Misy fanahy(soul) koa ve ny biby ?
21. fijo
(
09/10/2008 20:00)
misy sombinteny nataon'i papa io ambony io,za moa tsy mpino,fa mba dinio.raha nanao ny sambofiara i ngahy noe.maninona no naravina tao ny biby rehetra????hoy ianao hoe fiarovana azy.ekeko,fa misy koa ngamba ny fanajana azy.ary ny mpino sasany mety tsy hino fa manana fanahy ny biby,fa ny finoana sasany kosa mino fa manana fanahy ireo,ka hajao koa izay finoan'ny hafa izay.
22. ikaretsaka
(
09/10/2008 20:08)
izay koa letsy ry fijo no vao mainka manamarina azy...
maninona i Razezo manao ny tenany hoe zanak'Ondry, maninona ny biby no navotan'i noe t@ sambo fiara... sns, maninona ny kristiannina no natao hoe ondry, naninona ny fanahy masina naka endrika voromailala....
maninona i Razezo manao ny tenany hoe zanak'Ondry, maninona ny biby no navotan'i noe t@ sambo fiara... sns, maninona ny kristiannina no natao hoe ondry, naninona ny fanahy masina naka endrika voromailala....
23. fijo
(
09/10/2008 20:10)
ka sao dia voadingana ary ireo teny ireo tamin'ny izy namaky baiboly???
24. cutie
(
09/10/2008 22:39)
amiko refa zava manan'aina rehetra de misy fanahy daholo :)
dikan'zany misy fanahy ny biby :)
dikan'zany misy fanahy ny biby :)
25. tywa68
(
10/10/2008 04:45)
K zay e : rehefa tsy mifanaraka @ilay eritreretin'i niryna sy ny mpamaky sy mpanoko sy mpitsipona, d tsy misy hasiny aminy ! :lol:
Ary i Fijo kay efa tafaverina aty amintsika ry Ika ? :D :wink:
Ary i Fijo kay efa tafaverina aty amintsika ry Ika ? :D :wink:
27. fijo
(
10/10/2008 20:53)
za anie tsy lavitra fa eo ihany e.tsy dia tia mandany andro mamaky boky aho,fa miaina kosa ze soa itako eny hoeny.
29. niryna
(
10/10/2008 23:01)
Noue:ka izay anie no nahatonga ahy nanontany e ? lazain'ny olona sasany na fivavahana sasany fa manana fanahy ny biby dia hiaraka any an-danitra avokoa izany ?
dia ahoana izany ity??????
Récemment, les Eglises ont manifesté une certaine disposition à clarifier la confusion qui entoure la question de l'âme des animaux. A ce sujet, la déclaration du Pape Jean-Paul II du 19 janvier 1990 est significative. Lors d'une audience publique,[b]le Pontife déclara que les animaux aussi possèdent une âme et que nous, êtres humains, devons nous sentir solidaires avec nos frères cadets. [/b
hmm ! dia aoka ary izay mahalala mba hanazava e,ary manome references ao amin'ny baiboly
]En déclarant cela, le Pape suit et transmet la tradition biblique. Cette déclaration, ainsi que d'autres qui vont à l'encontre d'un courant catholique défavorable aux animaux, sont des indices d'une certaine prise de conscience, au plus haut niveau de l'Eglise Catholique, du fait que le suivi non critique des thèses d'inspiration aristotélicienne de certains théologiens de grand prestige a conduit l'humanité à un anthropocentrisme suicidaire*
:D
30. niryna
(
10/10/2008 23:07)
Zakou:izany koa no fahalalako azy :X
Ny biby aloha tsy afaka hiresaka amin'Andriamanitra na oviana na oviana.
