MALAHELO
101. ni81
(
28/09/2008 09:38)
o ry reto aho ,mba fanontaiana ny ahy fa afaka misy mampiasa zany ve ny ps-n'olona na mbola misera aza izy !ohatra io volazan'ny xxx96 io momba any noue na sophie marceau !Tena ohatran'ny normal ilay korontana eto raha hifampaka sy hifampindrana (sans autorisation )ps eto daholo,mifangaro bodaka avy eo,ny tsara lasa ratsy,ny ratsy miseho ho favy ,ny manao xxx mba tsy ho fantatra lasa voasoketa sy ompaina indrindra moa nareo manao xxx ireo lasa hifangaro amin'ny maimbo ao koa fa tandremo ihany....Toa tsy afaka mampiasa ps n'olona hafa raha tsy hoe nomeny angamba ny mot de passe-ny kah! raha tsy hoe admin angamba izy... :)
102. fahamarinana
(
28/09/2008 09:50)
:arrow: tena lasa saina ihany aho raha izay no tranga,na olona iray fa ps vrac be!!! kay akory fi-gerer-na an'izany,lasa mivoaka ho azy ohatran'ny sasany eo. 8O (l)
103. xxx
(
28/09/2008 10:13)
fahamarinana:
:arrow: o ry reto aho ,mba fanontaiana ny ahy fa afaka misy mampiasa zany ve ny ps-n'olona na mbola misera aza izy !ohatra io volazan'ny xxx96 io momba any noue na sophie marceau !Tena ohatran'ny normal ilay korontana eto raha hifampaka sy hifampindrana (sans autorisation )ps eto daholo,mifangaro bodaka avy eo,ny tsara lasa ratsy,ny ratsy miseho ho favy ,ny manao xxx mba tsy ho fantatra lasa voasoketa sy ompaina indrindra moa nareo manao xxx ireo lasa hifangaro amin'ny maimbo ao koa fa tandremo ihany.... :( (l)
tsy azon'i fahamarinana, tsy ny ps n'i phiphie marceau noampiasainy fa ilay olona ratsy loha mpanararaotra ny situation miseho amin'ny dinika mihintsy no mamorona na miditra amin'ny ps-ny any dia manao xxx na miafina amin'ny ps-ny dia mody mi jouer role anilay olona ahiaahiann'ny hafa...
efa fombany mihints yhatrizay io...
dia ny olona izany misaina fa i phiephie marceau foana io xxx mandrangitra sy manaratsy ny hafa io anefa io tiss io ihany lay mmpanankorotana fotsiny.
Izay ilay atao hoe fanararao-paty
104. xxx
(
28/09/2008 10:15)
raha tsy hoe angaha samy mamaly eo izy roa tonta ny ahiana sy ny mpanararaotra
105. fahamarinana
(
28/09/2008 10:19)
:arrow: xxx 102 :hay ,misaotra nanitsy sy nanazava ahy,lasa ihany ny saiko manko hoe toa hanahirana ...mazava tsara e,misaotra tsy nisorona!:-* (l)
106. xxx
(
28/09/2008 10:41)
ainaheri:
Za malaelo an'i xxxx :-D :-D :-D :-D
tsy hamaly an'i ainaheri eo izy fa i tiss tsy vavy fa lahy
:-D
107. ni81
(
28/09/2008 10:50)
tsy hamaly an'i ainaheri eo izy fa i tiss tsy vavy fa lahyAhoana hono izany? ka sao dia mba mety aminy ihany kosa e! :lol: :lol:
108. xxx
(
28/09/2008 11:03)
ka izy aloha sarimbavy ka sao marina ho mety satria toa tsy dia tia vehivavy loatra fa ilàny vaniny daholo ny vehivavy rehetra ato... :-D
sady efa nampiditra dinika hoe pour ny homo :-D ilay olona izay.
sady efa nampiditra dinika hoe pour ny homo :-D ilay olona izay.
110. ni81
(
28/09/2008 11:16)
sady efa nampiditra dinika hoe pour ny homo ilay olona izay.:-D :-D :-D hitako iny dinika iny, fa sao dia mba mody manao sarimbavy izy fa tena vavy ihany kosa e! :roll: Vinavina daholo mantsy ny antsika eto izao fa tsy misy tena mbola mahalala ny tena marina hatramin'izao!
112. ni81
(
28/09/2008 11:27)
pfff lahy be sarimbavy ko! na ny firesany ihany aza ve?=)) =)) =)) izy koa zany karazany hafa eto @ serasera eto! Tsy hita izy ity fa miova avokoa ny zava-drehetra e
113. Herimiafina
(
28/09/2008 13:04)
nomenjara:
Herimiafina:
Hainareo mihintsy ity ambadika politika ity an, ary tsy misy sahy raha tsy mahazo toaka kely na manao xxx. Ohatry ny mahita fivoriampianakaviana izany aho klé. :^)
:-D :-D :-D voajono eo koa ianao fa ataovy....ianao milaza fa efa nisy nanjono io :-D :-D :-D :-D ary amin'ny dinika ambadika ary.... :^)
Arakarak'ilay mpanjono ihany io kah! Raha Jessica Alba no manjono dia tsy maninona raha mivadika trondro aza zah. :-D
114. ainaheri
(
28/09/2008 13:50)
xxx:
matahotra aho raha i ainaheri fa sao voajono eo ka rivatra :-D
Hihihi misaotra ihany lol(rivatra :roll:)
115. xxx
(
28/09/2008 14:21)
Te handrehatra afo eo vao may may may =)) =)) =)) i miss may =)) =)) =))
116. xxx
(
28/09/2008 14:23)
tena tsy nisy hatsikana otran'ity ndray =)) =)) =)) voajono hono =)) =)) =))
117. ainaheri
(
28/09/2008 14:28)
ni81:
Ahoana hono izany? ka sao dia mba mety aminy ihany kosa e!
Ianao an hihihi :lol: na d lany tamingana aza ny bajo,tsy ho any kosa ka hihihi
119. ni81
(
28/09/2008 15:03)
Ianao an hihihi na d lany tamingana aza ny bajo,tsy ho any kosa ka hihihimba vazivazy io fa tsy ho ianao io kosa e! fantatra @ fombafomba firesany ihany ny oul tokony² ho @ izany toetra hafahafa izany :lol:
120. xxx
(
28/09/2008 15:54)
ainaheri:
xxx:
matahotra aho raha i ainaheri fa sao voajono eo ka rivatra :-D
Hihihi misaotra ihany lol(rivatra :roll:)
ka olona tia homo izany anie ry ainaheri hainao ny fandehany e!
:-D ka sao lahy rivatra :-D