2012 - Ny fara andro
21. LibrePenseur
(
18/09/2008 05:57)
ny fanazavana siantifika iray tamin'ireo dia milaza hoe:
hisy ny "glissement de l'écorce terrestre" satria hiova hatramin'ny "inclinaison du globe terrestre". izany hoe: raha misy ilay inclinaison, dia mety hifanandrify amin'ny équateur ny pôle nord, raha ny lojika dia izay pays rehetra sous les tropiques amin'izao fotoana dia mety hikisaka any amin'ny pôle, fanazavana tsotsotra io fa tsy te hihiditra détails aho.
Ny mahalasa saina ho aho dia ilay daty notondroin'ny siantifika ho eo amin'io daty io. Mino aho fa tsy prophétie na tenin'A/tra na voyance io fa valin'ny recherche nataon-dry zareo.

22. valikely
(
18/09/2008 11:58)
tsara ho fanatra fa @ reny recherche ireny de misy foana ny marge d'erreur, eo @ 0.01% eo
ka ny fitomombonan ilay daty aloha izany de efa tokony ametrahana fanontaniana(aiza de oe 21 dec 2012)
fa na ny Zanaka aza tsy ahafantatra ny farany
io de decouverte tahaka ny decouverte rehetra, mandresy lahatra ny chercheur de raha resy lahatra ny auditeur de pese zany fa oe marina iny,
jusqu'à ce que misy olona mahita faille, ka ilay faille de efa hita fa oe tsy misy mahalala ny farany zany. MIOMANA FOTSINY IHANY

23. Noue
(
18/09/2008 12:53)
LibrePenseur:dia midika ve izany hoe fara andro ?
ny fanazavana siantifika iray tamin'ireo dia milaza hoe:
hisy ny "glissement de l'écorce terrestre" satria hiova hatramin'ny "inclinaison du globe terrestre". izany hoe: raha misy ilay inclinaison, dia mety hifanandrify amin'ny équateur ny pôle nord, raha ny lojika dia izay pays rehetra sous les tropiques amin'izao fotoana dia mety hikisaka any amin'ny pôle, fanazavana tsotsotra io fa tsy te hihiditra détails aho.
Ny mahalasa saina ho aho dia ilay daty notondroin'ny siantifika ho eo amin'io daty io. Mino aho fa tsy prophétie na tenin'A/tra na voyance io fa valin'ny recherche nataon-dry zareo.
:^) :^) :^) :^) :^)
dia mba valio ireo fanontaniana napetraky ny olona ireo eeeee
1) toko sy Andininy aiza? Omeo hoesatria hoy ianao hoe
2) Siantifika iza? Omeo boky na lien
3) idem
4) idem
5) Lany daty?
6) efa hatry ny ela no niseho ny ady eran-tany
"LibrePenseur":dia mba omeo hoe aiza ho aiza io eeee
1) fara andro, hoy ny toko sy andininy nolazain'ny mpaminany any amin'ny baiboly kristiana
24. barry
(
18/09/2008 16:26)
Tena marina tsy misy mahalala ny marina izay ahatongavan'ny farandro;na i Jesoa zanaka aza ,hafatsy Atra ihany; ary alohan'ny hatongavanizany anefa dia tsy maintsy tanteraka dhl reo voalaza ao antin'ny bible apoklpy ;oh:ireo loza rht mety hitranga; oh:hiseho aloha ilay lehilahin'ny ota;na 666;dia ho fantatry ny olona rehetra :?: ^^
26. cutie
(
18/09/2008 21:35)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 18-09-2008 22:34:42
Lohateny : Re : 2012 - Ny fara andro
ka izay e,direkta ity ary avy dia lasa fa aza miandry e.
miomana ka miambena hono e lol
38. LibrePenseur
(
19/09/2008 11:51)
Mety ho kisendrasendra tokoa ve raha toa ka: olona samihafa, finoana samihafa, fahaizana samihafa tamin\'ny vanim-potoana samihafa ary indrindra indrindra cultures samihafa no manondro daty iray ? ilay daty anie tsy voatery hoe avec précision fa manodidina ny 2000 daholo e!
- calendrier maya (nijanona teo amin\'ny soltice d\'hiver de l\'an 2012)
- oracle chinois i ching
- web-bot (logiciel prophétique qui explore le cyber espace )
- prophète sybille (le 10è et dernier cycle dia aorian\'ny taona 2000)
- géophysicien (déplacement des pôles)
- merlin na Myrddin (déviation de trajectoire des planètes)
- apocalypse de jean (succession de catastrophes naturelles)

39. LibrePenseur
(
19/09/2008 12:12)
Mety ho kisendrasendra tokoa ve raha toa ka: olona samihafa, finoana samihafa, fahaizana samihafa tamin'ny vanim-potoana samihafa ary indrindra indrindra cultures samihafa no manondro daty iray ? ilay daty anie tsy voatery hoe avec précision fa manodidina ny 2000 daholo e!
- calendrier maya (nijanona teo amin'ny soltice d'hiver de l'an 2012)
- oracle chinois i ching
- web-bot (logiciel prophétique qui explore le cyber espace )
- prophète sybille (le 10è et dernier cycle dia aorian'ny taona 2000)
- géophysicien (déplacement des pôles)
- merlin na Myrddin (déviation de trajectoire des planètes)
- apocalypse de jean (succession de catastrophes naturelles)
- calendrier maya (nijanona teo amin'ny soltice d'hiver de l'an 2012)
- oracle chinois i ching
- web-bot (logiciel prophétique qui explore le cyber espace )
- prophète sybille (le 10è et dernier cycle dia aorian'ny taona 2000)
- géophysicien (déplacement des pôles)
- merlin na Myrddin (déviation de trajectoire des planètes)
- apocalypse de jean (succession de catastrophes naturelles)
40. fijo
(
19/09/2008 19:46)
raha misy fiara iray ahitan akatolika,protestanta ,silamo ary jiosy no mivadika ,dia niara maty ireo.kisendrasendra sa ahoana????