Misy fanahy(soul) koa ve ny biby ?
41. niryna
(
11/10/2008 01:51)
Aleo ataoko tsotra sy mazava ilay resaka fa tsy ataoko misy hevitra miafina intsony fa toa bdb ny tsy maharaka!!
tywa68:
Tena mazava be e :lol: ny fitiavam-biby aloha tsy hifanerena satria misy mieritreritra fa tsy afaka mitia zavatra hafa raha voa tia an'Atra, nefa manana alika sy saka ao an-trano :lol:
Amiko manokana d ny tiako na olona io na biby io na asa d angatahiko @Atra foana zay hampety an'izany @ilay fiainana andavanandro, mba haha-mendrika ahy hiaraka Aminy.
Ny Tompo anie hitahy "antsika" rehetra, eny fa na ireo efa maty aza, satria tsy afaka mangataka izany intsony izy ireo :wink:
:D =D
42. badboy
(
11/10/2008 07:48)
Gaga be aho nahita ilay soratra apetrak'i nyrina!! Raha vao tsy manarak ny heviny dia satana!! Izany hoe izy no mitana ilay fahamarinana ary izy no ilay Izy!!! Io ilay nolazaiko hoe tsy dia ny SM loatra no tena aparitaka fa ny tenan'ilay mody manaparitaka no tena tiany haseho sy omena lanja!!
Soa ihany fa be no efa mahalala fa misy ny mpaminany sandoka!!
Io ary fa ilay MATIERA no LEHIBE aminy fa tsy ILAY HEVITRA sy SM AO ANATINY!!! Tohizo fa mahafinaritra!!
Nisy lahatsoratra fanatisma novakiko izay ka ny ao anatiny dia izay tsy manaraka ny tenin'ilay mpitarika, izay lazainy fatenin'Atra, dia satana ka mendrika ny ho fonganana!! Ilay boky io dia nosoratana mpitondra islamo mahery fihetsika ary tena notanterahany t@ sept 2001!!
Ambava homana ampo mierotra!!! :twisted: :twisted: :twisted:

baiboly dia boky volamena hoy aho ka sarobidy amin'ny kristiana
Io ary fa ilay MATIERA no LEHIBE aminy fa tsy ILAY HEVITRA sy SM AO ANATINY!!! Tohizo fa mahafinaritra!!
Nisy lahatsoratra fanatisma novakiko izay ka ny ao anatiny dia izay tsy manaraka ny tenin'ilay mpitarika, izay lazainy fatenin'Atra, dia satana ka mendrika ny ho fonganana!! Ilay boky io dia nosoratana mpitondra islamo mahery fihetsika ary tena notanterahany t@ sept 2001!!
Ambava homana ampo mierotra!!! :twisted: :twisted: :twisted:
43. ikaretsaka
(
13/10/2008 14:58)
[quote]Gaga be aho nahita ilay soratra apetrak'i nyrina!! Raha vao tsy manarak ny heviny dia satana!! Izany hoe izy no mitana ilay fahamarinana ary izy no ilay Izy!!! Io ilay nolazaiko hoe tsy dia ny SM loatra no tena aparitaka fa ny tenan'ilay mody manaparitaka no tena tiany haseho sy omena lanja!!quote]
io koa mampanontany tena ahy isan'andro
io koa mampanontany tena ahy isan'andro
45. ikaretsaka
(
13/10/2008 16:08)
ny ahy no mba tiako ho fantatra raha tsy mahadiso dia ny antony mahatonga le fisainana hoe maninona ny olona no rehefa tsy mitovy hevitra de accusena hoe satana!
aoka mba ho tsotra sy mazava
misaotra
aoka mba ho tsotra sy mazava
misaotra
46. niryna
(
14/10/2008 04:02)
fahamarinana:ilay hoe izany ve aky tsy mifanohitra dia ilay fanontaniandry hoe misy fanahy ilay trano..ny zavatra tsy misy fanahy ka ,ny biby koa tsy misy fanahy fa ny olombelona irery ihany no nomen'Atra fanahy
:arrow: :-w mahavariana ilay dinika...tsy dia fantatro loatra ny mikasika ny bibi ihany koa fa ny hitako ohatra dia ireo mpiandry mifindra trano dia iasàna ilay trano ka azo hilazàna ve izay hoe misy fanahy ilay trano sa akory..,misy koa mpitondra moto;sns..sns.. (l)
47. rabilabila
(
14/10/2008 08:06)
Raha mila amin\'ny famaritanareo ny atao hoe \" fanahy \" aho .
Tsy mila mandeha lavitra fa mandinika ny natiora dia mahita sy mahatsapa fa:
- Ny renim-biby (ny olona ao anatiny)dia miahy ny zanany ary mitaiza azy ho ahaleo tena.
