Ny sipa gasy teraka aty andafy...

41. Tokinao ( 24/08/2008 19:03)
zah tetsy ambony :):

>>>ssendra : ato izy ato e .

fasaly:

hay ve ato misy izany mpanjono izany e! :-D :^) sao dé zà???? :^) :-D


>>>fasaly : tsy eto @'ity dinika ataontsika ity no tiko tenenina fa ato @ namana sera2 a :wink: .
sa ...
sa i fasaly mba mazoto hanjono kely anay azafady indrindra tompoko ? :wink: :lol: :lol: :lol: :wink: :lol: :lol: . Mety ho betsaka manko ny trondro te ho ao anaty harato ra io indray no horesahina hihihihi (vazivazy).
42. fasaly ( 24/08/2008 19:17)
Tokinao:

zah tetsy ambony :):

>>>ssendra : ato izy ato e .

fasaly:

hay ve ato misy izany mpanjono izany e! :-D :^) sao dé zà???? :^) :-D


>>>fasaly : tsy eto @'ity dinika ataontsika ity no tiko tenenina fa ato @ namana sera2 a :wink: .
sa ...
sa i fasaly mba mazoto hanjono kely anay azafady indrindra tompoko ? :wink: :lol: :lol: :lol: :wink: :lol: :lol: . Mety ho betsaka manko ny trondro te ho ao anaty harato ra io indray no horesahina hihihihi (vazivazy).


azoko tsara hoe ato am serasera ka!

fa ny ahy kou vazivazy lay hoe sao dé zà fa na izany aza zà mahataty vaizvazy tsara faza manahy


:wink: :-P tsy maninona fa ampiako fromazy kely miaraka am kankana raha tsy mahaomby lay fanjonoana teo aloha e! :-D

ni81: handao aky mba hanjono tsika ah! :-D
43. ni81 ( 24/08/2008 19:24)
ni81: handao aky mba hanjono tsika ah!
:-D :-D Rehefa tsy mahazo ny jono dia andao hanihika e! =)) =)) tsy ho azo ve rehefa tena hirobohana ao anaty rano ao :-D
44. Tokinao ( 24/08/2008 19:40)
fasaly:

tsy maninona fa ampiako fromazy kely miaraka am kankana raha tsy mahaomby lay fanjonoana teo aloha e! :-D

de asivo mofo gasy kely koa rangah fa za zany te hihinana a :lol: :lol:

Ngamba na ity fotsiny no arobokareo any anaty rano :

de efa manaikitra dôly ny

isany.

hehehe :-D :-D
45. Tokinao ( 24/08/2008 19:46)
aza mampiasa an'ity fotsiny fa tô mampataotra be 'kano :

:lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:

(miala tsiny @ mpametraka dinika fa ôrsize raToky e androany. :) )
46. xxx ( 24/08/2008 20:11)
tokinao: :-D :-D :-D toa tahaka ny ho henjana ny hanjono anareo raha tsy maitsy lmila ireo zvtr mifaingoka be ireo, fa nahoana no de hatao sarotra be! :^) ny mofogasy ve tsy hiparitaka raha tonga ao anaty rano ao tsy mba hoe kitoza ahay:-p

ni81: mila taktika kely itsika fa azotsika foana ireo :wink: :-D :-D :-D
saodé tsy ampy eksperiansa alou tsika e! :-D
47. fasaly ( 24/08/2008 20:12)
onjay e! toa lasa nanao maso be tsy mahita tampoka aho izany lasa xxx :roll: :-D efa maika hahazo tsonjo ngamba :-D
48. ni81 ( 24/08/2008 20:29)
ni81: mila taktika kely itsika fa azotsika foana ireo
saodé tsy ampy eksperiansa alou tsika e!
:-D :-D ka zay ange no nilazako hoe andao hanihika e! Midina anaty rano mihitsy klou! :-D :-D
onjay e! toa lasa nanao maso be tsy mahita tampoka aho izany lasa xxx efa maika hahazo tsonjo ngamba
=)) =)) variana t@ ilay trondro sahady e! angamba nieritreritra hoe laniko hatr@ taolana ireto. =)) =))
49. fasaly ( 24/08/2008 20:40)
:-D :-D :-D :-D :-D ka ry tokinao sarina tsonjo be mampilenda no apetany sary eo kou aiza no tsy ho jamban'ny fitiavana sahady de adino ny nametaka ny ps :-D
50. sakaizakely ( 24/08/2008 21:11)
:-D :-D :-D :-D
zay ity vao hitako klé

ary avadikareo resaka trondro sy haranjono indray nefa paps
ary be trondro ané ato am serasera zany e
za zany mba mitady sardine kely ataoko barbeka rahampitso e :-D :-D :-D madinidinika ihany no zakako an, za tsy mahazaka trondro ngozabe ;-) ;-)

