera votre corps. En quel état voudriez-vous qu'elle soit éternellement? OU dirais-je, dans l'infini? Peut-être que finalement, vous ne donnez pas à votre intelligence sa valeur réelle en limitant vos visions de ce qui est réellement?