Film tsisy ilana azy

21. kelly13 ( 23/09/2008 09:52)
ié, hahahahah
22. simplex ( 23/09/2008 09:57)

:D :D

fa manin ny american pie ee
izay tsy tanora taminareo no aoka hitoraka azy ireo :roll: :°)

xxx,
aza ny fahotanay no jerena fa ny finoan'ny fiangonanao. Ka ho sitrakao anie no hampiadana azy sy ampiray azy ao @ kristy tompo andriamanitray. Amen :* :*
:b :b:b
mba jereo ihany ny titanika fa manjary tsy afaka manao an'le zesta teknika iny refa eny ambony sambo ;-)

ary nareo ve mankafy an'le hoe compte de monte cristo?? 8) 8)
23. booboo ( 23/09/2008 12:28)
Zà mbola tsy nahita ilay comte de Monte Cristo film fa efa novakiako t@ boky fa tiako ilay tantara klou e...

Ay, dia ilay Seigneur des Anneaux iny kounkou tsy tiako mihitsy ...tiako kokoa ilay vakiana @ boky ilay izy toy izay jerena filma ( tsy tena ilay hatsaran'ilay tantara anaty boky no tafavoaka nony navadika filma - amiko manokana a ).
24. sakaizakely ( 23/09/2008 19:53)
Titanic (tamer) :-D :-D :-D :-D
4h35 oe ???? 8O 8O 8O 8O
mba 194 mn = 3h14 ahay :roll:
film damouro koi

[center]ior hiiiiiiiir zerze nassing aie fiiiiiiiiiiiiiiiiir
endaïe now zat maie harte uile gowoooooooooon[/center]
o^o o^o o^o o^o o^o o^o o^o o^o o^o

fa za otran'i simpleksa, iny passion du Christ iny tena shhhhhhhhhhh
adin'iray eo ihany mifouete an'lery, bourrage de crâne fotsiny
tsara ny mampahafantatra, nefa kosa lasa dridrangilo be lay scène 8-) 8-)

American Pie iny tena nampiforitra ana in'4 (pliée en 4 :-D :-D :-D :-D ) sady nampangetotry ny hehy ahy (PTDR)

Booboo> aho koa tsy de mahavoa Seigneur des oignons =)) =)) =))
raha vao fiction de tsy de mahavoa aho ka, otran'ny Minority report iny zao, niarahana nijery fotsiny, fa raha za irery aleoko manisa lalitra toy izay mijery an'iny

Le Comte de Monte Cristo zao de tsa mbola nojerevako. Raha vao adaptation na boky de efa tsy mijery aho, aleoko mamaky. Harry Poter aleoko mamaky ny boky satria ny ampahatelon'ny tantara tsy voasingana anatin'ny films akory :evil:

Raha vao film misy kimatimaty mifampidaroko sy mitifitifitra mipoapoaka may etsy amberoa ireny de tsis kil amiko

simplex> tsy voafintina am hoe "fianakams sambatra" kosa ny film frantsay e ! misy dramatique be, misy comédie, ny policiers frantsay no hitako tsy mahavoa, mébon, za kou tsy mirevy fims policiers

za zao hijery an le Entre les murs iny, iza no te hijery hiarakamiko :-P :-P :-P :-P
25. ratonga ( 23/09/2008 22:06)
:-Pmanin tokou mou ré ra mandé manisa lalitra miaraka @ i petitesakaiza eny an'élakéla-drindrina :-D :-D :-D
26. sakaizakely ( 24/09/2008 07:44)
ratonga> anélakeladrindrina anga ?
misy lalitra anga ny rindrinareo :-D :-D :-D

ary maninn raha manao rodobe mitondra tape mouches mankany am ratonga dol zany e =)) =)) =)) =))
27. hery ( 24/09/2008 08:13)
Ka ilay izy izany arakaraky ny olona ny maha tsisy ilàna azy?