- Ny biby(ny olona ao anatiny) dia mahay mitia ary saro-piaro aza ny sasany
- Ny biby (ny olona ao anatiny )dia malahelo ary mety mitomany mihitsy aza rehefa misy \"ratra\" mahazo azy .
etsetra etsetra....................................................................
Saingy kosa , ireo lazainareo fa tsy manam-panahy dia :
- tsy mihaza afats\'izay ilainy ho amin\'ny \"survie\"-ny
etsetra etsetra..............................................................................
Ny olombelona kosa , ireo izay lazainareo fa nomen\'andriamanitra fanahy dia:
- Mamono ny mpiara-belona aminy nohon\'ny cupidité , jalousie, ..............
- Mahay mamorona lainga marivo tototra ,mamorona ny \"ratsy \" nohon\'ny fitiavan-tena .
- Mahay manenjika ,ary mamono mihitsy aza ireo tsy mitovy firehan-kevitra aminy .
- Namorona ny inquisition , ny racisme , ny génocide , ny guerre , ny exploitation de l\'homme par l\'homme , ny esclavage , la peine de mort ............................
etsetra etsetra....................................................................................
Eny fa na dia namorona ny \"lois\" aza ny olombelona mba hampirindra ny fiainany ,dia mbola izy ihany no manitsaka ireo lalàna ireo .
Ka asa iza no tsy manam-panahy?
Amiko isika rehetra dia biby daholo ,fa misy sokajim-biby anakiray , izay atao hoe \"olombelona\" namorona ny atao hoe \"fanahy nomen\'andriamanitra \" ( na iza na iza io andriamanitra io ) ,mba iheverana sy hanehoana ny fahamboniana amin\'ny sokajim-biby rehetra .Mazava loatra satria misy ireo milaza fa nahazo hafatra hoe : \" mamenoa ny tany ........ \" sy ny nahazo alàlana \" hanjaka amin\'ireo biby rehetra ,sy ny trondro ,......................\" ohatraohatr\'izay ilay voalaza ao anatin\'ny bokinareo , ary mbola izay foana no himatesana na dia efa hita aza fa ny fanjakazakan\'ny oombelona amin\'ny tany no anisan\'ny fototra mampisy ny hotakotaka etsy sy eroa ary indrindra ny mampihena ny biodiversités ...................etsetra etsetra..........................................

48. rabilabila
(
14/10/2008 08:19)
Raha misy olona interessé dia mamakia ilay boky ( tsy bobongolo ary azo critiquer-na) : Ethique de Spinoza .
49. tywa68
(
14/10/2008 08:54)
Zah aloha d anisany mihevitra fa ny biby misaina, ary tsy adala ohatrandra-olombelona ! Marina mihitsy hoe mihaza ny ho haniny, saropiaro @ zanany, fa izy fotsiny no tsy mahay manoratra : mahay mampiseho kosa @ fihetsiny fa manam-panahy izy. :°) Zaba-boarin'Atra daholo ka tsara hajaina @izay misy azy zay fa tsy hoe tsy mahay mino ohatrantsika d tsy mikaonty. :lol:
50. naughtyboy
(
14/10/2008 19:21)
misy toko reo karazambiby eto amboniny tany ra biolozia no resahina manana ilay atsoina oe maso fahatelo(parietal organ or third-eye) hita ao @ taova mekanika anisany feno zvmiafina indrindra any @ saina (atidoha no tena marina)itovizany @ oulmbel antsoina oe pineal gland(ao anaty epithalamus zay mandrindra ny vatana @ manodidina oh.@ hafanana/thermoregulation.. ary ko ny fifamoivoizany hery simika isankarazany ao anaty vatantsika isan\\\'andro/circadian rhythmicity, ra ireo mpikaroka ny siansa \\\"psychic\\\" zao no jerena ny voalazany
\\\" René Descartes, who dedicated much time to the study of the pineal gland, called it the \\\"seat of the soul\\\". He believed that it was the point of connection between the intellect and the body.\\\"
dikanteny ho anze mila..
\\\"Rene Descartes,zay nanokana ny androny ikarohana ny taova antsoina oe pineal gland,de niantso azy io ho \\\"toerany fanahy\\\"ary nino izy fa eo no mampifandray ny saina sy ny vatana \\\"
misy toko reo biby zay manana azy io oh1 @ zany taratuashttp://uk.youtube.com/watch?v=NYqp2IO-im8
ao ko ny sobakaka,androngo,atsantsa sns...efa nanaovany izy fanandramana mo ny @ zany ka ny azo notsoahina de misy fihetsempo ny biby ary ko misy tadidy sy hetsika tsy lavitra ny oulmbel nefa izany rehetr izany de mbola fitaovana entina mi-survive nefa ny itako tena izy de le lazainy Aristotle oe tsy mivaingana na hitamaso ny fanahy @ le bokiny oe @ \\\" De Anima \\\"..
