MALAHELO
81. diamondra27
(
27/09/2008 10:57)
hery: zay mihintsy koa no fahitako le izy e , misy mandrehitra afo ato
tsy misy noue zany akory ato rankizy a ka ahoana no hamantaran'ny sasany we vavy na lahy
tsy misy noue zany akory ato rankizy a ka ahoana no hamantaran'ny sasany we vavy na lahy
82. ni81
(
27/09/2008 11:06)
toa lehilahy ange io e! sa....Niteny an'io aho fa satria ny fomba firesak'ilay olona no jereko. Io zavatra noteneniko io no mahatonga an'i xxx78 misalasala @ ilay nolazaiko tary @ vavolombelona hoe: MAMADIKA PALITAO AHO na dia tsy nambarany mivantana aza izany. Koa mba mangataka an'i hery aho hanamarina raha azo atao fa tsy manana ary tsy nanana andraikitra tato @ serasera aho na kely aza hatrizay ka hatramin'izao.
84. xxx
(
27/09/2008 14:54)
hery:
Na koa misy mandrehitra afo :-)
Fantatro daholo ianareo xxx ireo (mety tsy fantany hoe fantatro)... na dia tsy miditra namana aza dia misy log-n'ny ip isaky ny miditra.
Mbola tsisy mitaraina fa avoakako ireo raha misy mitaraina eo.
izaho anisan'ny nanao xxx fa tsy matahotra mintsy raha aseho ny xxx
ary mahafantatra tsara fa ny admin mahalala ny ip n'ny namana rehetra sy ny ambadiky ny xxx...
koa hita izao fa hatsikana hatreny amboalohany sady ny marina no nolazaiko mampatsiaro ahy ilay dinika taloha tranainy hihihih....
85. tiss
(
27/09/2008 15:41)
io fa matahotra dia mody hoe hatsikana hatr@ voalohany =)) =)) =)) hay miss mirevolta =)) =)) =))
87. sakaizakely
(
27/09/2008 16:18)
za klou mbo 8O 8O 8O mamaky ny mombamomba an'i Noue
provok be manadala, otra toa regleman de kaonty zany le izy
za de tena mikopy an le oul manana ahiahy :roll: :roll: :roll: :roll:
provok be manadala, otra toa regleman de kaonty zany le izy
za de tena mikopy an le oul manana ahiahy :roll: :roll: :roll: :roll:
88. xxx
(
27/09/2008 16:29)
sakaizakely:
za klou mbo 8O 8O 8O mamaky ny mombamomba an'i Noue
provok be manadala, otra toa regleman de kaonty zany le izy
za de tena mikopy an le oul manana ahiahy :roll: :roll: :roll: :roll:
dia efa kopy koa i sakaizakely izany
:-D :-D :-D :-D
89. xxx
(
27/09/2008 16:32)
ary nisy natahotra tampoka ho havoakan'i hery ny ps-ny eto dia naleony nitono tena namoaka ny ps-ny tiss-ny ah! tsy nanao xxx tsony fa may ny ary ammpitombenana :-D :-D :-D :-D :-D
hatsikana be manadala
eto an! misy mpanararaotra ny situation...
i noue manao ny ataony amin'ny maha sophie marceau azy hihih dia ilay tiss mody maka ny toerany mandrehitra i bandy sarimbavy iry indray io izao :-D :-D :-D tsy manantsaina afa tsy ny hiady amin'ny vehivavy..;tsy misy mihitsy bandy miadyam vehivavy afa tsy izy ihany ato....
mila vehivavy angamba fa tsy ampy :-D :-D :-D

90. Herimiafina
(
27/09/2008 16:37)
Hainareo mihintsy ity ambadika politika ity an, ary tsy misy sahy raha tsy mahazo toaka kely na manao xxx. Ohatry ny mahita fivoriampianakaviana izany aho klé. :^)
91. nomenjara
(
27/09/2008 16:42)
Herimiafina:
Hainareo mihintsy ity ambadika politika ity an, ary tsy misy sahy raha tsy mahazo toaka kely na manao xxx. Ohatry ny mahita fivoriampianakaviana izany aho klé. :^)
:-D :-D :-D voajono eo koa ianao fa ataovy....ianao milaza fa efa nisy nanjono io :-D :-D :-D :-D ary amin'ny dinika ambadika ary.... :^)
94. xxx
(
27/09/2008 16:53)
hay tokoa moa mbola miss nomenjara =)) =)) =)) i miss nomenjara =)) =)) =))
96. xxx
(
27/09/2008 20:50)
sakaizakely:
xxx88> diso fanantenana enao raha amiko,
za vo zao no tonga
:-@ :-@ :-@ :-@ :-@ :-@
tsy i sakaizakely no tiako tenenina amin'io 88 io fa i tiss e!
:-D vakio tsara fa aza afangaro
97. xxx
(
28/09/2008 09:14)
i tiss tiss io no foplà mpandrehitra sy ratsy loha misandoka an'i phiephie marceau eto e!
mamaly amin'ny toerany dia izy madio fa i phiephie marceau izany otran'ny hoe mamaly amin'ny xxx foana...
vaky barara nanadino nanao xxx mantsy ka tratra ny tiss tiss
ilay bandy marary saina iry indray io manakorotana io....
fihomehezana dia nivadika vinaigre fanenjehana tsssssss
marina fa mety manao ny ataony i phiephie marceau fa ilay mpanararao-paty mitsy no mahakiriko ny fombany....ratsy loha be.
TISS indray mantsy amin'izao fotoana izao, mamono ny trace amin'ny maha sarimbavy azy.

98. ni81
(
28/09/2008 09:28)
i tiss tiss io no foplà mpandrehitra sy ratsy loha misandoka an'i phiephie marceau eto e!Ny marina tsy maintsy ho hita eny ihany fa mahandrasa ry mpihazakazaka hoy ny hiran'ny protesta e! :lol: :lol:
mamaly amin'ny toerany dia izy madio fa i phiephie marceau izany otran'ny hoe mamaly amin'ny xxx foana...
vaky barara nanadino nanao xxx mantsy ka tratra ny tiss tiss
ilay bandy marary saina iry indray io manakorotana io....
fihomehezana dia nivadika vinaigre fanenjehana tsssssss
marina fa mety manao ny ataony i phiephie marceau fa ilay mpanararao-paty mitsy no mahakiriko ny fombany....ratsy loha be.
TISS indray mantsy amin'izao fotoana izao, mamono ny trace amin'ny maha sarimbavy azy.
99. ni81
(
28/09/2008 09:30)
Diso ilay lohatenin-kira fa hoe: mahareta ry mpihazakazaka kay moa :lol:
100. fahamarinana
(
28/09/2008 09:34)
:arrow: o ry reto aho ,mba fanontaiana ny ahy fa afaka misy mampiasa zany ve ny ps-n'olona na mbola misera aza izy !ohatra io volazan'ny xxx96 io momba any noue na sophie marceau !Tena ohatran'ny normal ilay korontana eto raha hifampaka sy hifampindrana (sans autorisation )ps eto daholo,mifangaro bodaka avy eo,ny tsara lasa ratsy,ny ratsy miseho ho favy ,ny manao xxx mba tsy ho fantatra lasa voasoketa sy ompaina indrindra moa nareo manao xxx ireo lasa hifangaro amin'ny maimbo ao koa fa tandremo ihany.... :( (l)