2012 - Ny fara andro
41. niryna
(
20/09/2008 01:05)
simplex:
ahiako hanao otran'le t@ 2000 indray ity le. Za efa niandry fatratra an'le akoho tao @ tanana fa tsy nety naniry mintsy ny nifiny wa :^)
=)) =D dia toy izany koa Harold Camping ,nilaza izy fa tamin'ny 1997 no ho avy ny faran'izao tontolo izao ,dia mbola milaza koa izy fa 2011 indray fa teo hono izy mbola tsy namaky baiboly tsara loatra =))=))
Dia tsy avelany miditra any am-piangonana intsony ny olona fa samy manao fivoriana any an-trano
:roll: :roll: ,izay no antony ilazaina hoe fantaro foana ny hinoanantsika e
Ny tenin'Atra dia nanambara fa na ny Zanany aza dia tsy nahalala izay fahatongavana saingy kosa efa nampahafantatra antsika Izy fa mihomana satria efa feno ny famantarana ary efa mipoitra avokoa :roll: :cry:
42. xxx
(
22/09/2008 09:27)
Marina izany fa ireo famantarana rehetra efa mipoitra avokoa ary diniho tsara fa ny fiainana @ izao efa feno habibiana loatra ary efa tena hanjakan'izao tontolo izao tokoa, tena vitsy ny olona no mahatakatra ary mino ny zanak'olona!
Za koa efa manana présentiment f'efa tena manakaiky ny farany, io tenin'i Jesoa noteneninao io ry Niryna ary ao @ bokin'i Daniel: baiboly katolika ao @ testamenta taloha misy andro resahiny fa ny mikoty² azy tsy haiko! samy tsy misy mahalala exact an'le date aloha fa siantifika io 21122012 io! Fa de aoka hibebaka @ fo feno fitiavana sy an-kitsipo ny tsirairay ary miambenà!

43. fahamarinana
(
22/09/2008 10:04)
xxx 41:
Fa de aoka hibebaka @ fo feno fitiavana sy an-kitsipo ny tsirairay ary miambenà!
niryna::arrow: ireo voalaza ireo ka ekeko fa hanomboka hikoty andro sns..dia tsy dia voako loatra.:? (l)
Ny tenin'Atra dia nanambara fa na ny Zanany aza dia tsy nahalala izay fahatongavana saingy kosa efa nampahafantatra antsika Izy fa mihomana satria efa feno ny famantarana ary efa mipoitra avokoa
44. xxx
(
22/09/2008 10:39)
Marina ny teninao fa na ny zanak'olona ary tsy mahafantatra ny andro sy ny ora! Izao aloha ny ao @ Matio 24: . "3 Ary raha nipetraka teo an-tendrombohitry ny Oliva izy, dia nanatona azy mangingina ny mpianany ka nanao hoe: Lazao anay izay andro hahatongavan'izany, sy ny famantarana ny hahiavianao mbamin'ny hahataperan'izao tontolo izao. 4 Ary hoy Jeso taminy: Tandremo sao hisy hamitaka anareo, 5 fa maro no ho ho avy amin'ny anarako hanao hoe: Izaho no Kristy, ary maro no ho voafitany. 6 Handre ady sy filazana ady hianareo; aza taitra, fa tsy maintsy ho tonga izany; nefa tsy mbola izany no ho farany. 7 Ho hita fa hitsanga-kiady amin'ny firenena ny firenena, ary amin'ny fanjakana ny fanjakana; hisy areti-mifindra sy mosary ary horohoron-tany amin'ny tany samihafa; 8 fa vao ho fiantombohan'ny fahoriana fotsiny izany rehetra izany". ary toy izao ny ao bokin'i Daniel:"? 9 Fa hoy izy: Andeha, ry Daniely, fa efa voahorona ny teny, sy voaisy tombokase mandra-pihavin'ny andro farany. 10 Ho maro anie no hodiovina, hofotsiana, sady ho voazaha toetra; fa ny ratsy fanahy hanao ratsy; ary tsy misy hahazo an-tsaina ny ratsy fanahy; fa ny hendry no hahazo an-tsaina. 11 Hatramin'ny andro hampitsaharana ny sorona tsy tapaka, sy hampitsanganana ny fahavetavetan'ny mpandringana, hisy andro sivifolo sy roan-jato amby arivo. 12 Sambatra izay hiandry sy hahatratra ny hatramin'ny dimy amby telopolo sy telon-jato amby arivo andro. 13 Ary hianao kosa, mizora ho amin'ny fiafarana, ka miala janona, fa ho tafatsangana handray ny lovanao hianao, amin'ny fahataperan'ny andro.
(Hatreo no namakianay an'i Daniely ao amin'ny teny hebrio fa ny manaraka hatramin'ny faran'ny boky, nadikanay araka ny navoakan'i Theodotiona.)"
Zà manaiky ary tena mino @ foko sy fanahiko rehetra fa i Jesoa Kristy no zanak'Andriamanitra, maty ary nitsangan-ko velona ho famonjena antsika olombelona: Mino an'Andriamanitr'i Abrahama, Isaaka ary Jakoba, Andriamanitr'Israely ary koa Andriamanitra ny "Hafa firenena" aho. Mino ny Ray, Zanaka ary ny Fanahy Masina aho!
Mijoro vavolombelona aho fa zà anisan'ny tena mpanota aho ary lalàna hafa no noeritretiko aleha nefa zavatra hafa mihintsy no izorako ankehitriny! Tena nibaboka t@ hadisoako aho ary tena niova tanteraka ankehitriny ary tena lasa mpanara-dia an'i Kristy! Tsy haiko ny mikaonty io andro @ Daniel io: dikan'izany mety ho samihafa ny fotoana niantson'ny Tompo ny tsirairay noho izany tsy hisy hahalala an'io fotoana io izany fa de tena mibebaha zareo ary miambenà fa efa akaiky ny Tompo!
Voninahitra sy ny rehareha ho an'Andriamanitra irery ihany!