\\\"Perhaps the most important but obscure argument in the whole book is Aristotle\\\'s demonstration of the immortality of the thinking part of the human soul, Aristotle concludes, the mind is immaterial..And therefore the human mind is immortal.\\\"
\\\" ny zvdehibe indrindra ary adihevitra mbola maizina @ fanazavany io bokiny Aristotle de ny fanaporofoany ny tsy fahafatesany fanahiny olona de nofintininy fa tsy mivaingana na hita maso ny fanahy...noho izany tsy mety maty..\\\"
Marihiko kely fa i Baruch Spinoza(filozofa anisany goavana t@ taonjato faha17de anisany nanohitra ny ankabeazany filozofiany Rene Descartes mikasika ny firindrany fanahy sy vatana(mind-body dualism)
ao anatiny le bokiny io no misy tsoaka namitinany ilay boky \\\" Ethic \\\" lazaiko eto
\\\" In addition to substance, the other two fundamental concepts Spinoza presents, and develops in the Ethics are
Attribute:By attribute, I mean that which the intellect perceives as constituting the essence of substance.
and Mode:By mode, I mean the modifications of substance, or that which exists in, and is conceived through, something other than itself.\\\"
ny substance tiany ho lazaina eto zany de le zv madinika indrindra nisy talohany efa nisy ary namoronana na anovaovan ny efa nisy,lery mo tsy mpino an\\\'A.tra mazava oazy..
iarahamanaiky fa tsy mbola nisy nahatsapa na nahita maso ny fanahy nefa kosa ny asany tsy mitsahatra miseho @ reo ze misokatra andray azy ,nahoana no misy oul milaza fa tsara fanahy ko zany ra alika na ratsy fanahy zany ra kary sns..ao raha fa ny fanazavana no mbola ifampitadiavana..
reo oh. nolazaindrabila etsy ambony momba ny olmbel reo ndray ngambany de tsisy ifandraisany loatra @ fanahy ny oul satria resaka morality sy iferiority intellectual fahita @ zanak\\\'oulmbel zany sy itovizany @ biby..

51. niryna
(
15/10/2008 03:03)
badboy:=))
Soa ihany fa be no efa mahalala fa misy ny mpaminany sandoka!!
manaraka ny tenin'ilay mpitarika, izay lazainy fatenin'Atra, dia satana ka mendrika ny ho fonganana!! Ilay boky io dia nosoratana mpitondra islamo mahery fihetsika ary tena notanterahany t@ sept 2001!!
Ambava homana ampo mierotra!!!
badboy:hmm! :?: :?: :?: :roll: =))=))
:twisted: :twisted: :twisted:
52. niryna
(
15/10/2008 03:05)
tywa68:
Zah aloha d anisany mihevitra fa ny biby misaina, ary tsy adala ohatrandra-olombelona ! Marina mihitsy hoe mihaza ny ho haniny, saropiaro @ zanany, fa izy fotsiny no tsy mahay manoratra : mahay mampiseho kosa @ fihetsiny fa manam-panahy izy. :°) Zaba-boarin'Atra daholo ka tsara hajaina @izay misy azy zay fa tsy hoe tsy mahay mino ohatrantsika d tsy mikaonty. :lol:
ty a misy elephant mahay manao dessin hi,hi
53. niryna
(
15/10/2008 03:08)
[quote=ikaretsaka]
ka io boy manao sarina
:twisted: :twisted: :evil: :evil: lava io inona ? =)) maty aho ikaky sy neny o .Oh boy oops
Gaga be aho nahita ilay soratra apetrak'i nyrina!! Raha vao tsy manarak ny heviny dia satana!! Izany hoe izy no mitana ilay fahamarinana ary izy no ilay Izy!!! Io ilay nolazaiko hoe tsy dia ny SM loatra no tena aparitaka fa ny tenan'ilay mody manaparitaka no tena tiany haseho sy omena lanja!!quote]
io koa mampanontany tena ahy isan'andro
ka io boy manao sarina
:twisted: :twisted: :evil: :evil: lava io inona ? =)) maty aho ikaky sy neny o .Oh boy oops
54. niryna
(
15/10/2008 03:11)
tywa68:
Zah aloha d anisany mihevitra fa ny biby misaina, ary tsy adala ohatrandra-olombelona ! Marina mihitsy hoe mihaza ny ho haniny, saropiaro @ zanany, fa izy fotsiny no tsy mahay manoratra : mahay mampiseho kosa @ fihetsiny fa manam-panahy izy. :°) Zaba-boarin'Atra daholo ka tsara hajaina @izay misy azy zay fa tsy hoe tsy mahay mino ohatrantsika d tsy mikaonty. :lol:
marina ny anao ..eo amin'ilay hoe misy fanahy anie ny resaka ry ty e,mankany an-danitra koa ve ny biby raha maty e, teo no nipetraka ny fanontaniana fa dia novain'ilay mpanao
:twisted: :twisted: lava toy ny fanaony foana moa fa dia izay :twisted: :evil: :evil: izy
55. niryna
(
15/10/2008 03:16)
naughtyboy:toetra ilay fanahy eto angamba fa tsy ilay soul hiakatra any an-danitra sa ahoana ?.