Ny ahy izao tiako ny fiction raha vao tsy resaka hoe extraterrestre reny. Tsy hoe ilay super-hero fa le somary biby olona ireny Starstrek, Guerres des Etoiles, etc..
Fa ny Heroes, Superman, Batman etc aloha tiako indray :-p

Ny film tena itovizana hoe tsisy ilàna azy angamba dia ny film mandiso fanantenàna amin'ny titre.

Fa ny ahy aloha ny vola lany amin'ny film no hitsaràko ny hatsarany :-p matoa andaniana vola be dia eritreretina hoe hahazo olona be.
28. ratonga ( 24/09/2008 08:55)
sakaizakely:

ratonga> anélakeladrindrina anga ?
misy lalitra anga ny rindrinareo :-D :-D :-D

ary maninn raha manao rodobe mitondra tape mouches mankany am ratonga dol zany e =)) =)) =)) =))



:-D :-D :-D kou Entre les murs zany film tsy mamely ry bokakakely a!!!! :-P manisa lalitra fotsiny ra zah alou no mijery an'izany é!! :-P
tongava aty manampy isa ny lalitra ary é :-D :-D :-D
ny film nojereko farany mlay zao dé lé Maintenant ou jamais (Jack Nicholson, Morgan Freeman)
29. simplex ( 24/09/2008 10:56)

petitesakaiza,
:) :)
ny ah aloha le film frantsay taloha ireny no tiako kokoa noho le @ zao. Le gendarme et inona moa le misy Cruchot, st tropez... :P
sao dia tokony asiana French Pie koa aza :°) :-P

hery,
ie
sy le hoe lazain'ny ol hoe milay be. Na hoe ankalazaina be zany eraky ny media nefa tsy hita akoriny ze in eo. Otran'le Rambo farany iny zao otran'ny akitifitifitra 100% le film :)
Nefa taloha za mba nankafy Rambo ihany. Mety hoe miaantitra ve dia miova gout haha :lol: :lol:

ratonga,
tiako kosa le Jack Nicholson sy Morgan Freeman iny kle. Za ny ankamaroan'ny film misy an'i Morgan Freeman otran'ny tiako doly :)

Ary ra hoe acteur preferE sy ny film misy azy ndray ary? :)
sa tokony atao size hafa :P
30. cutie ( 25/09/2008 22:39)
acteur : viggo mortenson ( from lord of the rings :))
actrice : Angelina jolie, Cameron Diaz

film tsisy ilana azy: troy
31. sakaizakely ( 27/09/2008 16:21)
ny ahy ny acteurs rehefa mampiakatra ny hormones-ko fotsiny de samy préférés-ko jiaby :-D :-D :-D :-D :-D
ohatra ratonga :* :* :*
32. ratonga ( 27/09/2008 18:57)
=)) =)) =))
33. sakaizakely ( 27/09/2008 20:28)
:-D :-D :-D
34. simplex ( 27/09/2008 20:38)
:-D :-D :-D
mafinaritra be izy zany :P

acteur: Morgan Freeman, Matt Damon, Pierce Brosnan...

actrice: Jessica Alba, Catherine Heigl... ze manjakely retra :-P

cutie,
za koa somary mankafy Cameron Diaz.
Vao hitako haingana zao lehoe what happens i Vegas, sy ilay hoe Holiday moa sa in le mifamadika toerana @ i kate winslet izy... milay be :)
35. Herimiafina ( 28/09/2008 13:35)
sakaizakely:

Bedabe ny film frantsay tsara ka, ny an'i Cedric Klapish tiako aby aby : Un air de famille, peut-être, Péril jeune, l'Auberge espagnol, les poupées russes...
Bacri-Jaoui-Daroussin Cuisine et dépendance, on connaît la chanson, le goût des autres, qui plume la lune, marie jo et ses deux amours... Bobaka be tsy ary tanisaina ny film frantsay tsara fa alalino kely fotsiny ;-)


Mitovy tsika sy ndroky amin'io. Betsaka ny tsara ny filma frantsay, toy ny "le fils de Gascogne", "le Chateau de ma mère", "Vipère au poing", indrindra ireo misy acteurs malazalaza fahiny toy Jaques Villeret, ry Jean-Claude Brialy, sns.