Nomena ny olombelona ny Fanahy hahafahany miresaka amin'Andriamanitra Rainy.
ngaha ! =))=D=D
Ny momba ny fiangonana nanao io fihetsika io indray dia malalaka ny olona rehetra hanao izay tiany hatao, izany akory tsy midika fa hoe ara-dalàna.
dia ahoana tokoa.Nisy tovolahy kely izay 13 taona izy,nanana bibilava izy io ary miaraka matory aminy...tsy fantatra na voahitsany na inona no nitranga fa maty ilay zaza ary ny bibilava dia mbola niodidina ny tendany no itan'ny rar-niny. Zanak'iza koa no hiaraka hatory amin'ny biby,indrindra fa efa samy mahafantatra fa hoe ny biby na manantsaina aza ka mahafantatra ny tompony dia mbola manaikitra azy ihany rehefa voakitika ny rambony na faritra hafa :roll:
Misy kosa anefa biby tena manana fifandraisana amin'ny fanahy ratsy, ohatra ny bibilava, ny voay sns...Tafiditra any amin'ny tontolon'i fanahy (monde spirituel) isika raha ho tohizana ny resaka.
31. niryna
(
10/10/2008 23:34)
ikaretsaka:tsy azoko ny tianao tenenina,hay ve nisy fety tamin'ny alahady teo e,dia maninona no manao akanjo volomparasy sy asiana ballons voromparasy manodidina ny fiangonana ?
Ny Momban'ny fety nankalazaina t@ alahady
Tsy resaka fanahin'ny biby akory rehefa tsofina rano ny biby fa zavatra hafa mihitsy hanampy ny fiarahany mifanasoa amin'ny olombelona no antony ...
iza no manampy ny olombelona ,hanasoa amin'ny inona ry ika ? misaotra mialoha
hay ve re e,dia maninona no afafy ny rano,alaina fotsiny ny rano amin'ny
tsy ny zavatra misy fanahy ihany no azo tsofina rano! misy mitso drano sy mamafy rano sampakazo rehefa fetin'ny sampakazo, ny jiro masina, misy ny mitso-drano sy mamafy rano trano vaovao, fiangonana vaovao sns.... satria hiara hifanasoa amin'ny olombelona ireny
zinga ve dia afafy ?
Toa menaka no fantatro fa tsy mahita teny mikasika rano aho nataon'i kristy sy ny mpanaradia Azy (anointed oil no hilazana azy)
14 Misy marary va eo aminareo? Aoka izy hampaka ny loholon'ny fiangonana; ary aoka hanosotra diloilo azy amin'ny anaran'ny Tompo ireo sady hivavaka eo aminy; Jakoba 5:14
Is any among you sick? Let him call for the elders of the church; and let them pray over him, anointing him with oil in the name of the Lord :
] hay ve e,mahavariana izy izany ! biby rehetra izany ? hafa kely indray izany .
momban'ny biby
fetini St Francois d'assise t@ alahady. ny tantaran'i francois d'Assise ankoatran'ny maha stigmatique azy, dia izy no olomasina mpiaro (izany heo nasaina mivavaka manokana hoan') ny biby sy anisan'ny nivoy ilay hoe endrik'Andriamanitra ny Zavaboahary ary azo ampiasaina hitadiavana Azy koa
ankalazao ny tompo ,marina izany na ny tana-masoandro aza manaraka ny masoandro dia mivavaka ny masoandro ve ilay tanamasoandro ? Every knees shall bow,every tongues confess that He is Lord ! ny olona rehetra dia tsy maintsy mbola hiankohoka amin'iAtra avokoa ary mbola hankalaza ny anarany....sa ilay biby nitondra an'ilay mpanjaka masiaka izay niteny ? iny indray dia Atra mihitsy no nanome azy hery hiteny e !
misy antsa izay: Antsan'ny Zavaboahary no anarany na canticles of the sun" (misy manao hoe ry habakabaka ankalazao ny Tompo... @ teny gasy) afaka hanampy anao bebe kokoa http://prayerfoundation.org/canticle_of_brother_sun.htm
ny momban'ny hoe misy fanahy ve ny biby?
tsy haiko aloha fa za tsy biby ..... :wink: fa raha jerena kosa ny Salamo 104 (105 ngamba ho an'ny tsy manaraka vulgate)
tsy misy fanavahana mihitsy ao hoe ny olona sa ny inona no voa rehefa manafina ny endriny Atra
dia fanontaniana kely: maninona ny Tompo no miantso ny tenany hoe zanak'ondry n'Atra [/quote]
izany heo tsy mananana fanahy koa iznay izy? :-D :-D eritrereto!