iarahamanaiky fa tsy mbola nisy nahatsapa na nahita maso ny fanahy nefa kosa ny asany tsy mitsahatra miseho @ reo ze misokatra andray azy ,nahoana no misy oul milaza fa tsara fanahy ko zany ra alika na ratsy fanahy zany ra kary sns..ao raha fa ny fanazavana no mbola ifampitadiavana..
hmm
reo oh. nolazaindrabila etsy ambony momba ny olmbel reo ndray ngambany de tsisy ifandraisany loatra @ fanahy ny oul satria resaka morality sy iferiority intellectual fahita @ zanak'oulmbel zany sy itovizany @ biby..
______________________________________
Dia ahoana tokoa raha misy olona maty ka ratsy fanahy ary raha afindra amin'ny olona ratsy fanahy ny fony dia lasa ratsy fanahy ve izy ?
:idea: :D
56. niryna
(
15/10/2008 03:29)
rabilabila:
......
Ka asa iza no tsy manam-panahy?
Amiko isika rehetra dia biby daholo ,fa misy sokajim-biby anakiray , izay atao hoe "olombelona" namorona ny atao hoe "fanahy nomen'andriamanitra " ( na iza na iza io andriamanitra io).
lasa bibiolona izany ?
toa vehivavy kanefa toa tigre ?

toa olona kanefa toa maniry sa aretina io ?
57. niryna
(
15/10/2008 03:33)
ikaretsaka:
iza moa no tsy mivavaka ho an'ny bibiny sy ny fananany sy mandany vola @ na zavatra tiany?
ny tantsaha mivavaka mba tsy his yhavandra sy loza voajanahary samihafa sy mba ho lonaka ny tany ka tsy ho simba ny vokatra
ry zalahy any atsimo mivavaka mba ho avy ny orana sy tsy ho kere, sy hoe tsy ho lasan'ny dahalo ny ombiny
izahay aza t@ mbola kely nisy resaka an'izany koa hoe ny reniakoho hono mivavaka mba tsy hi paohin'ny papango ny akohokeliny!
za koa mino fa na ireny biby rehetra "en menace" ireny diamba manandratra kely vavaka manao toy iznay aby! fa hoe Andriamanitra iza no hivavahany no samy tsy misy mahalala fa ny "enga anie" no bobaka!
"enga anie mba tsy ho lanin'ny voay anay rehefa mita rano" ho'zy ny zanak'omby
"enga anie ka tsy mba androany no ho tapaka ny loha" hoy ny poulet de chair! :-D :-D
:roll: =)) mampiteny ny moana i toi izany =)) tahio izahay hoy lolokely tsy ho hanin'ny sahona =))
59. rabilabila
(
15/10/2008 12:30)
pfff!!!
Efa lazain'i Badboy i Niryna hoe :"Ka atrakao @ izay ny orona fa sao voan'ny sery @ ilay fofona bobongolon'ny baiboly!! "
Ka rehefa mampitraka orona akory ka mijery "aterineto " dia tsy atelina daholo ny zavatra hita ao fa dia mba fakafakaina ihany hoe : " inona no mety mahatonga an'itsy sy zaroa ? "
Ka rehefa mahita sary ohatran'ireo dia mametra fanontaniana hoe:
- sao dia mba tatouage ary io ?
- na koa toa no -limer-n'ilay vaiavy ny nifiny r'tony e!! Izao angamba ny sens de l'esthetique-ny .
- na koa hoe dadany indray izany zava-maniry eo ambonin'ny hoditr'ilay rangahy !!Tsy mba nahita andro mihitsy angamba izy io ka nanirian'ny lomotra farany sns....
fa tonga dia hoe : bibiolona pfffffffff!!!!!!
Ny zavatra tsy azon'i Niryna dia ao amin'ny fitombenany ao mbola misy "vestige" -ny rambo ,izay no mamparary azy rehefa mianjera izy ka manao hoe :" maty aho taolam-.odiko " :oops: