Film tsisy ilana azy
61. ratonga
(
03/10/2008 07:18)
tsisy amikiirana hono tsinona ozizy i kelly dé aleo nalavaina :-D :-D :-D
62. ni81
(
03/10/2008 07:26)
tsisy amikiirana hono tsinona ozizy i kelly dé aleo nalavaina=)) =)) =))
63. simplex
(
03/10/2008 11:52)
:-D :-D :-D
rapida be koa dia maniry ny volon'i ratonga zany an :roll:
Fikiro @ zay ry kelly a :°) :P
64. ni81
(
03/10/2008 12:49)
rapida be koa dia maniry ny volon'i ratonga zany annasiany menaka farehatra hono io dia naniry be! Ary ho ataony rasta ato ato =)) =)) =))
Fikiro @ zay ry kelly a
67. ratonga
(
03/10/2008 21:59)
tywa68:
tsy misy remboursemà zany ry kelly13 fa efa naniry volo indray ratonga a :-D :-D Homeko voandro njy raha mila fa tsy ho ampy ny popcorn :-D
tokony i simplex mintsy zao no ramborsén'ny admin fa lasa HS ny dinika nosokafany :°) aiza ko dé ny voloko dray no ataonero resaka tena tsssss!!! :-D :-D :-D
68. ni81
(
04/10/2008 07:03)
Vao miditra eto fotsiny dia efa tapa-tsinay, ary gaga hatr@ ato an-trano hoe inona ity mampimé!
Fa izao e: lay titra ange tsy tokony ho nataony hoe film tsisy ilana azy fa tokony hoe: Ratonga sy ny volony e =)) =)) =)) =))
Fa izao e: lay titra ange tsy tokony ho nataony hoe film tsisy ilana azy fa tokony hoe: Ratonga sy ny volony e =)) =)) =)) =))
69. tywa68
(
04/10/2008 09:38)
Ratonga : koa i simplex anie no namily an'ilay resaka e :lol:
ni81 : d ny sarin'i ratonga aseho d kôpy ny ano an-trano e ! :-D :-D
ni81 : d ny sarin'i ratonga aseho d kôpy ny ano an-trano e ! :-D :-D
70. ratonga
(
04/10/2008 09:51)
tywa68:
Ratonga : koa i simplex anie no namily an'ilay resaka e :lol:
ni81 : d ny sarin'i ratonga aseho d kôpy ny ano an-trano e ! :-D :-D
efa io ny sariko ko in dray ary
:-P :°) :-D
71. ni81
(
04/10/2008 10:05)
Ary tena adinon'ikalamako no nametraka an'io sarin-dratonga io t@ izy nampiseho ny sarin'ny anadahiny a! =)) =))
73. ni81
(
04/10/2008 13:32)
Ireo hoy izy ny mpiray tampo amiko ange e! Dia io sarinao io adinony... Jereo ilay bloginy eo @ serasera eo e! :lol: :lol:
75. naughtyboy
(
05/10/2008 21:02)
vitsy ihany zany filma frantsay mbo malaza erantany zany na de samy manana ny tiany aza kle,ny tena tiko de "dinner avec des cons "mo izy zay natapatsinay :-D
76. simplex
(
06/10/2008 15:30)
ary ny film sinoa taloha ireny :)
t@ mbola kely ah tiako ery ireny Bruce Lee sy Jackie Chan, Jet Li le somary sola ireny fa nony nihalehibe :roll: toa dakadaka sy totondry @ tsinapa fotsiny le izy.
Tu as attaque mon honneur kjou kjou kjou :roll: :lol: :-D :-D :-D
77. pissoa
(
07/10/2008 15:29)
simplex:
Tu as attaque mon honneur kjou kjou kjou :roll: :lol: :-D :-D :-D
kjou kjou kjou =)) =)) =))
78. Noue
(
07/10/2008 15:56)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D noheveriko hoe kisoa kisoa kisoa kisoa :-D :-D :-D :^) :^) :^) :^)
80. Noue
(
08/10/2008 06:58)
simplex:ti ti tsangola bonbon sakamalaho ve ????
Tu as attaque mon honneur kjou kjou kjou :roll: :lol: :-D :-D :-D
:^) :^) :^) :^) :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
