fisavana entana ao ivato
21. fahamarinana
(
11/09/2008 08:12)
xxx19:
eny an-danitra tsy misy voany azo entina...
:arrow:tsy ratsy koa ilay valiny :) ,fa arakaraka ny olona eo anoloana tokoa,zà in_1 mandeha nilàny vaniny be fa nasainy novoahako daholo ny valizy rehetra,amin'io ilay tsentsina be miala aty an-trano efa nanahirana na ny nanidy azy aza,fa dia natao sava hao,tsy nisy inona nitenenany ahy anefa .Ny fanin-2 ndray dia nandeha ho azy,tonga dia novahako ny valizy hoe sao ndray handanginina fa nilamina be...mbola tsy nanome tsolotra koa hatreto aloha na dia misy ihany ilay ohatran'ny mitady...
keliterezy :mandehana foana akia fa aza atao mahakivy a,atao hoe aventure fa mamy ny mody e..:) (l)
22. kelly13
(
11/09/2008 08:21)
xxx19>kou ra mahita le menasofina izy zany d tsy voadalana tsony no mety hangatahany aminay fa voany hafa? heveriny fa mamboly vola mantsy aty, pffff, tsy mampité hande oa, nefa ny tena tô vôtery hakany @ heritaona shhh
fahamarinana>tena mahakivy ange ankia e, sanatria ôtran'ny oe oul manao ratsy izany d miferin'aina refa handalo douane
ary serieux v le resaka oe scanner e? ra misy an'io mantsy d mba milamindamina indray, tsy vôtery hanokatra valizy
fahamarinana>tena mahakivy ange ankia e, sanatria ôtran'ny oe oul manao ratsy izany d miferin'aina refa handalo douane
ary serieux v le resaka oe scanner e? ra misy an'io mantsy d mba milamindamina indray, tsy vôtery hanokatra valizy
23. tywa68
(
11/09/2008 08:31)
Mampime koa i kelly13 ty an ! ento akia ny vadindry d fenoy petites pièces any ampaosy a (50cts an) ! d ireny no homena d aza mampiseho hoe sôfy rehefa asainy vohaina ny valizy ! vohay tsotra d aza masiaka fa maika mahazo :-D :-D ! arakarak'ilay olona marina ! zah koa aloha matahotra e (manoatra noho ireny trafiquants be ireny ny tena)
patrick : ilay hividy eny Behoririka kosa aloha d eeeeeeeee ! mba manao effort mitondra na bas kiraro aza fa tsy hoe ty ny vola ndeha tondroy :lol: :lol: (ilay geste anie fa tsy ilay valeur no tena mahafaly ny olona any e) d ampianao vola ve tsy ho faly r'izareo :D :D
patrick : ilay hividy eny Behoririka kosa aloha d eeeeeeeee ! mba manao effort mitondra na bas kiraro aza fa tsy hoe ty ny vola ndeha tondroy :lol: :lol: (ilay geste anie fa tsy ilay valeur no tena mahafaly ny olona any e) d ampianao vola ve tsy ho faly r'izareo :D :D
24. fahamarinana
(
11/09/2008 08:37)
:arrow: tywa :zany tokoa anie,tena fadiranovana manoatra noho ny mpangalatra nefa ara-dalana izao na ny lanjany na ny ao antiny...amin'izay efa maika hivoaka iny ianao mbola manadary ihany ilay olona rehefa manitatra be zay.Indrindra misy zazakely dia sahirana e...fa aleo ihany mody kty !! (l)
25. vale
(
11/09/2008 08:57)
[quote=tsidina]
zah miombokevitra @ 'i lemenakely, fialonana ndry zareo @ dounier le izy, satri efa misy scan anie eny Ivato e, sady fanararaotana , sy fitiavatena be,,,,,.
Fa ny tokony hatao angamba zay afaka miresaka @'Ra8 de tokony hiresaka io foana satri tsy mety , tsy fahalalampomba anie ny misava entan'olona e, mahamenatra, tena ratsy be ny imagen'gasiskara raha eo ivato fotsiny.
