Film tsisy ilana azy

81. karinah ( 08/10/2008 17:34)
ratonga:

karinah:
Zà koa mankafy film frantsay satria saika manakaiky ny réalité dol le izy ny ankabeazany

zay mintsy nefa ny ah no tsy hitiavako azy, ra ny réalité ihany no tadiavina dia aleo mamaky gazety na mihaino radio na mijery réportazy @ télé, fa ra hijery film dray dia fialam-boly zany amiko qq chose qui fait rêver fa tsy zavatra efa hita isan'andro akory, io mo samy manana ny tiany ka akory tao :°)



:°) :°) :°) :°) :°) :°) :°) :-D :-D :wink:
82. simplex ( 08/10/2008 18:45)

ary ny sarimihetsika malagasy mba manahoana ee? :)

appreciations et critika :P
83. booboo ( 09/10/2008 13:51)
ny ankamaroany dia ay ay ay terrible : mijery camera, ohatra mamaky teny ( ohatra hoe maneno ilay tél dia mbola miteny ihany hoe " oay maneno ilay tél fa andraso aloha raisina hoe iza izany miantso izany " pfffffffff ), ny fangalana feo tsy ao mihitsy, ny camera mihetsika² beeeee ...

Na izany aza misy tiako sy tsy mankaleo anà mihitsy mijery azy in-jato : tsiky tsidika ! hitako tena mahay milalao aby ny aktera sady ny textes tsy bizarroïdes .

Ny anà izany zay mampihomehy ihany no tiako ny @ film malagasy fa raha vao hoe tantara tantara reny bof !
84. naughtyboy ( 10/10/2008 15:08)
simplex> kjou,kjou.kjou an.. =)) =)) napone ndray iny ,m'lay reny ka fa nisy cousinko 1 zay tena nirevy anreny ary nefaran'lery aza toa nanao kung fu avy eo ..fa ao le grand bleu reny ko zao itako tsara sy Leon..film ganstera reny favy foana kah Ocean eleven izy iny ary toa tantara marina ra tsy diso..
boboo>ka mety mbola tsy ampy fiofanana ngambany ny fanantaterahana ny sinema gasy fa ivoatra tsikelikely eny ihany iny e..

85. simplex ( 14/10/2008 14:48)

tokony asiana sekoly mampianatra teatra any amintsika oo? :)
86. naughtyboy ( 18/10/2008 14:28)
ie ,marna zany fa to efa nisy aza izy reny taloha simplex..
87. kelly13 ( 23/10/2008 10:42)
ny tena mampimé ahy d zao, nisy video club zay teo ambanin'ny tranonay, sa mou inn ny anaran'ireny? le mandou 200Fmg t@ zany d mijery film ao dol ny oul! d matetika film kung fu, ninja etc... reny no alefany ao, nalaza b reny t@ zany ftôna zany, fa refa vita oa ny film d misy miseo ho azy ho tena raitra b @ karaté sns fa misy ady b fôna! hahahahaha! d nampatsiahy ahy sy zay namako izay, t@ zay mbola nisy ny cinéma ritz, d nande nijery film tao izahay 2 vavy (chinatown ny titre-ny), zay io mingitrika, fa nony nivôka avy tao le namako d hozizy "ôtran'ny mahita snou bdb zany za", fa zany oa ny pipi tsy latsaka fa tapatapatsinay ery zay 2 ande hody. esshhhyyyy e ry fahatanorana e.
88. ratonga ( 23/10/2008 13:43)
kelly> izao tsy mila mijery sinéma tsony ra té ahita snou kely bdb fa makeny béhoririka dé vita =)) =)) =))
89. kelly13 ( 23/10/2008 19:22)
=)) =)) =))
90. Papoose ( 29/10/2008 22:37)
booboo:

ny ankamaroany dia ay ay ay terrible : mijery camera, ohatra mamaky teny ( ohatra hoe maneno ilay tél dia mbola miteny ihany hoe " oay maneno ilay tél fa andraso aloha raisina hoe iza izany miantso izany " pfffffffff ), ny fangalana feo tsy ao mihitsy, ny camera mihetsika² beeeee ...

Na izany aza misy tiako sy tsy mankaleo anà mihitsy mijery azy in-jato : tsiky tsidika ! hitako tena mahay milalao aby ny aktera sady ny textes tsy bizarroïdes .

Ny anà izany zay mampihomehy ihany no tiako ny @ film malagasy fa raha vao hoe tantara tantara reny bof !


marina aby!
=D>
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4663