fisavana entana ao ivato
1. catalyn
(
09/09/2008 18:17)
Salama tompoko !
Izaho ry reto dia maheno namana maro mikolay @ fisavana entana ao ivato ao , izany hoe ny filana vaniny ataondry zareo douanier ao mba hitazonana ny sasany @ entana hoentinao . Ilandry zareo vaniny raha toa ka vaovao be ny ao anaty valizinao na akanjo io na kiraro na zavatra hafa fa hoe hamidinao hono. Ce qui fait tsy afaka mitondra voandalana ho an'ny fianakavianao izany ianao na koa hoe tsy maintsy zavatra efa tonta no azonao hoentina na ho anao io na ho an'ny fianakavianao. Mba tsy rariny kosa angamba e! Ny tena miasa mafy aty mba ahafahana mampifalifaly ny tena sy ny fianakaviana kanefa dia izay indray no filam_baniny ataon'ny douany. izaho mantsy hanao vakansy any dago ka voandalana ho an'ny fianakaviana no hameno ny entako ka matahotra aho noho ny resaka henoko. Ho ahy sy ny RAD ary ny fianakaviako no hiasako mafy aty fa tsy ho an'ny la douane tsy akory ka mba inona ny hevitrareo . Zarao ihany koa ny expérience nolalovanareo ho an'izay vao tany tsy ela. Tsy hay intsony mantsy ny tsaho sy ny zava -marina fa samy mitantara izay voa. :? :? :? :!:

novalian'i tsiambaratelo ny 27/09/2008 14:25
2. Ralay
(
09/09/2008 19:03)
catalyn>Efa resaka nandeha teto io fa http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m483d91a88438d dia mbola ho avy eo izay mbola manana ho lazaina.
:lol:
:lol:
3. Noue
(
09/09/2008 19:17)
nisy namako zay dia ny zavatra nataony dia nataony anaty sachet fonosana (hidina) ny sachet tsirairay , dia hasiana anarana ho an'ny olona tsirairay avy , dia raha misava ry zareo dia inona moa no azony atao eo ?
efa misy tompony avokoa ny zavatra ao anaty valizinao.
Ohatra sachet iray hasiana soratra ngezabe hoe "mama" , "dada" (Rivo , Ndriana , Liva , Solofo , Bodo ...sns...) :)

4. patrick2002
(
09/09/2008 20:13)
Tandremo fa hatraminy valizy dia efa misy manataka @ antsy miala @ soute ah! ireny valizy housse ireny ,manahirana fa akory atao ,izao indray aloha tsy mitondra vaon-dalana makany dago eh! ny vola no ataoko am-paosy dia avy eo izaho mandray commande @ fianakaviana hoe inona no tianareo dia lasa izaho miantsena eny @ galerie zoom ,sy behoririka dia zaraiko tsirairay amin
5. caprio
(
09/09/2008 20:23)
efa nojereko ilay dinika tatsy ambadika fa misy milaza we tsy misy tsony ny tsolotra any dago,de hoy aho we samy manana ny olona fantany io fa raha mafantatra olona ao enao dia tsy voasava zany ny entanao
6. lemenakely
(
10/09/2008 08:21)
catalyn:
Salama tompoko !
Izaho ry reto dia maheno namana maro mikolay @ fisavana entana ao ivato ao , izany hoe ny filana vaniny ataondry zareo douanier ao mba hitazonana ny sasany @ entana hoentinao . Ilandry zareo vaniny raha toa ka vaovao be ny ao anaty valizinao na akanjo io na kiraro na zavatra hafa fa hoe hamidinao hono. Ce qui fait tsy afaka mitondra voandalana ho an'ny fianakavianao izany ianao na koa hoe tsy maintsy zavatra efa tonta no azonao hoentina na ho anao io na ho an'ny fianakavianao. Mba tsy rariny kosa angamba e! Ny tena miasa mafy aty mba ahafahana mampifalifaly ny tena sy ny fianakaviana kanefa dia izay indray no filam_baniny ataon'ny douany. izaho mantsy hanao vakansy any dago ka voandalana ho an'ny fianakaviana no hameno ny entako ka matahotra aho noho ny resaka henoko. Ho ahy sy ny RAD ary ny fianakaviako no hiasako mafy aty fa tsy ho an'ny la douane tsy akory ka mba inona ny hevitrareo . Zarao ihany koa ny expérience nolalovanareo ho an'izay vao tany tsy ela. Tsy hay intsony mantsy ny tsaho sy ny zava -marina fa samy mitantara izay voa. :? :? :? :!:
Amiko manokana dia be fialonana ireo douaniers ao ivato ,izaho moa dia aleoko mangina e ! fa dia mampalahelo ny toetsaina
7. xxx
(
10/09/2008 17:02)
Avy tany Mcar izahay mianakavy t@ volana aout 2008 teo. Valises marobe sy bagages à main efa ho 10 no natao anaty chariots 3. Ankoatran'izany dia misy ord. portable 1 novimbinina sy fakan-tsary nosakelehina. Nanontany ny douanier raha misy ord. na zavatra electronique hafa any anaty valizy. Dia navalinay hoe akanjo sy kiraro ary kojakoja madinidinika no ao fa tsisy ord sy produits elect.. Isaky ny chariot 1 dia nisy valizy 1 nasain'ny douanier nosokafana. Dia notsapatsainy kely teo izany ny valises 3 (natsofotsofiny tany anatiny tany ny tanany) dia nampiriminy tsara avy eo (nahavariana ahy io!), dia nasainy nohidinay ny valises dia nalefany nandeha izahay. Asa na izahay no tsara vintana ka sendran'ny douanier mba tsara fanahy fa dia tsy nisy olana e: tsy nisy vola naloa, tsy nisy entana nalainy na nomena azy.
Ka hoy aho hoe: miankina @ douanier izany ilay ao Ivato fa aza tonga dia mi-generaliser-be ianareo.