Ny ahy aloha isaky mandeha de asiako silipo maloto sy chiffon eny ambony indrindra de vao mahare ny fofona silipo izy de miala e! sady teneniko hoe hidio tsara @ zay rehefa vita.
___________________________________________________________________
:-D :-D :-D :-D :-D :-D pas mal comme idée!!!!!! :°) :lol:
zah miombokevitra @ 'i lemenakely, fialonana ndry zareo @ dounier le izy, satri efa misy scan anie eny Ivato e, sady fanararaotana , sy fitiavatena be,,,,,.
Fa ny tokony hatao angamba zay afaka miresaka @'Ra8 de tokony hiresaka io foana satri tsy mety , tsy fahalalampomba anie ny misava entan'olona e, mahamenatra, tena ratsy be ny imagen'gasiskara raha eo ivato fotsiny.
Ny ahy aloha isaky mandeha de asiako silipo maloto sy chiffon eny ambony indrindra de vao mahare ny fofona silipo izy de miala e! sady teneniko hoe hidio tsara @ zay rehefa vita.
___________________________________________________________________
:-D :-D :-D :-D :-D :-D pas mal comme idée!!!!!! :°) :lol:
26. Noue
(
11/09/2008 09:45)
tsidina:,ga hono dia tena grave be zany fofona slipo zany no mampitsaoka an'zareo ?
Ny ahy aloha isaky mandeha de asiako silipo maloto sy chiffon eny ambony indrindra de vao mahare ny fofona silipo izy de miala e! sady teneniko hoe hidio tsara @ zay rehefa vita.
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
27. Noue
(
11/09/2008 09:48)
ssendra:zany kosa aloha dia efa tena tsy rariny eee !
ny ahy aza entana mifono papier kadô misy adresse anaran'oul mbola nilany vanona ihany saika nosokafany mihintsy nefa hita be ho sokola ilay izy
raha tsy an'oul fa ahy efa nomeko azy tany zé paké na sokola fa ita zao fa misy anaran'oul adress dia avolavola elabe eo lay izy
asa samy manana ny chance koa ngamba io!
izaho aloha mbola tsy tratran'izany fa dia io nataon'ilay namako io no nataoko dia hitan-dzareo mivandravandra teo ny anaran'ny olona tompon'entana ka inona no azony natao ?
28. fahamarinana
(
11/09/2008 10:55)
:arrow: tsidina :zany ve tsy dia hamofona mbanin'ny entana omena olona ??,na ny hotafian'ny tena aza zany ho mantsina koa dia mbola hanarama olona hanasa an'iny ndray koa zany satria na ny tena aza tsy ahavita...aoka marina..:) (l)
29. ni81
(
11/09/2008 11:02)
tsidina :zany ve tsy dia hamofona mbanin'ny entana omena olona ??,na ny hotafian'ny tena aza zany ho mantsina koa dia mbola hanarama olona hanasa an'iny ndray koa zany satria na ny tena aza tsy ahavita...aoka marina..=)) =)) =)) Fa efa hafiriana ary no tsy nosoloina ka mahatonga io fofona mahafaty sy mahatorana douanier io? =))
30. fahamarinana
(
11/09/2008 11:15)
:arrow: ka zay manko akia,lasa ihany ny eritreritro hoe toa hanahirana ndray,au contraire tonga dia roahan'ny douaniers tsotra izao ...maty aho importé-ko.. (l)
31. Noue
(
11/09/2008 15:45)
fahamarinana:
:arrow: tsidina :zany ve tsy dia hamofona mbanin'ny entana omena olona ??,na ny hotafian'ny tena aza zany ho mantsina koa dia mbola hanarama olona hanasa an'iny ndray koa zany satria na ny tena aza tsy ahavita...aoka marina..:) (l)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
32. niryna
(
11/09/2008 16:46)
patrick2002:
Tsy hitako anie izay hitondrana voan-dalana eh! maninona raha ao madagasikara mividy ,izaho mahita fa mora lavitra noho ny entana aty an-dafy ny entana ao Dago ,ny any Chine sy Thailande no tsy fantatro ,fa raha any europe na aty Amerique dia mora lavitra ny antana ao Dago .