32. niryna
(
11/10/2008 00:06)
ikaretsaka:miafina amin'Atra amin'ny ahoana ny biby,nifoaka zanaka akoho ? mba hafa kely koa izany eritreritrao izany,
ny momban'ny hoe misy fanahy ve ny biby?
tsy haiko aloha fa za tsy biby ..... :wink: fa raha jerena kosa ny Salamo 104 (105 ngamba ho an'ny tsy manaraka vulgate)
tsy misy fanavahana mihitsy ao hoe ny olona sa ny inona no voa rehefa manafina ny endriny Atra
hianao ihan.y dia mety mahavaly izany .
dia fanontaniana kely: maninona ny Tompo no miantso ny tenany hoe zanak'ondry n'Atra
izany heo tsy mananana fanahy koa iznay izy? :-D :-D eritrereto!
Antsoina hoe zanak'ondry izy satria noharina tamin'ny zanak'ondry tsy misy kilema , izay no antony fohy azoko omena anao. he is lamb of God, He washes away all our sins dia mbola tsy fantatr'ika ihany ve izany kanefa dia averimberina lava,sa ilay fonao feno fandavana ny tenin'Atra dia lavina avokoa,oops ahoana hoy ny Isaia 53 ?
http://baiboly.org/toko.asp?boky=ISAIA&toko=53&andininy=3-6&dika=[/quote]
33. niryna
(
11/10/2008 00:20)
fahamarinana:
:arrow: :-w mahavariana ilay dinika...tsy dia fantatro loatra ny mikasika ny bibi ihany koa fa ny hitako ohatra dia ireo mpiandry mifindra trano dia iasàna ilay trano ka azo hilazàna ve izay hoe misy fanahy ilay trano sa akory..,misy koa mpitondra moto;sns..sns.. (l)
tsy fantatro aloha izay zavatra mety nitranga ,tsy misy olona amiko ny maka mpiandry fa tsy mamafy rano ka
fa ny efa hitako fotsiny dia misy olona noheverina fa misy fanahy maloto na olona marary na toy ireny manaraka ny fotoana fanasitranana ireny dia azo hidirana tokoa ilay trano ka androahana devoly,ny baiboly irery ihany no fitaovana am-piasana amin'izany ary dia tena mitolona tokoa ilay mpiandry,miady mafy miaraka ny tenin'Atra ,ny devoly efa resy...fahavalo efa resy,sy ny hoe efa voavidin'ny ran'i Jesosy sns ...mandra-pa ,ary tsy indray andro ihany ary ireo olon'Atra dia voatokana ary efa nomen'Atra hery manokana afaka mandroaka izany fanahy maloto izany.=D aleloia :D
ao koa ny hoe misy miteny hoe misy matoatoa ilay trano dia diovina toy ilay ataon'ny mpiandry ihany koa,tsy misy mampiasa rano izany.
