2012 - Ny fara andro
61. Rovampitia
(
25/09/2008 13:14)
fa le extraterrestre(ovni) aloha tena ohatran'ny devoly mihintsy no paoziny e! nefa atsy ambadika atsy zao misy sujet an'io koa! Ohatran'ny message na secte izany le izy? secte satria zà kristianina aloha e! de Jesoa ihany no fahamarinana amiko!
Na izany na tsy izany ohatrany évènement hafa² ihany izao rehetra miseho izao ka? Aleo mivavaka sy mibebaka aloha de manatena ny hiara-hahita ny tohiny ihany e?
Na izany na tsy izany ohatrany évènement hafa² ihany izao rehetra miseho izao ka? Aleo mivavaka sy mibebaka aloha de manatena ny hiara-hahita ny tohiny ihany e?
62. fijo
(
25/09/2008 21:41)
prime,ka lery hoavy io moa aiza no hitontona????de hiteny arameana indray lery,de isika gasy nefa ny teny jiosy aza azo hisaina no mahay azy.de ahoana.
63. prime
(
26/09/2008 09:50)
fijo> Izy ho avy io dia eny amin'ny rahon'ny lanitra ka hahita Azy avokoa ny maso rehetra ary na ny maty any am-pasana aza hitsangana avokoa raha ny voalazan'ny Soratra Masina...
64. fijo
(
26/09/2008 20:26)
izay aloha dia tsy mitombona,satria ny lanitra any Nzeland tsy tazana any sueda.ny kintan amanandrambo hita any mada tsy tazana aty europa;izay no mahatonga nyvazaha hiolomay mankany rehefa hoe any no ahitana azy.
65. tywa68
(
27/09/2008 07:50)
fijo : ka tsy raisina arak'ilay fihevitr'olombelona intsony fa efa tranga hafa mihitsy io = minoa fotsiny ihany :°)
66. LibrePenseur
(
29/09/2008 06:35)
Na mety ho tsy @ fotoana iray koe no hisehoan'izany rehetra izany fa mety hoe miseho any @ pays nordiques aloha izy d avy eo miseho aty @ pays africains sns...
amin'ny maha-olombelona mahay mandinika kosa aloha dia tsy ho lojika tokoa izany fisehoan-javatra izany e!
amin'ny maha-olombelona mahay mandinika kosa aloha dia tsy ho lojika tokoa izany fisehoan-javatra izany e!
67. tywa68
(
29/09/2008 08:48)
LibrePenseur : ka tsy logique n'olombelona intsony f'aza misahiran-tsaina fa miomàna mandrakariva :lol:
68. ni81
(
29/09/2008 08:52)
LibrePenseur : ka tsy logique n'olombelona intsony f'aza misahiran-tsaina fa miomàna mandrakarivanamorona izao tontolo izao tao anatin'ny tsy nisy aza hainy...(ho an'ny mpino fa ny mpano siansa hafa indray no filazany azy)
69. prime
(
29/09/2008 10:09)
Lanitra iray ihany io ry fijo sy LP fa ny fotoana no samihafa vokatry ny herin'ny masoandro sy ny tara-pahazavàna... ary Kristy rehefa ho avy tsy olona araka ny nahitana Azy na izay voafaritry ny takatry ny saina fa amin'ny Voninahitra lehibe...
Masoandro iray ihany, volana iray ihany, zavatra roa kely anisan'ny noforonin'Andriamanitra ireo aza tazana n'aiza n'aiza... Kristy ho avy amin'ny voninahiny dia ho hitan'ny maso rehetra...
Masoandro iray ihany, volana iray ihany, zavatra roa kely anisan'ny noforonin'Andriamanitra ireo aza tazana n'aiza n'aiza... Kristy ho avy amin'ny voninahiny dia ho hitan'ny maso rehetra...
70. taj
(
21/10/2008 10:03)
Ilay @2012 dia tsy araky ny baiboly fa tsy maintsy misy ny farany fa ny ora sy ny fotona no tsy fantatra na dia ny zanaka aza mbola tsy mahalala izany.Fa asaina miomana isika satria tsy misy mahalala izany satria tampoka ny fiaviany.Fa ny volazan'ny baiboly dia efa akaiky ny fotoana ka miomana ianareo.Efa daty firy zao no notenenin'ireo milaza azy ho mpaminany nefa aiza zao, aza mino2 fona fa vakio ny baiboly dia ho hitanao ny marina rehetra.
71. xxx
(
22/10/2008 13:32)
Ary ohatrany efa misy mizara izany marika 666 sy sarina bibilava izany indray hono izao eto amintsika an! De mahazo ze tadiaviny hono ze mitondra an'io!
Nataoko hono satria za mbola tsy nahita fa mailo² izany e!
Feno an'ireo hoe efa akaiky ny fotoana, fa alohany farany de ho feno mpaminany sandoka ary hisy antikrist iza io ?????
Nataoko hono satria za mbola tsy nahita fa mailo² izany e!
Fa ny volazan'ny baiboly dia efa akaiky ny fotoana ka miomana ianareo.
Feno an'ireo hoe efa akaiky ny fotoana, fa alohany farany de ho feno mpaminany sandoka ary hisy antikrist iza io ?????
72. rahery08
(
28/10/2008 08:24)
Tsy misy mahalala araka ny soratra Masina, fa ny Ray ihany no mahalala izany
Fa na oviana na oviana ahatongavan'ny fara-adro, rehefa maty ny olona iray di tonga ny fara-androny, samy andalo @ fahafatesana ny tsi-1-1
ary ny ao ambadiky ny fahafatesana no tena olana:
Raha maty aho ho aiza ny fanahiko?
Handova lanitra ve sa ho any @ helo?
anjaran'ny tsi-1-1 no mamaly:
Fa zah hanome hevitra sahady:
Raiso Jesosy ho Tomponao sy Mpamonjy anao, dia vivavaha aminy mandrakariva!
Dia tsy hatahotra ny loza ianao
ANDRIAMANITRA ANIE HOMBA ANAO SY HITAHY ANAO

73. LibrePenseur
(
29/10/2008 06:33)
Dia mba hanao ahoana moa izany ny Mpino TSY Kristiana raha tonga ilay andro?