Ny sipa gasy teraka aty andafy...

81. lemenakely ( 29/08/2008 21:52)
ni81:

efa tsy handaitra ny jono raha misy an'ireo aky ah!
:lol: :lol: Ny torohevitra izany dia hoe: aza manjono eny @ rano mandeha fa aleo eny @ dobo ihany e! :-D



ny rano mandeha no tena be tsonjo? ohatsa; ny amalona
82. ni81 ( 30/08/2008 14:11)
ny rano mandeha no tena be tsonjo? ohatsa; ny amalona
:lol: :lol:
83. Herimiafina ( 30/08/2008 17:48)
Le manjono anie tsy ratsy mihintsy e! Fa ny mahasosotra ilay mihevitra ny trondro ho domany sy vendrana! :-D :^)
84. fasaly ( 31/08/2008 20:38)
:-D
85. ssendra ( 01/09/2008 18:47)
Herimiafina:

Le manjono anie tsy ratsy mihintsy e! Fa ny mahasosotra ilay mihevitra ny trondro ho domany sy vendrana! :-D :^)


ilay mpanjono no tena domany izany raha ny trondro aza mahatsiaro tsy ho domany


:-D
86. lohataona ( 03/09/2008 16:49)
ka be anie no nilaza fa mbola kely no tonga taty dia tsy mahay teny malagasy intsony eh! Nefa ny teny vazaha koa tsy hainy ka dia mahagaga ihany fa ireny no tena mpanambaka lozabe !!! 8) 8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2514