Ny trano vao,mety tsy misy mahafantatra ilay olona hipetraka ao raha misy fasana ao ambaniny misy fanahy maloto koa ,asa samy manana ny saina aloha fa taloha izahay raha vao nifindra trano dia hoy ity ramatoa iray izay miteny hoe angalao mompera andraraka ranovoahasina eraky ny trano fa tsy nanao an'izany izanay, satria tsy manao an'izany
Sady tsy matahotra koa fa mivavaka izahay isan'andro sy mihaino ny hira masina na ny toriteny ka tsy matahotra na ataoko aza hoe nisy olona maty tao taloha,mitsoaka hoazy e ,izay no fahafantarako azy
Satana dia mipetraka amin'ireny olona mitady azy ireny . ka raha tsy mitady azy isika fa zanak'Atra dia tsy ho tafa-petraka ao anatin'ny fanahintsika izy
34. niryna
(
11/10/2008 00:23)
Noue:
maninona ny Tompo no miantso ny tenany hoe zanak'ondry n'Atraizay manaisotra ny fahotan'izao tontolo izao
=D
^:^ ^:^ Ho deraina anie ny Anarany Masina .Izay rehetra mino ny Anarany no ho voavonjy....Ny anaraNy irery no fanavotana o^o
35. niryna
(
11/10/2008 00:34)
badboy:ka efa nohazavain'i toi eo ambony eo ka inona indray fa nareo no manao an'ilay izy ho toi =D
Ilay fandalinana nyrina mba alefaso lavitra f'aza dia ampotonorona ohatr'io foana!! Ny hevitra ambadika, izay tsy fantatro na rakatrao na tsia, dia ny finoana boudhiste sy hindou izay mametraka avo ny toeran'ny biby no tonga dia tifirinao ankitsirano!! Eo indray ianao izany dia manakihana, ankolaka angamba, ireo finoana ireo!!
hay va re e .
Inona moa anefa no maharatsy ny fanasoavana ny biby!! Raha toa ka ny filazana fa manampanahy izireo no hahafahana miaro ny fisiany, ka hahafahan'ny tysirairay mihinankena na manao torista @ alalan'ny reserve naturelle ka mampidibola ho an'ny eo antoerana, dia tsy hitako loatra izay olana!! Lasa ataonao sakana @ izany rehetra izany ny fampidirana ny anaran'Atra ao anatin'ilay hevitra!!!
eto amin'ny hoe badboy toi sahy mametavata ny tenin'Atra dia rehefa manao anarana hafa dia mody mandangolango,mampalahelo hoy aho mandrakariva ,tadidio fa efa voasoratra any ambony avokoa ny ataontsika rehetra ety,mino Azy ve ? mi-rebell ve? manohitra foana ve ?
Averiko indray, mba mitraka matetika ny loha mijery ny manodidina fa tsy faly mihoroka ny fofon'ny baiboly lalandava ao ity orona!! :twisted: :twisted: :twisted:
baiboly dia boky volamena hoy aho ka sarobidy amin'ny kristiana satria io ihany no references omenay eto ka tsy mahagaga.Na izany averiko hatrany aza dia enga anie ny fanahy masina no hanazava sy hampisokatra ny masompanahin'i toi.
Tena diso fanantenana ireo mpanaraka an'i toi fa mivandravandra hatrany hatrany ilay tsy finoana an'i kristy .Izay no safidin'i toi dia izay izy izany.Hitako aza no tsy mamela ny olona hamaky baiboly,matahotra fa saho fantatry ny olona ilay fahamarinana .=)) .Na ho ela na ho aingana dia tsy maintsy mivoaka foana hoy aho ny marina ...dia io fa mivandravandra io amin'izany.
Aza manaiky ampiasain'i satana intsony fa mivoaha tao amin'ny maizina tao amin'iza ry ........ an
omena holy kiss ve ? =))
:cry: :cry:
36. ikaretsaka
(
11/10/2008 00:36)
ny momban'ny hoe volomparasy:
iny indray tsy haiko fa resaka siglen'ny fiangonana fotsiny iny raha ny hevitro
ohatra hoe ny an'ny gasy asiany maintso fotsy mena
rehefa an'ny karana dia oranger be
rehefa ry zalahy lazaristes dia ataony menamena
rehefa ry jesoita dia misy manao manga misy manao mavo misy manao mena...
tsy hifanerena iny
dia manarak'izany miangavy an'i niryna mba hamaky tsara ny nosoratana aloha vao manesika ny azy hatrany
iny indray tsy haiko fa resaka siglen'ny fiangonana fotsiny iny raha ny hevitro
ohatra hoe ny an'ny gasy asiany maintso fotsy mena
rehefa an'ny karana dia oranger be
rehefa ry zalahy lazaristes dia ataony menamena
rehefa ry jesoita dia misy manao manga misy manao mavo misy manao mena...
tsy hifanerena iny
dia manarak'izany miangavy an'i niryna mba hamaky tsara ny nosoratana aloha vao manesika ny azy hatrany
37. niryna
(
11/10/2008 01:01)
prime:
badboy> Diso adiresy ianao fa toa fiangonana katolika ilay resahan'i niryna ary ireo efa nentin'ny namana ikaretsaka sy Noue ireo ny heviny... moramora ihany r'ise a...