:D ka lazain-dry zareo fa mafy sy tsara lavitra kosa hono ny entana hoentina e,na samy maka tahaka ny aty ivelany aza ny sinoa ohatra ny satroka,kirarao,tennis io.Ny any amintsika mivadika ny lokony :lol: sy mora potika
Ny akanjo indray hoy ry zareo manara-pofona fa sasana elabe vao afaka ilay fanafody nataoa tamin'ilay frip ,simba mihitsy ny trano raha tsy sasana vao ampidirina ao an-trano hoy ihany ry zareo fa ny an'ny olona izay hoentina avy any ivelany tsy misy fofona.
Fa marina tokoa izany,aleo vola no omena,kanefa toa tsy tia ry zalahy koa.
Misy manambitana koa rehefa tonga eo Ivato e,mila mivavaka mba tsy sendra ireo totalahy kely ireo.Tsy misava izy saingy miteny hoe mba misy zavatra ve any mba ho souvenir e ,dia omeko CD na cassette mora ireny izy ho souvenir.
E,e, mbola manaraka any amin'ny arabe ihany izy mitaky vola amin'ny tena sainga mamay sofina koa izy raha tratra .
Ary tsy ao Ivato ihany koa no misy mangalatra fa na tany mandroso(France) aza dia nodidiny ny entana ary lasany daholo ireo souvenir noentina ho an'ny fianakaviana.tsy vitan'izany ihany fa mbola hifampitaritarika any amin'ny polisy any ivelan'ny aeroport ny tena fa tsy mety manao na mandray andraikitra ny tao anatiny .tss,tena tsy misy ilavana azy na kely aza
:roll: :roll:
33. patrick2002
(
13/09/2008 14:03)
niryna: Mba entana qualite kosa anie vidina ho azy eh! misy entana qualite ao gasikara ,fa tsy dia hoe fopla daholo ,ireny entana luxe ireny rehefa ampitahainao @ vidiny aty Amerique mbola hita fa mora lavitra ny any Dago
Mba misy koa anie aty @ tany tandrefana ny entana tsy mamely any amin'ireny marche au puche ireny eh!
F'angaha kosa dia entana friperie no vidinao ho azy :lol: :lol:
Mba misy koa anie aty @ tany tandrefana ny entana tsy mamely any amin'ireny marche au puche ireny eh!
F'angaha kosa dia entana friperie no vidinao ho azy :lol: :lol:
35. fahamarinana
(
15/09/2008 06:30)
:arrow: koa efa betsaka koa aza ny g marques sasany no zairina any dago ny ankanjo dia averina aty frantsa na pays hafa...ny eo ihany no mivezivezy eo fa tsy dia misy antony intsony hoe vidina any dago na aiza na aiza fa ny qualité sisa no tena jerena dia io ny tsi11 no mahita ny atao hoe qualité aminy.Tsy hoe lafo daholo dia tsara izay...tsy hoe mora koa dia hoe ratsy.Raha raisintsika ohatra ny made in china tonga any amintsika dago dia misy rasty satria efa 2eme chois no tonga any ohatra...fa ny any an-kafa misy tsara satria 1er choix... (l)
36. tsiambaratelo
(
15/09/2008 09:27)
tsirch:Dryyy,be zesta aona kou zany?Ny vidiny entana rehetra any Dago midangana be tsisy indrafo,aleo mividy aty,ny cousin ko zao nividy ordi portable tany Dago 20million latsaka kely no nividianany azy,aty aminay 5million mahazo vao2 be sy lafatra be.De jereo lay elanelam-bidy e,ny Malagasy malahelo hava-manana,aiza mou no ho tafita.:-w:-w:-w:-w
MARIAN ZANY fa ireo be zesta ihany no mitondra entana makany, avelao ho hitan ny havany ao!!! refa voasava dia alohavy ny droit de douane!!! lalana @ aeroport rehetra io rehefa tratra!!! ka aza be taraina!