51. fasaly ( 25/08/2008 05:14)
:-D ka misy ny tilapia ve ry sakaiza tsy ho hisy koa ny sardine fa de mahaiza manjono e! :-D
52. lemenakely ( 25/08/2008 07:14)
Hoy ny mpilaza vaovaon ny rnm hoe: filazana toetr andro ho an ireo mpanjono andranomasina
53. ni81 ( 25/08/2008 07:26)
Hoy ny mpilaza vaovaon ny rnm hoe: filazana toetr andro ho an ireo mpanjono andranomasina
:lol: raha vao misamonta ny ranomasina dia aleo tsy mandeha manjono fa very any.
54. naughtyboy ( 25/08/2008 10:56)
sakaizakely > :-D :-D :-D :-D za zany mba mitady sardine kely ataoko barbeka rahampitso e
ahona ny fifampiraharahana manokana @ zany za mankony kely2 tsara2 otrany sardine fa fa tsy be tsy andraofana otrany trozona..piesy miasa amiko reny mpanjono reny na ko mpanihika..fa ra misy te anjono hafa ko ato de milaza dieny zao mbola tsy miova hevitra zao za,aza manafitalenta nena tsy afeniko fa manjono ny mpanjono no taranja mahafinaritra ahy,anao sorona ho kakana maintsiny ny tenanay ato ho ato noho zao fisehoanjavatra zao ;-)
:-D :-D
55. ni81 ( 25/08/2008 11:17)
piesy miasa amiko reny mpanjono reny na ko mpanihika :-D fa ra misy te anjono hafa ko ato de milaza dieny zao mbola tsy miova hevitra zao za,aza manafitalenta nena tsy afeniko fa manjono ny mpanjono no taranja mahafinaritra ahy,anao sorona ho kakana maintsiny ny tenanay ato ho ato noho zao fisehoanjavatra zao
Izany hono ry fasaly a! :lol: :lol:
56. fasaly ( 25/08/2008 11:41)
ni81: ié io ndray tondé hatonoko io nôty io vao azoko am haratoko he izany izy hoe sardine hono hihi

fa ny ahy izao pirina kely no tena tiko jonoina de mahazo bdb indray mifaoka aho de indray harapako refa mihinana azy :-D
57. ni81 ( 25/08/2008 11:44)
fa ny ahy izao pirina kely no tena tiko jonoina de mahazo bdb indray mifaoka aho de indray harapako refa mihinana azy
ka ny pirina angaha mety jonoina e! tsy maintsy tsihifina ireny fa tsy mihinana kankana. :-D
58. ni81 ( 25/08/2008 11:48)
toy izao no atao rehefa pirina no ilaina
http://gazetyavylavitra.files.wordpress.com/2008/02/sunp0045.jpg
59. naughtyboy ( 25/08/2008 12:42)
ozy fasaly
" fa ny ahy izao pirina kely no tena tiko jonoina de mahazo bdb indray mifaoka aho de indray harapako refa mihinana azy "
mazoto homana ngamba enao tato ho ato fa tsy tendakanina an.. :-D :-D tandremo fa ratsy zany @ resaka poids..
sa ny ao ambila tsy lany de ny ao ambilany no takarina :°) :°) :-D :-D
60. naughtyboy ( 25/08/2008 14:32)
fa ony oa ry fasaly fa pirina otran'iza zany tinao jonoana zany :D za efa eto tsy mila atono fa tonga de haninana manta otrany shushi i ra toky etsy andaniny efa
nanao sorona ny tenany ho jonona ,le kalite nge no mikaonty fa tsy le kantite :D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5114