:D :x
misy mi-play game eto ka! fa any amin'i badboy izy sahy mivatravatra manaiky ampiasain'i satana,hitako no milazafoana izy fa tsy misy satana. hay lery namany ..=)) =))
hay perany mafy tsy hamela ny olona hi-blabla hoy izy(ireo izay manome references ao amin'ny baboly) hay l eryreraka mijery ilay tenin'Atra oops =))
nampilazana ,avokoa ny olona fa tsy ilaina ny baiboy hmm ! Ahirato ny maso fa tonga ato any mpamadika an'Atra ...marina moa izany ,mangorovitsika ny tena fa dia alefako eto ity izay manantsofina izy aoka ihaino,
very maina ny fianarana ny soratra masina ..[kanefa izy dia mahalala tsara izay nampianarina azy saingyindrisy mantsy ry tany =)) ny hetraketrakao no nahatonga azy toy izany ..Ngaha tsy ny sitrapony io ?
=))
b].samy tsy misy atoro isika ...ampisain'i satana izy fitaovana iray ato amin'ny serasera efa hatrin'ny elabe,avadibadio daholo ny tantara fa tena tsy mahazaka ny tenin'Atra izy io,miampy ny anarana ovaina etsy sy eroa,ny anabaviny alaina ny ps ....ahirato amin'izany ny masontsika fa natao ny tsy hiteny..
kanefa anie lazainy fa olomboafidiy izy e,asa izay nifidy azy raha izany ? Atra ve ? dia maninoa lahy no mankahala Azy e :cry:,dia maninona tokoa re no mbola tsy mihiratra foana ny masony fa ataon'i satana ho fitaovana handrava ny tempolin'Atra izy e :cry :raha mba fantany mantsy fa toy ny ondry tsy misy mpiambina izy ka eo ambaravaran'ny vavan'ny liona :cry:[/b]
efa mivandravandra fa mody hodiana tsy fantatra na avela izy hiteny satria efa izayno sitrapony,nanao fati-dra an'isatana anagamba dia nivadika tamin'Atra na voaontso aza :cry: ary dia ho kempokin'ny nenina izy raha mbola ao anatin'ny vovon'i satana foana fa tsy ho afa-bela satria zanak'Atra no nivadika tamiNy
na miaraka amin'Atra dia tia ny tenin'Atra na tsy miaraka amin'Atra dia tia an'ny asan'i satana ary manaiky ataony fitaovana mamita-bahoaka .ooops sorry ry ........................ fa ny marina mandratra kanefa manavotra fanahin'izay manaiky hiverin-dalana amin'ATra mba tsy ho very raha mino ny Zanak''Atra :{ :{
38. niryna
(
11/10/2008 01:02)
booboo:
Badboy > :-D :-D :-D. cf fanazavana an'Ikaretsaka fa mazava be mihitsy. Toa hitako tsy azonao sy tsy voafehinao manko ilay raha lazaina eto :-D :-D :-D :-D
olon-dehibe nandalina fahaizana izy fa ny tenin'Atra mihitsy aky no tsy tiany a...Raha isika rehetra ato amin'ny sera no mivavaka azy angamba dia hiova izy
39. niryna
(
11/10/2008 01:42)
badboy::roll: ka maninona no tsy mahazaka ny tenin'Atra ,mivandravandra anie ilay izy e saho lazainao fa dondrona ny olona,tsy ny olona mihitsy anie ry toi no toherin'i toi fa Atra izay naniraka ireo mpitory e,aleo mipitrapitra mampalahelo toa izay mivandravandra mampatahotra
Aleo ataoko tsotra sy mazava ilay resaka fa tsy ataoko misy hevitra miafina intsony fa toa bdb ny tsy maharaka!!
