Ny sipa gasy teraka aty andafy...

61. Tokinao ( 25/08/2008 23:20)
naughtyboy:

ra toky etsy andaniny efa
nanao sorona ny tenany ho jonona ,le kalite nge no mikaonty fa tsy le kantite :D :-D


Marina mihitsy zany ry naughty a! Tsy ho adinoko enao ratrizay voajono soamantsara ny tenako :).

I fasaly moa dia efa no nampiasa fitaovana double mits 'ko. Ra tsy azony @ F. (fintana fa tsy fasaly akory a :)) ), dia azony @ T (tànana fa tsy Tess akory :) ).


62. Tokinao ( 25/08/2008 23:26)
ni81:

toy izao no atao rehefa pirina no ilaina
http://gazetyavylavitra.files.wordpress.com/2008/02/sunp0045.jpg

de iza @'ireo kay ny fasaly sy ni81 aminy e ? :lol: :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
63. ikaretsaka ( 25/08/2008 23:59)
nisy tsy nisasa indray tato de namofona tsonjo
64. ni81 ( 26/08/2008 09:59)
de iza @'ireo kay ny fasaly sy ni81 aminy e ?
fasaly ilay miondrika mandroaka ireo trondro azonay ao, dia zà ilay mitsangana miandry ny tohin'ny fanihifana fotsiny:lol:
65. naughtyboy ( 26/08/2008 13:12)
:-D :-D toky > za nge ony aza efa vita vinavina sahady eto oe ra vo tratra ao anaty harato tonga de atono haingana ,nenla zany fitana..fa atao mpirahalahy mianala zany no izy ela no toky za no andry mety v zany sa ahona :-D :-D
za b vazivazy ry fasaly fa aza mora tezitra enao nefa tsy mihoapefy .. :D :wink:
66. fasaly ( 26/08/2008 14:51)
hoy nôty:

mazoto homana ngamba enao tato ho ato fa tsy tendakanina an.. tandremo fa ratsy zany @ resaka poids..
sa ny ao ambila tsy lany de ny ao ambilany no takarina


ka raha matsiro loatra ve tsy hazoto e! :-D :-D :-D

ni81: mci tam lay jereo eto fa mahaiza mitandrinq refa manjono fa sao indry manjono ndray no ho voajono foasitona any anaty rano any tratran'ny dolphin ohatra :-D
hoy tokinao:
I fasaly moa dia efa no nampiasa fitaovana double mits 'ko. Ra tsy azony @ F. (fintana fa tsy fasaly akory a ) ), dia azony @ T (tànana fa tsy Tess akory ).


tsy tin tsy tin enao fa izahay tsy mi déguisée otranlay mpanjono raika tsy revenareo iny fa zahay manjono am T n F (fitana na tanana ihany) dia hahomby ny fanjonona, any ambilany vao mijanona ianareo :-D :-D :-D

ikaretsaka: ary toi ve mba afaka jonoana ihany koa sa tena manao ravoay be! mitsy :-D
67. ssendra ( 26/08/2008 15:43)
ary rehefa mba manaikitra ny jononareo ry ni81 sy fasaly dia mba ilazao aho fa mba te hanjono koa e! :lol:
68. ni81 ( 26/08/2008 16:19)
ary rehefa mba manaikitra ny jononareo ry ni81 sy fasaly dia mba ilazao aho fa mba te hanjono koa e!
andao fa raha tsy ampy ny fintana dia manihika e. Jereo ao @ faha 57 eo zay sy fasaly nanihika. :lol:
69. ikaretsaka ( 27/08/2008 05:26)
nibiloka ny tadimpitana shefa miraikitra @ ikaretsaka koooo
70. ssendra ( 27/08/2008 05:30)
ni81: raikitra izany an! ovina no fotoana hiarahana hanjono? aleo kosa rehefa tsara ny andro :lol:

ikaretsaka: fa nahoana no hibiloka ry nao a!
71. ni81 ( 27/08/2008 06:21)
nibiloka ny tadimpitana shefa miraikitra @ ikaretsaka koooo
ny tadim-pintana anie souple e! ka ahoana no hibiloka, fa angamba ny lelam-pintana no tokony hibiloka raha hibiloka :lol:
72. ni81 ( 27/08/2008 06:34)
ni81: raikitra izany an! ovina no fotoana hiarahana hanjono? aleo kosa rehefa tsara ny andro
zao no fotoana mety fa raha vao tara eo dia efa hangatsiaka indray ny andro kah! :lol:
73. ssendra ( 27/08/2008 09:57)
ni81: andao ary ziao dia izao e! fa raha vao misy an'ity dia efa tsy pezy izany fa fantatrao ny fandehany an!

hoy i herimiafina:
Zah koa aloha efa nisy nanjono ohatran'i Tokinao io e, fa ny ahy nataoko akamakama elaela fa vatany vao hitahitako mivadibadi-dresaka dia nanova famindra kely aho, omeko fausse information, etudier-ko tsara ny toetrany (ny zavatra tiany sy ny zavatra tsy tiany) dia ilay zavatra tsy tiany foana no ataoko, fa jereko fa eeeeh, mbola mi-insiste ihany. Efa hanaovako comédie hoe zah bandy tena tsy haninn tsy haninn mihintsy mitady paps, mamolava, mampirafy be, chomera, mody hangatahako vola, sns. Jereko mbola teo ihany, loza fa miantsoantso izay olompatany taty aminay taty, izay vao hitako hoe dangereux ity klé. Dia tsy valiako intsony fa mivadika biby mihintsy rasipa. lol.
:wink: :lol:

efa tsy handaitra ny jono raha misy an'ireo aky ah! :lol:
74. ni81 ( 27/08/2008 10:11)
efa tsy handaitra ny jono raha misy an'ireo aky ah!
:lol: :lol: Ny torohevitra izany dia hoe: aza manjono eny @ rano mandeha fa aleo eny @ dobo ihany e! :-D
75. ikaretsaka ( 27/08/2008 15:04)
andramo e mangala karetsaka de rohizo @ tadimpitana sy lelampitana sy haranjono raha voaongotrao eo ambaravarana eo.. :°)
76. ssendra ( 27/08/2008 15:25)
ni81: :-D ny trondro anaty dobo ve aky tsy efa misy tompony????

ikaretsaka ô! aza dia mihisatra loatra fa sao tratra hariva ny mpanjono ka miala maina.... :lol:
77. ni81 ( 27/08/2008 18:00)
ni81: ny trondro anaty dobo ve aky tsy efa misy tompony????

Na eny @ dobo na rano mandeha toa mila permis daholo aty frantsa rehefa hanjono koa!
ikaretsaka ô! aza dia mihisatra loatra fa sao tratra hariva ny mpanjono ka miala maina....
tsy mihisatra ny karetsaka rehefa asian-dry pétrole kely e! :lol:
78. fasaly ( 27/08/2008 18:04)
:-D :-D :-D mi sèn be lay resaka jono
79. ikaretsaka ( 27/08/2008 23:04)
petrole efa lafo fa aza misahirana e
80. ni81 ( 28/08/2008 16:47)
petrole efa lafo fa aza misahirana e
ho an'izay tena vonona tsy ho olana aminy izany na lafo aza e! :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1852