45. LibrePenseur
(
23/09/2008 11:28)
dia samia mihomana daholo izany e! Ny ilako fanazavana fotsiny dia izao: Ny siantifika raha manazava ilay zavatra hisy dia hazavainy aloha ny antony nahatonga azy, fa raha ny lafiny finoana kosa indray dia inona ny fanazavana entiny ?
46. prime
(
23/09/2008 11:47)
Raha ho an'ny mpino dia andrasana ny fotoana ihavian'i Kristy amin'ny voninahiny, ary amin'ny fifaliana sy fahavononana izany satria tapitra eo ny andro mahaory fa hiditra amin'ilay tena fiainana mandrakizay araka ny nampanantenain'i Kristy...
Ka na 2012 io na rahampitso na izao dia izao dia irarian'ny mpino sy iriany mihitsy aza satria ilay "fara andro" no fanombohan'ny fiadanana... hoy indrindra ny vavaka fahatelo nampianarin'i Kristy tamin'ilay vavaka masina nampianariny (ary tena amin'ny fo no anaovana sy aniriana izany) : "...Ho tonga anie ny fanjakanao."
Ny fanazavana entin'ny tenin'Andriamanitra dia tsy maintsy ho avy Kristy ary ho avy faingana Izy satria efa miharatsy izao fiainana izao... fa ny fotoana ihaviany dia Andriamanitra Ray no hamaritra azy...
Koa marina ny ambaran'ny namana rehetra fa ny fibebahana sy ny fiambenana ary ny fivavahana mandrakariva no sitrak'Andriamanitra iatrehana izany...

