fisavana entana ao ivato

41. tsiambaratelo ( 15/09/2008 14:50)
nikah:
Namoaka entana teo Ivato aho taloha fa nihoalahoala vao tafavoaka,filambaniny tsy nisy hoatr\'izany .Nisy nanoro hevitra ahy hoe manao demande de franchise hono.Nisy namako nody Dago vao tsy ela ary nitondra io lettre de franchise io ka dia tafavoaka soa amantsara ny entany,nila vaniny ihany hono ry zareo fa namaly ilay namako.Tsy nandoavana vola afatsy ilay 100000 droit ihany.Nefa entana efa mandeha 400Kg.Donc,antsipiko eto ny spapa eee! :* :*
Hoanizay mi-demenagement zany de tokony hanana certificat de demenagement avy @Consul,raha eto aminay izay,avy aminio certificat io no ahazahoanao ny fahalalahana momba ny kritika sy fampandoavana vola be ao @doany .Hazavaiko,ao anatinio certificat de demenagement io daholo ny lisitra ny entana entinao,habillements usagés,appareils electrika usagés,de avy eo ry zareo mi-vérifier ny voasoratra tao @le certificat,de avy eo maka an le lettre de franchise.Nazavain-dry zareo tao wé,raha efa tonga 2na3andro ny entanao vao alaina,dia mazava hoazy fa nisy gardiens tao,de misy sarany/kg aloha/jours.>>>de ataovy ny kaonty wé firy kg ny entanao,de firy andro no tao.Fa tsy wé maka vola be ry zareo na be kritika,fa misy tsy feno ny fepetra matoa hangalany vola be(satry tsy fantatra wé demenagement ve sa bizna:-P ===>ny any @doany zay,fa ny ao @aeroport tsy haiko)
42. xxx ( 23/09/2008 11:52)
xxx:

xxx:


Ka hoy aho hoe: miankina @ douanier izany ilay ao Ivato fa aza tonga dia mi-generaliser-be ianareo.
avy any dago koa aho ary mbola teo am-pitadiavana ny lakilé ny valizy no nolazain'ireo douaniers 2 hoe "ndao , ndao" , tsy nosokafana akory ny valiziko na ny bagage à main ! ka gaga ihany aho hoe ary misy olona mitaraina be nefa ny sasany tsy voasava zany akory. Quelle chance ve ?






zah koa aloha dia mbola tsy voasava be izany teo ivato raha . Tena mijery à peine izy, dia matetika ohatran'ny namana eo ambony io ! indraindray ary aho sorena fa efa sahirana be zah mampiakatra ilay valizy, zara fa savaina ! fa "systématiquement" izy miteny hoe "hanao vacances?" ! ary tsy nisy nangataka n'inon'inona izany koa !
43. nomenjara ( 24/09/2008 05:44)
ka tsy ny mpisava rehetra no manana ilay toetra ratsy mitady hanodikodina ny entan'olona angamba fa nysasany ihany...dia sendra izay olona tsara sy madio ianao izany...
44. tsiambaratelo ( 24/09/2008 10:00)
nomenjara:

ka tsy ny mpisava rehetra no manana ilay toetra ratsy mitady hanodikodina ny entan'olona angamba fa nysasany ihany...dia sendra izay olona tsara sy madio ianao izany...



45. fijo ( 24/09/2008 21:50)
tsss aza hilazana ny havan ahoe hoavy e,dia tsy misy olana
46. tsiambaratelo ( 27/09/2008 14:25)
fijo:

tsss aza hilazana ny havan ahoe hoavy e,dia tsy misy olana



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4908