Ny sipa gasy teraka aty andafy...
21. Herimiafina
(
24/08/2008 15:21)
Ileiry irery angaha no bandy gasy manana paps any sa ileiry irery no mba bogoss no makany daholo ny sipa? :-D :-D
22. fasaly
(
24/08/2008 15:26)
he he he! izy alou mety ho bogoss matoa hifandrombahana fa mety lery no manana paps mba libre anefa itako krapilo be amin'io resaka io tsy voajono ny sipa izany ny fahitako azy hihihih
misy ndray manana tts fa be condition be lazaiko io mantsy satria misy namako fantako izay manana tts izy fa sipa tsy te hiteraka tsony ohatra na sipa miara-mipetraka fotsiny no tedaviny fa tsy mariage
lalina ihany izy ity e :°) :} :-D

23. fasaly
(
24/08/2008 15:28)
fanampiny: izy koa tsy hanafatra sipa avy dago mitsy aloha satria tsy mahatoky ny sipa avy any izy fa hoe tts fotsiny hoe....dia raha sipa eto indray no tediavina izany dia sipa en situation dia jereo amzany ny fandehany
24. Herimiafina
(
24/08/2008 15:39)
Fa inona no tokony handeha aloha tsy ny fitiavana ve aloha vao paps, sa paps vao fitiavana.
Izany hoe "ny olona tiana ve no omena paps sa ny olona omena paps no tiavina"?
Ny fahalalako azy mantsy mifankatia aloha vao mi-decider hoe andao hanao paps mba hahafahan'ilay iray mijanona, izay no ara-dalàna.
Fa raha ilay fomba iray hoe hahazoana paps no tanjona hiarahana, dia voararan'ny lalàna tanteraka izany.
Ka raha voararan'ny lalàna nefa ataon'ny gasy sasany any dia gasy tsy manara-dalàna daholo izany no any na ilay manome paps na ilay tolorana. Dahalo et co.
:-D :^)

25. fasaly
(
24/08/2008 15:45)
he he he he! amzao fotoana sarotra izaho angah risé tsy ny intérêt alou no mibahana vao mande ny fitiavana an! :°) :^)
raha sipa manja manjono bandy bogoss na bandy bogoss manjono sipa manja kosa ve tsy hisy ny fitiavana ny paps etsy ihany kandrahana :-D

26. fasaly
(
24/08/2008 16:00)
Izany hoe "ny olona tiana ve no omena paps sa ny olona omena paps no tiavina"?
Ny fahalalako azy mantsy mifankatia aloha vao mi-decider hoe andao hanao paps mba hahafahan'ilay iray mijanona, izay no ara-dalàna.
mety sady mitady fitiavana en meme temps no mitady paps ka!
ny ahy mantsy miaraka am ohatra reel ihany, misy bandy namako izay tena tao ho ao izy izay tsy sahy mivoaka ny trano intsony noho ny tsy fananana paps sao tratran'ny polisy....
de miteny amiko izy hoe sao mba misy sipa azo vadiana manana paps ouz...
de anefa izy mitantara hoe misy sipa mikoty azy fa horera aminy hono lay sipa ka tsy masahy hiditra izy...
raha nataoko izy hoe efa misy tts izy izany ka miaraha aminy raha tss no tedaviny ...
dia hoy lery hoe : an a an kosa, ny ahy ouzy vady afaka hilaharako eny amin'ny arabe no tadiaviko ( mba tsy ho menatra izany izy eo anilanlay sipa hono) na manana paps aza fa tsy izay olona rehetra manana tts dia ho vadiana dool :wink:
27. Herimiafina
(
24/08/2008 16:05)
Ie, dia rehefa azo indray ny paps dia misy karazana interet hafa saingy any amin'ny olonkafa dia lasa koa izany satria any indray no interet vaovao? :-D
Zah koa aloha efa nisy nanjono ohatran'i Tokinao io e, fa ny ahy nataoko akamakama elaela fa vatany vao hitahitako mivadibadi-dresaka dia nanova famindra kely aho, omeko fausse information, etudier-ko tsara ny toetrany (ny zavatra tiany sy ny zavatra tsy tiany) dia ilay zavatra tsy tiany foana no ataoko, fa jereko fa eeeeh, mbola mi-insiste ihany. Efa hanaovako comédie hoe zah bandy tena tsy haninn tsy haninn mihintsy mitady paps, mamolava, mampirafy be, chomera, mody hangatahako vola, sns. Jereko mbola teo ihany, loza fa miantsoantso izay olompatany taty aminay taty, izay vao hitako hoe dangereux ity klé. Dia tsy valiako intsony fa mivadika biby mihintsy rasipa. lol.
Amin'io dia tena vao tsy misy resaka akory dia efa manao proposition papier anie ilay olona e, tsy fantany tsara akory ianao dia izay ny ao andohany, ny hanjono. Ka raha ny hevitro dia marina fa tsy misy olona tsy hiheritreritra ny hijanona any laFrantsa any rehefa tamana fa tsy izay no hanararaotana hanjonoana azy. Ary tsy mety ny mitsara olona mitady papier fa izy manjono amin'ny papier mihintsy no manana probleme voalohany, mety izy mihintsy izany no tsy alehany amin'ny zavatra hafa matoa tonga amin'izay! :-D :^)