Miankina amin'ny goût-n'ny tsirairay ihany io, ary indrindra koa ny fomba nanamboarana ilay film, Ny loza mantsy dia toa commercial daholo fotsiny sisa no tena tanjona ka tsy misy scenario mahafinaritra intsony.

Ny film amerikana sy anglisy lasa mankaleo ahy ny taty aoriana rehetra (ankoatran'i Harorl and Kumar) satria miverimberina be ny scenario ary mitovitovy avokoa..Vao manomboka dia efa fantatra ny hiafarany.
:-D
36. karinah ( 28/09/2008 20:38)
tywa68:

Ny ahy koa ny film frantsay tsy d voako ! ilay ch'tis aloha nampiomehy kely fa tsy hoe ho jerena impiry akory !

Miombokevitra @i booboo : Titanic film lava be nefa ts d mankaiza : betsaka no tia azy ary niverimberina nijery mihitsy ! mahavariana...

Zà alou de tena mankafy an'iny mihintsy eeeh!:°) hihihihihi


37. karinah ( 28/09/2008 20:41)
Zà koa mankafy film frantsay satria saika manakaiky ny réalité dol le izy ny ankabeazany! Fa ny film,'i Jean Paul Belmondo kosa alou tena ts'hitako ze ilavana azy! :lol:
Ny film hitako oe tsisy ilaivana azy koa de "Les visiteurs" pfffff, hita be oe film le izy! aiza koa ny hisy oul mbola miaina toy ny tam moyen âge hatramin'izao? zany ve de hitombona, mba oe te himeme angah de izay, fa tssss! :{
38. cutie ( 29/09/2008 13:52)
adinoko nilaza ny film :)
actrice: Salma Hayek ( From Frida) de Scarlett Johansson ( From lost in translation ) :)
Cameron Diaz sy Angelina jolie tsy de mahay mi jouer film fa tiako fotsiny :)
39. sakaizakely ( 29/09/2008 20:37)
karinah:
Zà koa mankafy film frantsay satria saika manakaiky ny réalité dol le izy ny ankabeazany


zay mits ané e !

ny itiavako an'i le Entre les murs iny zao de io tsinn no réalité iainan'ny mpianatra any antsekoly dia mahaliana ihany ny mahafantatra azy. ze mbola tsy mananjanaka na efa lehibe ankizy angamba tsy dia concernés am le izy fa za de tena mahatsiaro tena ho concernée, de zay no aniriako hijery azy

za koa ohatra de tena mi kiff an Jamel debouzze, indrindra tam film Le ciel les oiseaux et ta mère iny. Nisy fil mitovitovy zay "Fais moi des vacances" fa mampatonga saina beeeeee :roll: Nena raha vao resaka banlieues alou de tiako e, c pas que c orgasmique, fa ilay réalité mpiainana mihitsy no mi intéresser ahy

Misy ilay documentaire 9-3 iny zao am Canal+ de za nde jerevako am différé rampitso

Ny film amerikan matetika dia araky ny voalazan'i HM oe resaka commercial no betsaka, moins ça fait appel à la reflexion, plus ça attire le max de spectateurs, kou inn no ivakina loha am film mampiasa saina fa de film mikipoapoaka sy mifampitifitifitra fotsiny mampiditra resety de bastà

Entre () hatram zao tsy mety hitako Farenheit 9-11 n'i Michael Moore 8-)
40. Papoose ( 29/09/2008 20:58)
Zay efa nahita ny "the happening," hafahafa mba tsy hilazako azy hoe tsy de misy ilaivana azy!!! :{
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1089