MALAHELO

61. xxx ( 26/09/2008 15:16)
mody endry be fa niova ho miss glady =)) =)) =)) =))
62. ari.malala ( 26/09/2008 15:19)
xxx58, enao mety ho fotsy boboka otran lakire fotsy fny hoditrao, fa mainty ngeroka manoatra noho ny goudron ny toetsainao! mampalaelo b fa mirefarefa am tany le toetsaina!!!! onena anao ny tenako na d tokony ho tezitra aza! aigrie no sady frustrée loatra tsinona ka manjary mankahala olona am ts antony!
63. xxx ( 26/09/2008 15:19)
mbola miss an'le kiraro menamena iny koa =)) =)) =)) i miss kiraro mena =)) =)) =))
64. glady ( 26/09/2008 15:20)
tsy mahalala an'i phiephie ve ianareo e! :-D
65. xxx ( 26/09/2008 15:25)
si, glady est ma phiephie à moi! =)) =)) =))
66. xxx ( 26/09/2008 15:56)
dé tena tsy miova mintsy lé paika fa dé ny fomba taloha ihany no miverina :-w :-w :-w
mandady indray ny trambo zany :twisted:
67. xxx ( 26/09/2008 16:11)
nivadika ny resaka dia mody endry be daholo =)) =)) =)) ny sobika aza manatandrifiny =)) =)) =)) i miss sobika =)) =)) =))
68. xxx ( 26/09/2008 16:30)
ngàaaahhh!!! :^) :°) ny pné michelin ko mba mitady zé tandrify azy fa tsisy manao kombi1 aleon'ny oul godiira=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
69. ainaheri ( 26/09/2008 17:43)
Lasa resaka xxx sy miss izy zany klé hihihi,aona oa ilay pub-ko ee,za itomany an :cry: :cry:
70. xxx ( 26/09/2008 18:36)
voajono eo elah ry ainaheri fa efa betsaka ihany izay nitaraina voajono tato izay :-D :-D :-D :-D
71. xxx ( 26/09/2008 18:38)
mba mailo lty ah!aza naif :-D :-D :-D
72. kelly13 ( 26/09/2008 18:51)
hatsikana v izy ity sa fitiavana e? tsy arako tsony! :roll:
73. xxx ( 26/09/2008 18:52)
ari.malala:

:roll: in no idiran dariera amle alahelo? fa nga i sôFi marsô be dariera be? le soFi marsô eto am serasera no tiko tenen eto :-P d in no idiran'ny miss sobika amle resaka? misy mialona fa te ho miss ndray any hoany hihih eeeeeeee amboary le toetsaina fa ambany loatra e! ts mahatonga aiza nge ny fialonana e! :-P





=)) =)) =)) =)) mampioméhy mihintsy aky ari.malala ity te ho miss.... :-D :-D :-D hay misschelin :-D
74. nomenjara ( 26/09/2008 18:53)
kelly13:

hatsikana v izy ity sa fitiavana e? tsy arako tsony! :roll:



:-D :-D :-D zà ko mba gaga! hatsikana mihitsy ny fahitako azy fa tsy tokony tato amin'ny fitiavana tapaka ato ny tsinaiko mamaky azy
75. ainaheri ( 26/09/2008 19:22)
keliterezy>> hihi izy roa d samy mandray zay tandrifiny hihihi...fa mailo ouzy xxxx io ambony io f'aza naif an :-D :-D :-D
76. xxx ( 27/09/2008 06:34)
ny ahy aloha ny fahitako ny ntadrifiko dia hatsikana be hatreny amboalohany ka hatramin' ny farany e! ny fitiavana toa resaka kédal :-D
77. ni81 ( 27/09/2008 07:03)
ny ahy aloha ny fahitako ny ntadrifiko dia hatsikana be hatreny amboalohany ka hatramin' ny farany e! ny fitiavana toa resaka kédal
zay natahotra ny kafouiazy dia nifitsaka koa :lol:
78. xxx ( 27/09/2008 07:24)
ni81:

ny ahy aloha ny fahitako ny ntadrifiko dia hatsikana be hatreny amboalohany ka hatramin' ny farany e! ny fitiavana toa resaka kédal
zay natahotra ny kafouiazy dia nifitsaka koa :lol:


dia raisina amin'ny maha hatsikana azy fotsiny fa tsy mifitsaka ka!


:-D
ny mahagaga nivadika resaka miss ilay izy, misy te ho miss angamba dia marary fo :-D
79. xxx ( 27/09/2008 10:17)
:-D :-D :-D

eisy aho e.
Ny maharaka ihany eto no maharaka fa izay tsy maharaka sy naif(ve) zany de eo ny tranony

za koa mba gaga we ahoana aza no amantaran\'ny sasany we lahy sa vavy ilay xxx
sao dia io kosa le olona faha3 mahalala ny IP eto rankizy a.
Atsy ambadika manko i hery niteny we olona 3 ihany no afaka mahalala ny IP ny olona retra eto le oul 2 de efa haiko fa le faha 3 tsy hay we iza.

kay refa tsy be deriera zany de tsy misy malahelo

:roll: :roll:

zay ve le tena fitiavana aminazy ty e


fa zao toa koa hono e: la meilleure faCon de se defendre hono de ny mi- attak e na koa hoe: ny azy no atao tonga aloha


hevitro manokana ity:
mety ho fomba hanaovana sondage ity dinika ity we iza no tia an\'i noue sy aona ny hevin\'i oul am le noue . Le noue zany mety tsy manana assurance de mila manao sondage kely aloha. De manao xxx na namana hafa no miditra xxx milaza we malahelo mafy an\'i noue sns. mi-scene e, actrice. Misy but hafa mihintsy ao fa mailo , de asa na tena misy tokoa le we noue aloha na tsia e



80. hery ( 27/09/2008 10:34)
Na koa misy mandrehitra afo :-)

Fantatro daholo ianareo xxx ireo (mety tsy fantany hoe fantatro)... na dia tsy miditra namana aza dia misy log-n'ny ip isaky ny miditra.

Mbola tsisy mitaraina fa avoakako ireo raha misy mitaraina eo.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5653