Tsy dia asiako olana loatra hoe katolika sa protestanta no nanao azy na koa aza athé, fa ny fanamarihako dia io voalaza ambony io!! Tsy olana na lazaina manampanahy na masina aza ny biby raha izay no ahafahana miady @ fandringanana tsisy farany!!
dia mazava ho azy amin'izay hoe iza ary ity badboy ity
Ho ela velona ny katolika izay manaraka ny lalana diavin'ny bouddhiste sy ny hindou @ fitandremanan ny biby, na dia ny kely indrindra aza, izay isan'ny hiankinan'ny mahaolona ny olona sy ny fiainana antany!!
hay ve ka manaraka ny lalan'ny boudidhiste sy hindoy toi e
,hitako no tena marary ny tenin'Atra ?
kely ny finoako raha io tenenin'ny toi ny kato ...dia ahoana ny catholic charismatism ? tsy mampiasa na inona na inona intsony fa mivavaka amin'Atra (telo izay iray ) mino ny fanahy masina ary tonga ao aminy koa ny fanahy masina mampianatra azy,mitaridalana azy,mampibebaka azy, ary manoro ny lalan'Atra ^:^ ^:^
na miafina aza toi amin'ilay raikalahy dia efa fantatra hoe iza ary io badboy io e ...tsy any anefa no mipetraka ny olona fa sorry dia sorry ry ........a ary adinon'i toi fa any amin'ny anaran'i toi hafa koa i toi manao io fanoharana io =))
Hoy ilay raikalahy mahiratra erantany izay hoe " raha foana ny tantely, dia andro vitsy monja sisa no ahafahan'ny olombelona miaina eto antany"!!
Tianao avokoa ny rehetra eto,ilay hianao manaiky ampiiasain'i satana hanohitra ny tenin'Atra mihitsy no mampalahelo ahy,mino aho fa toy izany koa ireo kristiana rehetra izay toherinao eto ireo ,na dia mody miafiina amin'ny badboy aza hianao dia fantatra foana
io leroa ,tsy tia baiboly tokoa ilay olona ,mitovy amin'ilay iray milaza foana fa tsy misy satana .
Tsy voatery ho ao anaty baiboly foana ny valiteny na vahaolana @ tranganjavatra 1, fa ny fiainana koa no manery ho azy ilay vahaolana na valiteny mipetraka!!
Manontany tena aho ,dia tena tsy mbola nisy azonao raisina tokoa ve ireny teny mamy nomen'ny olona rehetra ireny .Inona no olana (raha mi-flip-flop ny fiainanao sanatria anie izany ) aza kivy fa manana an'i kristy isika hanavotra antsika,hanafaka antsika amin'ny ota rehetra .
Antsoy aho dia ho vonjeko hianao hoy izy ooops references matanjaka be io ..
Dia hoy koa izy hoe na dia mena toy jaky aza ny fahotanareo dia ho fotsy toy ny oram-panala .....raha manaiky ho sitraniny ny ratran'i toi ...eo aza omeko holy kiss kely fa tena mampalahelo anie izany zandriko izany e,raha mba fantatrao moa ny fitiavan'ny olona anao dia tsy mba hiziriziry toa izao hianao...Avelao amin'izay ny lasa homban'ny lasa ,ny ho avy banjinina(mangataha famelan-kelona amin'Atra ,ary mamela izay nanao ratsy taminao fa raha tsy mamela ny heloky ny olona tahaka antsika isika dia tsy ho voavelan'Atra mihitsy ny fahotantsika
o^o b] [ Mankanesa aty Amiko ....Hianareo rehetra ..Izay miasa fatratra sy mavesatr'entana [/b] o^o ^:^ ^:^
Aiza tokoa re no saika naleha raha tsy nisy an'Atra isika e ? =D> =D>