8. vale
(
10/09/2008 17:15)
[quote=Noue]
nisy namako zay dia ny zavatra nataony dia nataony anaty sachet fonosana (hidina) ny sachet tsirairay , dia hasiana anarana ho an'ny olona tsirairay avy , dia raha misava ry zareo dia inona moa no azony atao eo ?
efa misy tompony avokoa ny zavatra ao anaty valizinao.
Ohatra sachet iray hasiana soratra ngezabe hoe "mama" , "dada" (Rivo , Ndriana , Liva , Solofo , Bodo ...sns...) :)
________________________________________________________________
tsara ho anazy izay!
:twisted: tsy ampy anazy angah ny karamany? :twisted: naman'ny mangalatra anie izy manao an'izany fihetsika izany e! tsy zà ny atao an'zany lou fa de itako tsara ny anaovako azy! :-D :^)

9. xxx
(
10/09/2008 17:34)
xxx:avy any dago koa aho ary mbola teo am-pitadiavana ny lakilé ny valizy no nolazain'ireo douaniers 2 hoe "ndao , ndao" , tsy nosokafana akory ny valiziko na ny bagage à main ! ka gaga ihany aho hoe ary misy olona mitaraina be nefa ny sasany tsy voasava zany akory. Quelle chance ve ?
Ka hoy aho hoe: miankina @ douanier izany ilay ao Ivato fa aza tonga dia mi-generaliser-be ianareo.
10. patrick2002
(
10/09/2008 18:23)
Tsy hitako anie izay hitondrana voan-dalana eh! maninona raha ao madagasikara mividy ,izaho mahita fa mora lavitra noho ny entana aty an-dafy ny entana ao Dago ,ny any Chine sy Thailande no tsy fantatro ,fa raha any europe na aty Amerique dia mora lavitra ny antana ao Dago .
11. Noue
(
10/09/2008 18:28)
patrick2002:oadray kosa e ! ka voandalana io ko.
Tsy hitako anie izay hitondrana voan-dalana eh! maninona raha ao madagasikara mividy ,izaho mahita fa mora lavitra noho ny entana aty an-dafy ny entana ao Dago ,ny any Chine sy Thailande no tsy fantatro ,fa raha any europe na aty Amerique dia mora lavitra ny antana ao Dago .
heritrereto kely anié ny hafalian'ilay olona mba nahazo voandalana e ! dia atao inona koa ireny zavatra vita sinoa ao behoririka ireny ? ohatra kiraro , hanaovana 1volana dia simba tsy misy ho raisina ?
samy hividy ihany ve , tsy aleo mividy marka @ zay mba mateza ?
:^) :^) :^) :^) :^)
12. tsirch
(
10/09/2008 18:48)
MARIAN ZANY fa ireo be zesta ihany no mitondra entana makany, avelao ho hitan ny havany ao!!! refa voasava dia alohavy ny droit de douane!!! lalana @ aeroport rehetra io rehefa tratra!!! ka aza be taraina!
13. Noue
(
10/09/2008 18:54)
tsirch:
MARIAN ZANY fa ireo be zesta ihany no mitondra entana makany, avelao ho hitan ny havany ao!!! refa voasava dia alohavy ny droit de douane!!! lalana @ aeroport rehetra io rehefa tratra!!! ka aza be taraina!
:^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) dia rehefa makany ianao dia mandehana aza main vide dia ho hitan'ny havanao eo :^) :^) :^) :^) :^) :^) :^) :-D :-D :-D
14. tsidina
(
10/09/2008 20:00)
zah miombokevitra @ 'i lemenakely, fialonana ndry zareo @ dounier le izy, satri efa misy scan anie eny Ivato e, sady fanararaotana , sy fitiavatena be,,,,,.
Fa ny tokony hatao angamba zay afaka miresaka @'Ra8 de tokony hiresaka io foana satri tsy mety , tsy fahalalampomba anie ny misava entan'olona e, mahamenatra, tena ratsy be ny imagen'gasiskara raha eo ivato fotsiny.
Ny ahy aloha isaky mandeha de asiako silipo maloto sy chiffon eny ambony indrindra de vao mahare ny fofona silipo izy de miala e! sady teneniko hoe hidio tsara @ zay rehefa vita.

