Misy fanahy(soul) koa ve ny biby ?

61. rabilabila ( 15/10/2008 17:40)
ikaretsaka:

izay mihitsy rabila an

ko izy mahita volana alohan'ny "biby" koa!!!

62. ikaretsaka ( 15/10/2008 17:51)
aoka re aoka re
63. naughtyboy ( 15/10/2008 17:59)
ozy rabila
"fa tonga dia hoe : bibiolona pfffffffff!!!!!! "

:-D :-D :tsy azoko marina oe fa in no tena manosika an'i nyrina ankafy sary fampitahorana zazakely otran'reny,tena manampy tko v izy reny @ resaka eto sa fialamboly manokana any nyrina izy io
64. fijo ( 15/10/2008 20:51)
ilay hoe miakatra any andanitra koa ve ny biby raha maty???fa na isika olombelona ngaha moa mbola tena hay hoe miakatra any sa mankaiza????

izay tsy mitovy hevitra dia satana.za na atao hoe losifera aza tsy olana amiko.tsy mampiova ahy io,fa reseo lahatra aho handray ny hevitrao.

ary ny voalazan'ny baiboly anie ry zareo ,efa samy naheno an'io e,fa izay mba "FANDRAISANAREO3 azy no hilaina eto.rah atsy izay dia hifanome toko sy andininy isika dia vita.
65. ikaretsaka ( 15/10/2008 21:47)
ka misy ange mihevitra ra fijo hoe mahay mifampitanisa toko sy andininy izy de izy no tapitr'ohatra @ fanarahana an-i Jesosy sy faratampony @ pivavaka e!
66. tywa68 ( 16/10/2008 05:23)
Fijo : toko sy andininy d vita ahoana ? :-D adinonao ny bibiolona :-D :-D
67. naughtyboy ( 16/10/2008 17:11)
ozi fijo
"raha nanao ny sambofiara i ngahy noe.maninona no naravina tao ny biby rehetra???? ?
io ngambany no manakaiky ny saiko satria nanao reform demographic ngambany ny Mpamorona arampinoana A.tra (fihevitro manokana izao)de nahatsapa fa tsy afamisaraka amindraolombelona ny biby(tsy resaka kaly fotsiny satria azo atao ny mivelona tsisy hena otrany vezetariana fa ny soa entiny biby marobe @ tontolo iainana)eto @ tontolo hita maso sy azo tsapaintanana..
hiakatra any andanitra v sa tsia ??? izay indray de fanapahankevitry Ilay nahary vatana sy fanahy na biby na olona sy zao rehetra izao ny fahalalako azy ka tsy ho voavaly ra tsy anotaniana azy manokana kanefa tsisy nadrara oe tsy azo anotanina fa malalaka ny ts1/1 anadihady de tanero aty aminay avy eo :lol:
68. fijo ( 16/10/2008 19:35)
ka rah aizay ve letsy ry ika,tsy aleo mivadika boloky dia miakatra any an danitra.sady mahay mamerina n omanana elatra hiakarana "velona" any.
69. rabilabila ( 16/10/2008 19:40)
naughtyboy:

Giravy be izany ry Naughtyboy an!! ilay reforme démographique io resahiko io !! Dia sanatria ve kle!! dia inona no critères kle !!

:)
70. fijo ( 16/10/2008 19:42)
tsotra ka,izay biby rehetra,ao koa ny biby olona.
71. ikaretsaka ( 16/10/2008 19:47)
:-D :-D :-D
72. fijo ( 16/10/2008 19:51)
aza hadino io an.
73. naughtyboy ( 16/10/2008 20:24)
..rabila>ny kritera de 1 isaky ny karazany ny biby satria betsaka noho ny olona fa tsy mahazo nihoatra ary ko lahy sy vavy mazava ho azy anome reproduction vao2 ,ny ol mo zany de ny fianakams ihany ra tsy diso za:-D
74. fijo ( 16/10/2008 20:53)
kyyy tsy tafiditra izany ny pelaka le.
75. tywa68 ( 17/10/2008 09:43)
fijo:

ka rah aizay ve letsy ry ika,tsy aleo mivadika boloky dia miakatra any an danitra.sady mahay mamerina n omanana elatra hiakarana "velona" any.

Fijo : efa afaka manao boloky eto @ forum, na tsy miakatra velona aza e :°) :-D
76. naughtyboy ( 17/10/2008 09:56)
ozy fijo
"kyyy tsy tafiditra izany ny pelaka le."
na efa nisy tao anatiny reo sambo fa tsy voalaza na ko taorinany reproduction avy eo de nisy indray ny pelaka ka..
77. ikaretsaka ( 17/10/2008 16:58)
tywa> enao hoa tsss.akombony @ izay io bo (lo) ky io fa bobongolo!
78. tywa68 ( 17/10/2008 18:54)
:lol:
79. rabilabila ( 17/10/2008 19:56)
naughtyboy:

..rabila>ny kritera de 1 isaky ny karazany ny biby satria betsaka noho ny olona fa tsy mahazo nihoatra ary ko lahy sy vavy mazava ho azy anome reproduction vao2 ,ny ol mo zany de ny fianakams ihany ra tsy diso za:-D

:-D :-D :-D ary ny trondro natao taiza leiretsy a!!!

Dia sanatria ve nanao sivana i andriamanitra kle!! Loza raha izany ,tena nitsimpona izany i lery !!
80. fijo ( 17/10/2008 20:50)
maty boloky izany.nytrozona tokoa ary mba taiza tami'ireny fotoana ireny le??,
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.008