MALAHELO
121. vale
(
28/09/2008 15:58)
xxx:
Noue est ma sophie à moi!
:lol: :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D ...mahita ato tsssss :-D :-D
122. vale
(
28/09/2008 16:01)
ainaheri:
Fa iza le Noue ee :lol:
Za kou ve mahazo malahelo :-D :-D :-D
:lol: :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
125. nomenjara
(
28/09/2008 16:13)
Herimiafina:
nomenjara:
Herimiafina:
Hainareo mihintsy ity ambadika politika ity an, ary tsy misy sahy raha tsy mahazo toaka kely na manao xxx. Ohatry ny mahita fivoriampianakaviana izany aho klé. :^)
:-D :-D :-D voajono eo koa ianao fa ataovy....ianao milaza fa efa nisy nanjono io :-D :-D :-D :-D ary amin'ny dinika ambadika ary.... :^)
Arakarak'ilay mpanjono ihany io kah! Raha Jessica Alba no manjono dia tsy maninona raha mivadika trondro aza zah. :-D
izay kosa loha dia tsy laviko e!
:^) :-D
131. ari.malala
(
29/09/2008 08:03)
hery:
Na koa misy mandrehitra afo :-)
Fantatro daholo ianareo xxx ireo (mety tsy fantany hoe fantatro)... na dia tsy miditra namana aza dia misy log-n'ny ip isaky ny miditra.
Mbola tsisy mitaraina fa avoakako ireo raha misy mitaraina eo.
za anisan'ny nanao xxx d za kou anisanle nanala b tao ambonimbony tao. Ary ko manin moa ry hery raha avoaka ho hitam-bahoaka eo daolo zay menakavy nanao xxx reo a!:-P sa fitarainana ofisialy hoe izaho ra... dia manao fitarainana fa bla bla bla bla vao ekena? :-P ;-)
132. ni81
(
29/09/2008 08:36)
za anisan'ny nanao xxx d za kou anisanle nanala b tao ambonimbony tao. Ary ko manin moa ry hery raha avoaka ho hitam-bahoaka eo daolo zay menakavy nanao xxx reo a! sa fitarainana ofisialy hoe izaho ra... dia manao fitarainana fa bla bla bla bla vao ekena?ka angamba tsy mbola nisy fitarainana ofisialy dia tsy mbola tokony haseho nareo menakavy e :-D :-D :-D
133. fahamarinana
(
29/09/2008 08:45)
:arrow: ié zay no voalazan'ny sefo tery ambony tery tokoa... (l)
134. ratonga
(
29/09/2008 09:09)
aseoy daholoé!!!:°) mety hisy fiméhezana manadla b amizay :-D :-D :-D
135. ni81
(
29/09/2008 09:22)
aseoy daholoé!!! mety hisy fiméhezana manadla b amizayaleo aloha dia efa atomboka ny fihomehezana =)) =))
136. diamondra27
(
29/09/2008 10:09)
iza no nandrehitra afo teto e,
de iza le mpikopaka afo
de iza le mpanao feu de camps
hahaha :-D :-D :-D
de aiza ny pompier hamono afo
de iza le mpikopaka afo
de iza le mpanao feu de camps
hahaha :-D :-D :-D
de aiza ny pompier hamono afo
138. ni81
(
29/09/2008 10:57)
iza no nandrehitra afo teto e,Nisy afokasika tao na briquet
de iza le mpikopaka afony rehetra: tao ny nikopaka, tao ny nanao feu de camps ary tao ny nitanina afo fotsiny :lol:
de iza le mpanao feu de camps
de aiza ny pompier hamono afodia ny admin no mpamono afo sa...? :-D :-D :-D
139. Noue
(
29/09/2008 12:26)
ny ahy izao no mba tiako fantarina fotsiny dia ilay olona niafina nanao ity dinika ity eeeeee :^) :^) :^) :^) :^) :-D :-D :-D :-D :-D
140. ni81
(
29/09/2008 12:32)
ny ahy izao no mba tiako fantarina fotsiny dia ilay olona niafina nanao ity dinika ity eeeeeeento any @ sefo ary ny plainte e! asio dipilikata :-D :-D