49. majesty
(
24/09/2008 11:41)
Efa nandinika an'io phénomène d 2012 io aho,ary efa novakiako hatramin'ny voalohany ka hatramin'ny farany,fa tsy misy resaka ao hoe io no fara-andro,fa fanazavana sy tombatombana fotsiny ny zavatra mety hitranga,sahala ny amin'ny fanaon'ireo mpanao statistika hoe ho ringana ny ala izay honenan'ireo Mikea rehefa afaka 10 taona aorian'izao sns.
ka hoy aho hoe avelao ho avy izay ho avy....
ka hoy aho hoe avelao ho avy izay ho avy....
50. fijo
(
24/09/2008 20:49)
dia ahoana no ahalalanareo ry prime fa le tena izy no tonga sa sandoka?????aza hadino,fa rah ale tarehy fahita amin'ny sary ireny anie ka sary noforonina e,ny tena tavany tsy hay akory.
51. cutie
(
24/09/2008 21:01)
49. Mpandefa : fijo [ Valio ] 24-09-2008 22:49:04
Lohateny : Re : 2012 - Ny fara andro
dia ahoana no ahalalanareo ry prime fa le tena izy no tonga sa sandoka?????aza hadino,fa rah ale tarehy fahita amin'ny sary ireny anie ka sary noforonina e,ny tena tavany tsy hay akory.
satria izy efa be finoana koa :-D :-D :-D
ny finoana ihany no mitondra an;io :-D
52. fijo
(
24/09/2008 21:15)
hay?????mody misy vazaha lavavolo mody midina izany dia efa hoe tena izy ry zareo an;
55. prime
(
25/09/2008 06:28)
fijo> Ny amin'ny fihavian'ny Tompo dia mazava tsara ny ambaran'ny Soratra Masina ary tsy misy mipika na dia kely aza... tsy angano angano io ary Kristy hiseho amin'ny voninahiny feno rehefa ho avy... na ny mino na ny tsy mino dia samy hahita izany avokoa ary hiatrika izany rahateo...
56. prime
(
25/09/2008 06:30)

57. Noue
(
25/09/2008 06:40)
"LibrePenseur":dia napetraka taminao ny fanontaniana
1) fara andro, hoy ny toko sy andininy nolazain'ny mpaminany any amin'ny baiboly kristiana
1) toko sy Andininy aiza? Omeo hoedia mba azonao valiana ve ireo eeeeee??????
2) Siantifika iza? Omeo boky na lien
3) idem
4) idem
5) Lany daty?
6) efa hatry ny ela no niseho ny ady eran-tany
58. Rovampitia
(
25/09/2008 07:47)
@ mahakristianina de mino sy matoky ary manantena fa mbola ho avy amim-boninahitra ny zanak'olona e!
Valin'io fanontaniana io ry Noue: 1, 2, 3, 6 de efa voalaza ao anaty bible daholo fa le 4 - 5: zany extraterrestre sy maya izany tsy haiko aloha e!
Le ao anaty bible koa aloha milaza fa tsy ho tapitra akory ity taranaka ity de ho avy ny farany saingy 2012? je ne sais pas aloha e!

59. LibrePenseur
(
25/09/2008 11:37)
Noue> ka i Noue anie tsy namaky ny nolazaiko tery ambony e! manana film documentaire iray aho milàza ireo rehetra ireo ka atao ahoana no ahafahanao hahita io film io?
Marihiko fa censuré izy io raha ny fahalalako azy satria tsy maintsy hisy hilaza hoe manakorotana saim-bahoaka,
Ka ny hamaliako anao dia izao: tsy mety raha tsimponina aminao ilay toko sy andininy satria mifampitohy ny rindran-kevitra rehetra na baiboly na hafa... Misy milaza ny fahatongavan'ny fara-andro ao saingy tsy misy précision toy ny filazan'ireo hafa

60. naughtyboy
(
25/09/2008 12:38)
misy azoko ekena tsara ze volaza eto nefa le tena fotoana marina de tsisy mahalala n'iza 2 zay kalo de siora (tsisy hafa @ le oe vao teraka ny ol de samy mahalala fa tsy maintsy ho faty )ra misy ny fiandohana de misy ko ny farany mazava oazy..