28. fasaly
(
24/08/2008 16:27)
:^) :^) tena manjono be tokotrany izy izany an! :-D
fa ianareo trondro inona no tsy mety voajono nefa efa tena harato no natsipy rey olona :-P

29. fasaly
(
24/08/2008 16:28)
ary saodé olona iray ihany ilay nanjono an'i tokinao sy harimiafina??? :roll: :^) :{
30. Herimiafina
(
24/08/2008 16:44)
Olona iray ihany manao deguisements be dia be. :-D
Ka io ilay nolazaiko teo hoe, ny mpitady paps tsy hisy raha tsy misy ny mpanome, ny mpanome koa tsy hisy raha tsy misy ny mpitady, fa saingy ilay mpitady foana no asiana satria efa ao anaty sain-dra-olombelona ny manambany (ireo mpanome), misarona fanambaniana olona be ilay izy rehefa dinihina. Ny fananana papier anie tsy midika ho maha-superieur mihintsy e, avantage ny papier fa tsy superiorité tsy akory saingy ny sasany miheritreritra an'izay dia manambany vehivavy gasy na bandy gasy. :-D :^)

31. fasaly
(
24/08/2008 17:01)
29. Mpandefa : Herimiafina [ Valio ] 24-08-2008 18:44:53:-D :-D :-D :-D loza kou zany ah! aza senja ny mahay azy iyany wa fa de ao nareo menakavy :-D
Lohateny : Re : Ny sipa gasy teraka aty andafy...
Olona iray ihany manao deguisements be dia be.
dinihina. Ny fananana papier anie tsy midika ho maha-superieur mihintsy e, avantage ny papier fa tsy superiorité tsy akory saingy ny sasany miheritreritra an'izay dia manambany vehivavy gasy na bandy gasy.
io alou de tena ekeko zato isanjatony mahitsiny, misy ny fananay paps dia hanararaotana ny hafa tsy manana fotsiny :-P de na hita izao aza fa tsy possible dia mibotsina ihany am lay tts vazà :-D
32. naughtyboy
(
24/08/2008 17:04)
fa zao ko e mety tsy ny sipa gasy na bandy gasy rehetra teraka aty andafy no manao anzany fa siora a fa arakaraky le olona le izy olona tsy ampy fahatokisantena matetika no manao anzany..
33. fasaly
(
24/08/2008 17:10)
ka itsika anie vao lasa mandeha ny resaka de hoe izany hono eeeeee!
de lasa mailo aby e! moa ny ray amandreniny misy mitsy miaro ny zanany mafy amin'ilay ankizy tsy manana paps, zvtr efa nisy itako mantsy io..ouzy lay reniny hoe bandy tsy manana paps ve ky no mikoty ny zanako tssssss
gaga fotsiny aho ka raha iny no tianlay metisy gasy vazà zanany maninona kosa, sady adidy vita ny fitiavana mangony fotsiny, ny fanaovana asa soa etsy andaniny :°)

34. naughtyboy
(
24/08/2008 17:55)
zay no tokony ho izy tsy aleo v oe fitiavana no atakalo fa tsy tombotsoa e..
36. ni81
(
24/08/2008 18:18)
tena manjono be tokotrany izy izany an!ka nalalaka angamba ilay harato dia afaka niporitsaka ny trondro e! :-D :-D
fa ianareo trondro inona no tsy mety voajono nefa efa tena harato no natsipy rey olona
37. Tokinao
(
24/08/2008 18:30)
fasaly:
ny fanaovana asa soa etsy andaniny :°)
:-D :-D
>>>ssendra : ato izy ato e :).
>>>herimiafina, fasaly, naughtyboy > misy raha la tera e :).
38. fasaly
(
24/08/2008 18:37)
ni81: ka dadany be lay mpanjono alou ny fahitako azy fa tsy azony jonoina ny trondro fa mipitipitika sy malama loatra :^) :-D sa aona ry herimiafina sy tokinao????? 8)
ka misy koa ilay reniny mody miaro ilay zanany io hoe bandy tsy manana paps ve ky no mikoty ny zanako anefa izy no te hanjono anlay trondro kalongany satria ilay reniny koa manana paps mitady partenera amzany :-D :^) dia manararaotra ilay bandy tsy manana paps :-P de toa io nahazo an'i tokinao sy herimiafina io ny fandehany avy teo, mila kakana bdb :-D

39. fasaly
(
24/08/2008 18:40)
hoy i tokinao:
hay ve ato mitsy izany mpanjono izany e! :-D :^) sao dé zà???? :^) :-D
>>>ssendra : ato izy ato e .
hay ve ato mitsy izany mpanjono izany e! :-D :^) sao dé zà???? :^) :-D
40. ni81
(
24/08/2008 18:47)
ka misy koa ilay reniny mody miaro ilay zanany io hoe bandy tsy manana paps ve ky no mikoty ny zanako anefa izy no te hanjono anlay trondro kalongany satria ilay reniny koa manana paps mitady partenera amzany dia manararaotra ilay bandy tsy manana paps de toa io nahazo an'i tokinao sy herimiafina io ny fandehany avy teo, mila kakana bdbraha tsy dia mahavoa ny jono @ kankana dia ataovy toto indray aloha e :-D :-D :-D