Film tsisy ilana azy

41. ratonga ( 29/09/2008 21:19)
karinah:
Zà koa mankafy film frantsay satria saika manakaiky ny réalité dol le izy ny ankabeazany

zay mintsy nefa ny ah no tsy hitiavako azy, ra ny réalité ihany no tadiavina dia aleo mamaky gazety na mihaino radio na mijery réportazy @ télé, fa ra hijery film dray dia fialam-boly zany amiko qq chose qui fait rêver fa tsy zavatra efa hita isan'andro akory, io mo samy manana ny tiany ka akory tao :°)
42. ikaretsaka ( 29/09/2008 21:27)
there will be blood no tena tsssss...
le resaka petrole iny
43. tywa68 ( 30/09/2008 04:58)
Simplex :
Mety hoe miaantitra ve dia miova gout haha

Marina mihitsy :°)

Ilay kitifitifitra sy mifanenjika ohatrany ao @ TAXI zao d eeeeeeeeeeee !

Sakaizakely : hay v i ratonga acteur mampiakatra hormones e Film inona no azonay jerena mba omeo ny titre e :lol:
Ratonga :
zay mintsy nefa ny ah no tsy hitiavako azy, ra ny réalité ihany no tadiavina dia aleo mamaky gazety na mihaino radio na mijery réportazy @ télé, fa ra hijery film dray dia fialam-boly zany amiko qq chose qui fait rêver fa tsy zavatra efa hita isan'andro akory, io mo samy manana ny tiany ka akory tao
Miombo-kevitra fa aleoko films documentaires rehefa hijery réalités ihany f'ilay gazety ela loatra :°)
44. ratonga ( 30/09/2008 06:56)
tywa68> té ampiakatra hormones ko ngà :-D ampitomboy iray io isa @ ps-nao dé mety lasa titra-na film mlay bé dé miaraka zouétsika=)) =)) =)) =)) =))
45. tywa68 ( 30/09/2008 11:27)
ratonga : i sakaizakely anie no intéressée e ! zah manotrona fa tsy manao film ka ! sady film gasy zany zao tena (mody saro-kenatra nefa tena efa BIBY hoy ny namana zay :-D :-D )
46. ratonga ( 30/09/2008 11:49)
aza mody saro-kenatra eo aza é :-D :-D :-D
47. tywa68 ( 30/09/2008 13:29)
=))
48. simplex ( 01/10/2008 14:51)

dia ahoana ihany le film starring ratonga, sakaizakely & tywa68 teo ee??? :P

efa vonona ny popcorn ato :°)
49. kelly13 ( 01/10/2008 15:13)
misakisaka kely oe simplex azafady fa mba hitsaingoka kely le popcorn za d hitazana film kou

:°)
50. simplex ( 01/10/2008 15:22)

:-D :-D :-D
ary ndriko nga tsy mba handray anjara @ sarimihetsika, ozy ratonga hoe mbola tsy ampy ny actrisy no antony tsy hanombohany :°) :-P

tsy mahazo mipetra eto akaikiko fa indraindray ny tanako tonga dia misakambona hoazy :roll: tsy fanahiniana anefa :^) 8) :lol: :lol:
51. tywa68 ( 01/10/2008 15:26)
simplex : zah hoa hijery fotsiny fa tsy hanao :-D :-D

Hitondrako voandro mihitsy fa tsy ho ampy zany popcorn zany :lol:
52. simplex ( 01/10/2008 15:36)
:-D :-D

i ratonga mintsy zany no mampamenatra anao ve? :-w
sao dia tokony hatao film anaki-2 zany ny anakiray sakaiza sy tywa ny mpilalao :°) =))
53. tywa68 ( 01/10/2008 19:30)
an3 tsy mety zany samy vhv zany f'avelako anao ny plasy e ! zah efa hinamboandro hiaraka @i Kelly13 ! :lol:

Ary ry Ratonga sy sakaizakely hoa tsy hita intsony e ! sa efa nanomboka tournage ?? :-D :°)
54. ratonga ( 01/10/2008 20:55)
andao atomboka @zé eto alou ry tiwa69 ary aza miala bala @ voandro éo dray an!!!
55. kelly13 ( 02/10/2008 10:14)
tsaroko le lapsus ry ratonga an hahahahahahaha! ra za njy ry tywa68 mailo b @ ty ratonga ity fa mmhhh, mampieritreritra b zato izy :°)
56. tywa68 ( 02/10/2008 10:22)
Ratonga : efa miandry efa ela anie i Simplex e (i Kelly13 hono ho avy eo koa k :lol:)
57. ratonga ( 02/10/2008 12:26)
=)) =)) =))
58. simplex ( 02/10/2008 12:46)
:D :D :D

toa tsy hisy film eto izany ra i tywa no endrasana kle :-P mba aiza ary i sakaiza @ zao :P
59. kelly13 ( 02/10/2008 16:48)
tô tsy faly² ono ny prôdiktera fa nesorin'i ratonga ny volony d manjary tsisy ifikiran'ny akitrisy tsony kanou :°) :°) :°) za klou d hangataka ramboursémà e, soa fa i simplex no niantoka pop kôrna :°)
60. tywa68 ( 03/10/2008 05:10)
tsy misy remboursemà zany ry kelly13 fa efa naniry volo indray ratonga a :-D :-D Homeko voandro njy raha mila fa tsy ho ampy ny popcorn :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8064