37. tsiambaratelo
(
15/09/2008 09:41)
catalyn:mba lalina izany,mahagaga ihany ra-Malagasy,ny eto aminay ny zvt savain-dry zareo ao @Aeroport ao dia;raha misy fitaovam-piadiana na poudre hafa2 reny,na dia we carry,safron,sakamalao poudre,ny antsy na pince na tournevis,na café poudre,tonga de miala tao anaty bagage na scoute io,na an-tanana.Fa raha resaka laptop,television,CD,DVD,na akanjo farany zay luxe,na kiraro,na fanaovam-bolo,na Radio be,tsy misy ivakiany loha izany tsy miteny izy sao dia amidy,na we taiza io akanjo luxe be io,ny kiraro,sns sns.:-P
Salama tompoko ! Izaho ry reto dia maheno namana maro mikolay @ fisavana entana ao ivato ao , izany hoe ny filana vaniny ataondry zareo douanier ao mba hitazonana ny sasany @ entana hoentinao . Ilandry zareo vaniny raha toa ka vaovao be ny ao anaty valizinao na akanjo io na kiraro na zavatra hafa fa hoe hamidinao hono. Ce qui fait tsy afaka mitondra voandalana ho an\'ny fianakavianao izany ianao na koa hoe tsy maintsy zavatra efa tonta no azonao hoentina na ho anao io na ho an\'ny fianakavianao. Mba tsy rariny kosa angamba e! Ny tena miasa mafy aty mba ahafahana mampifalifaly ny tena sy ny fianakaviana kanefa dia izay indray no filam_baniny ataon\'ny douany. izaho mantsy hanao vakansy any dago ka voandalana ho an\'ny fianakaviana no hameno ny entako ka matahotra aho noho ny resaka henoko. Ho ahy sy ny RAD ary ny fianakaviako no hiasako mafy aty fa tsy ho an\'ny la douane tsy akory ka mba inona ny hevitrareo . Zarao ihany koa ny expérience nolalovanareo ho an\'izay vao tany tsy ela. Tsy hay intsony mantsy ny tsaho sy ny zava -marina fa samy mitantara izay voa. :? :? :? :!:
38. nikah
(
15/09/2008 10:45)
Namoaka entana teo Ivato aho taloha fa nihoalahoala vao tafavoaka,filambaniny tsy nisy hoatr'izany .Nisy nanoro hevitra ahy hoe manao demande de franchise hono.Nisy namako nody Dago vao tsy ela ary nitondra io lettre de franchise io ka dia tafavoaka soa amantsara ny entany,nila vaniny ihany hono ry zareo fa namaly ilay namako.Tsy nandoavana vola afatsy ilay 100000 droit ihany.Nefa entana efa mandeha 400Kg.Donc,antsipiko eto ny spapa eee! :* :*
39. ni81
(
15/09/2008 10:56)
Namoaka entana teo Ivato aho taloha fa nihoalahoala vao tafavoaka,filambaniny tsy nisy hoatr'izany .Nisy nanoro hevitra ahy hoe manao demande de franchise hono.Nisy namako nody Dago vao tsy ela ary nitondra io lettre de franchise io ka dia tafavoaka soa amantsara ny entany,nila vaniny ihany hono ry zareo fa namaly ilay namako.Tsy nandoavana vola afatsy ilay 100000 droit ihany.Nefa entana efa mandeha 400Kg.Donc,antsipiko eto ny spapa eee!misaotra e! :-*
40. patrick2002
(
15/09/2008 14:22)
ny cousin ko zao nividy ordi portable tany Dago 20million latsaka kely no nividianany azy,aty aminay 5million mahazo vao2 be sy lafatra be.
Ka raha ordi indray arakaraky ny vitesse sy ny memoire ,ary ny capacite de stockage ,aty aminay koa ordi portable izany misy 500$ ka hatramin'ny 2500$ no vidiny ,dia anjaranao no misafidy.