Misy fanahy(soul) koa ve ny biby ?
81. naughtyboy
(
18/10/2008 13:03)
ozy rabila
\\\"ary ny trondro natao taiza leiretsy a!!!\\\"
any anaty rano ka satria ny ambiny tany anaty sambo daoly,ny trozona mo mazava oazy ny tsonjo defa million yrs no efa nisy satria anisany manan\\\'aina mbola velona atr@ zao ary mbola hisy foana, jereo fotsiny ny tantarany Jonasy taty aorina refa nanda an\\\'A.tra ka nitsoaka de nateliny trozona avy eo ..zany oe nisy indray izy reny taty aorina ka atr@ zao,ny sampana paleonthology anisany mitahiry tantara @ zany(great dying no filazanzareo azy)efa atr@ permian-triassic era(251.4million yrs ago) noho voina voajanahary lehibe indrindra nisy teto amboniny tany, ny 96% zvmanana\\\'aina any anaty rano de ringana ary 70% zv manan\\\'aina misy taolana ankoatry reo rehetra nisy t@ zany ,zany oe betsaka reo biodiversity very teo nefa tsy nitsahatra nivoatra sy nitombo ary niparitaka reo ambiny...araky ny fikarohana hitany reo manampahaizana de gazy atsoina oe methane hydrate no nivoaka avy any ambany ranomasina t@ io fotoana io ka niteraka hafanana sy fipoahany tany ary nampiakatra ny ivondranomasina sy nanova ny toetr\\\'andro ho orana lava be, ka asa ny vanimpotoana marina nisehoany tantarany Noah ra nifandray na tsia satria mbola kely ny fitaovana tena afahana mamaritra akaiky zany rehetra zany..

82. niryna
(
22/10/2008 04:47)
tywa68:
ô ry Niryna a : inn ty déguisement maharikoriko asehonao ty ? :-D
ilay ramatoa maniry toa hazo ny tanany ve ?
olona vao mbola tadiavina hoe inona no mahazo azy ,maniry zavatra ny
tngony sy ny tanany ary ny vatany ary toy ny fakan-kanzo ny faniriny.Tena olona nisy io a.
83. niryna
(
22/10/2008 04:50)
rabilabila:
......
Ka asa iza no tsy manam-panahy?
Amiko isika rehetra dia biby daholo ,fa misy sokajim-biby anakiray , izay atao hoe "olombelona" namorona ny atao hoe "fanahy nomen'andriamanitra " ( na iza na iza io andriamanitra io).
toa olona kanefa toa maniry sa aretina io ?
fanitsina fakan-kazo
maniry toy ny fakan-kazo ny tenany ary mbola tsy nahitana fanafodiny mahasitrana azy hatramin'izao .Vao natao reportage vao haingana izy io ka asa izay hiafarany aloha fa dia mampalahelo
87. niryna
(
24/10/2008 04:36)
fijo:
sary azo amboarina anie ry niryna e.
inona tokoa moa ny tsy ho vitan'ny olona ankehitriny ? afaka manisaka ny masoandro ve izy na miteny hoe ary avaratra no miposaka ny masoandro dia lasa any ? hi,hi
nandeha tamin'ny reportage io taorian'ny nahalalako io tantara io .Mbola miandry ny dokotera hoe inona marina no nahavoa io ramatoa io
88. ikaretsaka
(
24/10/2008 17:42)
afama manao reportage aho de image de synthese be de porofoiko hoe mipotsaka avy any atsimo ny masoandro..de mandry ny adrisa ho an'ny marivo salosana ka.
firifiry moa ny film efa manao izany ?
firifiry moa ny film efa manao izany ?