15. ni81
(
10/09/2008 20:41)
Ny ahy aloha isaky mandeha de asiako silipo maloto sy chiffon eny ambony indrindra de vao mahare ny fofona silipo izy de miala e! sady teneniko hoe hidio tsara @ zay rehefa vita.:-D :-D :-D :-D
16. ssendra
(
10/09/2008 21:07)
zà ndray aloha tsy mitondra voandalana izany itsony e! aleoko vola no zaraina amin'indry zareo dia faly kokoa ry zareo mahazo an'iny no izaho maivana amin'ny entana
fa ho an'izay tsy tratra dia tsy tratra izany
fa ny fisavàna entana tompoko dia misy tokoa ary manakorotana ny entanao ambony ambany ao anty valizy izy ary ny filam-baniny hitazomana ny entan'oul no tena ketrehina amin'nt fisavàna entana

17. ssendra
(
10/09/2008 21:13)
Noue:
nisy namako zay dia ny zavatra nataony dia nataony anaty sachet fonosana (hidina) ny sachet tsirairay , dia hasiana anarana ho an'ny olona tsirairay avy , dia raha misava ry zareo dia inona moa no azony atao eo ?
efa misy tompony avokoa ny zavatra ao anaty valizinao.
Ohatra sachet iray hasiana soratra ngezabe hoe "mama" , "dada" (Rivo , Ndriana , Liva , Solofo , Bodo ...sns...) :)
ny ahy aza entana mifono papier kadô misy adresse anaran'oul mbola nilany vanona ihany saika nosokafany mihintsy nefa hita be ho sokola ilay izy
raha tsy an'oul fa ahy efa nomeko azy tany zé paké na sokola fa ita zao fa misy anaran'oul adress dia avolavola elabe eo lay izy
asa samy manana ny chance koa ngamba io!
18. fijo
(
10/09/2008 21:31)
arakaraky ny olona sendra anao io,fa indraindray dia tsy misy olan amihintsy ao,indraindray kosa dia mikatso eo aloha ny tena.izay le izy e.revy gasy aby izany
20. xxx
(
11/09/2008 07:11)
Zahay aza dia nataony an'izao hoe: ha! efa elaela ihany anao zany madama no tsy niverina taty e! Dia novaliako hoe: eny; izy zany no valilahiko? Dia mba aiza hono izany izay voandalana nentinareo ho anay. Dia namaly ny vadiko hoe: eny an-danitra tsy misy voany azo entina... :lol: :lol: dia nitsiky tsy ravo fotsiny ilay mpisava ary dia nalefany izahay avy eo.